Yanick Noa

261. ratonga ( 05/03/2008 14:56)
in ary ty mampiketrona an'i yoni ty:roll::lol:
262. yonikafopl ( 05/03/2008 15:03)
ka lasa be ny saiko kouuuu
263. ikaretsaka ( 05/03/2008 15:11)
de tadiaviny asiana version 2 izany ilay hesona senlazara koooo:wink:
264. yonikafopl ( 05/03/2008 15:29)
:°)
265. ratonga ( 05/03/2008 15:48)
ika: dé tonga @ lé fitenenana wé andraso éo i paoly:-D:-D
yonika: ary ngà mbôla tsy henon-droky ny resaka nataony mombanao:°)==>anontanio an'i tess ngé é:-D
266. yonikafopl ( 05/03/2008 15:59)
ratonga resaka inn zany le aza aaaaaaaaaaaaaaa

tena tsy naharaka anzany za, tena mahaliana be ana zany kleeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

tess aaaaaaaaaaaaaaaaaaa aiza njy kle, tena velabelaro kely eto zany ry kala aaa, nisy anzany ve nama de tsy mba nisy ni bip kely akory :evil::evil::evil:
267. ikaretsaka ( 05/03/2008 16:09)
ayayay tratra indray i ombrax... fantomas manko eee....:twisted::twisted::twisted:
maka seza daholo indray..

nareo efa lazaian foooan hoe rehefa bota tsy miafina ao ambadika poteau an'ny jirama fa mora traingo kely...:-D:-D:-D:-D:^)

Vandro vandro vandrooo oooo....
268. ratonga ( 05/03/2008 16:12)
ka zah ko aza ngé tsy dé mahafantatra tsara lé resaka fa izy mantsy matsora vava manao intérésanty miseo mahalala an'izao sy izao, dé niheno fotsiny ah fa tsy nasiko sira fa ny tadidiko fotsiny wé to efa any daholo hony ny ttsy rehetra momba anao, fa anontanio wa i tess fa izy ngamba mahay milaza ny antsipiriany
269. ikaretsaka ( 05/03/2008 16:18)
nivoaka daoly ny dossiers maloton'ny komissariat an-andranomadio ity le
:-D:-D:-D

270. tess ( 05/03/2008 16:21)
ratonga: ka izaho indray no dradraina any am namana rehetra am fone any fa tia ahy hono izy fa izy aza hono nitsena ahy tao am aéroport tam fito maraina ka hatram ray atoandro.....:°) kanefa anie izaho tsy nanafatr aloha hoe tsenao aho....fa te ahita an'i ratonga sy lay bandy raika iry, namana SERASERA nifanao fotoana taminy teo hoe ho tonga hay namono fone foana lery tsy haiko ny antony:-P.....
tiany hono izaho amzany.....! anefa nenjehina tam kobay foana hatrizay tssssss
271. tess ( 05/03/2008 16:24)
ari.malala: defa kopy njy raha manonona ps otranzay foana izy e! tsy vao voalohany fa efa impiry donc! aza mikaroka tsony fa eo ampelantanan'i polisy ny raharaha:-D
272. ikaretsaka ( 05/03/2008 16:27)
de eo no tsy mazava aminay ... ny fitiavana ny tess no nandehanany tany sa ny fitiavana te hahita an'ndry ratonga sy ny namana serasera:?::?::?:
honnette hoa
273. yonikafopl ( 05/03/2008 17:01)
de awona kou no nahalalany we ho avy kalou i tess ka nahatonga azy nitsena teny eee???

inn ny antsipirihan'izany dossier ko any am komisaire zany ry tess aaa

So de mila maka avocat za amzany kleeeeeeee:-@:-@:-@

Fa inona no hanangonan'i komisera ny dossier kou nefa zahay aza tsy nisy resaka manokana akory hatramzay, fanontaniana mila valiny io ry zanako
274. ikaretsaka ( 05/03/2008 23:09)
8)8) areheto ny jiro fa misy raha tsy mazava...
275. Papoose ( 06/03/2008 04:09)
aaako tena tsa maharaka mintsy kle!!
ia ro tian'i tess iiii de voabauty dia tsy nahazaka hoe e?
276. ari.malala ( 06/03/2008 06:27)
oshy ah hoeeee:-D:-D:-D:-D tia hono tia! hay v mba mahalala an'izany tia izany ity olona ity e! ary zava-baovao ndray zany a!:-D:{:{mahavariana!!!
277. diamondra27 ( 06/03/2008 07:34)
:-D:-D:-D:-D

film4: dossier yonikafopla

za koa nahare io a!
de aza mandainga le olona niteny an'io fa resaka tel zahay tam zay.

le we resaka liban aky le izy a!


fa inon anefa ny dossier tsy hananany e!
raha manana zavatra manahirana nareo de teneno izy fa voavahany daholo ny olana. Mais attention ....misy tambiny ao an!


raha io olona io no resahanareo a! de za manamafy fa za nahare. Fa tsy haiko na botrabotra io na katsaka io na le mahia miankindrindrina (azafady fa tsy le ps mahia no tiko tenenina eto fa expression :oops:)
-------------------------------


resaka fitsenana an'i tess de za koa aloha voaantso we aiza ndry, fa olona mitovy ve no resahanareo sa iza fa za koa fanina be

tonga tany am aeroport fasaly de we aiza njy? kayy zany te hahita andratonga sy hiitsetsitra bonbon pecto sy tehahazo rozy ndray zany ngamba koa!

le fiandohan'ny resaka hoe fiantsenana an'i tess zany de we: saika hanao surprizz za de mba namana vitsivitsy no hitsena , de hay zany lasa nivoaka ny resaka de henony le ol iray zay de iny koa izy fa hoe hitsena, de nilaza fa tena mpinamana be zareo sy fasaly sns... de za zany naheno we ho avy any izy de niala pas za klé. Za efa kopy am le tantara fa tsy tess zany no natongavany tany fa hihinana bonbon
satria efa tsy de tsara loatra ny fifandraisany tam ratonga ka refa tsy mahazo rozy de mba bonbon ndray aloha no tsetsafina.
Fa lery koa bandy mailo be de tsy poinsa mitsy.


278. diamondra27 ( 06/03/2008 07:58)
yonikafopla:
nande tatsy am fasalamana "aretipo " za de nahita film ka sao de mba tsy niantso pompier njy satria "non assistance personne en danger " we olona marary fo efa mitaraina tsy netinjy tany am hoptaly fa navelanjy maty, de mety zay ihany koa le dossiers

eritreritra mandalo aloha iny ny ahy

[size=50px]LOL[/size]
279. sakaizakely ( 06/03/2008 10:24)
mampme be le oul te hatao hoe lhl sady komsa de mamboatra fiteny

hafa mits ny fiteny tam hafatra 20. sy 26. Mbola manao "ianao" izy 37. 38.
60. izy manamafy hoe
zao no fiteniko


150. 151. izy manomboka mampiasa "ise" "tsss" "...le" "ry zalah"

te hatao mafy hoe lhl de mi egzazéré

239.
mahamatorana
inn anga no dikan'io

rehefa fakafakaina dia hita be hoe mamboatra fiteny taty aorina
tsy mahay teny gasy tsara ingahy komsera
pour qq1 qui habite à Mada, ça le fait pas :-D

le hoe
menatra aho ry zalahy
nefa izy ihany mamoaka dinika sy ps betsaka eto tokony mahalala menatra ny tenany koa

fa tena farany, ilay rankar ary S1 Laz no nahakofona ahy. Mazava hoazy fa oul mipetraka région parisienne io farafaharatsiny na mipetraka Lafrantsa nefa milaza fa any Bira :-D:-D:-D:-D

Tsy profailera aho fa mba mijerijery fotsiny an

Raha misy diso dia ahitsio

Fa raha toa tsy misy dia mba torohevitro hoe rehefa mampiasa ps hafa hamelezana oul de dresser-vo tsara klou ny profil psyko n'ilay ps vaovao de mba ataovy mitovy tsara ny fiteny, fanoratra sns...

tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny

de zay ndray klou ny amin'iny fa ilaozako kely ary @ salle de meditation ianao ry komsera
280. yonikafopl ( 06/03/2008 10:42)
diams hihihi=D=D=D=D tena lasa star any pasiry any ny tenako zany ann, atao firesaka, handaniana unité hitantarana ny momba ana fotsiny , anseeeeeee eee

Fa tena mba gravy kou rakomisa zany mahazo ny dossier liban an, tena komisera internationaly mihintsy ^:^^:^ miaiky mintsy za waaaa

le resaka aretimpo aza ry kala za kou no saika narary fo tamin'ny alahelo kle, tena nalaelo nge za tamzany ry kala eee, mahay milalao santimaka kou le komisera ka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3773