fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e

1. lo ( 10/02/2008 05:23)
nahafinaritra...

fampianarana kely aloha mba hahavanona ireo hazo hovolena


dia avy eo nianika an'i lovohitra :




...mbola hitohy...
novalian'i Darlin ny 14/03/2008 20:01
2. angotiko ( 10/02/2008 07:02)
miarahaba
nafinaritra aloha ny tany amin'ny fambolekazo na dia teny antenatenandalana aza ny tenanay d niverina satri d fiakara mideza zay mahagaga,

HO ANAREO ZAY NAKA SARY DIA MBA:
iangaviana mba fidifidiana le sary avoaka, IZAHO ANGOTIKO aloa dia tsy tiako avoaka ny sariko, misatra mialaoha

ny ambiance alou d nafinaritra, d za faly nahita ny salovatavan'i ravatorano, saingy tsy nisy moa ny cousre gony nefa saika hoe hanao.
3. angotiko ( 10/02/2008 07:54)
tsy tsara sy ny mahafinaritra ihany kou aloa no voatery ho soratana eto angamba fa mba misy ihany ny zavatra hafa mba tiana ho lazaina
asa tsy haiko aloa hoe mba misy fitsipika mifehy ihany ny ve ny eto amin'ny serasera rehefa mivoaka tahaka ireny
izaho aloa izao vao sambany mba niaraka nivoaka na nanao fety niaraka tamin'ny serasera, izaho aloa nahatsapa fa tsara be ny ambiance sy ny fifakahitana tany saingy mba nisy indro kely hoy ny mpandrafitra fa nahagaga ahy ahy sady nahavariana ahy tao an, misy manambonimbony tena, ary tsy izaho irery no nahatsikaritra zany fa nisy hafa koa, ary ny ankizy sasany aza niteny we efa fombany, raha nisy filazana nataon'ny president teo we ny sakafo rehetra dia avoaka aty daholo, efa nisy ny latabatra natokana ny ho amin'zany teo, nisy anefa ireo sasany zay tranainy tsy nanaraka izany fa nitokana tery amin'ny sisiny, izany hoe tsy nifangaro tamin'ny amin'ny be sy ny maro fa ny azy ihany, tsy hay hoe aminareo zay mamaky eto we mety ve izany, rehefa we fiarahana dia fiarahana na inona io na inona dia tokony ampiseho hatrany we miary hina eh, fa ny maha anao anao tokony hajanona any antrano daholo,fa rehefa we fiarahana dia fiarahana ho an'ny rehetra, ary isika efa tranainy tokony ho fitaratra ho anay aty aoriana, mba ho modely eh,
tsy dia misy inona akory fa fanamarihina ny ahy iny fa dia variana sy gaga ho an'ireo tranainy vitsivitsy
misaotra eh
4. angotiko ( 10/02/2008 07:59)
glou: misoatra fa d nafinaritra eh, izaho alou d be vazivazy sy hanihany otran'ireny eh, mba manalaza azy fa mifety eh, tsara ny ambiace fa dia handeha foana raha fantatra mialoha eh

ravatorano: tena faly nahafatatra ny salovatavanao moa ary tena faly tokoa fa nahafinaritra ny fiarahana, faly na de tsy nobabenao azy niakatra teny ambony teny kou hihihihi

lo_: niezaka wa eh, misoatra eh
5. ainaheri ( 10/02/2008 09:17)
[b]Angotiko,saotra t@ tatitra,io mo atao aona fa samy manana ny toetsainy ny tsi11,ny alehan'ny sasany any tsy dia ilay fihaonana lotra fa idedaka sy isekoseko,ary ny mampalahelo d ilay toetra tsy mety miova,na ny sasany aza efa nitaraina noho ny toetrany,@ manaraka otran'io ho an' mpikambana ato zany refa misy tsy zaka ka tsy sahinareo ny hiteny azy mivantana d aza aseo ny psnao fa tonony eo kosa ny azy mba ho tongavany saina tsara,ampiasao ny mangarahara,heureusement aza fa miaraka fiara 1 daholo sinon RNS 2
6. badouda ( 10/02/2008 09:35)
:lol::lol::lol: Faly tokoa mamaky ny tatitra. Misaotra anareo izay naka sary. Ho hampidiriko ao @ album'ny Serasera ireo sary ireo. Dia mankasitraka anareo rehetra....=D=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^Mandram-piresaka indraaay:lol::lol:^:^^:^^:^=D=D=D
7. endrika01 ( 10/02/2008 10:24)
dia tena tsara tokoa lay toerana,sady ireny zao tena ilaina hampilamina ny saina,mifoka rivotra madio,mijery ny hankaton'ny zava-boahary manodidina,lohasaha sy havona mitandavana!!!!!!(l)Vetsovetson'ny tsy mba nandha io é,

Fisaorana mitafotafo hoan'ny namana rehetra nandeha é,tsy ho mena intsony ny Nosintsika fa ho Maintso ndray!!!!de enga haniry tsara dôly ny zana-kazo mba hisy ialokalofana rehefa... =))=))antitra!!!!!!

Misaotra,ô!(l)
8. Robert ( 10/02/2008 13:54)
Tsara sy mahafinaritra tokoa izany ezaka vita-tsika Namana serasera.

Fa oviana indray ny fotoana hiarahana miverina eny hijerena sy hikarakarana ireo zana-kazo voavoly? (ohatra hoe: manadio sy manisy zezika)

Misaotra ny rehetra..
9. tess ( 10/02/2008 15:57)
hummmm mafinaritra foana e! tohizo fa tsara ry namana dago! nareo ao kosa aloha de mahay miray hina mitry an! kissss doly

lo: merci tam sary an:wink: hojereko eo ndray raha mbola tena tsy anaty lista ny sary ny paparazzi iraika io:°)
10. tess ( 10/02/2008 16:00)
angotiko: marina aloha izany e! rehefa hoe miaraka dia mba miaraka dool fa tsary voako koa io mitokatokana io anefa fa atao akory izy aza izany efa tranainy no izay no reviny de ny fambolenkazo no zava dehibe sa ahoana????:wink:
11. tess ( 10/02/2008 16:03)
ainaheri: try azo atao ny manonona ps fa tasiô ah! sinon voafafa ny dinika ray manotolo hono.....;-):°)
12. ainaheri ( 10/02/2008 16:24)
tess;hay ve ee,za tsy nahalal fa ny ahy ny mangaraharano tadiaviko,aza tononona ihany hono zanyreto fa maty eto tsika,asio tsiky d ampy :lol:
13. lo ( 10/02/2008 17:14)
tohiny kely aloha

14. ainaheri ( 10/02/2008 17:25)
Saotra lo aa,mahafinaritra ,alefaso fa zay vonona ny hijery fona
15. angotiko ( 10/02/2008 17:37)
ainaheri sy tess : zany mitriny eh, fa za koa anie ka tia mangarahara eh, fa zao no olana, raha olona maivadoha za na ny ankizy hafa d mety tsy handeha intsony amin'ny manaraka, izao mantsy: za anie vao sambany mba nadeha tamin'ny fiaraha n'ny serasera eh, d zany nefa ny zavatra itako tany d mety ho kivy za d tsy handeha, fa zany aloha tsy ahasaka ahy tsy handeha eh, za zao d mandeha foana raha fantatra mialoha ka tsy misy ny sampona, fa zaho sahy miteny ka, za tsy mahay miatsara velatsihy fa tonga d miteny mivantana aho, fa za tamin'iny fambolekazo iny tena mbola nandinika sy nijery tsara we ahoana marina zany serasera zany , tena mifanerasera tokoa ve?
dia misaotra nareo roalahy aloha manambony ny moraly eh,
16. endrika01 ( 10/02/2008 18:38)
Mety mba saro-kenatra kosa ry zareo fa tsy nanambony tena,na koa we ny namana vaovao no tiandry zareo ho teste-ny we mba asiana manao batemim-pihaonana,zany we ny vao2 no misadapita volou!Mba manao premiere pas kely mba hapitovy ny tadindokanga hoatr\'izay foana ny ahy no fanaoko refa misy fiaonana ireny,na tany am-pianarana na tany @sikouty,na @le fiaonam-bé ny I.K-V.K ,zah talou mitokatokana fa saro-kenatra de lazain\'ny namako fa miavona,manambony tena sns de niezaka aho tonga de le mahay mandray vahiny sy tsy miafahafa ireny,de refa avy eo zah voafosa we tsy ampahafiriny de hoy aho we,handroso maty renibe!Hiemotra maty raibe !Akory atao fa dia revena manja! tsiky de ampy!
17. nandrianina1 ( 11/02/2008 02:08)
hummm, nafinaritra iz zany, de tohizo ihany le diapo ry lo a!
18. lo ( 11/02/2008 04:03)
...hay moa za ko tranainy o?... :? ...misy hosainina ry angotiko a, misaotra tsy nisalasala nanome tsikera hampandroso lalandava ny fikambanana e :wink:
19. ainaheri ( 11/02/2008 04:10)
endrika01:

Mety mba saro-kenatra kosa ry zareo fa tsy nanambony tena,na koa we ny namana vaovao no tiandry zareo ho teste-ny we mba asiana manao batemim-pihaonana,zany we ny vao2 no misadapita volou!Mba manao premiere pas kely mba hapitovy ny tadindokanga hoatr\'izay foana ny ahy no fanaoko refa misy fiaonana ireny,na tany am-pianarana na tany @sikouty,na @le fiaonam-bé ny I.K-V.K ,zah talou mitokatokana fa saro-kenatra de lazain\'ny namako fa miavona,manambony tena sns de niezaka aho tonga de le mahay mandray vahiny sy tsy miafahafa ireny,de refa avy eo zah voafosa we tsy ampahafiriny de hoy aho we,handroso maty renibe!Hiemotra maty raibe !Akory atao fa dia revena manja! tsiky de ampy!


Raha ankizy samy ankizy(ilay voatavo tsy mifandrak ireny) marina io voalazanao io,fa raha samy lehibe kosany angambany atoko tokony hifandray @ zay namana vao tonga ry zareo,tsy misy idiran'ny sarokenatra zany,bien au contraire ,ianao nandé irery zay mbola tsy nahafantatra ny gauche sy droite no tokony sarokenatra fa tsy ilay efa tranainy tao,io otranao miditra ecole vao² iany,ny tranainy mo miezaka mandray ianao ko vonona hi s'adapte;fa tsy TONGA NAMANA VAO MAVOMAVO akory

Angotiko,tsy zahay 2lahy zany ka,i tess sarimbavy fa za là:-D:-D
20. naritsimba ( 11/02/2008 04:59)
Miarahaba ny namana rehetra indray.
Mankasitraka sy mankatelina ireo namana izay tonga nanatanteraka ny fambolen-kazo t@ iny taona 2008 iny. Ialana tsiny fa tara ny tenanay vao tonga tany noho ny andraikitra mbola sahanina eo @ asa, na izany aza tsy manadino ny namana serasera akory. Raha tsy misy fotoana mifanindry @ aty am-piasana dia mandeha foana ny tenanay.
Mirary soa daholo.
naritsimba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3011