SERA : mandria ampiadanana ianao !
121. ANARIM
(
07/03/2008 05:33)
sakaizakely:
mahavaky fo ary mahaontsa ny fitantaranareo azy. Mampalahelo ny ankizy :cry::cry::cry::cry:
Asa firy taona ilay zaza fa mangoraka ny fo satria reny sady kely ananka ka mahatsiaro mangirifiry ho azy
marina tanteraka, 5 taona eo ho eo Ismaël raha tsy diso aho
122. kallie
(
07/03/2008 07:45)
Teny kely, mety afaka anampy ireo namana, nanampy ahy iz ty ka mba zaraiko
Ne pleure pas si tu m’aimes !
Si tu savais le don de Dieu et ce que c’est que le ciel !
Si tu pouvais d’ici entendre le chant des bienheureux,
Et me voir au milieu d’eux !
Si tu pouvais voir se dérouler sous tes yeux
Les immenses horizons et les nouveaux sentiers où je marche ?
Si un instant tu pouvais contempler comme moi la beauté devant laquelle toutes les beautés palissent !
Quoi… ?
Tu m’as vu… tu m’as aimé dans le pays des ombres
Et tu ne pourrais ni me revoir ni m’aimer dans le pays des immuables réalités ?
Crois-moi, quand la mort viendra briser tes liens, comme elle a brisé ceux qui m’enchaînaient
et quand un jour que Dieu seul connaît et qu’il a fixé ton âme viendra dans ce ciel où l’a précédé la mienne…
Ce jour-là tu me reverras
Et tu retrouveras mon affection purifiée.
A Dieu ne plaise qu’entrant dans une vie plus heureuse,
je sois infidèle aux souvenirs et aux vraies joies de mon autre vie et sois devenu moins aimant.
Tu me reverras donc, transfiguré dans l’extase et le bonheur,
Non plus attendant la mort,
Mais avançant d’instant en instant avec toi dans les sentiers nouveaux de la lumière et de la vie !
Alors… essuie tes larmes et ne pleure plus…
si tu m’aimes !

123. niryna
(
09/03/2008 00:16)
menalamba:
Miaraka ory amin'ny rehetra ny tenanay ,dia misaotra ihany koa anareo namana any an-toerana rehetra @ fanatanterahana ny adidy.
anohizako ny famangina dia misaotra ravatorano sy ireo izay tompon'andraikitra rehetra
124. naritsimba
(
10/03/2008 04:47)
ANARIM>>> zà moa ho aiza fa eto ihany!
Nandalo teny Ambohidratrimo ny tenako t@ Sabotsy teo ary dia tafaresaka t@ olona mponina eny, fa tena tsy milamina ny tanana ao AMbohidratrimo ao fa dia ahenoana halatra foana isan'andro isan'andro. Tsy fantatra na manao inona na manao ino ny tompon'andraikitry ny fandriampahalemana (Zandary). TSy vitan'ny halatra fotsiny anefa izany fa dia izao efa manomboka @ vono olona izao koa.
Manantena isika fa tsy ho ela dia ho hita ny marina, ary ho tratra ny nahavanona inona vono olona mahatsiravina iny.
Ny irariana dia ny hisian'ny filaminana ho an'ity MAdagasikara tanindrazantsika ity.

125. ANARIM
(
10/03/2008 06:02)
asa angaha inona avy ny vaovao fa i ari.malala nandefa message tamiko io maraina io oe tratra ary voasambotra omaly ny nahavanona ny loza tamin'ity famonoana an'i Sera ity...
miandry ny tohiny raha misy tohiny azo zaraina...

128. naritsimba
(
11/03/2008 07:15)
zava-misy
Vonoan’olona teny Ambohidratrimo
Ny mpiasany ihany no namono ilay ramatoa
Tovovavy vao 19 taona monja no nahavita namono ny mpampiasa azy tamin’ny fomba feno habibiana teny Ambohidratrimo. Notsatotsatohany tamin’ny antsy moa no nahafaty ity ramatoa mpampiasa azy ity. Lelavola 6alina ariary sy firavaka volamena ary telefaona kosa no nalain’izy ireo tamin’izany. Voalaza mantsy fa ity tovovavy ity sy ny sipany no nanatanteraka ny famonoana ka taorian’izany dia niara-nitsoaka tany Ambohimiadana-Andramasina ry zareo, izay toerana nahatratrarana azy ny Alahady teo. Niaiky ny heloka vitany moa ilay tovovavy tamin’ny famotorana natao azy. Tamin’izany ihany koa no nilazany fa fifamaliana teo aminy sy ilay mpampiasa azy no antony namonoany ity farany tamin’ny fotoana tsy nampoiziny. Fantatra ihany fa mpifindrafindra toeram-piasana ity tovovavy nahavanon-doza ity. Efa eo am-pelatanan’ny manampahefana moa ny raharaha.
R.C
Io ny vaovao izay navoakan'ny gazety androany!

129. naritsimba
(
11/03/2008 07:26)
Assassinat à Ambohidratrimo
La bonne a avoué
mardi 11 mars 2008, par Nivo T. A.
Le « cerveau » de l’assassinat d’une femme de 30 ans à Ambohimahitsy-Est, district d’Ambohidratrimo a été arrêté, dimanche dernier, à Ambohimiadana-Andramasina. Plus d’une semaine après le crime, les éléments de la gendarmerie d’Ambohidratrimo ont fini par mettre la main sur les auteurs du crime.
Rappelons que le drame s’est passé dans la nuit du vendredi 29 février. La jeune femme connue sous le nom de Tatamo était avec son enfant de 6 ans quand des individus lui ont donné des coups de couteau et de hache entraînant sa mort suite à des blessures graves. Elle a trouvé la mort dans sa chambre même. Après cet acte criminel, la femme de chambre s’est enfuie et n’a été trouvée que dimanche dernier. Elle était donc la première suspecte dans cette affaire.
Les recherches ont abouti à l’arrestation de la femme de chambre en compagnie de son petit ami à Andramasina. Tous les deux, après avoir dérobé la somme d’Ar 180.000 et d’autres objets de valeur (bijoux, téléphone, etc), ont ouvert une épicerie à Ambohimiadana-Andramasina, selon nos sources.
Enquêtée par la gendarmerie, la suspecte a révélé qu’elle a eu souvent des disputes avec sa patronne Tatamo. « J’en avais assez des brouilles avec elle presque tous les jours donc je l’ai éliminée », avoue la jeune femme de chambre. En outre, son salaire lui semble insuffisant, ce qui l’a amené à voler l’argent de sa patronne. Sa fuite à Andramasina devrait lui permettre, selon son intention, de se mettre à l’abri de toute recherche éventuelle, mais sa stratégie n’a pas réussi.
Actuellement, elle et son petit ami sont en garde-à-vue à la brigade de gendarmerie d’Ambohidratrimo et seront déférés au parquet bientôt.
Io indray ny filazana navoakan'ny gazety tribune

130. sakaizakely
(
11/03/2008 08:07)
Matimaty foana ny aina :{:{:{
Na tratra aza moa izy ny maty ve hiverina intsony. Mampalahelo ilay zaza nanatrika ny voina nanjo ny reniny.
Misaotra nampita vaovao dia mirary fiononana ho an'ny fianakaviana :cry::cry::cry:

131. sasa
(
11/03/2008 10:36)
sakaizakely io indray d manisa taona any amponja any aloha izy hibaby ny asa ratsy vitany, marikoriko an'ahy ny nijery an'azy omaly teny am gendarme izay,tsy navelan'ny gendarme hikasitanana za sinon d mba nasiako teo.
132. comptezo
(
13/03/2008 17:44)
sasa:( Ny ao Mada ao ane zavatra afaka fôna ny mpanao ratsy matetika eh! Ary izay no anisanny tsy mampandroso antsika gasy...Jereo @ireny dahalo tratra ambody omby reny nefa mbola afaka ihany afaka adro vitsivitsy.....