ika ka le oll nge tsy mieritreritra we miaina eto antany fa otran'ny we any amin'ny planeta tsy hay any zareo no miaina eeee.
Otran le oll marary de we Jesosy ihany no manasitrana ee, de tsy mila dokotera,tsy mila fanafody, de eo , de eo de maty eo ny faranyyyyyyyyyyy.
Tsy ampy raha Jesosy irery fotsiny , eto an-tany ianao no miaina, mila ny zavatry ny tany.
Napetrak'i Dada teto antany ianao, mila mampiasa ny zavatra rehetra nataon'i dada manodidina anao.
Ianao fotsiny no mila mahafantatra ny mode d'emploin'ilay izy mba tsy hanimba azy.