SERA : mandria ampiadanana ianao !

41. Ylly ( 03/03/2008 15:01)
mirary fionona feno sy tanteraka ho an'ny fianakaviany sy ny ankohonany ary ireo namany rehetra.Mahereza hatrany.
42. penina ( 03/03/2008 15:35)
mandria ampiadanana dia mampamangy. :wink:
43. aloalo ( 03/03/2008 15:40)
fankaherezana ho an'ny fianakaviany, indrindra ho an'ilay zanany.
44. simplex ( 03/03/2008 15:41)

mampalahelo tokoa izany!

miara ory @ Namana serasera sy ny fianakaviany :-*:-*
45. Veloo ( 03/03/2008 16:05)
cazal [ Valio ] 03-03-2008 11:56:24
Lohateny : Re : SERA : mandria ampiadanana ianao !
Tsy manakambara fa sady tsy fatatra anarana no tsy fatatra adresse ka akory atao, fa mamangy azy zany ps

:twisted::twisted:


-----------------------------------------------
mamangy ny fahoriana ho an'ny fianakavian'i SERA :cry:
46. mamzelkely ( 03/03/2008 16:33)
tena taitra tanteraka za maheno izany vavao ratsy izany satri namana nifanerasera tam tena izy:(:(
tena mirary fohonona ho an fianakaviana tanteraka ary makahery an sasa manokana satri fatatro fa tena mpinamana akaiky toko ianareo mahereza akia izahay namana eto fĂ´na :-*:-*:-*:-*
47. Ralay ( 03/03/2008 17:47)
Gaga sy kentsona tokoa raha naheno ity vaovao ratsy ity ny tenako.Inona moa no azo atao fa dia mitondra teny fampiononana sy mankahery ny zanany sy ny fianakaviany.Koa dia mahaiza mionona tompoko.^:^
48. sakaizakely ( 03/03/2008 18:04)
Miarakory amin'ny fianakavian'i Sera ary mampahery azy ireo, indrindra indrindra ireo zanany :cry::cry::cry::cry::cry::cry:
49. dadie ( 03/03/2008 19:19)
misaotra nampita ny vaovao
Tena marikoditra tokoa aho tam naenoko tam ftma ny vaovao ,tsaroako tsara mitsy i sera tam iny fiaonana tao an-tanana iny ,tsy b resaka fa isakin'ny mifanojo ny masonay d samy mitsiky fotsiny zay 2, , niverina nijery ny sary tam fiaonana mo ary tena nampalaelo ny naitako azy mianaka niaraka
Mandry am piadanana ry sera :-*,lalana iray itovizantsika olombelona rehetra handehanana iny fa ianao fotsiny no nialoha anay rehetra
dadie
50. naritsimba ( 04/03/2008 05:09)
Vita omaly ny famangian'ny Namana serasera dago, ontsa ny fo raha nahita ny nofo mangatsiakan'ny Sera, ary lasa ny saina hoe: misy mahavita zavatra ny olombelona. Rotidrotika ny endriny, ilay endrika sariaka nitoeran'ny fahatsorana.
Ny fotoana fandevenana dia ho lazaina manaraka eo ihany ho an'izay afaka.
51. majesty ( 04/03/2008 05:34)
Avy namangy izahay mpiara-miasa omaly no nahita ny zanany mikopakopa-tanana manao veloma anay ery an-davarangana fa tena ontsa za:(
Misaotra an'dravato nampandré ny namana,dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany manontolo ihany koa.
Nb:sasa,raha misy sariny ao amin-njy ao mba apetaho eto hoe raha azo atao.
52. ravatorano ( 04/03/2008 05:48)
misaotra betsaka ny ankizy izay tonga namanngy omaly izay nisolo tena ny betsaka nanao ny adidy.
Tena ontsa tokoa ny fo nahita ny vatana mangatsiakan'i sera ary niantso ampo ny tena hoe enga anie ka ho tratra haingana ry ilay tsivanona nahavita izao heloka be vava izao :x:x:evil::evil:
tsy tsiafahy izany fotsiny na nosy lava no mendrika an'izany fa avy dia ajedaka koa fa fositra manimba fiainan'olona fotsiny :twisted::twisted::twisted:

Indro ary misy sary nahitana azy farany tamin'ny fihaoana teny amin'i dadie ary efa nangatahana moa ny fahazahoan dalana tamin'ny fianakaviana momba izay ary ialana tsiny amin'ireo namana ihany koa izay miaraka aminy amin'ity sary ity fa tsy manana afa tsy ity aho aho :

[URL=http://yoopix.org/photo/1/23147-dscn1311xo.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_23147-dscn1311xo.jpg[/IMG][/URL]

izy ilay miakanjo mavo kely io ary io zany ilay zanany lahy kely e !
53. tess ( 04/03/2008 05:56)
misaotra tam sary e! tena mampalahelo mintsy!
fa naninona loatra?
54. ari.malala ( 04/03/2008 06:00)
Na dia tsy nifanerasera mivantana sy akaiky b an'i sera aza ny tenako dia nahatsiaro an'iny fiarahana teny Ambohibao iny ka tena ontsa dia ontsa ny fo ary latsa-dranomaso eto am-panoratana. Misaotra indridra anareo nisolo tena anay tany @ famangiana, ary mamerina hatrany ny fampiononana sy fampaherezana hoan'ny fianakaviany, ireo namana akaiky azy (sasa sy mamzelkely sy izay tsy fantatro) indrindra ilay tsy manan-tsiny kely izay kamboty tsy fidiny:cry: Andriamanitry ny fiadanana anie hameno ny banga nilaozan'io havana tsifointsika rehetra io, ary handry am-piadanana ny fanahiny.
55. tywa68 ( 04/03/2008 06:08)
Tena mampalahelo tokoa fa d mirary fiononana sy mampahery ny fianakaviany sy ny namana akaiky nifandray be taminy.:cry::cry::-*:-*
56. sasa ( 04/03/2008 06:29)
majesty misy sariny mintsy ato aleo fa ho ampidiriko raha mety.
57. sasa ( 04/03/2008 06:33)
[URL=http://img172.imageshack.us/my.php?image=s2na7.jpg][IMG]http://img172.imageshack.us/img172/122/s2na7.th.jpg[/IMG][/URL]

Asa raha mety ity sary ity fa izy le manao solomaso sy lobaka fotsy io.
58. sasa ( 04/03/2008 06:35)
somary kely le izy fa clique-na eo amle sary io d misokatra mihalehibe le izy d hitanarao tsara.
59. Papoose ( 04/03/2008 06:39)
tena mampalahelo fa za koa namaky gazety dia tena betsaka ny ny vono olona ao!

mba fantatrareo namangy be hoe iza no hiahy an'ilay zaza?
60. sasa ( 04/03/2008 06:39)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img211.imageshack.us/img211/6190/f11vj5.jpg[/IMG][/URL]

izy le manao tee-shirt mena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155