INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:

1. endrika01 ( 28/01/2008 12:02)
Ity lohahevitra ity moa ry namako, dia somary nanahiran-tsaina kely ahy ihany satria atao any @lhhvt Fiaraha-monina tô Kolontsaina,atao eto tô Fiaraha-monina.Ny tiko ifampizarana @namana dia ity:IZA NO MANOMÉ NY ANARAN-TANANA?Na VOHITRA IRAY?nisy antony ve sa we noforoporonina fotsiny?Ohatra:Anosivolakely>le izy anefa tô tsy Nosy akory,kely vola miditra ve ao @lay toerana?Eny é samy afaka manomé ny anaran\'ny faritra na vohitra misy antsika avy isika ,de mba tantarao raha fantatrao ny antony nanomezana ilay anarana é !
2. penina ( 28/01/2008 12:30)
Sao dia mba nisy taloha ny fiteny hoe "osy vola" fa efa maty ilay teny?
Tahaka ny vorom-bola, omby vola, voanosy vato volamena ... tsy haiko aloha e
Na mety nisy nosy kely ihany tany fa efa tototra.
Aleo ajanona fa sao dia tena lasa atsanga tsy aman'orana eto.
3. ikaretsaka ( 28/01/2008 15:19)
manitsaka (manosy) vola kely hono ka!

t@ andron'ny menalamba dia nisy ireo misionera zezoita (ry jacques Berthieu t@ iny faritra iny)
dia toa hoe mitazona ody hoe ry zalahy menalamba dia rehefa mitady heo aiza no misy ireo mpombasy kristianina mpanaraka vazaha vazaha dia nisy bandy mpisikidy izany tany @ iny faritra iny dia manosy vola (asiana vola ao ambany kapa na/ kiraro) ) no mi declenche ilay sikidy sy ody fahalalana hoe lasa ary ireo akaman'ny misionera!

tapatapak'ahitra fanalana lalana t@ ireny zoky olona valala mpiandry fasana ireny fony nanao pelerinage tany no nahenoako izany fa za kao aza gaga
4. tsiambaratelo ( 28/01/2008 15:35)
Afaka manolotra toerana hafa ve ry endrika01.Tany Ambanivohitray nisy toerana tsy nisy anarana fa ny fokonolona no nanomé azy.Be dahalo manafika any,dorany ny trano,ny tanety ny alanalana mimoza,niafina ny olona tao @io vohitra io,tany ambanin\'ireny apanga ireny! Avotra soamatsara izy ireo,ary dia teo no nanomezany anarana ilay toerana hoe\"APANGABE\"
5. xxx ( 28/01/2008 17:45)
Anosy, Anosibe, Anosikely, Anosivolakely, sns fototeny iray ihany no iavian'ireo dia : hosy
hosy > tanim-boly, tanimbary, na koa Baiboho, sns.
vola : tsara, mahafinaritra, sns.
6. tsiambaratelo ( 28/01/2008 18:37)
Za klou tena matahotra,io toerana resahin-dry io é.
7. yonni ( 28/01/2008 21:38)
tsiambaratelo>8O

nga koa ianareo avy any n ambanivohitrareo! apangabe?
ary sika samy aviany an!:wink:
arabaina aloha w:-*:-*
8. penina ( 29/01/2008 01:01)
Ivandry -> iva andry

Tany amin'ny tanana izany taloha dia somary ivaiva ny tranon'olona eh
9. penina ( 29/01/2008 01:03)
xxx:

Anosy, Anosibe, Anosikely, Anosivolakely, sns fototeny iray ihany no iavian'ireo dia : hosy
hosy > tanim-boly, tanimbary, na koa Baiboho, sns.
vola : tsara, mahafinaritra, sns.


Anosibe> tanim-boly tsara be hahaha, nefa feno fotaka, dia lasa baiboho, baiboho mahafinaritra be hahaha
dain
10. ikaretsaka ( 29/01/2008 03:09)
Vinaninkarena: ????
11. Vitsikakely ( 29/01/2008 04:49)
ikaretsaka:
Vinaninkarena: ????
Tsy lavitra ny V
12. Vitsikakely ( 29/01/2008 06:25)
Refa nataon fokonolona ny vinavina dia hitany fa mety hahazo harena eo @io vohitr'io ry zareo ozy Vitsikakely
13. ikaretsaka ( 29/01/2008 18:01)
resaka vinany vinavina tokoa angamba fa tsy ilay Vinany le hoe fihaonan'ny ranomamy sy ny ranomasina
14. Rasiligaoma ( 30/01/2008 06:22)
Ary eo
Ambavahadimangatsiaka ve dia tena mangatsiaka tokoa?

Tsianolondroa: iza sy iza no tompony dia te ho an'iza?

Antsakaviro: inona ilay hoe "viro" dia maninona izy no "sakaina"?




15. endrika01 ( 30/01/2008 08:40)
Ary ny Ambodin\'Isotry,aii,Isotry mantsy é,kay mou tsy azo atao ny manasaraka anaran-tanana,afatsy ny nosy ihany(Nosy Be,)any avaratrin\'ny Nosy.
16. vahiny2004 ( 30/01/2008 08:49)
ikaretsaka:

resaka vinany vinavina tokoa angamba fa tsy ilay Vinany le hoe fihaonan'ny ranomamy sy ny ranomasina



Vinany = fihaonana (tsy voatery hoe fihaonan'ny rano foana)
fihaonan'ny harena , angamba tsena be teo taloha , ka nihaona teo ny harena avy any atsimo sy avaratra
17. endrika01 ( 30/01/2008 09:00)
Rasiligaoma:
Ary eo Ambavahadimangatsiaka ve dia tena mangatsiaka tokoa? Tsianolondroa: iza sy iza no tompony dia te ho an\'iza? Antsakaviro: inona ilay hoe \"viro\" dia maninona izy no \"sakaina\"?
Tsy fantatro lay toerana lazainao fa soso-kevitra ny ahy ity\"Ambavahadimangatsiaka\">Mety ilay toerana fijorojorona,fiandrasan\'olona,na fiandrasana fiara mpitantitra ohatra,dia jihitrin\'ny hatsiaka ireo olona ireo TEO AM-PIANDRASANA ,hoatrantsika lay miantsoantso ambavahady dia tsy vohain\'ny tompon-trano fa miandry mijajirika eo (Ambavahady mangatsiaka).
18. endrika01 ( 30/01/2008 09:17)
Rasiligaoma>Antsakaviro,ny \"sakaviro\"any ambanivolo any dia ilay tsilo mandrangotra be ireny,hoatran\'ny framboise ,na framboise sauvage,ireny tsy maintsy \"sakasakaina\"vao mahita lalana,sady mandratra no manorisary be satria rovitiny hatr@akanjonao.Ka hoy aho we mety be io voalazako io taloha lay toerana,na mbola misy hatramin\'izao!Tsy haiko alou é,mety misy antony hafa.
19. xxx ( 30/01/2008 09:46)

[center] hatr@akanjonao.Ka [/center]

[center] 8)
[/center]

20. booboo ( 30/01/2008 10:15)
hu hu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3208