Cazal & rajoelina

21. ainaheri ( 21/02/2008 22:17)
antigone hihihi

Rajoelina,hatraty ko io d eto ny tenanay manovokovoka lol
Miketrika ndray zao lery we in ndray ny sary avoka rapitso =))=))=))

22. Veloo ( 22/02/2008 01:17)
antigone [ Valio ] 21-02-2008 22:52:02
Lohateny : Re : Cazal & rajoelina
za Tonga De Maka (an"i ainaheri)


za Tonga de Manaiky ko ka hihihih

rajoelina tsy ela rery lesy a, ny job REHETRA tsy manana sary dia tonga sakanany hihihih

Miketrika ndray zao lery we in ndray ny sary avoka rapitso


=))=))=))=))
23. Veloo ( 22/02/2008 01:54)
ainaheri [ Valio ] 21-02-2008 22:21:29
Lohateny : Re : Cazal & rajoelina
cazal eto tsika mifanintsana ndray fa za aza andefasana msg privé,eto mazava ny resaka,ita mitsy toi fa tsy norme,esory wa ilay complexe de superiorité,fa sao mivaha eo ,rangitin'oul ,d avoka doli zao babay sy vohitra zao,mba mahalala menatra fa tsssss


ka izay ilay atao oe akoho ka hihihihihihih
24. ainaheri ( 22/02/2008 03:47)
veloo:
ka izay ilay atao oe akoho ka hihihihihihih


Manin ndray ny akoho:-D:-D:-D
25. tess ( 22/02/2008 06:12)
:-D:-D:-D
26. Papoose ( 22/02/2008 07:50)
tena nalaza tampoka mints wa i cazal ary mbola mitohy foana!!! raha zao no mitohy d tena tong any "au lit hody" ty marina!
27. kelly13 ( 22/02/2008 10:55)
tess>cf atsy @ sarimihetsika le resaka rakapy ka :wink:
28. tess ( 22/02/2008 12:47)
kelly. tsy kopy njay aho raha zany:? za kou try tia manokatra anreny sary mietrikaireny fa maisatra be ny ahy:-D tssssss
29. ainaheri ( 22/02/2008 12:57)
Ny tena mampmé d lery namoka sary we fanampiana alefa any dago ra nataoko ny vinavina d niaranitontona t@ cyclone zany ny fanampian'i cazal!!
opps tsy d zay fa sary talou no alefa fa matin'ity dedaka ity!!
30. kiadi ( 22/02/2008 15:59)
betsaka ny tsy mazaka serasera eto! mila halana devoly ! :-D:-D:-D
31. ikaretsaka ( 22/02/2008 16:02)
eo le vandro eo le vandroo oooo
32. Veloo ( 22/02/2008 16:06)
kiadi [ Valio ] 22-02-2008 16:59:28
Lohateny : Re : Cazal & rajoelina
betsaka ny tsy mazaka serasera eto! mila halana devoly !


inn lesy notian'la lazaina eto?


Manin ndray ny akoho

ainaheri a
akoho=chicken - aleo atao teny gasy
ndana vakio ndray ny lazaiko dia ho fantatr'ela :wink:
33. ainaheri ( 22/02/2008 20:13)
kiadi:

betsaka ny tsy mazaka serasera eto! mila halana devoly ! :-D:-D:-D



kiadi aza taritina hiaraka hivarotra baiboly aminay tsy mety klé:-D:-D:-D


34. Kwasi ( 23/02/2008 02:19)
Ko le oul resahan'lisany aza to tsy hita eto akoriny kou
35. sakaizakely ( 23/02/2008 13:41)
misy fil mifamadika ao anaty lohan gahy


nitontona t@ lohany tam vo kely angamba :roll:
36. sakaizakely ( 23/02/2008 13:42)
ny an'i kiadi kou de devoly fônafôna isaky ny manann

ngodé enao mits no tokony alàna demony :-D
37. Papoose ( 24/02/2008 10:48)
sao de manan eo cazal sy rajoelina fa aokanareo!:^):-P
38. ikaretsaka ( 24/02/2008 17:17)
TounDeManan ve?
39. rajoelina ( 24/02/2008 22:28)
ikaretsaka:
TounDeManan ve?
Elah koa eto hitako miteniteny foana mitovy amin'ny adala, kanefa elahy mba mananatra ahy sy mangataka ahy amin'ny tsy fitenenako foana.

Ahoana ihany ary izany, kle:?::-w tsy mety anga i niryna leisy:?::wink:

;-)
40. Veloo ( 24/02/2008 22:40)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4351