fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008

121. ikaretsaka ( 30/01/2008 14:00)
glou sy ravato> efa vitan'i lisany kaonty ve aloha izay efa natsatoka izay hanarenana azy rehefa any indray ahako e
122. lo ( 30/01/2008 17:24)
humm 8)
123. watafon ( 31/01/2008 06:41)
valala : aza manao an'io mou e !
lo_: misaotra amle fihezahana e !
avylavitra: any mihaona e !
124. thiel ( 01/02/2008 07:37)
Herinandro sisa dia tonga ilay fambole-kazo ry glou,enga anie tsy ho avy eto @ io fotoana io ilay cyclone avy any atsinana.
125. ravatorano ( 01/02/2008 09:01)
:D
tsary misy cyclone zany io less bandy akama an
tsa tonga aty zany iny fa ho faty any andranomasina any e
herinadro sisa dia ho avy ilay fotoan dehibe hihaonatsika indray ooooo fa dia mivonona hamboly hazo eny antampon'i Lohovohitra Andranovelona ny sabotsy sivy febroary valo sy roa arivo
jereo ery ambony ny fandaharam-potoana sy izay mety hifandraika amin'izay
mamerina ny fanentanana antsika menakaby namana eto amin'ity serasera.org ity ho tonga maro fa ny adidy ho vita moa ny fafiny ho azo !

^:^^:^^:^
=D=D=D=D
:D :wink:
126. sipagasy ( 01/02/2008 09:06)
marina any izanyyyyy

hihihihi

tongava maro e!!!
127. lo ( 01/02/2008 16:37)
iezaka e, sady iezaka hanao recrutement :wink:
128. fijo ( 01/02/2008 21:14)
za avy dia saika hijery sary kle,kay moa vao amin'ny herinandro le afera.
mahavita soa e,de aza hadino ao le hazoko ry valala an
129. ikaretsaka ( 02/02/2008 00:30)
ravato:
mamerina ny fanentanana antsika menakaby namana eto amin'ity serasera.org ity ho tonga maro fa ny adidy ho vita moa ny fafiny ho azo !


hanatsatoka kosa ve .. marina izany Da'toa... na tsy hazo aza:-D
130. epsedo ( 03/02/2008 05:54)
dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2008 izao ho tantely antrany ny fiarahana
131. sasa ( 04/02/2008 04:33)
ravatorano, glou, tena lasa za irery sisa mandé fa tsy en forme le oul saika hiaraka amiko, nefa za koa mba efa nanao recrutement koa, miala tsiny e! d za irery indray izany fa tsy place 2 an!
ralay sy ftma aleo fa hamboleko ny hazonareo fa tanjemo fotsiny fa mila manondraka kely ianareo refa mandalo aty
132. lo ( 04/02/2008 09:08)
mitady tsy ho afaka tampoka...mbola miezaka mandamina :?
133. ftma ( 04/02/2008 09:54)
sasa hoavy hanondraka ny anjarako za ka, tsy ho ela.
fijo maika loatra mbola @ 9 ilay izy :wink:
134. angotiko ( 04/02/2008 10:05)
lo_:tsy afaka amin'ny ahoana aza eh, hiezaka ahoana aza eh, inona njay ty mampifila ity eh, efa we handeha eh, sao d fetsy, sao d mamadika, za aza nanemotra ny depart kou mba handeha hanao adidi kou, toi ndray ty no to mampime:lol:

ravatorano: satri te ahita ny salovatavanao za d nahemotro ny depart tokony handehanako vacance ka d manatena ny ahita salovatava ravatorano za an
d enao kou ny niteny we hibaby ana amin'ny fiakarana tendrombohitra an, fa ratsizany d miandry ety ambany ety d voleo aho ny anjarako eh:D

izaho ve ry reto tsy tafiditra ao amin'ny tchat nanomboka zoma fa tsy haiko we ahoana na ahoana sa nanao betise ve za, tena tsy arako ntsony inona ny antony, d za etondray zany manala azy kou:twisted::?:

aminn'y sabotsy mifakaita zany kouu
135. ravatorano ( 04/02/2008 10:47)
angotiko< :-D:-D:-D hibaby hoe :-P:-P:-P
ho hita eo ihany izany e
fa tanjemo sao tsy tonga an
136. Darlin ( 04/02/2008 11:44)
salut daholo,

angotiko> milay aki fa hoe handeha njy an! d any no mihaona izany e!!!!

Bon, dia eo @ mahamasina @ 8 ora indray izany no mihaona e!

hihihi
kiss daholo

137. ravatorano ( 04/02/2008 13:09)
afaka dimy andro sisa J-5 anio e !:wink:
138. angotiko ( 04/02/2008 16:38)
eny wa eeeeeeeeeeee

darlin: fihina be njy d kiss ho avy tokoa moa zany tenako zany ka, d any zany mihaona kou

ravatorano: hihihihi efa hozy teninao eh, babenao za kou, aza mivadika lol mdrrrrrrrr
tsika sy enao hono ampanovina korisa gony, zany njya teniny watafon, za tode resy kou, fa za tsa mavita kou, za aza mbola hiandry anreo aty ambany aty kou hihihi lol mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr

lo: aiza ary lo zany to tsy re to tsy ita sao d iezaka hanao mistery
139. Valala ( 05/02/2008 04:32)
fijo:

za avy dia saika hijery sary kle,kay moa vao amin'ny herinandro le afera.
mahavita soa e,de aza hadino ao le hazoko ry valala an


tsy adinoko ny hazonao aleo indray mba za no hanatsatoka an'azy :-D:-D:-D:-D

140. lo ( 05/02/2008 04:49)
ty a e, iezaka e, efa mandamina mafy d mafy ny programa
(fa za ko wa tsy tafa tsaty miitsy e, tsy haiko maninn)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.588