Cazal & rajoelina

61. rajoelina ( 25/02/2008 20:56)
ika:
talohan'ny nandehanan'ialahy tany @ le tribonaly izany dia tena marina daholo ilay nolazain-dry xxx sy ry sakaiza"be" ireo e? !
Yes, efa mazava be leisy zany ah.
Ny tribonaliny Mscar arakiny lazainy sakaizabe sy ny tariny dia: fanateram-pako sy fanariam-pako.
ikaretsaka:
dia samy hendry tsara @ izay fa izay izany ee!
torakizany e.

;-)
62. ikaretsaka ( 25/02/2008 21:26)
fa ity no mbola tsy nazavain ialahy... talohan'ialahy "natsangana tany @ tribonaly" izany dia taiza ialahy? rehefa lazain'ialahy fa tsy fako... donde es la persona que te pario?
63. ikaretsaka ( 25/02/2008 21:28)
zafady ra salmo fa tsary mazava ilay izy de aleo manontany le.. kopy elah e
64. Papoose ( 26/02/2008 03:20)
salmon v manana fitaratra ao antrano?
65. malalatinasoa ( 26/02/2008 03:29)
Tsy miaro an'i sakaizakely aho na manakiana an'i rajoelina fa aoka @ izay ty fifanaratsiana ity fa lasa sangy mihoatra ny loha ilay izy.

Ianao samirery no mahalala izay maha-izy azy anao dia ento @ izay.

Ilay hoe iza i Rajoelina talohan'ny teo @ tribonalin'Anosy dia ataoko ngamba fa d'accord amiko i Ikaretsaka hoe "it's none of our business".:-*:-*.
66. xxx ( 26/02/2008 05:32)
tsara ihany angamba ny mahalala hoe maninona izy/inona no nanjo azy no lasa ohatran'izao no ataony e
67. sakaizakely ( 26/02/2008 08:51)
inn tsara no nosoratan'i sakaizabe ry salmola ? avereno hoe :?:
68. yonikafopl ( 26/02/2008 09:38)
i sakaizakely sy rajoelina kou nge otran zaza mifanarakaraka eeee:wink:
69. sakaizakely ( 26/02/2008 09:49)
yonika>

oketsy fa hahazo loza am salmola eo njay

izy ange hono vo djeun e ! sady tanora lalandava pokaty fa tsy mba hihalehibe mandrakizay :-D:-D:-D:-D:-D:-D

tsy mba manana modely olona akaiky matotra eo am fiainany manko, olona nindramina fotsiny no manodidina azy fa tsy tena azy, de izany tsy tsy ahaizany manaja olondehibe
nefa nge le nitsimpona azy efa soarasoara zany koa e mihoatra lavitra noho sakaizakely :^):^):^):^)

ôsy aho e ry tanora e !!!!
70. ratonga ( 26/02/2008 10:45)
=))=))=))
71. rajoelina ( 26/02/2008 11:13)
sakazaibe:
tsy mba manana modely olona akaiky matotra eo am fiainany manko, olona nindramina fotsiny no manodidina azy fa tsy tena azy, de izany tsy tsy ahaizany manaja olondehibe
nefa nge le nitsimpona azy efa soarasoara zany koa e mihoatra lavitra noho sakaizakely

:-D:-D
wadray, za tsy notsiponina tany Mscar ka.
Mscar mbola navita nampianatra sy nitaiza ahy aradalana talohany nandehanako teo @ tribonaly Izaho tsy pauvre gasy, na 4-mi mpangataka tany amoron-dalana... talohany nandehanako tany amin'ny tribonaly.

Izaho manana modely olona akaiky matotra eo amin'ny fiainako ka. Tsy nindramina fotsiny ny manodidina ahy fa tena izy amiko.. izaho tsy manana bleme fa ianao manokana angamba.
Ny naka ahy, tsy ol hampakatra ahy ho vady akory, fa olona hitaiza sy hampianatra ahy eo amin'ny fireneany. Sahala aminareo nahazo alalana hande aty an-dafy hiasa iany izany e, na hianatra na hipetraka rehefa nitaky fahaizana tany Mscar. Tsy hitako ny olana amin'izany anefa. Rehefa sahirana ianareo aty an-dafy, aza milavaniny amin'ny hafa. Hataovy tsara ny anao dia iny no hivelomana tsara.

Izaho aloha mbola tanora e, tsy hitako zay mamenatra amin'izany, izaho koa tsy nilaza fa ho tanora lalandava.. ianao ihany no niteny an'izany angamba. Ny lazaiko aminao fotsiny dia izaho bandy ianao vhv. Ary mieritrereta fa efa antitra koa angamba ny ati-dohanao.

;-)
72. sakaizakely ( 26/02/2008 11:29)
mbola tsy vita fona ve rajoelina a ? sa boraka be ny fo :-D:-D:-D

sodé tara amiko kou ary ty manarakaraka ity
za tsy tia mitsambikimbikina
fa mbay ery

tsara be le senara, mila velabelarina tsara fa misy anamboarana tantara fiksion milay be marina

tena tsisy pokaty fa aminazy tsara :-D:-D:-D

73. rajoelina ( 26/02/2008 11:42)
sakaizabe:
sodé tara amiko kou ary ty manarakaraka ity

=))=))
Haleoko kokoa mahita any bozylove.
bozylove anie tsy ratsy sady mazaka bandy bôgôsybe vazaha, raha oarina amin'ny sakaizabe manokana.


;-)
74. ainaheri ( 26/02/2008 11:59)
rajoelina:
Haleoko kokoa mahita any bozylove.


Mba asio fanajana ry bandy fa tsisy idiran'io ps io angamba ny resakareo,zao mirediredy zao iany d avy eo kianin'ny pokona
75. sakaizakely ( 26/02/2008 12:07)
hay tara @ bozy ka tena mipendrampendrana :-D:-D:-D:-D
kay mou tia raneny ihany ? zay vao azoko ny maha kondrakondrana an'i moly

miala tsiny fa doubla ny taonako i bozylovy n'là ka tsy hiady ny piesintsika ry salmoly fa mipetraha @ bozimalalan'là

ra resaka fahazakana vaza njay, ve zany no mbô tanjon'ny avy any anjoridira ?

ndrôôôôô

any zany ry salmola a :-D

ary efa firy ème année mou zany zao moly keliko ?
76. rajoelina ( 26/02/2008 12:10)
ainahery:
Mba asio fanajana ry bandy fa tsisy idiran'io ps io angamba ny resakareo,zao mirediredy zao iany d avy eo kianin'ny pokona
:-D:-D
Marina leisy ny an-elah razoky.:wink:
ny pokona tsy mazaka ny firediredehako iany no manao ahy toy izao.

zafady amin'ny bozilove aloha, fa tokony tsapany elah ainahery fa zarany vhv rehetra hatsarainy bandy toy izay haratsiany bandy.

;-)
77. rajoelina ( 26/02/2008 12:32)
sakaizabe:
hay tara @ bozy ka tena mipendrampendrana
kay mou tia raneny ihany ? zay vao azoko ny maha kondrakondrana an'i moly

miala tsiny fa doubla ny taonako i bozylovy n'là ka tsy hiady ny piesintsika ry salmoly fa mipetraha @ bozimalalan'là

ra resaka fahazakana vaza njay, ve zany no mbô tanjon'ny avy any anjoridira ?

ndrôôôôô

any zany ry salmola a

ary efa firy ème année mou zany zao moly keliko ?
Ny voalohany indrindra aloha dia izaho tsy taratara amin'ny bozylove izany na mila azy ho sipako, faharoa izaho tsy mifoaka môly.
Fa i bôzy mbola manjamanja noho i sakaizabe na dia efa double ny any sakaizabe aza ny taonany.

Samy manana ny reviny ny tsirairay, ka na vazaha na gasy ny fitiavana tsy misy frontera.

;-)
78. Papoose ( 26/02/2008 12:33)
tongavan'i bozylove @ soramenany sy ny sonia menany eto ndray nareo fa!:lol:
79. sakaizakely ( 26/02/2008 12:36)
:roll::roll::roll:sarotra be ny miady amin'ny adala





80. sakaizakely ( 26/02/2008 12:37)
papoose>

aleo izy mitsam ndray no ifanaranaraka eo fa fitia mifamaly ny azy roa :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4232