Cazal & rajoelina
1. enric
(
21/02/2008 18:11)
2. rajoelina : 21/02/2008 14:24:44
Muy bien, elah io moa zany mahay mitondra ny boeing 777?
3. cazal : 21/02/2008 15:07:38
rajoelina : misy fil mifamadika ao anaty lohan gahy ao mba amboary fa resaka fanampiana no resaka eto fa tsy misy hidirn resaka pilote!!! ary efa airbus380 zao no miasa...MAZAVA ...mba manaraha vaovao.........
=))=))=))

novalian'i Papoose ny 08/03/2008 03:17
3. kelly13
(
21/02/2008 18:39)
ka heveriny fa saodé airbus iany kosa nge no misy @ zao fa tsisy tsony zany boeing zany ry enric e! :-D:-D:-D
tonga de mi-airbus380 :°)
tonga de mi-airbus380 :°)
4. tess
(
21/02/2008 18:55)
votsipona dool eto ndray fa atovy moramora:wink::-D
i enric rajoelina kou nge raha handrangitra an!:-D
i enric rajoelina kou nge raha handrangitra an!:-D
5. kelly13
(
21/02/2008 19:09)
inn ankia no tsiponina? ny vôninahidratsy v? ôtran'ny le mitsipona vato ao anaty vary mena v? :-D:-D:-D
6. ikaretsaka
(
21/02/2008 19:21)
ny ao an-dohan'i le salmo moa efa ela no nisy fils maro mifamadika, visy tsy ampy na, misy kely.
fa i cazal no tsy haiko loatra:lol:
fa i cazal no tsy haiko loatra:lol:
7. tess
(
21/02/2008 19:25)
ny an'i cazal hono ny sariny feno fils mena hoy i kotla ao am sariny ao hihihih!
kelly: tsiponin'i prezidà am basy poleta kou:-D
kelly: tsiponin'i prezidà am basy poleta kou:-D
8. Veloo
(
21/02/2008 19:31)
i cazal no tsy haiko loatra
vakio ny valin-teniny dia ho hainao oe iza izy :-D:-D:-D
tess [ Valio ] 21-02-2008 20:25:49
Lohateny : Re : Cazal & rajoelina
ny an'i cazal hono ny sariny feno fils mena hoy i kotla ao am sariny ao hihihih
=))=))=))=))
11. kelly13
(
21/02/2008 19:48)
tess>otran'ity v?
http://jeux-flash.jeu-gratuit.net/jeux_action/tronconneuse_299.html
houn, ataon'i rakapy maivoka za zao :-D:-D (mifona rakapy a)
http://jeux-flash.jeu-gratuit.net/jeux_action/tronconneuse_299.html
houn, ataon'i rakapy maivoka za zao :-D:-D (mifona rakapy a)
12. Veloo
(
21/02/2008 20:24)
ny an'i cazal hono ny sariny feno fils mena hoy i kotla ao am sariny ao hihihih!
ka marina anie ny an'i kotla e to izy no
misy fil mifamadika ao anaty lohan gahy ao mba amboary
eto aho vo tena matin'ny hehy
=))=))=))=))
=))=))=))=))=))=))=))=))
13. Veloo
(
21/02/2008 20:32)
ary sur za fa tsy ho afaka hijery ny sariny intsony i Kotla io zao :-D:-D:-D:-D
14. tess
(
21/02/2008 20:53)
Veloo:
enric rajoelina kou nge raha handrangitra an!
tess a ,dia hainy mihitsy io ka
hainy io fa misy de tsy mahay hoe setroka sy tomany mitsy de mandray atendrony anefa ny anlery fanesoana:-D voir dinika antson'ny fo lol8-):roll:8)
15. tess
(
21/02/2008 20:55)
kelly13:
tess>otran'ity v?
http://jeux-flash.jeu-gratuit.net/jeux_action/tronconneuse_299.html
houn, ataon'i rakapy maivoka za zao :-D:-D (mifona rakapy a)
fa in klou no hidiran'i rakapy am lay hoe jereo eto e?:-w:wink:8):-D TANDREMO Asina ny ankamoaka eto an! hihihih
16. tess
(
21/02/2008 20:57)
Veloo:afaka mahita ny sariny fa voasakana tsy hameteraka tsikera hihihihi kôm TDM koi!:-D
ary sur za fa tsy ho afaka hijery ny sariny intsony i Kotla io zao :-D:-D:-D:-D
17. ainaheri
(
21/02/2008 21:21)
cazal eto tsika mifanintsana ndray fa za aza andefasana msg privé,eto mazava ny resaka,ita mitsy toi fa tsy norme,esory wa ilay complexe de superiorité,fa sao mivaha eo ,rangitin'oul ,d avoka doli zao babay sy vohitra zao,mba mahalala menatra fa tsssss
Ary ilay havom-bava sy manalika oul mba ataovy antonontonony fa tsy mbola mankaiza akoriny toi no miseo milay,aiza re zany ra omena toerana kely ngambany d sà manomé maloto oul!!
Ary tô tsy navoka tsony ilay liens misy hira,voakiana tatsy @ soso-kevitra nanao xxxx d tsy sahy tsony??

18. rajoelina
(
21/02/2008 21:51)
tess:
afaka mahita ny sariny fa voasakana tsy hameteraka tsikera hihihihi kôm TDM koi!
za alou de efa nosoniaviny tsy nataony namana ntsony:-D:-D,
na tsikera zany na hafatra.=)) adios!!
;-)
19. antigone
(
21/02/2008 21:52)
za Tonga De Maka (an"i ainaheri)[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/victoire-59884.gif[/IMG]