Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....

101. yonikafopl ( 05/03/2008 15:39)
ka izy nge ry ika nomena baiko fotsiny hizara an le ticket eee,tsy hainy izay tena ambadika fa we zay ny baiko de lasa zaooo

ticket oooo, ticket ze mila oooooooo
102. ikaretsaka ( 05/03/2008 16:00)
zay no ilazako foana hoe mba hadihadio ihany ity varotana sy zaraina fa manjary sao mivarotra saka be loha..
tsy ny olona rehetra akory no amidy @ ariary 2 koa
103. fijo ( 05/03/2008 22:37)
toa rediredy le izy izany le.....
104. yonikafopl ( 06/03/2008 10:30)
fijo hihihih tsy mirediredy fa mizara saka be loha :-D:-D:-D:-D
105. niryna ( 06/03/2008 18:39)
yonikafopl:

ka na ohatrinona na ohatranino aza ny vola tadiaviny, tsy ambakan'ilay ticket omena fotsiny io.


Ka nga le izy omena fotsiny ndray ry niryna fa tsy misy takalony?????:roll:


efa hoe tsy misy vola koa,tsy misy takalony na tambany hoy aho mantsy anao :-*
106. niryna ( 06/03/2008 18:46)
ikaretsaka:

ny ahy indray tsotra e ... tsy mila agence de voyage aho, tsy mila mpanera, tsy mila goal... fa tonga de i dadanay no resahiko de basy

ka ilay misy an'i dadanao izay indrindra no ratsy kou,ny famonjena dia avy aminao irery ihany,tsy mila sampy-le na tsy mila rosary ,tsy mila an'i dada rabe na i dada efa maty dia hiresahana,tsy mila ny miankohoka amin'ny zavatra hafa fa bedin'i Kristy,ary tena tsy mahazo ticket na omena fotsiny aza.Jereo ireo ankizy maro mitaraina fa tsy mba mitovy ny fampianarana nataony tany amin'izay nampianarany azy ary tsy mba nampianarina an'izany fisian'i satana izany izy kanefa nampifantarina fa tsy maintsy miantso an-dranona fa iny no havanana indrindra amin'i kristy =))=)) dia tsy mety maheno ny fanahy masina miresaka aminay izany izahay hoy izy ireo ;-)
direct ihany hoy aho mantsy anao,ary ataovy amin'izay ny fanandramana fa tena mahazo ticket amin'izay hianao no tsy vitan'izany fa voasoratra ao anatin'ilay bokin'ny fiainana amin'izay ny anaranao.

107. yonikafopl ( 06/03/2008 19:47)
oujiiiii=))=))=))
io aza fa tsy fantatr'i niryna we iza ilay dada hikambananay mbamindry ika sy ratonga sy izay mahatsiaro ho zanany .
108. niryna ( 09/03/2008 03:01)
yonikafopl:

oujiiiii=))=))=))
io aza fa tsy fantatr'i niryna we iza ilay dada hikambananay mbamindry ika sy ratonga sy izay mahatsiaro ho zanany .

:D tsy maninona raha manana dada hafa hianareo ka,ny mitovitovy ihany tokoa mantsy no miaraka an

109. Rasiligaoma ( 09/03/2008 03:54)
niryna:

ikaretsaka:

ny ahy indray tsotra e ... tsy mila agence de voyage aho, tsy mila mpanera, tsy mila goal... fa tonga de i dadanay no resahiko de basy

ka ilay misy an'i dadanao izay indrindra no ratsy kou,ny famonjena dia avy aminao irery ihany,tsy mila sampy-le na tsy mila rosary ,tsy mila an'i dada rabe na i dada efa maty dia hiresahana,tsy mila ny miankohoka amin'ny zavatra hafa fa bedin'i Kristy,ary tena tsy mahazo ticket na omena fotsiny aza.Jereo ireo ankizy maro mitaraina fa tsy mba mitovy ny fampianarana nataony tany amin'izay nampianarany azy ary tsy mba nampianarina an'izany fisian'i satana izany izy kanefa nampifantarina fa tsy maintsy miantso an-dranona fa iny no havanana indrindra amin'i kristy =))=)) dia tsy mety maheno ny fanahy masina miresaka aminay izany izahay hoy izy ireo ;-)
direct ihany hoy aho mantsy anao,ary ataovy amin'izay ny fanandramana fa tena mahazo ticket amin'izay hianao no tsy vitan'izany fa voasoratra ao anatin'ilay bokin'ny fiainana amin'izay ny anaranao.




ianona koa mitonatonana (azafady) .. mba asio plomb ny loha ry madama an! dia mba jereo ny manodidina
2000 taona mahery izany fomba izany no natao lasa tonga tany amin'i dada daholo ny zanany. ko eo ianona no hamorona ticket sy fomba vaovao eo?
mitonatonana!




110. Rasiligaoma ( 09/03/2008 04:04)
misy antony ilay rangahy iny matona nanome ny lakilen'ny varavaran'ny fiara an'ilay mpanjono fa tsy nomeny olona fahatany tahaka anao ny fiandraiketana ny ticket...
tandremo sao manao ohatran'ny baolina tany mahamasina tamin'ny ajesaia
111. yonikafopl ( 09/03/2008 09:53)
rasili, za kou manko mbo gaga,

bornE le oll wa de tsy mahatakatra mihintsy,

:-D:-D:-D
112. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:39)
fa inona tokoa no manakana ny sainy tsy mba handinika ankoatra izay efa fantatra e??:roll:
mba afaka valiana ve io?
le bornE ve? sa inona?
113. yonikafopl ( 09/03/2008 12:45)
:roll:
114. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:46)
mba valio kosa ny fanontaniako e
115. yonikafopl ( 09/03/2008 13:11)
ka za kou aza mba mamadibadika mikaroka ny valiny nge eee:roll::wink:
116. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:19)
mety tahotra ve?
niryna o? maninona tokoa kay?
117. niryna ( 11/03/2008 03:03)
Rasiligaoma:


ianona koa mitonatonana (azafady) .. mba asio plomb ny loha ry madama an! dia mba jereo ny manodidina
2000 taona mahery izany fomba izany no natao lasa tonga tany amin'i dada daholo ny zanany. ko eo ianona no hamorona ticket sy fomba vaovao eo?
mitonatonana
=)):-*:-*
marina tokoa izany,ary hatramin'izao mbola mandeha any an-kafa ihany ka,mbola miankohaka amin'ny sary sy ny sampy-le sy ny olona maty ihany ka. Tsy mino ary tsy manaiky fa Kristy no lalana mankany amin'ny Ray . :-D:-D dia omeny ticket mba hanatona any Aminy kanefa e,e,e,ny ataoko ihany no ataoko hoy ilay olona izay na 2000 taona mahery aza no nitenena an'izany. Izay ilay safidy ka raha tsy ny tena mihitsy no hiova ,hino an'i kristy Irery dia alina eo ny andro,ny lanitra no ho levona hoy kristy fa ny teniko dia tsy ho levona mandrakizay na mino na tsy mino Azy isika.


118. niryna ( 11/03/2008 03:04)
Rasiligaoma:

misy antony ilay rangahy iny matona nanome ny lakilen'ny varavaran'ny fiara an'ilay mpanjono fa tsy nomeny olona fahatany tahaka anao ny fiandraiketana ny ticket...
tandremo sao manao ohatran'ny baolina tany mahamasina tamin'ny ajesaia

mahafinaritra ahy mihitsy ity dinika fivavahana ity :D:D

119. niryna ( 11/03/2008 03:10)

Mizara "ticket"iray isan'olona an, omena fotsiny,tsy misy vola aloha,tsy misy filaharana ka tongava mijery ato raha fa ho faly sy ho ravo tokoa ny fonao ......


Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5: 22-23


Ireo no tadiavin'i kristy ho antsika tsirairay avy.Tsy mitady vola Izy,iray isan'olona ihany satria hianao irery ihany no havotanao fa tsy misy ankitrano antrano.Tsy mila milahatra fa raha mino Azy tokoa hianao ka mibebaka na inona na inona izany fahotana izany dia ho dioviny ary dia ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anaranao.Mahazo" ticket" tsy mandoa vola izany isika sady tsy mila milahatra na mila zavatra hafa fa manaiky Azy ho Mpamonjy .

Aleo aloha averiko kely ilay tadiavin'ilay Tompo Malala ho antsika fa toa mivoana izy izany =))

Dia mahereza aza,fa tsy mila vola izy,tsy mila fahaizana izy,tsy mila harena izy,ary na dia tsy manana namana aza isika dia mahazo famonjena ka mahazo ticket maimaim-poana any amin'ilay Kristy Malala ,Mpamonjy ny zanak'ondry rehetra.Mino Azy dia izay. Tsy mila na inona na inona ampiasaina amin'izany an,Ny fo no manatona azy ary dia hosokafany koa ny fony hihaino ny fivavahantsika.
120. niryna ( 11/03/2008 03:15)
Tsy mahazo "ticket" kosa raha ohatra ka tsy miova isika tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,

21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra Galatiana 5

Aleo aloha soratana mihitsy ilay tenin'ATra fa sao lazaina ho tsy ao ilay izy :-D

Dia vao maika hitohy indray ny tsy ilain'ireo olona ticket raha maheno an'ireto izy ireo kanefa moa ny tenin'Atra dia afafy ka izay mino sy mihaino no ahazo tombotsoa fa izay manohitra ny teniny dia efa voaheloka sahady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0408