Cazal & rajoelina
101. yonikafopl
(
28/02/2008 09:22)
aza mbola faranana fa inn ary ty, zahay mbola te hijery rambo gasy
102. ainaheri
(
28/02/2008 09:26)
rajoelina:
wadray, nazaka aho ka. Misy potika tamiko maintsiny aza
Mba omeo @ zany re7 zany nama aa,za alou tsoriko ra ara tôna d'efa zokinjokiny iany ny nitondra tehana no tsy itako,ra ara taré ndray mety ho voako kosa angambany ireny mitsambikimbikina ao Tsimbazaza ireny lol ,d mba miezaka iany ny tenany fa tsy tafa mitsiny hihi
103. kelly13
(
28/02/2008 09:56)
yonikafopl:
aza mbola faranana fa inn ary ty, zahay mbola te hijery rambo gasy
fita ankia kou, sady ny bizna vandronay ato mande b mintsy :-P
104. ari.malala
(
28/02/2008 10:38)
ainaheri, fanga ny hamotika mints kosa no tena tanjona kle:-D:-D:-D:-D
105. rajoelina
(
28/02/2008 10:58)
ainahery:
za alou tsoriko ra ara tôna d'efa zokinjokiny iany ny nitondra tehana no tsy itako,ra ara taré ndray mety ho voako kosa angambany ireny mitsambikimbikina ao Tsimbazaza ireny lol ,d mba miezaka iany ny tenany fa tsy tafa mitsiny hihi
Zany no atao oe: tena bandy, kôfyboay, buen xico ary tsisy azo kianina intsony en esta vida.
;-)
106. rajoelina
(
28/02/2008 11:12)
sakaizabe:Enao no tena fantasma fa tsy lhl sasany.
mahavarina fa fantasman'ny lhl sasany tokoa ity mandositra ity rehefa bikina le vhv
Fa anga izy io homena fotsiny oe; ity, ity ra mila elah.=))=))
Tsoriko amin'ny sakaizabe fa raha ahy izany na any bandy hafa sasany mety tsy vitandry zalahy ny mandositra na miala adidy amin'izany.
sakaizabe:Na voataiza tsara aho na tsia,,,, zavatra ahy manokana izany ary mieritreritra tsara aloha alohany hanao zavatra.
toetsaina azon'i salmo tam fitaizana azy angamba izany
Noho izany http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela/video/x26v1q_samoela-kapoty_music o^o
;-)
108. ikaretsaka
(
28/02/2008 16:04)
lasa specialite an'i salmon indray ity "azy manokana" ity nefa avy eo pendipendina mizara ny 'azy" eto a
109. sakaizakely
(
28/02/2008 17:30)
ary mbola tsy vita ihany kay ny an'i salmoly fa mbola mitohy ? tena voadona ity maolavavy kely ty ?
ary sao dia vehivavy natao operasiô ary ty salmola ity mba hahalhl azy , saingy raté ny afera de izao
no niafarany ?
Io ange toa karazany mihinana hormones isambolana mandrampahafaty fa zay no mahakondrana e ! Marina na ny rajako aza mahay mipetrapetraka noho i roky :-D:-D:-D
diso miverina matetika loatra manko le "za bandy" mampiseho hoe takapa nivadika lhl ny akama
miampy complexe am n'ny taonany koa Tonga dia Malagasy Mandroso :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ny fahatongavan'i salmola teto ambonin'ny tany mihitsy ity avoakany eto ity raha tena zohina sy fakafakana :-w:-w:-w
tsy aleo ve manatona psy ? misy tady mifapatopatotra am tsy napany mila fitsaboana ao andohan'ingahy :{:{:{:{:{:{
ary sao dia vehivavy natao operasiô ary ty salmola ity mba hahalhl azy , saingy raté ny afera de izao
no niafarany ? Io ange toa karazany mihinana hormones isambolana mandrampahafaty fa zay no mahakondrana e ! Marina na ny rajako aza mahay mipetrapetraka noho i roky :-D:-D:-D
diso miverina matetika loatra manko le "za bandy" mampiseho hoe takapa nivadika lhl ny akama
miampy complexe am n'ny taonany koa Tonga dia Malagasy Mandroso :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
salmola:
Fa anga izy io homena fotsiny oe; ity, ity ra mila elah=))=)).
ny fahatongavan'i salmola teto ambonin'ny tany mihitsy ity avoakany eto ity raha tena zohina sy fakafakana :-w:-w:-w
tsy aleo ve manatona psy ? misy tady mifapatopatotra am tsy napany mila fitsaboana ao andohan'ingahy :{:{:{:{:{:{
110. ainaheri
(
28/02/2008 18:50)
ari.malala:
ainaheri, fanga ny hamotika mints kosa no tena tanjona kle:-D:-D:-D:-D
Ny ho potehina aza tsy misy klé :-D:-D
Za aza tsy nivalin'lery akory @ L re7:lol::lol:
111. ikaretsaka
(
28/02/2008 19:18)
kelly13> anaovy vanjo 2 kapoaka na madco hono aty de ataovy ao anaty cornet gazety ... de andraso ao @ Corrridorrrrrrrr:-D:-D:-D
fa toa hitohy ity filmE ity
fa toa hitohy ity filmE ity
112. Veloo
(
28/02/2008 19:18)
tess [ Valio ] 27-02-2008 21:14:32
Lohateny : Re : Cazal & rajoelina
mbola tsy tapitra aky ri diam ah! i C nge mbola tsy nandalo teo e! en pause fotsiny alou zao fa raha mandalo eto izy refa avy manao tdm: Tonde Draidray Marina
:-D:-D:-D:-D:-D
Rajoelina a omeo ny re7 hono i aina e :-D:-D:-D
117. Papoose
(
29/02/2008 08:09)
fa mety hitombina ihany le hoe les stars sont tjrs en retard, fa tsy eo zao le star ray:-P
118. ainaheri
(
29/02/2008 14:14)
Papoose:
re7 "salm o li" ve:-D
D aiza kosa nama aa:-D:-D:-D Mba omeo re7 hafa any ra misy klé:-D:-D:-D
