fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
81. Valala
(
13/02/2008 10:27)
ravatorano tsy manana sary ao i Valala kan! za ary tsy tany akory koa, aiza ny sariko eo.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
82. MCZ
(
13/02/2008 10:39)
za faly nahita namana vao2 ary nahazo namana saika tsy nisaraka t@ko héhéhé:-P :-D,mafinaritra foana ny fiharahana @ namana é.
Teny kely fotsiny ra sendra misy manafitoana na misy olana dia aza misalasala milaza fa vonona ny hanatsara izahay ao @ birao
faly nahafantatsa andry za fa zao za tsy zandriny nix alony é héhééh:-D :-D :-* :-*
hoanareo mbola tsy tonga dia tongava @ manaraka
Tongava maro é
tsiky dia ampy :lol:

83. ari.malala
(
13/02/2008 11:26)
ravatorano, aty amko misy sarindry zareo, saingy indrisy fa mifangaro amle misy olona nangataka mba ts hamoahana ny sariny d tsitako izay anaovana azy, ilay sarinao nanatsatoka iny kou zao ts afaka avoakako satria hainao iany;) fa ze sary afaka avoka d hoavy eo na ts androany aza:)
84. Tonya
(
13/02/2008 12:31)
hery:
Mahafinaritra e. Ary misaotra ny FOKO Madagasikara koa amin'ny fiaraha-miasa hatrany.
Dia misaotra antsika rehetra.
Zah kou faly fa nahita an'i Tonya indray :-p
fa aôna? nga nisy nteny oe za tsy ita tsony ono? za ary teto fôna kouh! sady faly be oa za fa nahazo namana vao2 ndray, kony e?
85. ari.malala
(
13/02/2008 13:28)
xxx:
Roboka t@ilay fanentanana ny tenako dia nadeha satria hono oe akama milay daholo ny any e dia izao,Milay ilay izy raha ohatra oe nivoaka an'iarivo fa saingy ilay ambiance no tsy nahafa-po satria ny sipa ve otrany mifangaringarika sy mifampifosa sady otrany mitsitokatokana nefa izay mba namana vaovao, Ny presentation moa izany dia tsy mba nisy akory di anifampijerijery teny fotsiny dia aiza ho aiza amin'ireny ny andraikitry ny prezida sy ny mpiaraka aminy nefa ny tanjona angamba dia oe hampiray , Aza tezitra raha miteny izany aho fa mba raiso ho fanatsarana e fa raha ny fijeriko aloha mihena ny lanjan'ilay namana serasera e tsy araky ny lazana nahenoko azy hatra@ izay fa raha otran'ireny otrany tsy mampazoto intsony e.
Ary izay ilay bandy nisotro beks rery tery @ tohatra iny le, milay ny revenlery e, raha haiko iny dia mba nanantona teny mba nitafa ny tenanay
Izaho moa izany d anisan'ny vevavy nande tany, ary d gaga d gaga amin'ity filazana ity, koa miangavy an'i xxx mba hivoaka tao hilaza hoe iza izany nifangarika sy nifosa izany, fa ts naita an'izany ny tenako, sa v za variana nihanihany t@ olona rehetra? Ekena fa nisy ireo nitokantokana, fa izay ary no toetrany ka atoa ahoana, tsy vao sambany izy ireo no nanao izany fa fanindroany nahitako an'ireo olona ireo dia izany foana, d efa ts mahataitra ana tsony... sady tsy zareo rahateo no important tamiko fa ny fiarahan'ny daholobe, sy ny fifandraisan'ny maro an'isa.
Angotiko, faly nahafantatra, d mbola misaotr aiany hono tamle chocolat fa efa tonga tany antrnao mbola niadivana hatram fonony hihihi d mbola resabe ny momba andry fa hay hono any akaikinay nareo;)
86. angotiko
(
13/02/2008 17:50)
ari.malala: tsy misy fisaorana akia fa d masoava ah, za reny ny toetrako tsy miova za eh, za amin'iny kalandrie iny no mipetraka eh hihihi, fa njy nga aty akaikanay aty,ataovy resaka kely akia moa fa aza atao resabe a
fa za aloa ry ari.malala le chocolat nomen'ilay faly nahafatra ahy tsy foiko mitriny d tehiriziko tsara fa tohana be ny foko sady faly aho we: hay nisy olona nanomana chocolat omena ahy tany zany we efa mpiresaka tamiko tany amin'ny tchat ianay izy fa zay zay vao nifakahita hhihi, bisous njy d bisous any amin'zaza njy rehetra le zanaka serasera eh, zy mou ni filaza azyy

87. angotiko
(
13/02/2008 18:02)
MCZ: za koa faly mahafatatra anao eh, d faly be za, eny voaray ny hafatra d tonde miteny za, sady za tsy mahay mihatsaravelatsihy zany fa za mahitsy fiteny be an
ok aza eh ao fa tsy zandriny eh,
fihina be ianao eh, aleo za iany no mamihina fa za tsinona tsy voafihinao kou
ok aza eh ao fa tsy zandriny eh,
fihina be ianao eh, aleo za iany no mamihina fa za tsinona tsy voafihinao kou
89. fijo
(
13/02/2008 20:48)
misaotra eeee,dia manina mba te handray anjara moa nefa akory atao fa mijerijery sisa e
90. jogany
(
13/02/2008 22:36)
Allo allo
Fantatrareo tsara fa GRAVY be mandefa video avy any dago fa alefako tsy moramora eto ihany lé izy é!!
Ato misy video vaovao, mety fantatrareo angamba reo ankizy reo Tantely sy Steph (am FOKO) sy Hery Namana dago(lé mandavaka, hihihihi)
http://www.foko-madagascar.org/?p=226
http://www.youtube.com/watch?v=HX3kprJ1SwY
mampimé be lé izy ka aleo zataina eto é!
Bisesss
ps: mbola tsy vita fa mbola feno video any!

91. naritsimba
(
14/02/2008 04:52)
Mankasitraka mankatelina hatrany ireo izay nanampy sy nanohana ray indrindra ireo nitondra am-bavaka iny fambolen-kazo voalohany ho an'ny taona 2008 iny.
95. la
(
14/02/2008 09:38)
Miarahaba ny rehetra!! de tena tsara aby zany nande tany zany fa dia misotra betsaka ee!! zay tena tsy afaka fa ialana tsiny mazotoa daholo an
97. MCZ
(
14/02/2008 10:20)
bizouuu mifotetaka zany ééé :-*:-*:-* misy ekipako izay hoalefako any @njy any hikotra kely ,@ manaraka injay mihaona de fihina nadé tsy vofinako ary anjamako ihany héhéhé :wink:
98. Mimifali
(
14/02/2008 10:26)
Adinoko n niteny fa nis lesona telo azoko notsoahina tany: 1)ts manao tennis couleur claire tsony @ sisa fa tena maloto be tsis afantarana az tsony, nefa mou ra ts zay kou ngamba ts fantatra oé av namboly hazo ve? :?::?::?::?::?: 2)mivimbina lame foana @ zay refa andé amboly hazo fa nanjary nifampitadiavana n lame tany, za aza oainina beuh fa lé lame efa vitsy mbola nalatsako tao anaty bozaka kou lé iray nindramiko t@ ol dé very tsita tsony!:lol::lol::lol::lol::lol:3)sad farany, aleo akanjo misarontsarona ngamba no anaovana @ sisa fa tena may tanteraky ny coup de soleil n faritra rehetra toy n tanana sns...Nefa lé andro kou mafàna beuh dé ts fantatro tsony zan oé aoana marina?;-);-);-);-);-);-)
100. tywa68
(
14/02/2008 12:31)
mahagaga hoa e ! misy tena manao lavaka lalina be mihitsy, d ny ary @ vidéo tena marivo kely !!! samihafa ny hazo natsatoka sa ny toerana no tsy mitovy ??
Misaotra nizara sary sy tsiky² ry ari.malala a.:-*
Fijo : @ manaraka mandeha mihitsy fa tsy malahelo ampitoerana eo :-D
Misaotra nizara sary sy tsiky² ry ari.malala a.:-*
Fijo : @ manaraka mandeha mihitsy fa tsy malahelo ampitoerana eo :-D