Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....
121. niryna
(
11/03/2008 03:37)
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao:
Fijangajangana:ny firaisana ao ivelan'ny fanambadiana,ny mitokatrano tsy vita raharaha,ny mamaky boky na mijery sary vetaveta na film vetaveta,ny mametaveta ankizy,ny lahy sy lahy miaraka ny vavy sy vavy miaraka,ny soratra mamoafady,sns... Aiza no ahitana an'izany?
" Aza mijangajanga Ek 20:14",Mat 5:31-32,19:9,1kor5:1
fahalotoana"20 fa aoka hanoratra epistily aminy isika mba hifadiany ny hena fahavetavetana aterina amin'ny sampy sy ny fijangajangana ary ny zavatra kendaina sy ny ra.Asa 15"
fijefojejoana,"21 eny, fandrao, rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo anatrehanareo Andriamanitro, ary izaho hanana alahelo amin'ny maro izay nanota teo aloha ka tsy mbola nibebaka tamin'ny fahalotoana sy ny fijangajangana ary ny fijejojejoana nataony.2 kor 12:21"
122. ikaretsaka
(
11/03/2008 03:38)
ientre pas.. i niryna nga tsy manao asan'ny nofo intsony ?:wink:
123. niryna
(
11/03/2008 03:55)
Fa miharihary ny asan'ny nofo,
fanompoan-tsampy:mivavaka na miankohoka amin'atra hafa,na zavatra na biby na masoandro na inona zavatra noharian'Atra ka mampitovy izany amin'Atra Ray na manao olona ambony noho ny ATra ka mametraka azy ho Atr'izao tontolo izao hiankohona sy hitompoina na amin'ny fomba inona izany na inona(manoroka ny tanany,miankohoka raha mahita mpitondra fivavahana na sary na vongan-javatra vitan'olombelona " Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin'ny asan'ny lalàna va izany, sa avy amin'ny fitoriana ny finoana? Gal 3:5[/b]
fanaovana ody ratsy:ny famosaviana,ny mino ny magie noire,ny mivavaka amin'ny fanahy hafa noho ny Fanahin'i Kristy,ny mamaky tanana,mijery horoscope,ny kristal,mijery karatra,ny miankohoka ny demonia",ny mivavaka amin'ny razana" Dia nampanalain'i Farao ny olon-kendry sy ny mpanana ody; ary ireo ombiasy teo Egypta ireo dia nanao toy izany tamin'ny fankatovany.... Ary ny ombiasy teo Egypta, dia mba nanao toy izany koa tamin'ny fankatovany; ka dia nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain'i Jehovah.Eks 7:11,22"
fandrafiana:, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana, fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra Galatiana 5:22-23
Tohizo anareo ny manaraka,na izany aza aza kivy fa raha manao zavatra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra isika ka mibebaka aminy ary miaiky izany fahotana izany dia ho dioviny tokoa ary dia ahazo ticket indray :D

124. yonikafopl
(
11/03/2008 08:23)
mbola ny azy aloha no asesiny vao mijery ny fanontaniana izy ry ika aaaa,raha ho hitany aza io:wink::-D:-D:-D
125. ikaretsaka
(
11/03/2008 16:22)
fa maninona tokoa aza ny olona ohatran'ireny no ny azy foana??
tsy mba open mihitsy @ echange ve sa matahotra ny hoe tsy hahatafita hafatra raha discussions tsotra
tsy mba open mihitsy @ echange ve sa matahotra ny hoe tsy hahatafita hafatra raha discussions tsotra
126. niryna
(
12/03/2008 03:39)
ikaretsaka:
fa maninona tokoa aza ny olona ohatran'ireny no ny azy foana??
tsy mba open mihitsy @ echange ve sa matahotra ny hoe tsy hahatafita hafatra raha discussions tsotra
hi,hi,hi dia ny tena no menatra hoy ilay olona izay
9 Fa hianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy.Romana 8
127. niryna
(
12/03/2008 03:43)
ikaretsaka:hi,hi
ientre pas.. i niryna nga tsy manao asan'ny nofo intsony ?:wink:
"friendly warning "io "fitiavana namana ary fampahatsiahivana ka raha manao an'ireo hianao dia mibebaha fa "Devoly dia mandainga "Devil is a liar"
Raha tsy manao aza matahotra fa dia mino fotsiny ihany dia ho voavonjy hianao na mena midorehitra aza ny fahotanao.
129. niryna
(
14/03/2008 02:57)
ikaretsaka:
ha nanomboka oviana le?
nga maty vady she nano akory?
efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana ve aloha ity anaranao e,enga anie ....ainga fa ny ticket aloha tsy ho lo mandrakizay,hianao fotsiny sisa no hiandrasana hoe hino an'ilay Kristy irery ve sa tsia,dia izay i
=D=D kely sisa angamba e
130. Rasiligaoma
(
14/03/2008 03:40)
Ny zanak'i dada VIP tsy mila miaiahy an'izany tickets sy ny sisa izany intsony fa ireny mandeha fiaran'i dada moa ry yonika o?
Angaha adino fa i Md Piera no mitazona ny Fanalahidy?
Angaha adino fa i Md Piera no mitazona ny Fanalahidy?
132. ikaretsaka
(
14/03/2008 16:08)
manao fitenin-drakapy aho.. dia ataoko fanoharana tsotsotra ilay izy
fa diniho fa ireo mpivarota ticket eny @ ireny gara ireny anie re olona ka tsa mandeha fa mijanona eo ee.
Amin'ny saina tsy miangatra: jereo fotsiny izay gara misy any aminareo fa ny mpanera sy ny mpizara ticket eo @ fasan'ny karana , ery ambodivona, eny ivato , agence de voyages.. tsy voatery lasa any @ le destinations velively fa mbola eo @ gara foana
de ho sanatria ve?:-D:-D:-D:-D

134. ikaretsaka
(
14/03/2008 16:45)
fa somary reality check kely fa mifandraika @ le resaka:
fa za mahafantatra bandy bedebe eo @ fasan'ny karana eo... mpibiuzina ticket mankany Bira, Fianarana, Toliary sns... ry zalahy....fa tena sur aho fa ny 90% @ zalahy tsy mbola nisy tany bira sy fianarana sy Toliary!
Misy koa le mpibizina @ agence de voyages ireny.. ticket ana avion, fa misy tsy mbola nandeha avion akory!
ka lasa ihany ny saiko hoe sao dia ho laza izany izy ity?

135. niryna
(
16/03/2008 19:11)
Na iza na iza no mino an'i kristy dia mino avy hatrany ary tsy matahotra intsony raha resaka famonjena,satria ahoana ? Izay mino azy no hovonjena ary tonga dia mahazo ticket,voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anarany,miaraka aminy sy ny dadany ary dia tsy ho faty intsony,tsy ho lo mihitsy ilay ticket fa mandrakizay,mba zarazarao any amin'ny hafa any ny ticket fa hianao no vavolombelona nalefany hizara izany fitiavany maimaim-poana izany :-*:-*
136. ikaretsaka
(
16/03/2008 19:23)
raha izhao i niryna tsy ny mibizina ticket no mahamaika ahy fa ny hahazoako place ao anaty fiaran'i dada aloha.
137. niryna
(
16/03/2008 19:52)
ikaretsaka:
raha izhao i niryna tsy ny mibizina ticket no mahamaika ahy fa ny hahazoako place ao anaty fiaran'i dada aloha.
:D
138. ikaretsaka
(
16/03/2008 20:02)
ny fikanao eto manko dia manao ohatran'ireny mpaneran'ny taksi borosy le manao heo eto madama an toerana 1 sisa ramode an.. lasa ty madama an... aty miala zao de zao...
nefa izy kay tsy handeha akory!
nefa izy kay tsy handeha akory!
139. niryna
(
17/03/2008 03:34)
niryna:
Tsy mahazo "ticket" kosa raha ohatra ka tsy miova isika :arrow:tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.:oops:
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.
Ireto no santionany kanefa raha miaiky ny fahotantsika isika dia hamela antsika tokoa izy ary
dia mahazo "ticket " indray avy eo :D:D :arrow:hidirana any an-danitra.
Tsara fahany tokoa anie Atra izany e.
[/b]
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.
18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. Gal 5
io ary ilay fanontaniana notadiavinareo hoe fahotana ve ny misotro?
Ahoana tokoa moa no nahatonga ny olona lasa ho mamolava ,tsy nisotrosotro kely ve izy aloha fa tsy tonga mandry an-tatatra?
Dia ity koa ary misy teny ao amin'ny soratra masina hoe - Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry:cry: