INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:
81. tsiambaratelo
(
11/03/2008 09:40)
Mbola misy fanotanian\'ny namana momba ny nanomezana ny anarana we ANDOHALO.
83. ikaretsaka
(
11/03/2008 21:09)
tsiambaratelo>
Adohalo = andohan'ny Alo: eo no manafatra ireo mpitondra hafatra sy maramilan'andriana ho any anaty rova

soanja:
Ny atao hoe : Alo aloha dia fiampitana na fanafarana na mpitondra hafatra.
84. endrika01
(
13/03/2008 06:07)
Mahaliana koa izy izany,ka nisy antony daholo zany ny nanomezana ireny anaran-tanana na vohitra ireny!
85. Rasiligaoma
(
13/03/2008 06:13)
io Alo io no nahatonga ny hoe aloalo aloha ho an'izay kamo hijery ao ambadika
86. tsiambaratelo
(
16/03/2008 12:03)
Ary lay ANJANAMASINA ve ry reto anaran-tanana
sa anaran'ilay toerana fitaizana ireo marary saina.
mba mahaliana kely ahy fotsiny.:D

88. naughtyboy
(
24/03/2008 13:29)
vitsikakely>zafady fa ty misy valiny ka asa ra mety Tsiafahy zany mo tsy ny tananany gadralava anisany mafy indrindra ao dago:lol:
ny biby mo zany no azo afahy satria ilaina matavy tsara oh ny gisa,gana ,kisoa..fa ny jiolahy tsy mifaditrovana fehezina @ fomba mafy ndrindra tsisy lasa matavy zany ra tonga ao tsiafahy za manokana kalo tsy mbola naheno oul sahy nilaza oe: andeha hiala sasatra kely anafahy tena any tsifahy lesy za ato ato:-Dmbo eritreritra nena iny fa asa:°)

89. ikaretsaka
(
24/03/2008 22:54)
Sendra hitako t@ fampintsimpitinana thesen'olona tany ankatso izay ity:
ny Anjanamasina hono misy ifandraisany amin'ny Anjanahary
Mbola tsy voavakiko tsara hatr@ farany ny thesen'ilay olona : momban'ny Zanahary sy ny Zanamasina (ny mampitovy sy ny maha samihafa azy ilay izy)
fa ny azoko lazaina t@ ilay kely voavaky dia ilay hoe
Izay nahary=Zanahary
Izay nahamasina=Zanamasina (Possible ho pretren'i Zanahary)
ny tananan'i Zanahary=anjanahary
ny tananan'i Zanamasina=anjanamasina

90. endrika01
(
06/04/2008 12:52)
naughtyboy:
vitsikakely>zafady fa ty misy valiny ka asa ra mety Tsiafahy zany mo tsy ny tananany gadralava anisany mafy indrindra ao dago:lol:
ny biby mo zany no azo afahy satria ilaina matavy tsara oh ny gisa,gana ,kisoa..fa ny jiolahy tsy mifaditrovana fehezina @ fomba mafy ndrindra tsisy lasa matavy zany ra tonga ao tsiafahy za manokana kalo tsy mbola naheno oul sahy nilaza oe: andeha hiala sasatra kely anafahy tena any tsifahy lesy za ato ato:-Dmbo eritreritra nena iny fa asa:°)
misy toerana hafa koa nomena an'io we TSIAFAHY io,tsy haiko zay tena mba antony any akaikin'andraikiba n'Antsirabe,somary mianavaratra nandeha nanao pelerinage tany zahay!