INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:

21. endrika01 ( 30/01/2008 12:00)
xxx:


[center] hatr@akanjonao.Ka [/center]

[center] 8)
[/center]




Io ve?io an,tsy adresse mail,fa nitsorika tao lay teboka ry ika aa,(.)=))=))=))=))
22. endrika01 ( 30/01/2008 12:05)
booboo:

hu hu


booboo>zany avy any @ pôle nord:D
ka hoy ianao we hu hu,ny pere noel
anié no mpanonona anio é!alllez mba tantarao ny anaran-tanananareo ,zany an,

_ARIVONIMAMO
-MIARINARIVO

-TSIROANIMANDIDY

-TANANANARIVO?


MBA TIAKO HO FANTATRA ZAY MBA nahatonga ireny anarana ireny ,eny é mety mba hisy ho zarazaraiko @ zanako any aoriana!!!!(l)
23. tsiambaratelo ( 30/01/2008 12:42)
yonni:

tsiambaratelo>8O

nga koa ianareo avy any n ambanivohitrareo! apangabe?
ary sika samy aviany an!:wink:
arabaina aloha w:-*:-*



yonni> Apangabe ?aiza?mety hisy anarana mitovy!!
nefa na izany koa aza ,zah koa faly mahalala an'i yonni:-*
24. ikaretsaka ( 30/01/2008 14:23)
abolisatro kely..

voasaka "viro" ny akanjo dia rovitrovitra.....:-D:-D:-D:-D


passons
25. xxx ( 30/01/2008 17:18)
Ankadimbavy (tsy ilay any Fianaratsoa fa ao Antananarivo).

Tamin'ny nanafika tany Ambatomanga hono ry Andrianapoinimerina, dia nitondra vady. Indray andro dia reraka be ny Mpanjaka [misy resaka lava be :-P ]. Rehefa niverina tany dia nasain'ny "mpanolo-tsaina" (Hagamainty raha tsy diso aho) nijanona tao amin'ny tanàna iray mbola lavidavitra an'Ambatomanga ny vehivavy rehetra (sao misy reraka eo indray :-D ) Ao amin'io tanàna nijanonan'ny vehivavy io no antsoin'ny olona any an-toerana hoe Ankadimbavy.

Lovan-tsofina no nahafantarako izany, tsy haiko raha isan'ny tantara marina na voasoratra.
26. penina ( 30/01/2008 17:50)
Ampangabe:

Nisy ronono iray siny very hono teo amin'io toerana io. Dia mifanendrikendrika daholo ny olona. Dia lasa hoe Ampangabe ilay toerana.

Ambodikorofy:

Nisy rofia ngeda be naniry hono teo amoron-dalana amin'ilay tehezan-kavoana iny tsara. Dia teo daholo ny olona no maka aina alohan'ny hanohizana ny dia indray.

Ambiditsiry:

I Tsiry moa dia olo-nalaza tamin'izany androny.
27. Vitsikakely ( 31/01/2008 06:49)
tsiam/>Apangabe sa Ampangabe?Hi hi hi donc,Apangabe=niafenan\'ny fokonolona t@reo malaso.---Ampangabe=ampangaina ny fokonolona ho mpangalatra an le fika be ray siny!Hihi tena milay kah.
28. endrika01 ( 03/02/2008 12:27)
ka tena mahavariana sy mahalasa saina tokoa marina é.
indrindra mou rehefa misy havana tonga dia manotany:

Andray ,zany tokoa ve dia mba inona hono no
antony niantsoana ny tanana-nareo an'izany?

Tsy mbola nisy namaly le hoe

tananarivo >mety ho 1000 izany isan'ny olona
nipetraka tao volou é
Tsiroanimandidy>olona iray ihany zany no mpana-
paka tao é.
Arivonimamo>niara-nisotro zany ireo 1000 voalaza
teo ambony é
Miarinarivo>dia niara-nidola sy nianjera dia tafa
rina ihany avy eo.

=D=D=D=D=D=D=D=D:-w

29. endrika01 ( 03/02/2008 12:31)
MALAIMBANDY

AMPAMOIZANKOVA

AMBONDROMBE

BETAFO

TRITRIVA

ity farany ity no tena mba mahavariana ahy !Tritri>
inn le "tritri" de misy hoe "iva" ihany kou?
tena mba mahaliana marina asa?ianareo no tsy haiko hoe mba liana ihany koa ve 'sa izaho no tena tanavo kely!!!!!:lol:
30. ikaretsaka ( 03/02/2008 14:17)
Betafo: tsara tanimanga (argile) be iny faritra iny dia t@ andron'ny Norvezianina nanorina an'i Bira dia tany ny manao ilay tafo tanimanga.. anafoana ilay trano.

dia lasa nanao tafo tanimanga aby izy mianakavy dia lasa be tafo be tany
31. ainaheri ( 03/02/2008 22:09)
Vatomandry;ilay vatolampy otran'ny nosy zay misy coco maniry aminy!!
32. Vitsikakely ( 06/02/2008 05:07)
ainaheri:

Vatomandry;ilay vatolampy otran'ny nosy zay misy coco maniry aminy!!




33. endrika01 ( 06/02/2008 10:02)
Zah mou matetika manotany ireo Ray aman-dreniko foana.Hono wa ry Dad mba inona no antony hiatsoana ny tananantsika we:RAVAONINDRINA ?(lay any Manjakandrina io)dia valin-teny tsotra be no azoko,\"tsy azo itondrana kisoa hono,fady kisoa hono,refa mihinana henakisoa zany de mandro tsara alou,fa raha tsy zany dia mivadika any afara ny loha!De hoy aho we refa \"Andriana\"de tsy mahazo mihinana kisoa sns...De mbola tsy nahafa-po ahy mihits lay valinteny dia mbola tadiaviko hatr@izao!
34. xxx ( 07/02/2008 11:22)
Fa ry zareo eny "AMBODIMITA" zao no tokony hanome fanazavana momba ny fiandohan'io anarantoerana io...Ka mila rasaina ve ilay teny sa ahoana, ka raha rasaina dia inona no dikan'ilay "mita" mety ho saha, na koa ftt ny hoe avy am' hoe miampita. Aiza PR Siméon Rajaona hanazava na Rabenilaina na koa ry Turbo hitondra fanazavana. Maro be ireo anarantany mila itondrana fanazavana: Misy koa am'route Manakara " Ambodifanandramana"....ôtsan'ny hafahafa e, nefa za tsy de ratsy saina
35. endrika01 ( 07/02/2008 12:17)
xxx>Ambodifanandramana hihihi,ambody- Café angamba!
36. ikaretsaka ( 07/02/2008 15:29)
Rano sy honahona an'i Betsimitatatatra daholo iny Ambodimita iny letsy taloha ry XXX an
dia rehefa ho any ambohibao ialahy avy eny ambohimanarina dia eo no miandry lakana. satria eo no miamita mankary @ cote ilany

mita=miampita... mbola misy faritra mampiasa teny hoe "mita rano" mantsy ny miampita rano .

ny Fanandramana indray dia karazana hazo-na kafe zanatany na kafe sauvage tsy voakarakara dia lasa hazo maniry be .. dia kopy ialahy dia jereo iny fa misy hazo be izay ao dia fanandramana ny anaran'ilay hazo
37. xxx ( 07/02/2008 22:15)
misaotra lesy ry ikaretsaka a ! Aleo fa alefa am'Academie malagasy ny taratasy fandraisana ho mpikambana an'la...Ka tsy voatery miandry an-dry Prs Rajaona dia efa izy...Fa ilay " ambody " zany raha no inona sa mety tokoa hoe avy am' "mody" i.e " mody mita na mita mody " dia lasa notsorina hoe "Ambodimita"< a- m(b- fanatsaram-peo)odi-mita---> ambodimita : a : mpanodro, b sady tsofoka no manatsarafeo dia zay, fa mivoaka le z&avatra ...Ôtsan'ny ho tafaraka eny am'academie lesy tsika mitsamy
38. Vitsikakely ( 08/02/2008 07:12)
Hé hé héaiza njay ary ika sy ra-xxx zany iaho any ka tsa dakaoro!Tsa mbôla mazava , mananjana,hono wa é inona mou lna mou lé hoanjamana,hé hé héhé
39. xxx ( 08/02/2008 11:12)
Amin'ny faritra Ambatomanoina ( Nord d'Antana) iny misy hoe " Mangerimiakatra" fa dia arabakiteny ny tànana ambany toerana , ny toerampanaovana maloto somary ambony...fa tsy sanatria akory mitsingoloka.....gravy be, tsy azo alaina sary antsaina ...aoka itsy...ry vitsikakely momba kitay, fa mahasoso-trahy...aza miditra lalina fa aleo ho an'eny Ambohitsaina, sy Ambohidepona ny fandalinana be loatra...isika mananome lazadina; IKARETSAKA manko efa am'academie sampana linguistique,lery zao ny antenaina. kôzy
40. endrika01 ( 09/02/2008 14:19)
angamba kosa i Vitsikakely mba te hanandrana de
mody faninana eo,manadrana tsirona-café zany sao lasa adala eo an,xxx =))=))=))=))=)) tsy ratsy ngalou é,fa de mapalahelo kosa 'zany ry zareo any,tsy naleo afindra eny ambony ndray ny trano.




AKADINDRAMAMY toa tsisy hady akory eny é,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.317