INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:
41. ikaretsaka
(
09/02/2008 18:23)
za tsy nanao linguistika fa ny ahy teny ampikaretsahana teny ka... aleoko mandehandeha miaraka @ biskletako dia manao anketyh sy manampy tantsaha sy manorina trano ihany fa tsy mety izany kademi kademi izany!
mandrasa teny sy mandrangitra antsy handrasan-kena aza tsy haiko letsy ko.
Milay koa io Mangerymiakatra io an..
Dia misy koa ilay hoe Ambodikidiro!
mandrasa teny sy mandrangitra antsy handrasan-kena aza tsy haiko letsy ko.
Milay koa io Mangerymiakatra io an..
Dia misy koa ilay hoe Ambodikidiro!
43. ikaretsaka
(
10/02/2008 13:27)
hita mihitsy hoe tsy mipetraka sy avy any i Vitsikakely fa raha tsy izany efa nisy fanantonana sy famonoan'olona be tsy laitra tato...
44. endrika01
(
11/02/2008 13:52)
Ary ny eny Bevalala?Tokony mba natao we Besoavaly,sa ve mety bevalala kosa eo angamba kah.
46. xxx
(
11/02/2008 21:13)
...tena marina tokoa tamin'ny andro taloha koa teto Dago dia misy heviny hafa io anarana valala io, :lol:...fa Ikaretsaka mandeha biskleta mankany ambanivohitra io zao afaka manontany ny zokiolona izay tena heviny. Ka le Bevalala angamba dia olona taloha nalaza tamin'io faritra manodidina an'Ambohimanala sy Malaho ary Mahalavolona iny.Angamba mety mitovy amin'hoe " Rabefiraisana " sns...Na mety mpiahavana mihitsy befiraisana sy i Bevalala
47. penina
(
11/02/2008 21:44)
Mangerimiakatra =))=))=))
Fahiny hono efa nanao ireny climbing (mananika vato) ireny ny gasy. Dia teo amin'io toerana io hono tsy tanany intsony ... :-D
Fahiny hono efa nanao ireny climbing (mananika vato) ireny ny gasy. Dia teo amin'io toerana io hono tsy tanany intsony ... :-D
48. zamanoro
(
11/02/2008 22:00)
Ary le Ampivalanana-Ambony sy Ampivalanana-Ambany aza inona no dikany?
49. Vitsikakely
(
15/02/2008 06:06)
Drrrryyy tsa mbô izy agny io zamanoroou akambakabagnouu,aaatsouchmm hi hi hi
50. naughtyboy
(
15/02/2008 18:24)
Analamahitsy>>nila nanamboatra lalana ny fianakams ny mpanjaka t@androny Radama 1 ra hiakatra eny @ rova ary Namehana no toerana nipetrahany zareo ka io no toerana tsy nilana havoana aetry fa de nahitsy avy atrany atreny Andranobevava
51. zamanoro
(
16/02/2008 01:54)
Vitsikakely:
Drrrryyy tsa mbô izy agny io zamanoroou akambakabagnouu,aaatsouchmm hi hi hi
Nefa ireo tanana fiondranana lakana rehefa hivalana na koa hoe hidina hanara-drenirano. Any akaikin'i Brickaville no misy an'reo o
52. endrika01
(
16/02/2008 07:28)
Zany ve ry zamanoro?Nareo sy i Vitsikakely zany koa toa tsy mifanaraka kely,mety ho marina io raha Nosy ilay izy oh:Nosy-Be,Nosy-Varika...ka tokony tsy nosarahiny lay anarana,eny é avelao zany hoany fa tohizo foana!Ary ny nahatonga lay tanana hoe\"ANTSIRABE\"misy Antsirabe 2 ny iray any @Rn7 ny iray any avarabaratra any!!!
54. xxx
(
17/02/2008 13:43)
ANTSIRABE hono araky ny filazan'ireo olondehibe
tamiko dia tonga taty ampovoany ny ranomasina,efa nisitaka izy izao,ka zay angamba no nanomezan'ny olona azy anarana hoe be sira. dia lasa (ANTSIRABE)
tamiko dia tonga taty ampovoany ny ranomasina,efa nisitaka izy izao,ka zay angamba no nanomezan'ny olona azy anarana hoe be sira. dia lasa (ANTSIRABE)
55. endrika01
(
17/02/2008 13:46)
ny anay indray tsy izany,fa ny notataraina anay dia
ny nahatonga ny boka,de nohon'ny fahabetsahan'ny sira,tao amin'ny tananana-Antsirabe,de lanin'ny dira we ireo olona ireo de lasa boka.:lol::lol:
ny nahatonga ny boka,de nohon'ny fahabetsahan'ny sira,tao amin'ny tananana-Antsirabe,de lanin'ny dira we ireo olona ireo de lasa boka.:lol::lol:
57. ikaretsaka
(
18/02/2008 00:21)
Mpandefa : xxx [ Valio ] (endrika01) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 17-02-2008 14:43:05
Lohateny : Re : INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:
ANTSIRABE hono araky ny filazan'ireo olondehibe
tamiko dia tonga taty ampovoany ny ranomasina,efa nisitaka izy izao,ka zay angamba no nanomezan'ny olona azy anarana hoe be sira. dia lasa (ANTSIRABE)
Miverina ery ambony
54. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] () [ Ahitsio ] [ Fafao ] 17-02-2008 14:46:04
Lohateny : Re : INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE:
ny anay indray tsy izany,fa ny notataraina anay dia
ny nahatonga ny boka,de nohon'ny fahabetsahan'ny sira,tao amin'ny tananana-Antsirabe,de lanin'ny dira we ireo olona ireo de lasa boka.
nahitsin'ikaretsaka
58. xxx
(
18/02/2008 04:45)
Hou hou hou,ika hotsan iVisikakely masaka be ps 50 +(xxx){51}misôtsa misy ianarana ndray ty kanou hou hou hou hi hi hi
59. endrika01
(
18/02/2008 07:37)
ikaretsaka:Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia iangaviako mba handeha any @dinika ERITRERITRA MANDALO(lohahevitra:HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA>>>Message 65,misaotra mialoha!) Vitsikakely tsy tsara ny manarakefa be fahatany fa misy ny antony matoa apetraka io.Misaotra!
Mpandefa : xxx [ Valio ] (endrika01) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 17-02-2008 14:43:05 Lohateny : Re : INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE: ANTSIRABE hono araky ny filazan\'ireo olondehibe tamiko dia tonga taty ampovoany ny ranomasina,efa nisitaka izy izao,ka zay angamba no nanomezan\'ny olona azy anarana hoe be sira. dia lasa (ANTSIRABE) Miverina ery ambony 54. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] () [ Ahitsio ] [ Fafao ] 17-02-2008 14:46:04 Lohateny : Re : INONA NO ANTONY HIANTSOANA NY TANANANAY HOE: ny anay indray tsy izany,fa ny notataraina anay dia ny nahatonga ny boka,de nohon\'ny fahabetsahan\'ny sira,tao amin\'ny tananana-Antsirabe,de lanin\'ny dira we ireo olona ireo de lasa boka.nahitsin\'ikaretsaka