fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008

61. nedbob ( 18/01/2008 10:50)
bonané daolo e! any @ fambolekazo zany mifantri tava e!:twisted:
62. glou ( 18/01/2008 14:32)
carapace>:roll:
anarim> raha ilay zavatra ray iry de azo ampisamborina ianao , ampisambory aho ry anona ampisambory ..... tsy zah fa ilay efa fantatrao :P
thiel> misy trano espace efa natokana ho antsika any fa tsy ankalamanjana izany kah de efa misy zav maneno,
63. deleine ( 18/01/2008 15:18)
manamafy ny fiarabana hoantsika jiaby,tena ngoma be zah tsy tafaraka taminareo fa lavitra akaiky ny misy ahy aty jangil,maninona raha mba asiana fihaonana miaraka koa hoan'izay afaka aty @ faritra eh ,mety milay be zao zany an dia ataovy aty majunga ny voalohany
64. xxx ( 19/01/2008 04:41)
miarahaba antsika rehetra tratry ny taona.De ataovy misy misy ny saosy ary fa ny any ze alea rehetra to andoavana parotsa daholo.Ny tenanay manko efa mbo nisera tany hany.
65. ravatorano ( 21/01/2008 06:16)
famehezana ny programa :
andro : sabotsy 09 Febroary 2008
toerana hiangana sy ny ora : Mahamasina eo anoloan'ny vavahady lehibe amin'ny valo ora tsy diso (08h00)
saran-dalana : dimy arivo ariary mandroso sy miverina (25.000fmg aller/retour)
samy mitondra ny sakafo sahaza azy
samy mitondra ny rano ho sotroina


ny maraina : fambolena ireo zana-kazo eny Lohovohitra Andranovelona, nohezahina mba ho zana-kazo maromaro no hambolena amin'ity eo amin'ny arivo eo ho eo
ny atoandro mitataovovonana fiaraha misakafo
ny tolak'andro korana samihafa

ora fiaingana fodiana:amin'ny dimy ora hariva

ny manana fiara afaka mitondra izany fa ny tsara dia mba miaraka miainga eo Mahamasina.
afaka mitondra vady aman-janaka
afaka mitondra namana ihany koa.

Manatena ny namana rehetra izay mipetraka eto Antananarivo sy ny manodidina ho tonga maro amin'io andro io.

Misaotra betsaka e

tsiky dia ampy
66. glou ( 21/01/2008 13:38)
marina fa misy frais aloha fa aiza kosa moa @ izao fotoana izao no hisy zavatra gratuit intsony maika fa any @ 35km no aleha :roll:, efa mba miezaka foana ny fikambanana hatramin' izay ny manala fahasahiranana rehefa misy hetsika atao @ fietohana zavatra izay azo atao ka io finiavana io fa rehefa vonona ny hanao zavatra dia tsy maintsy mahita moyen foana fa aza ankiviana ny namana izay te handeha ohhhhhh:roll:
67. lo ( 22/01/2008 04:29)
misy taxibrousse ko makeny andranovelona tanàna fa aiza no maka azy kay? eny mahitsy sa eny vassacos ?
68. nandrianina1 ( 22/01/2008 04:44)
ANY MAHITSY ry lo mamadray an'zany a! otrany sty avy any ko se zany:-D:-D
69. naritsimba ( 22/01/2008 04:49)
glou>> 46km Andranovelona fa sao misy diso kajy ho an'ireo izay hitondra fiara mankany an,
Ny fiara iraisana dia efa vonona fa dia miandry antsika rehetra izany, aoka hilaza mialoha sao sanatria tsy ampy ny fiara iray ka mila ampiana noho ny hamaroan'ireo izay milaza ny andeha.
Dia mbola manentana antsika rehetra izay afaka mba hiantso ireo telephone voalaza etsy ambony ireo, ary raha azo atao dia mba aloa mialoha ny sara-dalana any @ tompon'andraikitra, fa raha sanatria tsy omby mantsy ny fiara efa voaomana dia izay efa nandoa saran-dalana mialoha no mandeha avy hatrany.
Izay indray aloha fa dia mirary soa eh!
Ho an'i zoky ravatorano dia eny an-tampon'ny Lohavohitra izy no mamboly ny anjara zana-kazony. hihihihihihi

70. thiel ( 22/01/2008 07:31)
Tsy mandoa sarandalana intsony moa izany raha mandeha fiaran'ny tena.Ary misy réseau ve any @ ilay toerana? Tena raha tsy tratranay ny @ 08h pile dia arahinay mora2 avy ato afara ianareo eny an-dalana.Izay ravato fa dia any no mifankahita ê!Ary ilay scootern'i glou angaha tsy tafa any? Mba misy hitaingenan'ny sipa izay ho avy any? Ah!ah!ah!.
71. avylavitra ( 22/01/2008 10:22)
arahaba daholo aloha nahatratra taona vaovao e! Hafatra fotsiny ny ahy ny hoe izay mbola tsy nadeha tamin'ny fety nomanina toy itony dia mahazo manontany ny efa zatra, fa raha mbola fihaonana nataon'ny serasera wa, nilay foana. Raha te hijery santionan-tsary dia jero anie any amin'ny blog avylavitra any e! Toa mahatsiaro ny tamin'ny Febroary 2006 sy 2007 aho izany ry zalahy an! sady manina ny vacances serasera tany Mahajanga. Mandehàna daholo ry reto fa milay foana ilay miserasera mivantana a!

Aaaaaaaany zany aaa!
72. njana ( 22/01/2008 10:28)
Le mahamasina zany midadasika b ka tsara ra préciser-na le toerana fa sao tsy mifanena ka sao ilaozany kila zay
73. ravatorano ( 22/01/2008 10:40)
eo mahamasina anoloan'ny vavahady lehibe io ry njana an ! ampitan'ny fiantsonan'ny betax ireo e

naritsimba
74. ari.malala ( 22/01/2008 11:59)
fiangaviana, aoka mba ho marimpotoana daolo raha azo atao
75. ikaretsaka ( 22/01/2008 19:22)
za any babay no handeha fa laisany efa any Lohavohitra aby koa..
izay babay sy lohavohitra tsara
76. naritsimba ( 23/01/2008 04:44)
ô ry zalahy sy zavavy ah! misy foana ange ny tsy ampoizina fa mba mandehana eh, na ny namana vaovao na ny kilalao vaovao na ny blagy vaovao dia hita @ fihaonan'ny namana serasera dago daholo,
Ny kaly vaovao moa efa misy milaza ery ambony hoe henam-boay hihihihihihihihi, milay zareo @ io fa tongava ah!
77. sasa ( 23/01/2008 05:07)
Glou, naritsimba,ravatorano,
2 izay d miampy ankizy kely 1 tsy mandoa frais :-D:-D:-D soraty any fa za tsy afaka miditra matetika eto tsony fa be kandra be
78. nirijimka ( 23/01/2008 08:38)
mamaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa! kay kosa e! lafo be kay!
laingako zany fa norme zany frais zany
okay, za ho avy e! efa nahazo billet d'avion aller retour za avy aty @ dezaka aty fa ho avy ny bandy e!
fa eo moa ry sipa mba tongava fa za a seul! lollll
79. watafon ( 23/01/2008 10:10)
Ouf ! zao ndray vao tafiditra eto e ! dia faly miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny taona vaovao e ! :roll: mbola tsy tara alou zany fiarahabako zany an ?
Dia zany eo ihany fa.... tsy ho lava resaka fa hoavy amin'io andro io d mbo soraty any ny anarako e! fa tsy asiana course gony tsony fa ts mety !:-D:-D:-D:-D
80. ravatorano ( 23/01/2008 10:50)
tena marina voalazan-dra wata kle
aiza kosa no mbola asiana course gony zany e
ny fiakarana ery aza efa hampikolay kle
aza adino fa misy an'ilay ohatran 'ny fiangonan'ny rano mangatsiaka mangalahala io ao antsefatsefany ao an ! afaka mi pissine kely kle sa aoana ra pata sy ra nirjimka ?
tongava daholo amin'io fa hataotsika manetriketrika io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2986