fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e

21. sasa ( 11/02/2008 05:06)
Dia misaotra antsika isika e! misaotra an'i angotiko ihany koa amin'ny fanamarihana rehetra.
Tsiky dia ampy :wink:
22. ikaretsaka ( 11/02/2008 05:21)
aza asianao an'izany mitsitokatokana izany wa
23. lo ( 11/02/2008 05:58)
fa io ko zany otrany efa reflexe normal amin'ny olombelona matetika e, raha vao mihabetsaka ny olona ao anatin'ny vondrona iray dia misy tendance kely an'izany foana hoe misy efa zatra miaraka, soa ihany fa misy ny mpitarika sasany mahay mandray sy mampahazo aina ny vaovao, soa ihany koa, ary hisaorana azy ireo izany, fa mora mifandray aman'olona koa ireo vaovao fa tsy miavona...mankasitraka e
24. Vitsikakely ( 11/02/2008 06:15)
Firaisankina ô firaisankina,zé mitambatsa vatouu
25. xxx ( 11/02/2008 06:53)
nahafinaritra kosa ry zareoilay teny @tendrombohitra namboly hazo sady afaka tsara mihitsy ny toaka sady mahafinaritra ny mahita ny tovovavy misariaka amin'ny namany sy ny manodidina azy e.
ory Ralinjo o ,milay leisiy ilay reven'lah sy le kofa akamanialhy iny kle ary elisany kay efa mpnavazo mihitsy fa mody gisa be sady ianao kay mahay mitana angady be ,hita mihitsy oe tambanivohitra.Mahafinaritra leisy bandy akama dia mba antsoy izahay rehefa misy progany manokana fa ho avy e. izaho ihany leisy ilay bandy b volombava a dia efa kopy ilahy e
26. tsoupou ( 11/02/2008 06:57)
Manao ahoana daoly e,
Za vo eo mitsy no nanoratra tam zoky Ravatorano mba naika hijery ny sarinareo tany, kay efa nisy bedabe ato.
Za dé tena tsy afaka na efa nanao lasantsy ny ho any aza e, ny marainan'ny Asabotsy za vo tonga teto Tanà dé reraka iany na dé mba te hamboly hazo aza e, mbola nampian'ny oran-doza be ko dé aleo tonga dé nilamina e.
Misaotra anareo tany e, ny fiezahanay tsy mba tany no hatao misimisy kokoa fa raha ny anareo dé mendri-piderana tokoa.
MISAOTRA E ^:^ ^:^ ^:^
27. mimich ( 11/02/2008 06:59)
miarahaba sy mankasitraka ee!!!

iangotiko> efa nambolenay ny zana-kazo ndry ka!!!.

Ny tena nahafinaritra ahy tamin\'iny fambolen-kazo iny aloha dia ilay fitsinjaran\'asa eee.

1- ekipan\'ny mpitady lavaka (ravatorano no chef d\'équipe)
2- ekipan\'ny mpandavaka ( tarihin\'i Lo )
3- ekipan\'ny mpanataka (miaraka amin\'i glou)
4- ekipan\'ny mpitatitra zana-kazo
5- ekipan\'ny mpampiditra anaty lavaka
6- ekipan\'ny mpanitsaka (tarihin\'i avylavitra)
............de ekipan\'ny mpanao PV (lol!!!)

Ireo \"zazalahin-drano\" koa tsy hadino

400 ny isan\'ireo zana-kazo novolena . asa hanao ahoana???

lo > za tsy mahita sary fa efa hainao ihany ny fijalianay am zao.
28. endrika01 ( 11/02/2008 07:01)
ainaheri:
endrika01:
Mety mba saro-kenatra kosa ry zareo fa tsy nanambony tena,na koa we ny namana vaovao no tiandry zareo ho teste-ny we mba asiana manao batemim-pihaonana,zany we ny vao2 no misadapita volou!Mba manao premiere pas kely mba hapitovy ny tadindokanga hoatr\\\'izay foana ny ahy no fanaoko refa misy fiaonana ireny,na tany am-pianarana na tany @sikouty,na @le fiaonam-bé ny I.K-V.K ,zah talou mitokatokana fa saro-kenatra de lazain\\\'ny namako fa miavona,manambony tena sns de niezaka aho tonga de le mahay mandray vahiny sy tsy miafahafa ireny,de refa avy eo zah voafosa we tsy ampahafiriny de hoy aho we,handroso maty renibe!Hiemotra maty raibe !Akory atao fa dia revena manja! tsiky de ampy!
Raha ankizy samy ankizy(ilay voatavo tsy mifandrak ireny) marina io voalazanao io,fa raha samy lehibe kosany angambany atoko tokony hifandray @ zay namana vao tonga ry zareo,tsy misy idiran\'ny sarokenatra zany,bien au contraire ,ianao nandé irery zay mbola tsy nahafantatra ny gauche sy droite no tokony sarokenatra fa tsy ilay efa tranainy tao,io otranao miditra ecole vao^2 iany,ny tranainy mo miezaka mandray ianao ko vonona hi s\'adapte;fa tsy TONGA NAMANA VAO MAVOMAVO akory Angotiko,tsy zahay 2lahy zany ka,i tess sarimbavy fa za là:-D:-D
Tena mahavelom-bolo tokoa raha io voalaza io ambony io no ihezahany namana rehetra atao,raiso am-pitiavana be zahay vaovao,dia ny vaovao koa aoka tsy ho malailay fonosana é,dia hilay be ny fihaonana manaraka é!Tena tsara be daôly le sary!
29. endrika01 ( 11/02/2008 07:01)
ainaheri:
endrika01:
Mety mba saro-kenatra kosa ry zareo fa tsy nanambony tena,na koa we ny namana vaovao no tiandry zareo ho teste-ny we mba asiana manao batemim-pihaonana,zany we ny vao2 no misadapita volou!Mba manao premiere pas kely mba hapitovy ny tadindokanga hoatr\\\'izay foana ny ahy no fanaoko refa misy fiaonana ireny,na tany am-pianarana na tany @sikouty,na @le fiaonam-bé ny I.K-V.K ,zah talou mitokatokana fa saro-kenatra de lazain\\\'ny namako fa miavona,manambony tena sns de niezaka aho tonga de le mahay mandray vahiny sy tsy miafahafa ireny,de refa avy eo zah voafosa we tsy ampahafiriny de hoy aho we,handroso maty renibe!Hiemotra maty raibe !Akory atao fa dia revena manja! tsiky de ampy!
Raha ankizy samy ankizy(ilay voatavo tsy mifandrak ireny) marina io voalazanao io,fa raha samy lehibe kosany angambany atoko tokony hifandray @ zay namana vao tonga ry zareo,tsy misy idiran\'ny sarokenatra zany,bien au contraire ,ianao nandé irery zay mbola tsy nahafantatra ny gauche sy droite no tokony sarokenatra fa tsy ilay efa tranainy tao,io otranao miditra ecole vao^2 iany,ny tranainy mo miezaka mandray ianao ko vonona hi s\'adapte;fa tsy TONGA NAMANA VAO MAVOMAVO akory Angotiko,tsy zahay 2lahy zany ka,i tess sarimbavy fa za là:-D:-D
Tena mahavelom-bolo tokoa raha io voalaza io ambony io no ihezahany namana rehetra atao,raiso am-pitiavana be zahay vaovao,dia ny vaovao koa aoka tsy ho malailay fonosana é,dia hilay be ny fihaonana manaraka é!Tena tsara be daôly le sary!
30. xxx ( 11/02/2008 07:05)
Roboka t@ilay fanentanana ny tenako dia nadeha satria hono oe akama milay daholo ny any e dia izao,Milay ilay izy raha ohatra oe nivoaka an'iarivo fa saingy ilay ambiance no tsy nahafa-po satria ny sipa ve otrany mifangaringarika sy mifampifosa sady otrany mitsitokatokana nefa izay mba namana vaovao, Ny presentation moa izany dia tsy mba nisy akory di anifampijerijery teny fotsiny dia aiza ho aiza amin'ireny ny andraikitry ny prezida sy ny mpiaraka aminy nefa ny tanjona angamba dia oe hampiray , Aza tezitra raha miteny izany aho fa mba raiso ho fanatsarana e fa raha ny fijeriko aloha mihena ny lanjan'ilay namana serasera e tsy araky ny lazana nahenoko azy hatra@ izay fa raha otran'ireny otrany tsy mampazoto intsony e.
Ary izay ilay bandy nisotro beks rery tery @ tohatra iny le, milay ny revenlery e, raha haiko iny dia mba nanantona teny mba nitafa ny tenanay
31. hjeykey ( 11/02/2008 07:15)
Ary tena mafotaka be kou alou zany vakansy serasera tany majunga zany tao @ karanay e. betsaka ny tapatsinay :-D
32. tywa68 ( 11/02/2008 07:31)
tena mahafinaritra ny maheno anareo namboly hazo 400 be zao ! misaotra anareo nazoto nanokana fotoana @izany asa soa ho an'ny tanindrazana zany e :-*:-* d misaotra koa @ sary e :wink:

Aiza ilay tranainy nitokana mba hiteny ny tena antony nisitahany e ? natsiro be angaha ny laokanareo d tsy te-hizara :-D:-D:-D
33. nirijimka ( 11/02/2008 08:23)
hummmmm, zany an!
za aloha dia miala tsiny raha tsy tao mintsy t@ iny indray mitoraka iny fa tsy salama e!!!!!!!
gaga sy talanjoan angamba ireo namana ef amahalala ahy fa tena sady tsy be teny za tany no tsy nananihnay no tsy nandihy... tsy fidiny e! .. TSY HO SITRANA EO ANGAHA ZA!
lo_
34. ravatorano ( 11/02/2008 09:26)
tonga ary za an !

Nananao ahona aloha ny havizanana ?

Feno fisaorana anareo namana rehetra tonga teny Lohovohitra niatrika ny fambnolena zana-kazo (ravintsara) izay niisa efajato tamin'ny asabotsy lasa teo iny.
Isaorana ilay Mpahary izao tontolo izao fa nataony tsara ny andro tamin'iny ka afaka nanatontosa ilay zava nokasaina isika rehetra tonga teny.=D=D=D
Isaorana ianareo satria na nanao fanentanana mafy aza ny mpikarakara dia tsisy dikany izany raha tsy tongfa tany nareo,isaorana nahafoy andro fotoana tokony nanaovanareo zavatra hafa:-* .
Isaorana ianareo efa mpandeha (lémemitety) ary koa tena isaorako eto ianareo namana izay vao tonga teny tamin'iny fotoana iny fa nahafinaritra ny fiarahana.
Mromaroa ny tahak'iny é ! =D=D=D=D^:^^:^^:^
Isaorako manokana koa ianareo rehetra nampiseho toetra nafinaritra fa tsy mbo nisy korontana izany na dia kely aza teny fa nilamina sy nizotra ara dalana ny fiarahantsika namana rehetra e !=D^:^^:^
Ny manao zavatra moa dia tsy mora ary marina ny fanamarihana nolazain'i angotiko (aza mataatsa fa ho babeko amin'ny manaraka).Marina ny voalazan'i lo_ eo amin'ilay resaka tendance fa tsy idirako lalina iny fa ny hahatsara zavatra no tena ilofosatsika ka samia mandray izay tandrifiny azy aby na ny mpikarakara na isika namana rehetra tonga teny fa tsy ranon'Ikopa akory isika ka tonga namana vao mavomavo ! moa manakory izay !:wink: !
Mba tiako ho valiana fotsiny ilay hoe tsisy presentation : sao dia tsy teo i xxx tamin'ny nanaovana izany fa lasa nividy THB50eme anniversaire tary ambany ka tara fa nisy tokoa ilay fampahafantara araky ny mahazatra sy fomba fanaotsika isaky ny misy fihaonana ohatran'ireny !
iza moa aloha i xxx e !:-D:-D:-D !

Mankalaza e

35. watafon ( 11/02/2008 09:33)
lo_: misaotra lesy t@ le sary an!
angotiko : tsiky ihany wa d ampy e! vita vakisiny enao zay ange e! :-D:-D:-D
36. ravatorano ( 11/02/2008 09:48)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/17841-andranovel.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_17841-andranovel.jpg[/IMG][/URL]

santionany izany e !
:wink:
37. ravatorano ( 11/02/2008 09:50)
tapa doha lery kle !
diso dimension njay za kle !
fa efa izy e
:-D:-D:-D:-P:-P
38. angotiko ( 11/02/2008 10:05)
misaotra betsaka nandray ny fanamarihina kely eh, tsy hoe sanatria inona akory fa mba entina hanatsarana ny zavatra fihaonana sy ny fiarahana amin'ny manaraka, satria angotiko dia vonona ny handeha foana raha mahafantatra mialoha,

ravatorano : za manamafy fa nisy tokoa ny presentation tao, satri moa nisy angotiko anakiroa tao hihihihi zany moa ravato ô, za moa babenao amin'ny manaraka ô

watafon: misaotra e, za efa ela no vita vaksiny ka fa mba mijery fotriny lol mdrr hainao ihany betise eh hihihi

glou: misaotra eh fa tena nafianritra tokoa ny tany eh, glou ô aza adino ny rallonge amin'ny micronao amin'ny manaraka fa tsy heno mitriny ny feonao ka hany ka tsy naheno i xxx we nisy presentation tao kou

mimich: fiasaotra aki tamin'ny namboly ny anjarako ah, misaotra fa manana namana tokoa hihihi, eo fa hiezaka amin'ny manaraka eh

39. angotiko ( 11/02/2008 10:12)
endrika01: aiza zany sarokenatra zany, ny taloha ndray ve no ho menatra mba zay vaovao ahay, tsy edikevitra tsony zany fa d ny amin'ny manaraka na izaho na ianao na iza na iza samy hanajanona ny mbomba azy any atrano fa itovy daholo vao tonga any aminn'y fety sy fihaonana eh, sa ahoana hoy ianao,
efa nilay aloa iny ny fiarahana fa ny amin'ny manaraka mbola atao milay noho iny eh, fa dia isaorana ireo mpikarakara indrindra fa ny president eh,
:lol::°)

ainaheri sy tess ahaoana tsara hoy ainaheriiiii, nareo aza samy lehilahy kou
40. lo ( 11/02/2008 10:20)
humm mahafinaritra e, tsikera hahatsara zavatra daholo izany raprezy aa
ny sary aleo rahalina indray za manampy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3249