fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
144. Veloo
(
21/02/2008 17:13)
tess [ Valio ] 12-02-2008 07:33:49
Lohateny : Re : fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
milay be zany toerana misy rano kely mikorina zany!
tess a, mampite-nade o? tiko ery ilay izy fa dommage tsy afa manotra e. lavitra beuuu.
oy i xxx
Ny presentation moa izany dia tsy mba nisy akory di anifampijerijery teny fotsiny dia aiza ho aiza amin'ireny ny andraikitry ny prezida sy ny mpiaraka aminy nefa ny tanjona angamba dia oe hampiray
tssssssssss ny olona tsirairay no tokony manao presentation ny tenany fa tsy miandry ny prezy, izy aza be asa be ko.. zany ny maha namana lety a ...
omeko ohetra ela-
Veloo ny anarako ary ny anao e?
zany no tena namana... ela miandry afo ny kitay tsy ho may eo...
146. ikaretsaka
(
21/02/2008 23:18)
ary raha zavatra hafa indray no ambolena @ manaraka e?
anana ohatra
anana ohatra
147. Veloo
(
22/02/2008 01:27)
lo [ Valio ] 12-02-2008 17:26:29
Lohateny : Re : fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
efa kopy nareo we karazana sary otran'ny aona rah vo za no mametraka ka rah mitady karazana sary hafa d mety tsy manana za klee, désolé e hihihih
samy voninkazon'ny serasera
mampi-te ande mihitsy ilay izy kle
148. ravatorano
(
22/02/2008 10:19)
andao indray lé ika atseka hamboly zavatra hafa ery ivohitra ah :-D:-D:-D:-D
vita aloha iny ny tamin'ity taona ity fa dia amin'y taona ho avy indray
mbola hisy ihany andro iray izay natao hitsdihana ny fambolena vita teny fa mbola atsy ho atsy zany ary ho lazaina manaraka eto ihany e
vita aloha iny ny tamin'ity taona ity fa dia amin'y taona ho avy indray
mbola hisy ihany andro iray izay natao hitsdihana ny fambolena vita teny fa mbola atsy ho atsy zany ary ho lazaina manaraka eto ihany e
149. ikaretsaka
(
22/02/2008 14:56)
ravato> tairo ko..... afaka mamboly tsara mihitsy atseka raha tentsika sy milamina ny proganhy
155. ikaretsaka
(
24/02/2008 17:46)
fijo:
izao avy oran aizao ve no hamboly tsy lasan'ny riak afotsiny ny anana
arakarak'ilay anana ambolena io ka..
sady afaka tsy @ fotoanan'ny orana kao ange e
156. sasa
(
25/02/2008 04:47)
ainaheri, ye za le miondrika io :-D:-D:-D:-D fa aleo amzao fa tsy avoaka tsony ny ambiny kan!
lo :wink:
lo :wink:
159. ainaheri
(
25/02/2008 15:12)
sasa:
ainaheri, ye za le miondrika io :-D:-D:-D:-D fa aleo amzao fa tsy avoaka tsony ny ambiny kan!
Saotra na zay fotsiny aza d aza manary lame tsony :lol::-D

