Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....

81. yonikafopl ( 04/03/2008 06:51)
Hoy Niryna
tsy mila mpanera izy


nefa za mahita we manera ticket mihintsy nirina eto:-D:-D
82. niryna ( 04/03/2008 06:58)
yonikafopl:

Hoy Niryna
tsy mila mpanera izy


nefa za mahita we manera ticket mihintsy nirina eto:-D:-D

safidy io hoy ny soratra masina ary safidy ho an'ny tsirairay io ka,afaka milaza karazana toerana faran'izay tsara indrindra hianao fa tsy misy ny toy io toerana andehanana rahatrizay io. Omeko karazany?

83. niryna ( 04/03/2008 07:15)
yonikafopl:

Hoy Niryna
tsy mila mpanera izy


nefa za mahita we manera ticket mihintsy nirina eto:-D:-D

izany manera izany dia olona mitady olona hividy trano ohatra ka maka tombony :arrow: izaho indray izany dia nahazo tombotsoa tamin'i kristy ka mizara izany amin'ny olona maimaipona tsy mila vola na mitady vola fa mandany ny fotoanako ato mizara izany amin'ny rehetra .ie,ie,mpanera an'i kristy aho izany.Isaorako anie ny anarany.

Nataon'i Davida Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?

2 Raha manatona ahy hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy, izay fahavaloko sy rafilahiko, dia izy ihany no tafintohina ka lavo.

3 Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza, tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho.

4 Zavatra iray loha no nangatahiko tamin'i Jehovah, izany no hotadiaviko, dia ny hitoetra ao an-tranon'i Jehovah amin'ny andro rehetra hiainako, mba ho faly mijery ny fahasoavan'i Jehovah sy mandinika ny tempoliny.

5 Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin'ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy amin'ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy. Salamo 27


84. rakaroka ( 04/03/2008 07:25)
rakapy:

Rabila> mambra @ le konsom ka? ka le tombil anie hono ka ao ambadika ao ihany fa tsisy jiro e.Nefa ny andro ity efa maizina:-D:-D:-D sa ve hitangina ihany ka dia mino an'i ngahy soafera fotsiny dia ampy? :roll: za ry zalahy handeha tongotra ka!


Hi!hi!hi Ha!ha!ha!:-D:-D:-D=))=))=))=)) 'za koa hanaraka an-dRabila raha izany, tamabilina ts'isy jiro 'zany :{:{:{:{:{:{:-P
85. rabilabila ( 04/03/2008 07:37)
Ko 'za ho'aho , tsy mandeha tonabila izany :-D ,i Rakapy 'zao nanapa-kevitra ,refa avy nahita ny etat-n'ilay tonabila fa handeha tongotra ,hono ,izy.
'Za konko mandeha tongotra fa ny ahy tsy lavitra no alehako fa ao amin'ny sous-sol ao ihany :-P, fa miandry aloha izao , ny ambodivoara mbola eny an-dàlana ,dia i Ika tsy mety mivarotra vandro amiko ntsony :-D:-D:-D:-P
86. yonikafopl ( 04/03/2008 08:05)
niryna
poikany, misy mpanera tsy mitady vola kaaaa
87. ikaretsaka ( 04/03/2008 14:25)
ary nahita tomobila ihany ve le "mpanera ticket" sa ny ticket no nomena olona fa ny fiara tsy assuree.. aoka nama fa sao de lazain'ny olona fa fraud eo kao le

efa hoe ny tomobilan'i dada andehanana


Rabilabila> tsray manana vandro tsotry ahako fa taoko lasan'ny goaika aby yyy.... glacholet aourtam sachet klarinety indray izao no hanaovako afera...
88. fijo ( 04/03/2008 23:38)
izao le fomba famitahana olona ataon'ny sekta fa tandremo
89. ikaretsaka ( 04/03/2008 23:48)
90. fijo ( 04/03/2008 23:51)
tena mbola fomba ampiasaina io ,na aty europa aza
91. rakapy ( 05/03/2008 00:54)
De Izay marivo finoana de mifandrombaka ticket fa gratuit hono nefa::evil::evil::-D:-D:-D:-D:-D:-D
92. ikaretsaka ( 05/03/2008 02:29)
aleo hoa mandeha tongotra manikavika na mandeha tonabilin\'i dada
93. niryna ( 05/03/2008 06:14)
rakaroka:

rakapy:

Rabila> mambra @ le konsom ka? ka le tombil anie hono ka ao ambadika ao ihany fa tsisy jiro e.Nefa ny andro ity efa maizina:-D:-D:-D sa ve hitangina ihany ka dia mino an'i ngahy soafera fotsiny dia ampy? :roll: za ry zalahy handeha tongotra ka!


Hi!hi!hi Ha!ha!ha!:-D:-D:-D=))=))=))=)) 'za koa hanaraka an-dRabila raha izany, tamabilina ts'isy jiro 'zany :{:{:{:{:{:{:-P

dia ho diso lalana rakorako k'ty .Izy no fahazavana ka izay mitady Azy dia mazava lalandava,tsy mila lampo de poche na jiro kely mitsilopilopy fa tonga dia mazava daholo izay jerena hatramin'ny manodidina rehetra.


94. niryna ( 05/03/2008 06:21)
yonikafopl:

niryna
poikany, misy mpanera tsy mitady vola kaaaa

ka na ohatrinona na ohatranino aza ny vola tadiaviny, tsy ambakan'ilay ticket omena fotsiny io.


MARKA 8
36 Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy?

37 Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?
95. niryna ( 05/03/2008 06:23)
ikaretsaka:

ary nahita tomobila ihany ve le "mpanera ticket" sa ny ticket no nomena olona fa ny fiara tsy assuree.. aoka nama fa sao de lazain'ny olona fa fraud eo kao le

efa hoe ny tomobilan'i dada andehanana


Rabilabila> tsray manana vandro tsotry ahako fa taoko lasan'ny goaika aby yyy.... glacholet aourtam sachet klarinety indray izao no hanaovako afera...

mivalana any amin'ny rika foana ny rano =))=))

96. niryna ( 05/03/2008 06:30)
rakapy:

De Izay marivo finoana de mifandrombaka ticket fa gratuit hono nefa::evil::evil::-D:-D:-D:-D:-D:-D

mifanohitra amin'izany,ny tsy manana finoana no mila mihazakazaka fa tsy misy hiafarany ny lalany.

12 Misy làlana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo làlana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany.Ohabolana 14


Ary raha ny sainy fotsiny dia tsy ahazo ilay ticket mihitsy izy satria mila manatona an'i kristy aloha ,dia mivoha ny varavaran'ny lanitra ho azy.Sa rakapy
24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy, Jaona 5

97. yonikafopl ( 05/03/2008 14:11)
ka na ohatrinona na ohatranino aza ny vola tadiaviny, tsy ambakan'ilay ticket omena fotsiny io.


Ka nga le izy omena fotsiny ndray ry niryna fa tsy misy takalony?????:roll:
98. ikaretsaka ( 05/03/2008 14:25)
ny ahy indray tsotra e ... tsy mila agence de voyage aho, tsy mila mpanera, tsy mila goal... fa tonga de i dadanay no resahiko de basy
99. yonikafopl ( 05/03/2008 14:58)
ika marina 100/100^:^
100. ikaretsaka ( 05/03/2008 15:09)
tsy mahavita refund akory manko ireny milaza azy ho mpanera ticket raha sanatria misy ny tokoa ... raha sanatria ka tsy ao akory ny bibil... sns...
dia aleoko milamina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767