INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:

61. tsiambaratelo ( 18/02/2008 17:40)
Tohizana ny dinika,ANDOHALO toerana manana ny lazany fa tsy tadidiko.Ary ny AMBOLOKANDRINA,AMPITATAFIKA,TSIMBAZAZA!(any Ambanivohitray misy loharano fatsakana rano,ery ambanimbany fanasana lamba!Tsy nisy anarany io toerana io taloha,misy lehilahy moana sendra nandalo!Nisotro rano teo @io loharano io,izy lay miboredika be iny lasa naheno sy niteny dia nomena anarana ilay toerana \"MAMPITENY\"tsy lavitran\'io \"ANIVOSAHA\"voahodidina voankazo,tanimbary,tamimboly...ny ao AMBOHIBARY koa tena tanimbary mitandavana ,mahavelom-bolo sy mahatonga aingam-panahy rehefa mahita ilay vary maintso mavana,indrindra moa izy lay efa hojinjaina iny!
62. ikaretsaka ( 18/02/2008 17:59)
fanazavana kely (Admin) izao ataonao izao kosa tsy mety ry endrika01 fa ianao ihany no mi contrarier ny tenanao.. na par principe fanajana olona fotsiny aza

ianao fa nanao xxx:
53.Mpandefa : xxx (endrika01) 17-02-2008 14:43:05 Lohateny : Re : INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE: ANTSIRABE hono araky ny filazan'ireo olondehibe tamiko dia tonga taty ampovoany ny ranomasina,efa nisitaka izy izao,ka zay angamba no nanomezan'ny olona azy anarana hoe be sira. dia lasa (ANTSIRABE)


dia avy eo ianao nanao hoe

54. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] () [ Ahitsio ] [ Fafao ] 17-02-2008 14:46:04
Lohateny : Re : INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:
ny anay indray tsy izany,fa ny notataraina anay dia
ny nahatonga ny boka,de nohon'ny fahabetsahan'ny sira,tao amin'ny tananana-Antsirabe,de lanin'ny dira we ireo olona ireo de lasa boka.


dia mahagaga hoe iza no Ianao sy tsy Ianao ??? teo ny olana.... iza amin'ireo no tena "aminao" iza amin'ireo no tena hevitrao



maninona tsy atao hoe ity hevitra hafa (dia lazaina ilay hevitra) .. dia ity koa hevitra hafa (dia lazaina) fa tsy mamorona

Misaotra


63. yonikafopl ( 19/02/2008 08:14)
Tsara kosa ny an'i ika tonga dia aseho miharihary rehefa mi fosika an
64. endrika01 ( 19/02/2008 12:04)
Matoa ireo napetraka dia mila fanampiana ilay olona,mety hisy ifandraisany ihany ireo hevitra naposany nefa koa manjavozavo na takon\'ila ary noho io antony io no tsy nitononany anarana fa nampiasany ilay pseudo(tsy lazaina na rehefa voatsindry io dia lasa mivadika hoe:xxx)ataoko angamba fa tsy nisy resaka fanambaniana ny voalaza tery ambony ny @we inona no antony nahatonga ilay anaran-tanana ANTSIRABE(voalaza tao ny resaka ranomasina,voalaza tao ihany koa ny resaka fahabokana,ireo zavatra ireo dia mampisalasala nefa mety ho azo inoana ihany koa)ka moa ve fanambaniana izany!Raha fantatrao ny antony niantsoana io toerana io hoe:ANTSIRABE dia mba tantarao fa liana ny tsy mahalala anisan\'izany ny tenako.Yonikafopl>>>>lay voalaza fa mifosika angamba ataoko fa tsy marina,samy afaka mampiasa an\'io avokoa ny namana rehetra!Raha toa ka tsy esorin\'ny (admni)teo io!(na ianao aza inoako fa mahalala an\'io ihany koa,eo @toeran\'ny pseudo no misy azy,rehefa notsindriko dia misy eo hoe:\"Tsy lazaina\"de mazava hoazy fa xxx no mipoitra eo,noho izany ny namana tsy hahalala mihitsy hoe iza i xxx,fa kosa ny (admni)dia mahalala tsara ilay olona satria io olona io manana ny pseudo-ny ara-dalana ary teo ampanindriany lay we:\"tsy lazaina\"dia manarak\'azy ihany koa ny pseudo-ny!Raha fosika io dia tsy mapetrakin\'ny (admin )teo(tsy lazaina=xxx)fa matoa io napetrany eo dia hoan\'ny rehetra!
65. yonikafopl ( 19/02/2008 12:16)
:lol:
66. ikaretsaka ( 19/02/2008 18:55)
ka nila famapiana tokao ve i endrika sa nanadala olona amina hevitra roa sambihafa?
le nanadala olona no lasa hoe fanambaniana satroia dia nataonao nivanaka amin'ilay hevitrao 2 nifanohitra ny olona... nitady ho varotanao t@ ar'2 kanjo.

Raha niseho t@ maha ianao anao ianoa ka navoakano ilay hevitrao 2 samihafa na ilay hevitra henonao 2 dia nanaiky aho .. fa ity ny nanehoanao ilay hevitrao dia ohatran'ny hoe oilona 2 samihafa mihitsy ity ianao kanefa ianao ihany (ohatra hoe i yonika sy za ohatra)
67. endrika01 ( 20/02/2008 06:06)
Ika>misaotra nanazava,tokana lay olona namaly,saingy kosa nohon\'ny \"honohono\"tsy voafaritra mazava,dia voatery izy naka ny toeran\'ireo mpitantara,tsy afaka ny hilaza avy hatrany anefa izy hoe:ity no tena izy fa kosa nanomé safidy mampisalasala,ka napetrany ireo safidy ireo mba ahazahoany valiny aoriana kely.Misaotra tompoko!(aza manao zay hahatapaka ny tsinaiko wa ,inn ndray \'zao io ariary 2 io,efa tsy mahazo n\'inonina tsony anié io ry ika é!)Tsiky dia ampy wa,ary zay vao mazava amiko!Fa io antony voalazan\'ika ery ambony kay ny antony nananako ps 2 zany we tokana aho fa ny hevitra misy maro tsy mitovy!Miandry anao aho mba tantarao amzay ary ny nahatonga ny tanananay hoe:\"ANTSIRABE\"!Misaotra mialoha!
68. ikaretsaka ( 20/02/2008 14:32)
dia aza atao xxx fotsiny dia ovay ny fomba filaza azy
69. endrika01 ( 22/02/2008 14:11)
Andraso ary,averiko tantaraina de tsisy xxx tsony.(Za mbola tsy teraka t
70. endrika01 ( 24/02/2008 14:33)
Okay , zaho moa mbola tsy teraka tamin'izany.tantara


-tena marina ve fa tonga tany am-povoan-tany ny
ranomasina?

-tena marina ve fa io fanamainana ranomasina
navadika ho sira io no nahatonga ,ireo mpanao
sira ho haratra ,sy nihamondro tongotra aman-
tanana satria lanin'ny sira,tamizany mety tsy
mbola nisy fitaovana hafa azo nampiasana.

-tsy hoe nanambany aho fa lay fomba hoenti-manazava no tsy hitako izay hitondrana azy.


(ka teto no niheritreretako we,mety teny telo (3)natambatra ilay hoe ANTSIRABE>>Antsy=nandratra azy ireo,Sira=lay vokatra azo avy @ asa nifikirany,Be=satria nahampy azy ireo teo @ fiainany andavan'andro)

Ka mila fanazavana hoan'izay mahalala ny tantaran' ANTSIRABE indrindra ireo namana izay avy ao Antsirabe!

Misaotra!:D
71. ikaretsaka ( 24/02/2008 17:14)
possible dahollo ireo raha mijery ny principen'ny ice age..
raha mijery ny principen'ny mer morte
....


dia tsara jerena koa fa aza adino ny ranovisy... mila misotro angamba i endrika... ilay tena eo amboduy loharano be naturel ireny dia jereo ny manodidina ilay loharano sy ny tsirony:wink:
72. naughtyboy ( 27/02/2008 18:24)
endrika >>za kalo tsy mahafantatra antsipirihany ny tantarany antsirabe fa mety tsy ho marina zany oe tonga tany ampovoantany ny ranomasina satria antananarivo fotsiny zao de 1275m amboniny ranomasina no misy azy ary antsirabe tsy lavitra an'io fa 1500m9somary mangitsy koko)
Nisy Norwegian misionera nandalo tao madagasikara no nahita azy voalohany zay nadika arabakiteny oe Antsirabe(place of much salt,toerana nahitana sira betsaka)
zay renivohitry vakinakaratra,voarakitra aratantara reo (British museum London)
zay no nahitako ny sombintantara
73. endrika01 ( 29/02/2008 15:38)
naughtyboy:

endrika >>za kalo tsy mahafantatra antsipirihany ny tantarany antsirabe fa mety tsy ho marina zany oe tonga tany ampovoantany ny ranomasina satria antananarivo fotsiny zao de 1275m amboniny ranomasina no misy azy ary antsirabe tsy lavitra an'io fa 1500m9somary mangitsy koko)
Nisy Norwegian misionera nandalo tao madagasikara no nahita azy voalohany zay nadika arabakiteny oe Antsirabe(place of much salt,toerana nahitana sira betsaka)
zay renivohitry vakinakaratra,voarakitra aratantara reo (British museum London)
zay no nahitako ny sombintantara




Ka inona ary no antony nilazan'ireo norvezianina we toerana be sira?Mba maha-lasa saina ihany wa!ka zay mihintsy mila ampafantarina ny taranaka ny tantara ny tanana na vohitra honenany!
74. ikaretsaka ( 29/02/2008 16:50)
mangala ranovisy i endrika dia araraho ao anaty vilia talesaka dia ataovy tratran'ny tanin'andro eo antokotany.

dia lelafo ilay vilia she hatreo....

de lazao ahy hoe manao ahoana ny tsirony..

ranovisin'i Bira ampiasaina an:-D
75. endrika01 ( 02/03/2008 12:22)
ikaretsaka:

mangala ranovisy i endrika dia araraho ao anaty vilia talesaka dia ataovy tratran'ny tanin'andro eo antokotany.

dia lelafo ilay vilia she hatreo....

de lazao ahy hoe manao ahoana ny tsirony..

ranovisin'i Bira ampiasaina an:-D



De avy aiza ary le ranovisy é!tsy hitako mihintsy zay ho raisina, ny hafa milaza fa tena marina io fahatongavan'ny ranomasina hatrany Antsirabe io taloha,ny sasany milaza fa tao aorian'izany dia nisy volokano nipoaka ka izay no nahatonga ny havoana na ny tendrombihitra ,fa talohan'izany volokano izany dia lemaka lay toerana ka tonga ny ranomasina tsara,de iza zany zao no tena mba hanotaniana?

Ny ranovisy zany avy @ le fipoahany volokano?
Dadabenay ngamba nety nahalala tsara raha mbola teny ,
ka izy 141 taona no maty,mbola natanjaka be aza izy zay maty zay,tahakizay mba nanotanitany ihany!=))=))=D=D=D
76. ikaretsaka ( 02/03/2008 13:17)
geologie indray anaovana azy ary e
resaka rano mafana sns.. avy amina volcan maty
ary ampovoan-tendrombohitr'i Iceland koa misy ranovisy izay fa tsy hoe ranomasina ny tany taloha.. fa mandeha par principe ana loharano rehetra fa mandalo plaque souterraine misy sira fotsiny le raha dia lasa masira

tsy haiiko raha efa nisy siantista nanao coupe geologiquen'i Bira na tsia
77. tsiambaratelo ( 02/03/2008 14:02)
ikaretsaka:

resaka vinany vinavina tokoa angamba fa tsy ilay Vinany le hoe fihaonan'ny ranomamy sy ny ranomasina



:-w:-w:-w:-w:-w:-w

Mety hisy ifandraisany ve?:-*
78. naughtyboy ( 03/03/2008 13:38)
endrika01>> na za ko aza lasa saina fa fanazavany Ikaretsaka iny no akaiky koko @ le sira,ra zeolozia io de ny firafitry reo tany misy lasitra feno mineraly ary matetika tany mamokatra be @ fambolena,nefa ny niatombohany de ny fivoarany rafitry ny tany taloha elabe(fipoahany volkano sns..)ary tsy voafaritra mazava oe oviana
79. penina ( 04/03/2008 00:59)
Ilay rano visy izany dia visy vita tamin'ny glasy, dia nony nitsonika dia lasa rano visy. :-D

Vazivazy iny fa ny rano visy dia vokatry ny fandalovan'ny rano tamin'ny mineraly, indrindra fa calcaire. Dia lasa be calcium ohatra ilay rano dia iny lasa hafahafa iny ny tsirony.

Ary mety ho izay mihitsy no hitan'ilay norveziaina, fa araka ny maha-norvezianina azy dia tsy dia nahay teny anglisy izy. Dia nataony hoe salt nefa alamo (alum).

Tsy haiko aloha raha be alamo any fa mba eritreritra ny ahy.
80. naughtyboy ( 04/03/2008 16:24)
asa marina kalo fa ny sira zay antsoiny manampahaizana oe soduim chloride(NaCI)de fangaro simika samihafa, oh.1gr sira=0.3933 soduim+0.6067 chlorine
eramahalala ny sira fa solvable=levona any anaty rano:arrow:ranomasina na ranovisy(brine) ary azo diovina @ fomba maro(hafanana,rivotra ,nokleary..)
ny chlorine oh.de ampiasaina ny indostria anaovana PVC,fanafody amonoana bibikely(pesticide),ny soduim ndray de karazana vy afaka mitsonika (700 C)@ alalany electrolysis refa afangaro @ calcuim chloride ary manome calcuim chloride zay voalazany penina.
zany oe mety mamaly ny fanontaniana oe inn no miteraka ny sira ra zohina,hafanana nivoaka avy any ambany nony fipoahany tany niteraka ny oxygen de nisy ny rano sy ny mineraly ary azo inoana ny faritra atsimony vakinakaratra na antsirabe de manana tantarany @ volkano na koa rano (rano nihandrona nisy sira ary nanjavona de namela reo sira mineraly avy eo=evapotranspiration) nefa de vinavina daoly zany atr@ zao zay tsy lavitra ny zvnisy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3784