Cazal & rajoelina

41. ikaretsaka ( 25/02/2008 02:08)
tsy Tsy Dia Mahatakatra loatra an'ilay resaka ny sain'ilahy fa amboary kely aloha le fils mifamadika :-D:-D:-D
diniho aloha hoe taiza ny teniteny foana teo dia naninona aho no niteny an'io:wink:

Tomoera Dia Mandiniha!

42. rajoelina ( 25/02/2008 02:38)
ika:
Tomoera Dia Mandiniha!

:-D:-D
Elah ity efa tokony ho retirety sy natao jôbily fa tssss.

;-)
43. Rasiligaoma ( 25/02/2008 03:08)
Tsy Dia Misaina izany ilaikely ko
44. tslem ( 25/02/2008 06:28)
:-D:-D:-D
45. yonikafopl ( 25/02/2008 10:31)
anseee ry reto ee, Tonga De Manala azy mintsy eto hihihihih=))=))=))
46. Mimhie ( 25/02/2008 12:30)
hataonareo tambabe izy Tonga Dia Manampitsofina tsy mihaino intsony sady Tonga Dia Manampy maso tsy mijery forum intsony!
47. Papoose ( 25/02/2008 14:41)
fa hono wa, rajou v mba mijery fitaratra:?::-w
48. yonikafopl ( 25/02/2008 15:49)
papoose :roll::roll: mila mijery fitaratra ve jaloely so de misy hitovizana izy sy cazal??
49. sakaizakely ( 25/02/2008 16:06)
papoose>

ka lery io ange mihevitra azy ho tena bogosy e :P:P:P

tsy mbola hitandry ve izy maozamaozatra otran'ny tsy ampy vary sosoa iny ? miaraka am le solomaso plastikan'ny siklista reny fa tena jambena njy mahita an zany (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
50. rajoelina ( 25/02/2008 16:27)
sakaizabe:
ka lery io ange mihevitra azy ho tena bogosy e

=))=))=))=))
Za tanora mbola bandikely, ary i ramatoabe zany nandinika ny nataoko foana tato amin'ny sera2.
Zay vao tena marikoriko marina.

;-)
51. sakaizakely ( 25/02/2008 17:03)
sary aderadera ny vahoaka rehetra io tsy mila mandinika akory de mahita ny hakondranany, sady tsy hita hoe mba nahazaka inn teto oun :-D:-D:-D:-D:-D

ary neny salmoly wa tsy mahita fiadiankevitra fa rehefa tsy mahatanty de ny taona na ny tarehy no asina ? tsy mahatakatra zavatra mits ve ny lohakely ?

hita hoe tena fako notsimponina tany anjoridira marina, zany no tena marikoriko

isaky ny miteny ahy de tsarovy ra bainn sy rabofy fa mbola soara noho za nenareo, asa very maina ny fitsiponana an'ity
52. rajoelina ( 25/02/2008 17:15)
sakaizabe:
sary aderadera ny vahoaka rehetra io tsy mila mandinika akory de mahita ny hakondranany
Enao koa anie mba namoaka sary teto e, sy nampideradera t@ rehetra fa ny tao an-tsaiko voalohany de oe: Diso antitra be laotra koa izany ramatoa izany, marikoriko be loatra marina.
sakaizabe:
...sady tsy hita hoe mba nahazaka inn teto oun
wadray, nazaka aho ka. Misy potika tamiko maintsiny aza ary efa in-polo aho izay angamba no nitsidika olona amin'ny firenena samy hafa teto amin'ny sera2.

* Fanampiny izany koa, dia isaorana ny serasera nahitako akama malagasy be dia be samy hafa firenena, vavy sy lahy.. ary ny zava-dehibe hirianay dia hanatrika ny fihaonan-dehibe any Vichy.

;-)
53. xxx ( 25/02/2008 17:20)
nga Ra salmon notsimponina?
54. sakaizakely ( 25/02/2008 17:20)
hay ve ity nijerijery ny sariko tao koe ?

tena maharikoriko ity mahatsiravina poahhhh!!
andana miverina any andavampako any canalla
:-D:-D:-D:-D
55. rajoelina ( 25/02/2008 17:31)
sakaizabe:
hay ve ity nijerijery ny sariko tao koe ?
Ie!! hitako ny sary napetrakao sarina ramatoa somary efa bononoka zay, de narikoriko be aho, ianao koa ve narikoriko:?::)
sakaizabe:
andana miverina any andavampako any canalla
=))=))=))
Arakiny tantarako dia mbola tsy nipetraka tany andavampako zany aho, na mahatra tahakan'iza aza i Mscar.

;-)
56. sakaizakely ( 25/02/2008 17:44)
xxx> ieeeeeeee zay ngamba no mahakondrakondrana azy io

vale nada
57. rajoelina ( 25/02/2008 18:07)
xxx:
nga Ra salmon notsimponina?
Notsimponina ahoana moa no tiany xxx lazaina?


sakaizabe:
vale nada


enao zany koa tena efa mikonôndranôndrana sy miteniteny foana maintsiny ah, misy bleme anga ny regle anao:?:

;-)
58. ikaretsaka ( 25/02/2008 18:32)
NIsy nitsimpona tany mada tokoa ve ra salmo io e? donde es la mujer que te pario?
ataovy serieux hoa!
59. rajoelina ( 25/02/2008 19:55)
ika:
NIsy nitsimpona tany mada tokoa ve ra salmo io e?
Ie, fa izaho tsy notsiponiny vazaha tany anaty fako na fanariam-pako, fa nantsangana teo @ tribonaly ANosy.
Sa fanariampako ny tribonalin'ny Mscar:?:

;-)
60. ikaretsaka ( 25/02/2008 20:03)
Marina fa tsy dabam-pako ny tribonaly... fa talohan'ny nandehanan'ialahy tany @ le tribonaly izany dia tena marina daholo ilay nolazain-dry xxx sy ry sakaiza"be" ireo e? !
Raha diso moa dia azon'ialahy tsaraina sy hazavaina misimisy kokoa ny olona, fa hatreto aloha dia muchas gracias sahady nanao serieux ny resaka:wink:
dia samy hendry tsara @ izay fa izay izany ee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423