Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
61. rakaroka
(
20/02/2008 12:56)
:-D:-D:-D:-P
Izany hoe eto amin'ny net dia "afaka" mihoraka izay tsy mampandry ny saina mba ho "confirmén'ny hafa hoe "izay tokoa ve" fa marina mafy toa tsy sahy hivolana io fehezan-teny io na any anaty metro na amina seminaire sy foire isan-karazany , sy fivoriana isan-karazany sy fifandraisana maro, amin'ireo tsy mpino!:-P:-D:-D:-D8O:roll::wink:=))=))=))=))=))=))=))=))

63. rakaroka
(
20/02/2008 18:24)
Ilay izy koa tsapako misy "Contraste BBBBBe" ilay
"blablabla" toa itony eo amin'ilay "tontolo" isiany e:
Hoe olona zara raha misakafo ambavafoitra no betsaka,
misy maro aza mitsipona, dia izany ve no "fampianarana mba iatrehana ilay fiainana?....".
Tsy izaho izao mihitsy no hanao izao karazana fampandriana adrisa ny olona tahaka izao : "vaux mieux" ampiatrehina sy amporisihana mba hikolo ny talentany sy hanitatra ny fahalalany ny olona (rahateo ara-baiboly koa izany fa dia notsinontsiniavina sy dikaina fotsiny noho ny fiandaniana loatra amin'ny ampahan-tsoratra ihany! tsy tokony arirarira amin-javatra tsy fantatra loatra akory ny mponina satria tena mila atrehina tsy ampanofinofisana ny fiainana!

64. pissoa
(
20/02/2008 18:47)
prime:
LD> ilay hoe "ampy Jesosy" no tsy azon'ny maro ka mila fanazavàna fanampiny angamba (angamba hoy aho nefa efa mazava ihany ny voalazanao na dia izany aza)...
Ny maro> rehefa hoe ampy Jesosy dia ampy izay fa aza asiana hoe "fa", "saingy"... fa ny tohiny eo no manohitra ilay ambaranareo voalohany... mba tsy ilazàna mivantana hoe "tsy ampy Jesosy" dia mody ekena hoe ampy "fa", ampy "saingy"...
Mahereza daholo...
Prime ampy ve Jesoa ?
Dia mila baiboly ve ?
:-D:-D:-D
65. rakaroka
(
20/02/2008 19:57)
:-D:-D:-DEo mantsy ilay voambolana tsy mazava e : ny zavatra "ampy" izany anie tsy mila fanampiny intsony e. Ka tsy azo marina tokoa na "Ampy" i Jesoa na "Ampy ny baiboly" na iray ihany koa ireo aminareo:roll:8O:?:
67. ikaretsaka
(
20/02/2008 23:12)
ny ahy le hoe taiza sy t@ alalan'ny inona no nahalalana fa "ampy i Jesoa" no hmmmm:roll: amiko...
lainga be sy fiatsarambelatsihy manko raha hoe tsy nisy "nanampy tao" ka nahalala azy nahafahana niteny an'io teny io!:-D:-D:-D
lainga be sy fiatsarambelatsihy manko raha hoe tsy nisy "nanampy tao" ka nahalala azy nahafahana niteny an'io teny io!:-D:-D:-D
70. LazaDaddy
(
22/02/2008 01:55)
ny ahy le hoe taiza sy t@ alalan'ny inona no nahalalana fa "ampy i Jesoa" no hmmmm amiko...
1) Mampiova ny maha ampy na tsy maha ampy an'i Jesosy ve izany?
2) Efa nambarako fa ny Fanahiny no miasa amin'io fa tsy ny fanahin'ny razana na ny sampy le
LazaDaddy:
...manana ny Fanahiny Izy ary ampy ahafantarako Azy izay...Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona afa-tsy ny fanahin'ny olona izao ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ihany.
71. ikaretsaka
(
22/02/2008 02:36)
ko taiza no nahalalanao fa ampy i jesosy raha tsy nisy nampahalala ianao?
io ange tsy nety novalian'i laza mivantana e
io ange tsy nety novalian'i laza mivantana e
73. LazaDaddy
(
22/02/2008 02:39)
LazaDaddy:
Efa nambarako fa ny Fanahiny no miasa amin'io fa tsy ny fanahin'ny razana na ny sampy le
ikaretsaka:=)) tsy mahagaga ahy loatra ilay baiboly raha besisika =))
NY fanahiNY dia efa nanampy! ? araka io teninao io!
76. ikaretsaka
(
22/02/2008 03:33)
ohatran'ny nanirahany an'i Gabriela ho any @ Ramaria ohatra na tsy haiko aby! ramaria izao tsy kopy an'izany jesosy irery izany t@ izany!
78. prime
(
22/02/2008 12:00)
pissoa:... Ahoana ny hevitrao? ny ahy ve tsy efa fantatrao?:)
Prime ampy ve Jesoa ?
Dia mila baiboly ve ?
79. xxx
(
22/02/2008 13:27)
(l):*^^:{:-D:}:?::roll::oops::lol:8O:):(:?:o8):P:twisted::!::arrow:(l):-/:evil::-*:miam:^:^:b:-@:-$=))=((
80. ikaretsaka
(
22/02/2008 14:35)
prime. dia misamboadika be ny hevitrao izany fa io efa demontre io ny contre arguments hoe tsy maha ampy sy maha absurde be ilay fiteny..
dia ny hevitrao aorianan'io no mba tianay ho fantatra
dia ny hevitrao aorianan'io no mba tianay ho fantatra