fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e

101. neo83 ( 14/02/2008 12:55)
Afabaraka le tratra nanondraka fa miseho amin'ny internet ny vatany. hihihi.
102. ari.malala ( 14/02/2008 13:20)
tess, aty amko mis sarin' ny paparazzi fa ts azo avoka fa manjary manakorontana fiarahamonina:-P
103. ari.malala ( 14/02/2008 13:42)


ts mety ngeza fa mba misairaha miklik nareo d miangeza ity e par contre ity mazava tsara

104. thiel ( 14/02/2008 14:44)
Tena sao dia izaho aloha izany nomenao tsikera izany ry Angotiko â! Precise-o tsara ilay olona fa raha izaho izany dia manana ambara tokoa saingy ny fiarahana no zava-dehibe.Izany anie no hifaneraserana ê!Milay foana io fa izaho dia handeha foana raha mbola afaka.Tsy natao ho vato misakana izany rehetra izany angamba,ok? COOL foana ôa:wink:
105. angotiko ( 14/02/2008 16:29)
thiel: tsy azoko ny tianao ambara, enao aza raha azoko tsara tsy d tao amin'ny be sy ny maro fa toa tany anaty fiara d avy ... fa raha ianao moa no maahtsapa tena no izay d asakasakao satria voarara ny lalana eto ny manoratra anarana, fanamarihina ny ahy no nataoko an, dia avereno vakiana tsara alou ny zavatra soratako ao
voavaly angamba ny fanotanianao an
106. angotiko ( 14/02/2008 16:35)
MCZ: dray kosa ao maba fihino tsare eo mou fa voafihinao za eh mdrrrrr
d bisous be rora mifotetaka be sady misolika enao eh,
asaivo tonga eh, za samedi no tena ao, dia ny hariva fa za manao zavatra hafa aty ivelany, fa mpiasa daholo ny ao, rehefa tonga ao ry zareo d itady ny madamanareo we fa tsy fantatry ny mpiasako ao izany agotiko zanyyy hihihihi
zay fa dia amin'ny manaraka indray eh
bye d bisou
107. lo ( 14/02/2008 18:37)
manao inn ary io ol io e

108. ainaheri ( 14/02/2008 18:43)
Ngah d tsy azo nalefa msg privé lay izy lol ry angotiko,za ko refa mitady anà nareo antanio lay soferako iny ataovy we aiza lamose fa tsy hainy ainaheri zany:-D:-D:-D
109. zamanoro ( 14/02/2008 21:05)
Tena nilay nama le izy an
Tsy misy fambolena intsony ve amin'ity taona ity?
110. fijo ( 14/02/2008 22:07)
tywa an,ao fa rehefa azo hialofan ale hazo dia hoany aho e;
111. ainaheri ( 15/02/2008 03:38)
lo,mitady lame izy zany sa manin:?::lol:
112. Valala ( 15/02/2008 04:29)
lo mety mitady lame marina angamba izy koa?
ravatorano :-D:-D:-D:-D:-D
113. ainaheri ( 15/02/2008 06:18)
ary mety ko we nitady valala:-D:-D:-D
114. thiel ( 15/02/2008 07:46)
Mba préciser-o kely hoe ilay olona ry angotiko,sao mantsy dia izaho izany asianao resaka izany satria mba mety hanan-kambara koa ny tenanay saingy tsy izany no olana fa ny fiarahana no zava-dehibe ê.Milay foana io.Misy antony angamba ao matoa maka sisiny fa tsy misy hifandraisan'ny ankizy ato @ sera2.Izaho aloha dia handeha foana raha vao afaka. Samy manana ny fomba fijeriny io ê!Aza hasarotina ny fiainaina fa manja foana,ok? Misaotra anao aloha nananika ny havoana na dia tsy tonga aza satria nentinao am-pitsikiana foana ilay revy:wink:
115. thiel ( 15/02/2008 07:59)
Aza dia ampiana sira loatra ilay"mitokatokana".Hanantony izy dia resaho fa mino aho fa tsy araky ny eritrerinao ny toetrany.
116. thiel ( 15/02/2008 08:20)
Voaraiko ny hafatrao fa dia miala tsiny ary ê!Ataoko partenaire ianao @ manaraka:D
117. angotiko ( 15/02/2008 10:17)
thiel: tsy haiko angamba ny miresaka aminao, fa izaho vaovoa ndray ve no tokony anaontany aza, fa tsy olona tranainy ve no tokony hitakosona amin'y vaovao sa ranon'ikopa ka tonga namana vao mavomavo,ra za ny efa tranainy tao an, haiko tsara ny mandray ny vaovao fa tsy hitokatokana, maninona koa moa ra asina poivre sy carry eh
118. angotiko ( 15/02/2008 10:19)
ainaheri: privé ahoana eh, eto ilay olona no miresaka amiko, tsy haiko we privé aiza ary zay no hiresaka, tsy azoko mitsiny, za kou angamba vahiny d tsy mahay fombafomba eto kou, azafady aminao aza raha tsy nety fa d atoroy we aiza le privé
119. ainaheri ( 15/02/2008 10:57)
angotiko,aoka zao refa tsy itan'i toi zany lay izy ee,asio tsiky fotsiny de voavoly ny hazo e:lol:
120. Darlin ( 15/02/2008 11:10)
salut daholo,

Misala-tsiny fa izao vao afaka mandalo eto fa betsaka ny andraikitra ato ampiasana ka sahirana be e!

Fa dia misaotra betsaka t@ ireo tatitra e! fa aiza ny sary sasany e!

NIlay ry zareo iny dia iny ka! sa ahaona?
kiss mamy b daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937