Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
81. pissoa
(
22/02/2008 15:49)
prime:
Prime ampy ve Jesoa ?... Ahoana ny hevitrao? ny ahy ve tsy efa fantatrao?:)
Dia mila baiboly ve ?
Raha fantatro ny hevitrao dia tsy nanontaniako ! :)
Donc averiko ilay fanontaniana :
Prime ampy ve Jesoa ?
Dia mila baiboly ve ?
Ary hono tokoa hoa ry LazaDaddy :
Ampy ve Jesoa ?
Dia mila baiboly ve ?
:-D:-D:-D
82. ikaretsaka
(
22/02/2008 16:33)
izay ange no mampihomehy " irery fotsiny ihany" amin'ireto zalahy mamaly miolakolaka ireto e.
tsy mahafantatra ny olona matoa manontany:-D:-D:-D
tsy mahafantatra ny olona matoa manontany:-D:-D:-D
83. fijo
(
22/02/2008 21:56)
ity ry laza ve fomba famaly mialabala be
") Mampiova ny maha ampy na tsy maha ampy an'i Jesosy ve izany?" io rehefa tsy mahita avaly dia io no ampiasaina
") Mampiova ny maha ampy na tsy maha ampy an'i Jesosy ve izany?" io rehefa tsy mahita avaly dia io no ampiasaina
85. LazaDaddy
(
23/02/2008 05:34)
Ampy ve Jesoa ?Eny
Dia mila baiboly ve ?Angaha io tsy Teniny? :) Sa tenin'ny razana sy mpimasy sns izy io? :)
86. Rasiligaoma
(
23/02/2008 06:56)
ity mbola tsy voavaly..
Taiza no nahalalanao fa ampy i Jesoa?
mikasika ny baiboly
Angaha io tsy Teniny? Sa tenin'ny razana sy mpimasy sns izy io?
ampahany kely milaza ny momba azy io, fa tsy ampy velively, ohatran'ny tsy hahalalako manontolo ny momba anao raha boky nosoratanao sy ny nosoratan'olona fotsiny no hi se refere-ko mba hahalalako anao!
Ianao aza raha boky fotsiny dia efa tsy haiko , mainka fa i Jesoa.. nefa izaho te hahalala azy bebe kokoa

87. LazaDaddy
(
23/02/2008 07:14)
Taiza no nahalalanao fa ampy i Jesoa?Tsy maninona fa averimberiko ho an'izay tsy mahay mamaky tsara :)
Valiny: Ny Fanahin'i Jesosy :)
89. LazaDaddy
(
23/02/2008 07:42)
Noheveriko fa takatrao izany Rasiligaoma :)...Ka raha tsy takatrao izany dia tsy ho takatrao koa izany ilay hoe "tsapao ny fanahy rehetra" :)
90. ikaretsaka
(
23/02/2008 15:04)
hmmm interessant be ilay dinika..
dia iza no nampianatra anao "nitsapa ny fanahy rehetra"?:wink:
dia iza no nampianatra anao "nitsapa ny fanahy rehetra"?:wink:
91. pissoa
(
24/02/2008 10:15)
LazaDaddy:
Ampy ve Jesoa ?Eny
Dia mila baiboly ve ?Angaha io tsy Teniny? :) Sa tenin'ny razana sy mpimasy sns izy io? :)
Averina ny fanontaniana fa ohatran'ny tsy azon'ny mpamaly tsara !!!
Ampy ve Jesoa ?
Dia mila Baiboly ve ?
Fa tsy hoe
Ampy ve Jesoa ?
Tenin'iza ny Baiboly !
93. pissoa
(
24/02/2008 11:28)
tsy azon'ny mpamaly ny fanontaniana :
Ampy ve i Jesoa ?
Mila baiboly ve ?
fa tsy hoe Azo ianteherana ve ny tenin'i Jesoa
:-D:-D:-D
Ampy ve i Jesoa ?
Mila baiboly ve ?
fa tsy hoe Azo ianteherana ve ny tenin'i Jesoa
:-D:-D:-D
94. pissoa
(
24/02/2008 11:43)
Mahagaga fa ny sasany amin'ny mpanaraka sola scriptura dia tsy sahy mamaly mivantana akory raha ilaina ny baiboly na tsia !!! :)
Aiza isika ry "Kristianina" a ?!
Aiza isika ry "Kristianina" a ?!
95. ikaretsaka
(
24/02/2008 13:48)
Ny fahitako azy dia ohatran'ny
1) tsy nozarina hamaly mivantana ry zareo raha io fanontaniana io no apetraka
2)nozarina ny tsy Mihaiky rahefa tsy manana arguments alahatra intsony hanaporofoana izay firehanhy
3)indraindray dia zatra mi proteste fotsiny tsy amin'ny antony rehefa misy fanontaniana manitikitika ilay firehany (mahatonga ilay hoe bornE)
mba fahitako sy observations ko ireo

98. prime
(
26/02/2008 12:13)
[quote=pissoa]Prime ampy ve Jesoa ?quote] dia averiko hoe raha ny hevitrao ahoana? fa raha ny hevitro no tianao ho fantatra dia "ampy" Jesosy... Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana, ary tsy misy mankany amin'ny Ray afatsy amin'ny alalany... Izy ilay Andriamanitra velona tonga nofo...
Ary ho anao ampy Jesosy sa tsia?
Ary ho anao ampy Jesosy sa tsia?
99. ikaretsaka
(
26/02/2008 13:23)
ampy ahy jesoa fa tsy mihanona @ io fahampiana izay nananako momba azy io aho fa reconnaissant @ ilay nampianatra ahy momba Azy k'aloha
dia miaiky koa aho fa mbola mila zavatra bedebe mihitsy aho mba hanampy ahy bebe kokoa @ ny fahalalako azy sy ny fitiavako azy :wink:
dia miaiky koa aho fa mbola mila zavatra bedebe mihitsy aho mba hanampy ahy bebe kokoa @ ny fahalalako azy sy ny fitiavako azy :wink:
100. pissoa
(
26/02/2008 16:38)
Prime:
dia averiko hoe raha ny hevitrao ahoana? fa raha ny hevitro no tianao ho fantatra dia "ampy" Jesosy... Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana, ary tsy misy mankany amin'ny Ray afatsy amin'ny alalany... Izy ilay Andriamanitra velona tonga nofo...
Ary ho anao ampy Jesosy sa tsia?
Rehefa afa-po amin'ny valin-teninareo sy LazaDaddy aho omeko ny hevitro. Hatramin'izao aloha dia arirariranareo fotsiny ny fanontaniana ! Izaho anie tsy nanontany anao fotsiny hoe Ampy ve i Jesoa e ! Hoy aho hoe :
pissoa:
Prime ampy ve Jesoa ?
Dia mila baiboly ve ?
Mahagaga fa ny sasany amin'ny mpanaraka sola scriptura dia tsy sahy mamaly mivantana akory raha ilaina ny baiboly na tsia !!!