Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....

21. yonikafopl ( 01/03/2008 21:19)
fahamarinana,za ndray tsy mila ticket mankany fa an dadanay ny roplann mitondra mankany.Rehefa zanak'i dada de lasa zao, mande bojy :wink:
22. ikaretsaka ( 01/03/2008 21:30)
izay indrindra! bravo yonika
23. yonikafopl ( 01/03/2008 21:47)
ika kou ve zanak'i dada sa mila ticket???
Rehefa tonga ny fotoana hitenenan'i dada we ndao amzay , de lasa zao, efa pret
24. ikaretsaka ( 01/03/2008 22:34)
izay!
fa tsy hoe ty ny billet ty ny billet..
nefa ny bibil aza mbola hifampitadiavana:-D:-D
25. niryna ( 02/03/2008 06:12)
yonikafopl:

niryna aza omena ticket hafa aho afa tsy ny ticket mankany zamerika an.:wink:

Hoy ilay olona izay hoe zamarika hono no paradisa =)) kanIlay toerana iray tena tsarabe mihitsy ary faly lalandava hianao,veloma ry tany izany fahoriana ,ny aretina,ny adiady,ny fialonana ,ny tsy fananam-bola izany .Vita hatreo o.Mifaly mandrakizay doria amena =))

Ny lanitra aloha anie jerena fa manga tokoa e,tsy misy tandrifindrahona intsony ilay fiainana.Tena tsy andriko izy izany ry vony Izaho efa nahazo ticket mantsy ary efa maro koa no nahazo .Efa misy fitombokase mihitsy an ary tsy voafafa intsony raha mbola mino Azy tokoa.

26. Rasiligaoma ( 02/03/2008 06:22)
ikaretsaka:

izay!
fa tsy hoe ty ny billet ty ny billet..
nefa ny bibil aza mbola hifampitadiavana:-D:-D


Marina, mandeha bojy ny zanak'i dada rehetra fa tsy misy ankizara billets izany
27. niryna ( 02/03/2008 06:44)
ikaretsaka:

TDM 2 ity le
Tonga de Mahazo Ticket

pasio indray ny seza sy ny Vandro

Ika koa afaka maka ka,sady ny ahy tsy misy vola aloha,mino Azy fotsiny ihany ary Izy irery ihany no hafany fa tsy afaka ny hino zavatra hafa anSahy amin'izay ika? hanandrana amin'izay?
Ahoana re no hazavako azy aminao mba ho takatrao tsara amin'izay e %
28. niryna ( 02/03/2008 06:45)
ikaretsaka:

TDM 2 ity le
Tonga de Mahazo Ticket

pasio indray ny seza sy ny Vandro

Ika koa afaka maka ka,sady ny ahy tsy misy vola aloha,mino Azy fotsiny ihany ary Izy irery ihany no hafany fa tsy afaka ny hino zavatra hafa anSahy amin'izay ika? hanandrana amin'izay?
Ahoana re no hazavako azy aminao mba ho takatrao tsara amin'izay e :wink::wink:
You may never yet have tasted the joys of sin for forgiven or the assurance of a home in heaven...There is a hope for you . ONLY BELIEVE IN CHRIST :D ....Nobody beats the Salvation from Jesus Christ,no ..no not one .. :D:D
Why not repent and receive Christ as Saviour now!!! :D:D:D

Efa niaiky ny fahotanao ve hianao ka nibebaka taminy ary nanaiky an' i kristy ho mpanavotra anao? Efa nahatsapa ve hianao hoe voavelan'Atra ny helokao? Rah a mbola tsy nanao dia manaova fa tsy misy anenina.Ny hafaliana manana an'ilay Kristy Mpamela heloka,mpanavotra ny ota rehetra? ny fahafantarana fa misy ny fanantenana rahatrizay ka miala ety,misy n'i kristy nanamboatra toerana ho an'izay mino Azy Irery?
Tsy nisy ary tsy misy famonjena azontsika avy amin'ny zavatra na Atra hafa na karazan-javatra hafa ,tsia tsy misy ary tsy nisy ary tsy hisy mihitsy :D:D
Omena ticket amin'izay hianao ? Mora kely ny fahazoana ilay ticket.
Mibebaka ny fahotana ary dia mandray an'i kristy ao am-po ho Mpamonjy ,hanavotra amin'ny fiainana izay aorian'ny fahafatesana.
Izay ihany dia mahazo ticket. :D

27 Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra Ray tombo-kase.


28 Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan'Andriamanitra?


29 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny. Jaona 6

29. Rasiligaoma ( 02/03/2008 06:51)
ry ika sy ry yonika hono ry niryna efa manana ny fiarany manokana dia mandeha bojy ireny fa zanak'i dada an, ny anareo ilay fiara tsy mbola azo antoka fa ny publicite no efa mipoapoaka ka aleo aho hanaraka azy sy ry yonika any.

27 Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra Ray tombo-kase

. aza miasa fa omeo ahy ny dollars be anao dia mandehana mody de tomboy ny kase, omeo ahy fa izaho mbola noana
30. niryna ( 02/03/2008 06:56)
Kwasi:

Mety lany daty ve ilay ticket?

never ! tsy mety lany daty mihitsy sady tsy vitany hoe misy varavana fidirana dia miandry eo ambaravarana i kristy ,tsy mitaty rakitra an,ny vola mantsy amin'izay fotoana izay tsy mila an'io intsony,tsy mila mividy akanjo na kiraro fa efa manana akanjo voatokana ho an'ireo izay mandeha any.Iny no adinoko kely :D .Izany fahoriana izany aloha dia tsy misy intsony e,tsy mitady olona hanotra intsony raha ohatra ka marary ny lamosina ohatra an,sitrana hoy aho,hianao ve tsy lazaiko e.
Manana boky iray ihany koa Atra akoatry ny bokin'ny fiainana,raha sanatria ,sanatria ka tsy voasoratra ao ny anarana dia zava-doza no hanjo,hitomany mandrakizay,hiantso hoe mmmmmaaaaaammmma mom a :cry::cry:Tsy misy mpamonjy intsony.Izany no antony mbola omeny antsika andro hibebahana sao sanatria ka misy manjo na maty tampoka kanefa tsy nibebaka akory.
Dia ao anatin'io boky io daholo ny zavatra nataontsika rehetra.
Hoy Atra mantsy ny anjely hoe :"jereo hoe ny anarany raha voasoratra ao na :D na :cry:

31. Rasiligaoma ( 02/03/2008 07:00)
ary mety ho lany gol ana taksi be ihany ilay madama iray izay raha izao an..:P
32. niryna ( 02/03/2008 07:13)
Kwasi:

Ireto no santionany kanefa raha miaiky ny fahotantsika isika dia hamela antsika tokoa izy ary
dia mahazo "ticket " indray avy eo hidirana any an-danitra.
Tsara fahany tokoa anie Atra izany e.


Impiry moa izany no tokony hiaiky heloka mba hi-assurena an'ilay ticket?

Im-piry tokoa moa isika no mihinan-kanina ao anatin'ny indray andro?
Isika dia olona mifono nofo sy ra,ary indraindray dia manaonao foana,izany no hiarovana ny vatana mba tsy ho simbasimbana satria tempolin'Atra io.Ny fihetsika ,ny fiteny,ny fanoratra,indrindra indrindra ny fakam-panahy izay mety mahazo antsika,Izany anie no hamakiana ny tenin'Atra e.Miaro anao Izy satria araky ny hamakianao ny teniny no ahalalanao ny tokony atao sy ny tsy tokony atao.
Ilay assurance de vie ve ? permanent io ka?
Kanefa ny tena tiavako azy dia tsy nandoa vola akory aho an,tsy izaho irery fa isika rehetra izay manaiky ny assurance de vie any amin'i kristy.
Io voalazany io dia zaraiko fa teniny io an
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka
amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. 1 Jaona 1:9

:arrow::arrow: izay dia mahazo ticket ka :D
Present io an. Miaiky ny fahotantsika hoy Izy :arrow: na izao aza ka miaiky izay zavatra natao rehetra taaannny aloha tany dia mihaino antsika Izy.
Tsy vitan'izany ihany koa fa Izy koa anie efa mahita ny ao am-po tsy miloaka e :wink: isika fotsiny ihany no tena tiany mahatsampa tena fa meloka,te hiova,te ahazo izany fiainana mandrakizay izany,reraka ny ditraditra sy ny laingalainga sy ny fitapitaka sy ny fakampanahy etsy sy eroa,reraka ny mankahala olona na manenjika ny olona ,trotraky ny dia e,toa miakatra lava ny fiainana kanefa ny tena tsy mba manana fifaliana na fanantenana.
Ireo no anisany mahazo antsika rehetra ,mety tsy mandalo amin'izany isika kanefa tsy maintsy misy zavatra mahazo amin'ny fiainana,mety tsy mpisotro toaka hianao ohatra kanefa mety kosa mpamono vady,na tsy manao an'ireo fa mety ho faingafaingan-tanana.
Dia izay no hibebahana isan'andro.

33. niryna ( 02/03/2008 07:19)
yonikafopl:

ika hihihihihih

niryna, ticket TDM mankany zamerina no ilaiko,fa ra tsy zany , an an an ,omeo olonkafa ny ticketinao.

ika angaha ataonao mahagaga intsony :D
Ticket iray isan'olona,tsy mahazo ampasipasy izany,izay koa no tena hitiavako an'ilay izy.Tsy misy ankitrano an-trano ,saingy afaka mampilaza ny ao an-trano koa hianao fa mino aho fa mitady izany ticket izany daholo isika rehetra.Tian'ATra hiaraka any daholo isika e,tiany hatramin'ny voalohany ary nasehony tamin-tsika izany fitiavany izany.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=3&andininy=16-17&dika=
Ny maha iray isan'olona azy? hianao ihany no afaka mamony ny tenanao fa tsy i dada na i mama.
Afaka mivavaka ho antsika izy ireo na ny olon-kafa mba ho voavonjy isika kanefa moa dia nomena safidy ka dia izay tiantsika
34. Rasiligaoma ( 02/03/2008 07:23)
fa ianao ity ve ie ianao manao pub ana ticket io!

garanti ho tafiditra ao anaty bus ve?
tsy aleo mandinintena aloha?
35. fahamarinana ( 02/03/2008 07:54)
yonikafopl:

fahamarinana,za ndray tsy mila ticket mankany fa an dadanay ny roplann mitondra mankany.Rehefa zanak'i dada de lasa zao, mande bojy :wink:



:arrow:Marina tanteraka e,iny no tsy voahevitro,ary nareo zany Tonga Dia Mahay an(l)
36. rijadolly ( 02/03/2008 08:05)
fahamarinana:

yonikafopl:

fahamarinana,za ndray tsy mila ticket mankany fa an dadanay ny roplann mitondra mankany.Rehefa zanak'i dada de lasa zao, mande bojy :wink:



:arrow:Marina tanteraka e,iny no tsy voahevitro,ary nareo zany Tonga Dia Mahay an(l)


Lalina koa iny=D=D=D=D


37. fahamarinana ( 02/03/2008 09:22)
niryna:
Mahazo" ticket" tsy mandoa vola izany isika sady tsy mila milahatra na mila zavatra hafa fa manaiky Azy ho Mpamonjy .:D


:arrow:Eto aloha izany dia mazava tsara fa manaiky Azy ho mpamonjy dia mahazo ilay ticket.

niryna:
Tsy mahazo "ticket" kosa raha ohatra ka tsy miova isika :arrow:tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.:oops:


:arrow:Par contre eto ndray zany dia mitaky fiovana avy amintsika indray satria raha ny fandraisako azy araka ireo voalazan'ny niryna ireo izany dia tsy votatery ho manaiky fontsiny fa koa mila miova ihany koa.Dia azo atao ve hoe misy takalo,sandany araka ny fanontanian'ny Ika ery ambony izany ilay izy ?sa ahoana marina ? Zany hoe tsy maimaim-poana ndray izany !:cry: Mba mangataka fanazavana izay afaka mizara e,misaotra mialoha.(l)
38. fahamarinana ( 02/03/2008 09:39)
ikaretsaka:

De...... maimaimpoana iznay sa misy sandany rehefa dinihina?



:arrow:Ika : tsary hitako zay valina aminao ,marina moa!
-----raha hilaza aho hoe maimaim-poana toa tsy ho tafiditra any raha sanatria ohatra tsy miova ny fiainako:tsy mibebaka,tsy manaiky Azy tantenraka.
-----raha hilaza ndray hoe misy sandany toa marina koa,ilay mot exact no tsy haiko ny hilazana azy:sandany ve,sa takalo ve,sa hafatra ,(l)
39. yonikafopl ( 02/03/2008 09:54)
Rasiligaoma,ndao mihintsy anaraka anay, fa samy zanak'i dada tsika. Ny antsika atokisana zato isanjato tsy mila ticket zany fa izy mahafantatra antsika fa zanany de tonga de lasa zao waaaaaaa.

Ry zareo mbola misalasala amin'ny maha zanak'i dada azy no mitady ticket so de tsy tafiditra ny roplann.
Fais gaffe nefany fa so de ticket mankany am lalankafa no azo vo eo no raisina.
40. fahamarinana ( 02/03/2008 10:01)
yonikafopl:
Fais gaffe nefany fa so de ticket mankany am lalankafa no azo vo eo no raisina.


:arrow::Dié,marina koa zay yonika ,mila mitandrina kah fa tsy manaraka be fontsiny.:wink:(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5176