Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
101. ikaretsaka
(
26/02/2008 16:44)
za kao re ry pissoa dia gaga mihitsy amin'io remarque ataonao farany io a
maninoan tokao no tsy mba mivantana fa de aolaka le raha

102. prime
(
27/02/2008 10:17)
pissoa> handeha idirana lalina kokoa ary ny fanontanianao... ny hoe ampy ve Jesosy aloha angamba efa voavaly... fa hatreo aloha, asa raha azonao ny atao hoe "ampy", io mantsy no nangatahako fanampim-panazavàna t@ LD... (hovaliako atsy aoriana kely fa aleo aloha miandry aza nametraka ny lohahevitra)
Raha ny fampiasàna baiboly no tianao ahatongavana dia samy manana ny fomba fampiasàna azy,
Ka raha miteny aho hoe ilaina ny baiboly dia ilaina tokoa izy saingy tsy ilay boky no zava-dehibe fa ilay tenin'Andriamanitra raiketiny...
Fa raha ny baiboly (boky) no heverina ho manana hery manokana, ohatra : toy ny ataon'ny olona maro, mametraka baiboly any ambany ondana mba hahita torimaso tsara amin'ny alina ohatra, mitondra baiboly an-kitapo tsy misaraka mba hiaro tsy ho tratran'ny loza, mianiana amin'ny baiboly hijoro amin'ny fahamarinana rehefa handray fahefàna na hery manokana... sns tsy voatanisa... dia tena sampy mivaingana izy eo ary mitombina ny fanamarihanao...
Fa ny baiboly ho an'ny kristiana dia ilaina ary anisan'ny loharano mirakitra ny tenin'Andriamanitra mamehy ny fiainany manontolo...
pissoa:... ENY, ilaina foana ny baiboly...
mila baiboly ve ?
Raha ny fampiasàna baiboly no tianao ahatongavana dia samy manana ny fomba fampiasàna azy,
- ao ny mampiasa azy ho mirakitra ny tenin'Andriamanitra sy ny sitrapon'Andriamanitra amin'ny maha-Soratra Masina ny raiketiny ka mamaky azy tsy tapaka sy mianatra aminy mandrakariva ary mandray izay ambarany ho marina tanteraka
- ao ny mampiasa azy ho toy ny boky tantara ka mampiasa azy toy ny fanovozam-pahalalàna sy fikarohana ara-tantara ka atao fakàna hevitra amin'ny ankapobeny ary mety tsy ekena tanteraka afatsy ny ampahany ihany
- ao ny mampiasa azy ho toy ny fitaovana mpiaro heverina ho manan-kery ka ivavahana sy ampiasaina mihitsy ho toy ny mpiaro tsy misaraka na an-trano na an-tsaha na an-dalam-be na aiza na aiza
- ao ny mampiasa azy ho fitadiavam-bola sy harena
- ao ny mampiasa azy ho fitaovana tsotra...

103. pissoa
(
27/02/2008 11:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
Misaotra namaly ! Tsy dia mila fanazavana fanampiny aho amin'ny hoe ampy i Jesoa na ilaina ny baiboly. Tsy io lava be io mantsy no tiako nahatongavana (sady efa fantatrao ihany angamba) fa ny tenin'i Prime tery ambony :
Ny nolazain'ny olona tery ambony mantsy dia hoe "ampy" i Jesoa fa mila ny olombelona namana koa isika, mila ny baiboly sns ... dia nolazain'i Prime hoe rehefa ampy dia ampy fa tsy azo asiana "fa" ! Saingy rehefa i Prime no milaza hoe ampy i Jesoa fa ilaina koa ny baiboly noho ny antony samihafa (fa mody tsy soratana fotsiny ilay hoe "fa" na hoe "saingy") dia mihita-kevitra i Prime hanome fanazavana lava be mikasika an'i Jesoa ampy na baiboly ilaina ! Aoka kosa e !
Dia mitranga foana ny "ampy fa ilaina ampiana" rehefa miresaka amin'ny olona maromaro eto amin'ny forum ! -D:-D:-D

prime:
Ny maro> rehefa hoe ampy Jesosy dia ampy izay fa aza asiana hoe "fa", "saingy"... fa ny tohiny eo no manohitra ilay ambaranareo voalohany... mba tsy ilazàna mivantana hoe "tsy ampy Jesosy" dia mody ekena hoe ampy "fa", ampy "saingy"...
Mahereza daholo...

104. prime
(
27/02/2008 12:17)
Mazava fa tsy azonao izany ilay hoe "ampy"... toy ny tsy fahazoan'ny maro koa ilay hoe "ihany" any amin'ny lohahevitra hafa...:-D
Ny nambarako tsy olana ara-gramera ny amin'ny hoe adino ny nanao "fa" na "saingy" ka tsy voambara... fa ny olana fototra ny amin'ny finoana manao hoe, aza asiana "eny fa" na "eny saingy" ny fanekena an'i Kristy ho ampy na tsia... satria manambara fifanoherana hoy aho... ny tena olana dia ny hoe inona io fifanoherana io fa tsy ilay hoe "fa" na "saingy"...:-D:-D
Ny filazàna ny hoe mila olombelona namana sy baiboly sns eo amin'ny fiainana dia zavatra hafa mihitsy... ny hoe ampy Jesosy dia zavatra hafa mihitsy...:-D

105. rakaroka
(
27/02/2008 13:16)
Tokony mapiasa "vocable" hafa angamba hilazana ny hevi-teny Xtiana sasany satria isan'ny manafangaro ny fandraisana ny teny izany raha toa zavatra hafa no ambara amin'ny fahazoan'ny be sy ny maro ny teny iray:lol:
106. pissoa
(
27/02/2008 14:11)
Rakaroka : marina izany ! Tokony mamoaka rakibolana vavao :-D:-D:-D
Prime :
:-D:-D:-D
Tsy maninona. Ndeha ataontsika i Pissoa no tsy mahay ny tenin-drazany na dia miezaka mafy aza !
Ny tsy nomarihinao fotsiny angamba dia "ampy tsy ampiana" no nolazain'i LazaDaddy tamin'ny nanokatra ny dinika !
(nataoko matevina ilay hoe tsy ampiana sy ilay ... telo ery amin'ny farany izay manambara fa tsy mikatona ny lisitra :-D:-D:-D)
Na andavandro na amin'ny tontolo siantifika, ny hoe "ampy" dia tsy voatery hoe manilika ny hafa ... saingy eto kosa dia ie - tena manilika mihitsy ilay "ampy" ampiasaina !
Noho izany, tsy resaka gramera mihitsy no nilazako ny "fa" sy ny "saingy" taminao fa ny hevitra asehonao mihitsy, araka io "ampy (tsy azo apiana)" io ampiasaina eto amin'ny ady hevitra io !
Prime :
Mazava fa tsy azonao izany ilay hoe "ampy"... toy ny tsy fahazoan'ny maro koa ilay hoe "ihany" any amin'ny lohahevitra hafa...
:-D:-D:-D
Tsy maninona. Ndeha ataontsika i Pissoa no tsy mahay ny tenin-drazany na dia miezaka mafy aza !
Ny tsy nomarihinao fotsiny angamba dia "ampy tsy ampiana" no nolazain'i LazaDaddy tamin'ny nanokatra ny dinika !
LazaDaddy:
Ampy amin'ny lafiny tsara rehetra...tsy ampiana ny fanahin'ny razana, sary sikotra, sampy le, diplaoma, fombafomba, tsianjery, ...
(nataoko matevina ilay hoe tsy ampiana sy ilay ... telo ery amin'ny farany izay manambara fa tsy mikatona ny lisitra :-D:-D:-D)
Na andavandro na amin'ny tontolo siantifika, ny hoe "ampy" dia tsy voatery hoe manilika ny hafa ... saingy eto kosa dia ie - tena manilika mihitsy ilay "ampy" ampiasaina !
Noho izany, tsy resaka gramera mihitsy no nilazako ny "fa" sy ny "saingy" taminao fa ny hevitra asehonao mihitsy, araka io "ampy (tsy azo apiana)" io ampiasaina eto amin'ny ady hevitra io !
107. ikaretsaka
(
27/02/2008 14:48)
prime:
pissoa> handeha idirana lalina kokoa ary ny fanontanianao... ny hoe ampy ve Jesosy aloha angamba efa voavaly... fa hatreo aloha, asa raha azonao ny atao hoe "ampy", io mantsy no nangatahako fanampim-panazavàna t@ LD... (hovaliako atsy aoriana kely fa aleo aloha miandry aza nametraka ny lohahevitra)
mila baiboly ve ?... ENY, ilaina foana ny baiboly...
Raha ny fampiasàna baiboly no tianao ahatongavana dia samy manana ny fomba fampiasàna azy,
- ao ny mampiasa azy ho mirakitra ny tenin'Andriamanitra sy ny sitrapon'Andriamanitra amin'ny maha-Soratra Masina ny raiketiny ka mamaky azy tsy tapaka sy mianatra aminy mandrakariva ary mandray izay ambarany ho marina tanteraka
- ao ny mampiasa azy ho toy ny boky tantara ka mampiasa azy toy ny fanovozam-pahalalàna sy fikarohana ara-tantara ka atao fakàna hevitra amin'ny ankapobeny ary mety tsy ekena tanteraka afatsy ny ampahany ihany
- ao ny mampiasa azy ho toy ny fitaovana mpiaro heverina ho manan-kery ka ivavahana sy ampiasaina mihitsy ho toy ny mpiaro tsy misaraka na an-trano na an-tsaha na an-dalam-be na aiza na aiza
- ao ny mampiasa azy ho fitadiavam-bola sy harena
- ao ny mampiasa azy ho fitaovana tsotra...
Ka raha miteny aho hoe ilaina ny baiboly dia ilaina tokoa izy saingy tsy ilay boky no zava-dehibe fa ilay tenin'Andriamanitra raiketiny...
Fa raha ny baiboly (boky) no heverina ho manana hery manokana, ohatra : toy ny ataon'ny olona maro, mametraka baiboly any ambany ondana mba hahita torimaso tsara amin'ny alina ohatra, mitondra baiboly an-kitapo tsy misaraka mba hiaro tsy ho tratran'ny loza, mianiana amin'ny baiboly hijoro amin'ny fahamarinana rehefa handray fahefàna na hery manokana... sns tsy voatanisa... dia tena sampy mivaingana izy eo ary mitombina ny fanamarihanao...
Fa ny baiboly ho an'ny kristiana dia ilaina ary anisan'ny loharano mirakitra ny tenin'Andriamanitra mamehy ny fiainany manontolo...
ny fanontaniana ary ambony dia hoe "jesosy irery fotsiny ampy "
ato indray dia hoe MILA BAIBOLY INDRAY de ahoana ihany eee??:-D
aza ahodikodina rangaha ny lohan'ny olona fa tsleeeee
MIha mitombo miha mitombo eo io fa mba marina moa
108. prime
(
28/02/2008 11:14)
Miangavy ary aloha an'i LD hanazava ny tiany ambara aloha ny amin'ny hoe "ampy... tsy ampiana...".
109. pissoa
(
28/02/2008 12:26)
:-D:-D:-D
Tsy haiko intsony raha izaho no tsy mahay miteny gasy na misy dikany be dia be izany hoe "ampy ... tsy ampiana ..." :oops:

110. Fody
(
28/02/2008 13:33)
Ny maro> rehefa hoe ampy Jesosy dia ampy izay fa aza asiana hoe "fa", "saingy"... fa ny tohiny eo no manohitra ilay ambaranareo voalohany... mba tsy ilazàna mivantana hoe "tsy ampy Jesosy" dia mody ekena hoe ampy "fa", ampy "saingy"...
Mahereza daholo...
Maninona moa raha mba vakina hatramin'ny farany izay voalaza e, sa rehefa hevitra katolika dia ratsy (satria mpanompo sampy araka ny fiheveranao azy)?
Moa ve mitsipaka ny hoe: ampy Jesoa aho raha milaza fa:
Voalahonany aloha dia miarahaba ny rehetra nahatratra ny taona vaovao.
Jesoa irery ihany dia ampy! Marina izany.
Fa hahafahanao mahalala azy moa tsy mila ny hafa ve ianao?
Moa nahalala an'i Jesoa ve ianao raha tsy nisy ireo apostoly sy ny mpianany ary ireo olona maro beeee nandimby azy?
Moa afaka nandalina ny fahalalanao azy ve ianao raha tsy nisy ireo olona mpandinika, nanana diploma...?
Ampy tokoa i Jesoa, ka mba hampahalalana azy ny maro dia misy fomba maro azo atao: ao ny fampiasana jery amin'ny alalan'ny sary (tsy voatery hanompo sampy), ao ny fampiasana ny tadidy amin'ny alalan'ny vavaka tsianjery, ao ny fampiasana ny sitrapo amin'ny alalan'ny fandalinana (fianarana)...
Jesoa tokoa dia ampy! Saingy ny fikatsahana azy dia tsy manafoana velively ny fivelarana amin'ny mahaolona manontolo
Hanampiako azy dia izao:
"Nohariana hitia sy hidera an'Andriamanitra ny olona, ary ny zava-boaary rehetra dia nomen'Andriamanitra azy mba hanampy azy hahatratrarany an'io tanjona io".
Tsy hoe Jesoa no tsy ampy ka mila ampina fa isika no mila fanampiana hahafahantsika makany aminy.
111. ikaretsaka
(
28/02/2008 17:34)
"Nohariana hitia sy hidera an'Andriamanitra ny olona, ary ny zava-boaary rehetra dia nomen'Andriamanitra azy mba hanampy azy hahatratrarany an'io tanjona io".
Tsy hoe Jesoa no tsy ampy ka mila ampina fa isika no mila fanampiana hahafahantsika makany aminy.
izayyy =D
112. prime
(
29/02/2008 10:18)
fody:... iza no miteny hoe izay hevitra katolika dia ratsy??? dia iza no mihevitra hoe mpanompo sampy???
Maninona moa raha mba vakina hatramin'ny farany izay voalaza e, sa rehefa hevitra katolika dia ratsy (satria mpanompo sampy araka ny fiheveranao azy)?
Efa voavaky tsara ny hevitra nambaranao fa ilay fampifandraisanao azy amin'ilay hoe "ampy Jesosy" no nisy fanamarihana... ary mbola izany no ilàna fanampim-panazavàna amin'ny mpametraka lohahevitra satria sao ilay hoe "ampy" no tsy mazava ka mahatonga izao resaka izao mbola mitohy hatrany...
fody:... :)
"Nohariana hitia sy hidera an'Andriamanitra ny olona, ary ny zava-boaary rehetra dia nomen'Andriamanitra azy mba hanampy azy hahatratrarany an'io tanjona io".
fody:... dia eo no misokatra ny adihevitra... hoe inona ilay fanampiana tokony ho antsika mba hahatonga ho any aminy raha zohina ilay hevitra nambaranao...??? eo indrindra no mipetraka ilay lohahevitra hoe "ampy Jesosy" na "tsy ampy Jesosy" ("tsy ampy Jesosy"="ampy fa" na "ampy "saingy" na "tsy ampy Jesosy")
Tsy hoe Jesoa no tsy ampy ka mila ampina fa isika no mila fanampiana hahafahantsika makany aminy.
113. Fody
(
29/02/2008 12:12)
Ny maro> rehefa hoe ampy Jesosy dia ampy izay fa aza asiana hoe "fa", "saingy"... fa ny tohiny eo no manohitra ilay ambaranareo voalohany... mba tsy ilazàna mivantana hoe "tsy ampy Jesosy" dia mody ekena hoe ampy "fa", ampy "saingy"...
Mahereza daholo...
... iza no miteny hoe izay hevitra katolika dia ratsy??? dia iza no mihevitra hoe mpanompo sampy???
Efa voavaky tsara ny hevitra nambaranao fa ilay fampifandraisanao azy amin'ilay hoe "ampy Jesosy" no nisy fanamarihana... ary mbola izany no ilàna fanampim-panazavàna amin'ny mpametraka lohahevitra satria sao ilay hoe "ampy" no tsy mazava ka mahatonga izao resaka izao mbola mitohy hatrany...
Tsy mila porofo lava be io fa izay voasoratrao ihany vakina tsara dia izay.
Misaotra
114. prime
(
29/02/2008 12:33)
D inona eo no miteny hoe ratsy ny katolika sa efa misy "préjugé" ianao hoe izay ambara rehetra dia resaka katolika???
115. Fody
(
29/02/2008 14:43)
D inona eo no miteny hoe ratsy ny katolika sa efa misy "préjugé" ianao hoe izay ambara rehetra dia resaka katolika???
Misaotra anao miezaka manamarin-tena.
116. ikaretsaka
(
29/02/2008 15:57)
fa maninona no tsy miaiky mihitsy kay eee8) fa manamarin-tena loatra..
satria tsy mino kaonfesy ve ?
satria tsy mino kaonfesy ve ?
117. pissoa
(
29/02/2008 16:33)
Prime : I Prime irery izao no toa te hanery hoe misy dikany hafa izany hoe "ampy ... tsy ampiana" izany ! Sao tsy ny hafa no tsy mahay teny gasy ka tsy mahazo izay tiana ambara, fa i Prime no miezaka mitady dikany hafa ... hanamarinana ny zavatra nolazaina ? :-D:-D:-D
119. yonikafopl
(
01/03/2008 20:39)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 18-02-2008 23:15:03
Lohateny : Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
Ampy amin'ny lafiny tsara rehetra...tsy ampiana ny fanahin'ny razana, sary sikotra, sampy le, diplaoma, fombafomba, tsianjery, ...
Jesosy Irery Ihany, Filazan-tsara soa
AMPY ahoana moa ry LazaDaddy??? tsy ampiana diplaoma hoy ianao.... Ianao zany raha hitady asa dia miteny we za manana an'i jesosy fa tsy manana diploma,tsy misy ilako diploma, dia hahazo asa hivelomana ve ????