Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....
61. niryna
(
03/03/2008 18:07)
fahamarinana:
:arrow: Za kosa mila ilay ticket lazain'ny niryna kah :Tonga Dia Mankany amin'ny fiainana mandrakizay saingy mbola misy lalana betsaka tsy maintsy handalovako sy sedraiko aloha,ho vitako ve toka ve? (l)
Tonga Dia Mankany @ fianana mandrakizay =D^:^
marina tokoa izany ary ilay lalana dia tokana ihany ka na misedra onjandrano maro aza isika ,na tsy mahay milomano aza rehefa mino an'ilay Kristy mitondra antsika ho any dia tonga foana ku ,misy lakantsalopy miandry antsika eny ampovoan'ny rano eny ary tsy hita hoe avy aiza ilay fihaviana fa tonga teo,toy i kristy nandeha teny ambonin'ny rano.Mino an'izany ve hianao ?
62. niryna
(
03/03/2008 18:15)
yonikafopl::D dia raha variana nanota kanefa dia faly teo ary adino ny nifona kanjo tampoka nipohan'ny fiara tena an-dalana andeha hody variana nihirahira sy falifaly iny ,dia ahoana ?
Kwasi , miaiky androany de manota rapitso de miaiky njay , de manota njay de miaky njay am manaraka de manota njay , de zay fooooonaaaaaaaaa
mba mahafantatra mifona aza izy koa,mahafantatra fa misy ilay mpanome ny ticket andehanana hiakatra ho any amin'ny rainy,ary ireo mahalala kanefa mody tsy mahafantatra,tsy mahazo ticket velively ary dia ho heloiny fa tsy vitan'izay fotsiny ihany,voa roa toa dakam-boriky :D
Izay le maha KRISTIANA izay
Mila manota fona mba hisian'ny fangataham-pamelana.Raha tsy manota manko inona no antony hivavahana?????:roll:
24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. Jaona 5
63. ikaretsaka
(
03/03/2008 18:16)
rakaroka:
fa ny tena gravy @ izay lemivarotra billets nefa le tonabila andehanana tsary misy akory..
sao manao ho toy ny tany mahamasina omaly
:roll: Fa nisy inn 'ndray re tany Mahamasina izany :?:
tsy nanara-baovao indray ny namana:-D
64. niryna
(
03/03/2008 18:21)
ikaretsaka:=))=))
yonika sy kwasi...
hihihi ieeeee...
misy Xtianina tokoa manao io nolazainao io...
le mijoro vavolombelona ireny matetika
ny mahamenatra dia iny zavatra nifonany iny tsara mihitsy no mbola ataony aorianan'ny nangatahany famelana an!
=)) aiza no nahalalanao an'izany? sa izy ireo nikonfesy taminao dia avokanao ny secret-ny =))=))maty aho ikaky o !
hoe avelao ny heloko jesosy fa nanao izao sy zao aho dia hoe faly fa voavela heloka aleloia
kanjo le heloka nangataha-pamelana iny ihany no averina..
dia hoy ilay mpanome ticket hoe" Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy,ainga mifona fa sao tsy mahazo ticket eo ika
hi,hi,
misy sangisangy "filmE" izay hoe: miaramila nanao didiko fe lehibe @ miaramila hafa feheziny izy .. "dia nilaza fa nahita an'i jesoa ka nihaiky ny fahotany dia niova ho pasitera na diakona na sekta ...... nefa manao didiko fe lehibe @ mpiangona avy eo ...
inona no tena niova
tsy miala an'ankatso dia ambohidempona???
Raha miaiky ny fahotantsika isika dia izay ihany hoy aho dia mahazo ticket,sady voasoratra anie io e
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.1 Jaona 1:9
65. niryna
(
03/03/2008 18:25)
ikaretsaka:
tadidiko t@ andron'ireny le revolitionina sosialista be ireny tany @ tanana dia le 20ar dia nahazo t shirt arema t@ izany (le misy sarin'ilay raika lahy taloha iny ao aloa sy afaran'ilay t shirt)
ny pub t@ izany tery atampon'ny tohatohabaton'Antaninarenina: omena fotsiny ho an'ireo mandoa 20 ooooo
manao fanoharana hianao kanefa dia Hors sujet be mihitsy ,tsy misy mifandraika amin'ilay sujet =))
Manaova amin'izay hoy aho fanandramana, ario daholo ny fomba rehetra,ny endrikendrika fivavahana tsy nahomby hatramin'izay ,ny labozia,ny sarisary eo an-=dohampandriana ,ny la croix fa mahazo ticket tokoa hianao. Tsy vitan'izany koa anefa fa tonga koa ilay fanahy masina
66. niryna
(
03/03/2008 18:28)
ikaretsaka:
De...... maimaimpoana iznay sa misy sandany rehefa dinihina?
kivy aho,ary heveriko fa efa fantatrao ilay izy ka mbola tsy any mihitsy .Tsy maninona e,andao iverina indray.
Tonga Dia Mankany an-danitra raha ohatra ka miaiky ny fahotanao amin'izay hianao.Mila mivavaka amin'i kristy irery ka dia manaova hoy aho fanandramana. Dia omeko :-* holy kiss amin'izay ika :D
67. niryna
(
03/03/2008 18:31)
fahamarinana:
yonikafopl:
fahamarinana,za ndray tsy mila ticket mankany fa an dadanay ny roplann mitondra mankany.Rehefa zanak'i dada de lasa zao, mande bojy :wink:
:arrow:Marina tanteraka e,iny no tsy voahevitro,ary nareo zany Tonga Dia Mahay an(l)
:D tsy ratsy. Tonga Dia Mankany sa Tonga Dia Mahay ?
safidy io e
68. rabilabila
(
03/03/2008 20:45)
17. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 03-03-2008 09:16:12
Lohateny : Re : Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?
Tena marina ny "analysen-dRakapy" eto.Satria ny chaque réligion dia manana "Christ" tsy ambany noho ny an'ny hafa eo anatrehany.Ary raha manaraka na "fahitana" io na "fahagagana" na "hazavana"eo imason'ny olona na zava-bita na valim-bavaka na "efficacité",sns....Tena milaza marina aho eto fa tsapako hoe "LATSAKA" ny an-drizareo Kristiana hatreto. Izaho tsy manakivy au contraire
miezaha.
'Nareo koa Rakaroka an!! K'efa arak'io lazainareo io fa mitady ho faillite ny entreprise-n'i Dadanareo kooo!! Dia mbola tsy maitsy miezaka aloha hampiroborobo azy indray ( izay le benitra) ,fa sao dia tonga de hijapy dia hoe lasa izaoooo .
'Za ange miteny fotsiny hoe tandremo sao dia manantena fotsiny hoe "zanak'i Dada" aho dia hibojy hi!hi!
eh!!! Apasio alou le vandro!! f'za mitazana fotsiny ka!!
69. rakapy
(
03/03/2008 21:15)
O ry reto a! toa laozanareo miady billet eto nefa ilay tary mpitarika sarety iny dia tsy mba nivakl amin'izay billet gratuit zany fa tonga de lasa notarihiny ny saretiny. Isika zao mbola eto @ stasionema ihany ka nefa i lery efa any avaratr'Alakamisin'Ambohimaha nijaikojaiko miadana eny dia efa lasa lavitra. Ny eto na ny fiara aza mbola tsy hita hoe iza ny efa feno ny plasy? Ny vola efa solan'ny mpanera:-D:-D:-D:-D
70. rabilabila
(
03/03/2008 21:32)
:-D:-D:-D
'aleoko aloha ilay mpitarika sarety handeha lavidavitra kokoa fa haka ambodivoara ny nandehanany tany :-D ,izay no ahitan-dRakapy ahy eto amin'ny stasionema ,fa eto ny fotoananay :-D Voatery hividy vandro ndray fa lany le teo :oops::-P:-D

71. rakapy
(
04/03/2008 02:07)
Aleo aloha asina consom kara atsy @ ilay epi-bar atsy ambadika atsy fa toa ho lavalina ity voiazy ry Bila? sa nareo tsy mamabra?:-D:-D:-D
72. ikaretsaka
(
04/03/2008 02:19)
ary vita ihany ve izao tomobil hanaovana lavalina sy hanaovanareo izao tabatana ticket izao e??
sao hirotaka eo koa ny olona fa zarainareo billet nefa ny tonabila tsa misy akory yy
sao hirotaka eo koa ny olona fa zarainareo billet nefa ny tonabila tsa misy akory yy
73. rabilabila
(
04/03/2008 03:37)
Tsy mambra inona aloha e!! Ilay voaizy ve ? 'za tsy mi-voiazy zany Rakapy a!!Ary ilay lav'alina koa ange tsy mahita péizazy e!!:-D:-D
Raha ilay consom ndray dia aleoko miandry an'le tena izy avy any amle tary mpitarika sarety kle ,efa ho tafaverina izy izay :-D:-D:-D
Tsy mila tonabila 'zany Ika a!! rehefa vizana dia midina any amin'ny sous-sol:°):-D Iny sady tsy mila pasiporo ,no tsy misy péazy ,no tsy mila ticket:-D

74. rakapy
(
04/03/2008 03:59)
Rabila> mambra @ le konsom ka? ka le tombil anie hono ka ao ambadika ao ihany fa tsisy jiro e.Nefa ny andro ity efa maizina:-D:-D:-D sa ve hitangina ihany ka dia mino an'i ngahy soafera fotsiny dia ampy? :roll: za ry zalahy handeha tongotra ka!
75. niryna
(
04/03/2008 06:06)
yonikafopl:
niryna aza omena ticket hafa aho afa tsy ny ticket mankany zamerika an.:wink:
hianao efa nanandrana na naheno hoe ny finoana dia toy ny voatsiperifery ka raha mino hianao na dia kely aza dia ho ngezabe ,ary lasa hazo lehibe indrindra?
Mino fotsiny ihany hoy aho fa ilay ticket an,anao irery ihany ary misy ny anaranao ka kase'ny ran'i kristy ilay izy.Mbola manja lavitra noho ny ticket mandeha zamerika ilay izy .:D
76. niryna
(
04/03/2008 06:10)
Rasiligaoma:
ikaretsaka:
izay!
fa tsy hoe ty ny billet ty ny billet..
nefa ny bibil aza mbola hifampitadiavana:-D:-D
Marina, mandeha bojy ny zanak'i dada rehetra fa tsy misy ankizara billets izany
Amin'ity indray mitoraka ity tsy misy kidona.Iray isaky ny olona ,tsy misy ankitrano antrano hoy aho fa tsy lazaiko ve rasily e.
Mora kely ny maka ilay ticket,tsy mila manao reservation,tsy mila milahatra.Sady tena milay be ilay toerana a.Izany tokoa no atao hoe paradisa
77. niryna
(
04/03/2008 06:18)
yonikafopl:
fahamarinana,za ndray tsy mila ticket mankany fa an dadanay ny roplann mitondra mankany.Rehefa zanak'i dada de lasa zao, mande bojy :wink:
Efa hoe tsy mande bojy izany :D mbola jerena ny anarana raha nino Azy na tsia.Ireo TDM manohitra ireo ,tsy lasa raha tsy miantso Azy ary mino Azy satria hoy izy hoe Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy.Jaona 5:24
78. niryna
(
04/03/2008 06:31)
[quote=rabilabila]
Efa nalefako ity tantara ity.Tsy nino ilay tovolahy,nanatena ny heriny ary ny namana niaraka taminy koa moa namporisika tany amin'ny maiziny.Andeha hody fa vita ny fianarana ary isaky ny mamangy ny rar aman-dreniny dia miteny azy mivady foana hoe lany andro mamaky baiboly sy miangona hianareo kanefa tsy misy akory izany Atra izany.Teny an=dalana nody no nanao accident,nalaina ny reniny ary dia nilaza izy fa may,tonga ny rainy ary dia nimenomenona ny namany izy fa noho ilay zalahy no nahatonga an'izao,tsy nangataka famelankeloka,tsy niteny na niaiky fa diso,tsy nangata-bavaka na nisy saina kely akory nila an'ilay ,mpamonjy.Voay ny varavarankely hoy izy fa may aho,ary avy tazomiko i neny hoy izy fa tonga daholo ireto izy mitady haka ahy.Vita ny ainy,nahavita nibebaka ve,niaiky ny fahotana ve,nahatsiaro fa diso ve,niantso an'ilay kristy mpamonjy ve? Tsia na dia ny iray tamin'ireo fotsiny ihany aza no nataony dia mety ho voavonjy ny fanahiny saingy indrisy mantsy.Very ilay ticket. :cry:
17. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 03-03-2008 09:16:12ndry mampalahelo izany,ny kristiana indray raha amiko dia tsy mila mitady porofo intsony satria na iza mino na iza tsy mino ilay fananany an'Atra ao anatiny,miaraka aminy ,tsy fantatry ny hafa .Ireo tsy mino no reraka ambony ihany mitady karazana porofo ary vao maika aza mi-stress be amin'izany satria ny marina tsy afaka manome porofo ny tsy fisian'Atra mihitsy ry zareo.
Lohateny : Re : Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?
Tena marina ny "analysen-dRakapy" eto.Satria ny chaque réligion dia manana "Christ" tsy ambany noho ny an'ny hafa eo anatrehany.Ary raha manaraka na "fahitana" io na "fahagagana" na "hazavana"eo imason'ny olona na zava-bita na valim-bavaka na "efficacité",sns....Tena milaza marina aho eto fa tsapako hoe "LATSAKA" ny an-drizareo Kristiana hatreto. Izaho tsy manakivy au contraire
miezaha.
tandremo sao dia manantena fotsiny hoe "zanak'i Dada" aho dia hibojy hi!hi!marina tanteraka izany,i dada sy neny no mety hivavaka raha maditra ny zanany fa ny famonjena ho an'ny zanany dia ny zanany ihany no mamonjy ny tenany fa tsy ny ray na ny reny.
eh!!! Apasio alou le vandro!! f'za mitazana fotsiny ka!!
Efa nalefako ity tantara ity.Tsy nino ilay tovolahy,nanatena ny heriny ary ny namana niaraka taminy koa moa namporisika tany amin'ny maiziny.Andeha hody fa vita ny fianarana ary isaky ny mamangy ny rar aman-dreniny dia miteny azy mivady foana hoe lany andro mamaky baiboly sy miangona hianareo kanefa tsy misy akory izany Atra izany.Teny an=dalana nody no nanao accident,nalaina ny reniny ary dia nilaza izy fa may,tonga ny rainy ary dia nimenomenona ny namany izy fa noho ilay zalahy no nahatonga an'izao,tsy nangataka famelankeloka,tsy niteny na niaiky fa diso,tsy nangata-bavaka na nisy saina kely akory nila an'ilay ,mpamonjy.Voay ny varavarankely hoy izy fa may aho,ary avy tazomiko i neny hoy izy fa tonga daholo ireto izy mitady haka ahy.Vita ny ainy,nahavita nibebaka ve,niaiky ny fahotana ve,nahatsiaro fa diso ve,niantso an'ilay kristy mpamonjy ve? Tsia na dia ny iray tamin'ireo fotsiny ihany aza no nataony dia mety ho voavonjy ny fanahiny saingy indrisy mantsy.Very ilay ticket. :cry:
79. niryna
(
04/03/2008 06:36)
rakapy:
O ry reto a! toa laozanareo miady billet eto nefa ilay tary mpitarika sarety iny dia tsy mba nivakl amin'izay billet gratuit zany fa tonga de lasa notarihiny ny saretiny. Isika zao mbola eto @ stasionema ihany ka nefa i lery efa any avaratr'Alakamisin'Ambohimaha nijaikojaiko miadana eny dia efa lasa lavitra. Ny eto na ny fiara aza mbola tsy hita hoe iza ny efa feno ny plasy? Ny vola efa solan'ny mpanera:-D:-D:-D:-D
hi,hi,ka ity billet ity anie ry rakapy fiaramanidina special e,hafakely ary tsy mbola nisy toa anio satria tsy asan-tanan'olona ilay izy.
Mahazo billet daholo isika rehetra satria tian'Atra saingy mila miaiky tokoa fa misy izy,mila mino azy izay ihany no tadiaviny,tsy mila mpanera izy,tsy mila na inona na inona,ny train,ny sarety,ny taxi-be,ny papango,ie,ie,ny fiaramanidiny na inona na inona ka mety fiara dia tsy misy mahatoraka an'ity iray ity. :D
80. niryna
(
04/03/2008 06:47)
lasa mivoana ilay billet ko,saingy aleo aloha hampatsiahivina kely Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5: 22-23
Ireo no tadiavin'i kristy ho antsika tsirairay avy.Tsy mitady vola Izy,iray isan'olona ihany satria hianao irery ihany no havotanao fa tsy misy ankitrano antrano.Tsy mila milahatra fa raha mino Azy tokoa hianao ka mibebaka na inona na inona izany fahotana izany dia ho dioviny ary dia ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anaranao.Mahazo" ticket" tsy mandoa vola izany isika sady tsy mila milahatra na mila zavatra hafa fa manaiky Azy ho Mpamonjy . :D
Tsy mahazo "ticket" kosa raha ohatra ka tsy miova isika tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.[/b]
Ireto no santionany kanefa raha miaiky ny fahotantsika isika dia hamela antsika tokoa izy ary
dia mahazo "ticket " indray avy eo hidirana any an-danitra.
Tsara fahany tokoa anie Atra izany e.
16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo.
18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. Gal 5