fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008

101. ravinalah ( 26/01/2008 18:47)
Tratran'ny taona daholo ny namana rehetra e. :D
102. heriat ( 26/01/2008 23:13)
isika rehetra:o=D
103. heriat ( 26/01/2008 23:14)
isika rehetra:o=D
104. nirisalohy ( 27/01/2008 13:49)
tsara eh
105. jogany ( 27/01/2008 18:25)
Ody ô!!!!!!

Arabaina tratran'ny taona 2008 daholo isika rehetra !!! tara be foana vo mahazo vaovao i jogany (sa ahona ravatorano!) ny ankizy ao amin'ny FOKO efa vonona fa mety hiantso anao any (za efa niantso? tsy au courant mihitsiny i kala kely hihihiih)
Bon courage amin'ilay tendrimbohitra fa miandry sary zay ty ê ! (sary, video, alefaso daholo)

Bisoux be
jogany FOKO
106. ANARIM ( 28/01/2008 07:27)
refa sanatria tsy maita fré d mety hanao bonané etsy ambavahadin'i Mahamasina d mody antrano aveo manjokaiky kely...
107. ari.malala ( 28/01/2008 07:45)
ANARIM, aza manao anzany ky a! ndao fa aty amko ny fré andry;)
108. ravatorano ( 28/01/2008 09:16)
anarim
109. Valala ( 28/01/2008 10:10)
ravatorano eo mba atsatoy ny hazoko fa za toa matahotra orana koa. :wink::wink::wink:
110. avylavitra ( 28/01/2008 11:30)
Tena manentana anareo rehetra ho tonga tokoa ry zareo a! Ny FOKO BLOG CLUB izao efa tafaresaka tamiko tamin'ny Sabotsy hariva fa handefa delegasiona mafonja be miaraka amin'ny fitaovana fakana sary sy video, sns hiaraka amintsika. Koa sao sanatria dia isika hanateran-kira indray no hilaza fa tsy mahay mandihy. Na isika tompon'ny fety indray no ho vitsy, dia fahafaham-baraka tanteraka no ho azon'ny serasera. Aza hitako anie izany! Mba tongava daholo hoy aho fa milay be foana io! Aoka hisondrotra ambony foana ilay serasera e! Mba ho sangany fa tsy ho rambony, ary ho ohatra fakan'ny sasany tahaka. Holazaina eto ihany koa fa mandroso ny tetikasa Telomiova, ary dia hisy fivoriana ato ho ato (Fevrier), koa manantena ny lohandohan'ny mpisorona mba ho tonga amin'io koa an! Na dia hahalala vaovao fostiny aza, fa tena efa niezaka be mihitsy ry zareo tany ampita tany nanangana azy , ary Elsifaka teto an-toerana. Isaorana azy ireo.
TONGAVA MAMBOLY HAZO, FA SADY ADIDY AMIN'NY TARANAKA NO FIALAMBOLY VITA SY FAHAFINARETANA AZO E!
111. angotiko ( 28/01/2008 17:32)
lo_ manoratra eh, zay no tiko ho lazaina, andraso laharana za amin'ny fambolekazo an! sao d tsy mahazo pilasy hihihi mdr
112. ikaretsaka ( 28/01/2008 21:13)
[quote=ravatorano]
anarim
113. lo ( 29/01/2008 02:48)
angotiko : za ary vo iezaka ne e
114. jogany ( 29/01/2008 05:25)
avylavitra>andraso asaina maka vitamines ry stéphane sy ny ankizy va toa lasa sport be izy zany! hihihi
115. VLAN ( 29/01/2008 07:42)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tratry izao taona vaovao izao na eto an-teorana na eto ampitan-dranomasina, mba samy hahazo izay irina daholo amin'ity taona 2008 ity
116. ramahaay ( 29/01/2008 17:18)
tratrin ny taona daholo e ary tandremo fa hamboly hazo no hatao any fa tsy hianinkazo:-D:-D:-D
117. ravatorano ( 30/01/2008 10:20)
ramahaay
118. selepa ( 30/01/2008 10:24)
D any njay zany mifanena knoooooo 8)
119. Valala ( 30/01/2008 10:27)
Valala matahotra alaina sary fa aleo izy tsy handé indray na d efa saika handé aza
120. glou ( 30/01/2008 13:49)
ehhh eehhh, inona no hidiran' ny valala @ veromanitra mamerovero?8)
efa maromaro zao ny efa nisoratra anarana fa mbola miandry antsika sasany eh!
glou_
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6121