Ticket omena fotsiny ,tsy mandoa vola an,aingana ....

41. nandrianina1 ( 02/03/2008 10:47)
Hoy i ikaretsaka:

De...... maimaimpoana iznay sa misy sandany rehefa dinihina?


Ika : tsary hitako zay valina aminao ,marina moa!
-----raha hilaza aho hoe maimaim-poana toa tsy ho tafiditra any raha sanatria ohatra tsy miova ny fiainako:tsy mibebaka,tsy manaiky Azy tantenraka.
-----raha hilaza ndray hoe misy sandany toa marina koa,ilay mot exact no tsy haiko ny hilazana azy:sandany ve,sa takalo ve,sa hafatra ,

opportunite daholo zany fa jereo ny cout e!:wink:
42. ikaretsaka ( 02/03/2008 12:57)
aleoko mandeha tomobil an'i dadanay raha izany..
iny tsy mila ticket fa za efa fantatro heo zanany dia lasa izao sady bojy
43. yonikafopl ( 02/03/2008 14:57)
nentsika ry ika tsy mila pub,tsy mila ticket fa misy assurance zato isanjato, misy plasy ho an'ny zanak'i dada foana
44. rakapy ( 03/03/2008 03:19)
Tena resaka MPANERA any @ Stationement ny ato kle:-D:-D:-D:-D:-D
45. ikaretsaka ( 03/03/2008 03:56)
izay anie rakapy io nolazainay sy i yonika io ambony io e... ny pub mitatatata be nefa ny tonabil handehanana tsary hay akory hoe aia.
aleonay mandeha bojt @ nen'i dada
46. yonikafopl ( 03/03/2008 08:13)
rakapy hihihihihih
47. rakaroka ( 03/03/2008 08:43)
yonikafopl:

fahamarinana,za ndray tsy mila ticket mankany fa an dadanay ny roplann mitondra mankany.Rehefa zanak'i dada de lasa zao, mande bojy :wink:


Finn wà wà^:^^:^=D:-D:-D:-D'sika zanak'i Dada ve dia tsy hidi-potsiny, tsy matiantoka, ko inn fotsiny no maha zanany antsika:roll::roll::?::lol:
48. yonikafopl ( 03/03/2008 08:58)
ka zay manko wa,
ry zareo manao pub na ticket ty otran mamporisika ny oll njay we mila ticket nareo satria tsy zanak'i dada de tsisy plasy ra vo tsisy ticket :-D
49. rabilabila ( 03/03/2008 09:46)
Dia mba ahoana no azahoan'ny dadanareo tombom-barotra raha ianareo no hihinana ny benitra kle !!:-D
Ianareo tsy ho maty antoka fa ny entreprise-n'ny dadanareo mety hirodana fa tandremo!!!:-D
Tandremo sao voatery hanera any amin'ny hafa rehefa avy eo fa lany ny lasantsy dia tafajanona any an-bebakebany ny tonabila.:-D
50. yonikafopl ( 03/03/2008 09:56)
rabilabila, dadanay tsy mpanao afera,tsy mpitady tombony, fa ny hahasoa anay zanany no tadiaviny.
Le roplann tsy mila lasantsy .
Tsy mila fanerana fa samy mahatsapa ny tenany dony izay zanak'i dada.
De zay kou tsy mandende fotsiny zany ra tsy dadanay no miteny we ndao amzay ary, de lasa zaooooo
51. mmmhh ( 03/03/2008 13:48)
Ny ahy efa azoko ny billet,
52. ikaretsaka ( 03/03/2008 14:01)
sao tsy assure ny taksi brosin'i hmmmm

yonika: izya mihitsy.. ny zanak'i dada sy i dada tsy mibizna fa ny hahasoa ny zanany no tanjona fa tsy ny famoretanasy ny fanaovana sermonina azy, miala vola ampaosy aza izy rehefa misy namany samy zanak'i dada somary mafy ady
53. yonikafopl ( 03/03/2008 14:36)
ika ie, de dada kou mamela ny zanany hanana safidy malalaka.
Ra tsy te hande bojy am roplann dada moa de tsy manery izy
54. rakaroka ( 03/03/2008 14:37)
yonikafopl:

rabilabila, dadanay tsy mpanao afera,tsy mpitady tombony, fa ny hahasoa anay zanany no tadiaviny.
Le roplann tsy mila lasantsy .
Tsy mila fanerana fa samy mahatsapa ny tenany dony izay zanak'i dada.
De zay kou tsy mandende fotsiny zany ra tsy dadanay no miteny we ndao amzay ary, de lasa zaooooo



'za konkon torak'izany^:^^:^^:^, zavatra samby taizan'i dada mantsy 'sika sy yonika:-* sy misy hafa maro:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*. Aiza koa no hoe matiantoka ilaylay dada noho ny fanasoavany ny zanany! Koa raha tsy zanaka adala tahaka an'i...
koh..."'zaho moa hendry ry Dada ô...tsy nahafaty antoka Anao!":lol::-D
55. yonikafopl ( 03/03/2008 14:42)
^:^
56. ikaretsaka ( 03/03/2008 15:26)
izay!
fa maro ihany ny ho lany receveur sy panerana taksi be sy taksi brousse raha ny resaka ato no jerevana an
57. yonikafopl ( 03/03/2008 15:57)
58. ikaretsaka ( 03/03/2008 16:00)
fa ny tena gravy @ izay lemivarotra billets nefa le tonabila andehanana tsary misy akory..
sao manao ho toy ny tany mahamasina omaly
59. rakaroka ( 03/03/2008 17:39)
ikaretsaka:

fa ny tena gravy @ izay lemivarotra billets nefa le tonabila andehanana tsary misy akory..
sao manao ho toy ny tany mahamasina omaly

:roll: Fa nisy inn 'ndray re tany Mahamasina izany :?:

60. yonikafopl ( 03/03/2008 18:02)
Tonga De Mikorontana mintsy =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084