Cazal & rajoelina

81. ainaheri ( 26/02/2008 13:08)
rajoelina,itan'elà lay kozy zany tsisy idirako fa lay mampitaha oul anatin'ity resaka ity adabohy any,mba teny kely fotsiny ny ahy iny ka refa tsy mety @ toi mo, tsy koi!! D bon surf manal'azy zany nareo:roll:
82. rajoelina ( 26/02/2008 13:28)
sakaizabe:
sarotra be ny miady amin'ny adala


:-D:-D resin'adala ilay hendry marina.

(amin'izao fotoana izao tsy mba reviko intsony zany mikasy tanana olona zany).

Rehefa tsy mifankahazo fotsiny isika, dia ny saina sy ny vava no hampiasaina.
Ary raha tsapanao fa adala aho, azonao soratana eto oe: adala i rajoelina, tsisy olana maintsy.
Ianao koa tokony hahatsiaro-tena fa ilay olona teneninao fa adala,, hiaro ny tenany manokana.

forum ity, zany oe: ny zavatra soratako eto dia tsisy dikany na adalana na fahendrena, na marina na diso. Dia izany fotsiny de manahirana anao.
Izay no fahaizako manokana mamoaka dinika sy ny mahafinaritra ahy.

Ary aoka zay fa naheno vao2nao manokana koa aho vao zao dia haleoko mangina.

Sa hosoratako eto:?::)

;-)
83. ikaretsaka ( 26/02/2008 13:42)
Glacholet aourt am sashet o.. vanjo cola soda o!
84. sakaizakely ( 26/02/2008 13:50)
resin'adala ilay hendry marina
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

omena lalana ary ny adala

(amin'izao fotoana izao tsy mba reviko intsony zany mikasy tanana olona zany).


f'awona, te hikasika anga ?
ntsôôôôôôôôô
ambiaty ary :-D:-D:-D:-D

ilay olona teneninao fa adala


efa fantatra izay ka

naheno vao2nao manokana koa aho vao zao dia haleoko mangina


de miandry vaovao avy amin'ny adala ary e :-D:-D:-D:-D
85. rajoelina ( 26/02/2008 13:56)
GAZETIN'NY SAKAIZABE, VAOVAO.

i sakaizabe hono nasiany bandy ny elakelalam-peany, nibotsina avy eo. Ary ilay nanabotsina azy tsy ti halala intsony.

Hendraso kalony fa mbola hiandry ny tohiny aho am ol raika zay.

;-)
86. sakaizakely ( 26/02/2008 14:00)
mikorosy ambany dia ambany

naveriko fa mba tena izy kay senara anelakelampe
tsy tafakatra ambony ny fisainandrajoely

ajanony wa ny môly :-D:-D:-D:-D

misy resaka nataon'i niryna mikasika ny bitterness tokony mamaly any salmoly
87. enric ( 26/02/2008 14:06)
No soy rajoelina!!!

=))=))=))=))=))=))=))
88. ikaretsaka ( 26/02/2008 16:15)
mahay mandainga koa le kely ty:wink: sady mahay mampiasa ps vrakl be otran le nenitoany:-P

moa lasa veta fisaina sns.... hendre tsara amin izay hoa le
89. xxx ( 26/02/2008 18:06)
i rajoelina atsy ambadika kely atsy milaza hoe

Zany oe: tokony hifanaja amin'ny mahasamy olom-belona isika, ary tsy hanavakavaka an'iza na iza.

dia eto indray i rajoelina milaza hoe

sakaizabe hono nasiany bandy ny elakelalam-peany, nibotsina avy eo. Ary ilay nanabotsina azy tsy ti halala intsony.

aiza ho aiza ilay hoe "hifanaja"?

manome lesona be nefa toa ny mifanohatra amin'ny lesona omena no atao?
90. ikaretsaka ( 26/02/2008 18:53)
izay ange no mahatonga ny olona hanontany momban'ny maha tsy norme an' ity boay kely ity
nefa lery michauffe rehefa anontaniana
91. kelly13 ( 26/02/2008 19:10)
izay mangina volamena, ambava homana am-po mieritreritra!
92. sakaizakely ( 27/02/2008 09:18)
mahavarina fa fantasman'ny lhl sasany tokoa ity mandositra ity rehefa bikina le vhv

toetsaina azon'i salmo tam fitaizana azy angamba izany de zay no takatry ny sainy sy mba zarainy eto

izany no olona hampandroso an'i Gasikara =D=D=D=D=D
93. Veloo ( 27/02/2008 18:38)
ary to tsy i C sy R intsony no resahina eto? HS doly nareo hihihihi
94. ikaretsaka ( 27/02/2008 19:37)
sakaizakely:

mahavarina fa fantasman'ny lhl sasany tokoa ity mandositra ity rehefa bikina le vhv

toetsaina azon'i salmo tam fitaizana azy angamba izany de zay no takatry ny sainy sy mba zarainy eto

izany no olona hampandroso an'i Gasikara =D=D=D=D=D

voanjo voanjo oooh!


95. tess ( 27/02/2008 19:53)
Veloo:

ary to tsy i C sy R intsony no resahina eto? HS doly nareo hihihihi
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


96. diamondra27 ( 27/02/2008 20:06)
tess efa tapitra ny film
97. tess ( 27/02/2008 20:14)
mbola tsy tapitra aky ri diam ah! i C nge mbola tsy nandalo teo e! en pause fotsiny alou zao fa raha mandalo eto izy refa avy manao tdm: Tonde Draidray Marina:-D
98. Kwasi ( 27/02/2008 20:20)
99. Papoose ( 27/02/2008 22:29)
mampime mintsy datoa ty ka!!!

=))=))=))=))
100. Rasiligaoma ( 28/02/2008 06:12)
Kwasi> io izany ilay hoe Teboka Dia Mijanona? sa Teboka Dia Mitohy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2097