fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
121. ari.malala
(
15/02/2008 12:31)
Darlin, aty amko mis sarindry fa saingy ts afaka avoka eto fa miaraka @ oul nangataka ts amoahana ny sariny;) dsl
122. Oni
(
15/02/2008 14:24)
Angotiko : nahafinaritra akia fa misaotra betsaka an ! faly nahafantatra ! Fa mbola miandry an`ilay slow miraikitra foana izahay, ilay babena koa tsy adino ! Efa novolenay ny hazon-dry na tsy tonga teny ambony teny aza e !
Ravatorano : Izaho haka sisiny foana raha vao eo i Angotiko e ! hihihihi
Ari-malala : faly nahafantatra anao sy ny fanakavianao koa aho.
Misaotra ny mpikarakara, tsy adino koa ilay nitondra anay, misaotra indrindra !

128. minnoa
(
19/02/2008 08:51)
Salut daholo !
Aza atao resa-be kosa le nitady lame na valala e! lol, tsy maka lagy amin'izay manana eritreritra hafa, ireny tsy maintsy misy foana.
Aza atao resa-be kosa le nitady lame na valala e! lol, tsy maka lagy amin'izay manana eritreritra hafa, ireny tsy maintsy misy foana.
129. ravatorano
(
19/02/2008 09:43)
zao v no atao hoe mitory tena kle :-P:-P:-P
bandy lava lamosina io e :-$!
tsy zatra mihanika havoana fa hé ty izy :-D:-D:-D
zay kou izy telo mitsam d manjenitra ery :-w
bandy lava lamosina io e :-$!
tsy zatra mihanika havoana fa hé ty izy :-D:-D:-D
zay kou izy telo mitsam d manjenitra ery :-w
130. Valala
(
19/02/2008 10:24)
ainaheri:
ary mety ko we nitady valala:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D asa na firy no valala azony tao ambany tao
131. texe
(
19/02/2008 10:56)
kaiza kaiza e!
zao indray lety vao eto a? de aona tsara oe ny fambolena hazo tany a??? de ampio io sary io fa tsy ampy io e?
F anga tsy misy kil afa tsy ravato foana no tany e! nefa enoko to mba nilay iany e!
de ampio io sary io fa mandiny soa zay e!

132. ari.malala
(
19/02/2008 13:36)
texe, fa enao marina moa taiza t@iny fa ts naita anao tany za?:)
133. ainaheri
(
19/02/2008 15:56)
minnoa:
Salut daholo !
Aza atao resa-be kosa le nitady lame na valala e! lol, tsy maka lagy amin'izay manana eritreritra hafa, ireny tsy maintsy misy foana.
Tsy manao resa-be kosa na maka laginy fa mba misangy re eee,mba asina tsiky kely f'aiza d matotra sy imontotra be fona:lol::lol:
140. sasa
(
21/02/2008 04:46)
za iny sipa iny :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fijo vita mintsy e! am manaraka indray
fijo vita mintsy e! am manaraka indray