fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008

41. ANARIM ( 15/01/2008 06:19)
te handé fa tsy manana fré!!!
42. Mimifali ( 15/01/2008 10:11)
lé resaka oé même tête ngé ts négatif akory fa mafnaritra foana ny mihaona amin'ny ankizy serasera na même tête na nouvelle tête fa mba famporisihana ny hafa mba andé kou e! dé tsis oé oain be zany any fa nanomboka tam zany daholo na za zao aza fa kanjo ts nisy nanaikitra kay tany! :lol::lol::lol::lol: Ny fehiny dé oé tongava daolo na ancien na vaovao ô!
43. tageoltok ( 15/01/2008 12:11)
mbaliana:

mahavità be sia mirary soa hatrany ho an'ny tsirairay aby na any dago na ny any ivelany :P


faly miarhb antsik reetr tratry n taona.Mrar taon fen fahombiazn.Mavità b à fambolenkaz e!Zay ko t h an f ts afa manoatra.:°)
44. glou ( 15/01/2008 14:33)
lo> ka elah carapace koa:P
anarim> ino ataoko tsisy frais eo:roll:
45. rvi ( 15/01/2008 19:56)
Faly miarahaba antsika rehetra nohon'ny tono-taona. Andriamanitra anie homba antsika rehetra.
Mikasa tokoa ny tenako ny handeha raha sitrapon'ny Tompo. ny frais moa izany dia 5.000MGA. mbola manao traitement zaho fa raha salama soa aman-tsara dia mifankahita aminareo any
nirijimka
aza manao hoe tsy misy sipa dia tsy handeha fa andao miaraka any daholo e
mahereza daholo
rvi
46. lo ( 16/01/2008 00:55)
rvi : mirary fahasalamana e
47. sasa ( 16/01/2008 04:29)
:wink::wink:
48. ANARIM ( 16/01/2008 06:45)
glou:

lo> ka elah carapace koa:P
anarim> ino ataoko tsisy frais eo:roll:


mba ampisambory aho ry anona an! ampisambory ....!!
49. xxx ( 16/01/2008 07:44)
I Thiel ihany ity Ravato â! Dia ho avy @ ilay fotoana raha tsy misy ny sampona ê.Ataovy milay tsara tahak'ilay tany Ambatolampikely: tsara ny sakafo,maro ny zava-pisotro(na misy na tsisy alikaôla),ary tena milay ny ambiance na dia nanorambe aza ny hariva,ny sipa koa cool daholo na dia nisy ihany aza ny niavona.Revy ankalamanjana izany no ady eo raha tsy milatsaka ny orana nefa milay ihany koa izany milalao orana izany:Dia mitondrà maillots de bain daholo ry zareo â.Manentana ny sasany mbola misalasala aho na dia tsy mpikarakara aza fa tsy ho diso fanantenana ianao.Izaho koa aza vahiny t@ ilay revy nefa dia vetivety ihany izany dia nisinda.Ok ary ê,any antanimboanjo mihaona.
50. carapace ( 17/01/2008 03:44)
voatonona...
51. Valala ( 17/01/2008 04:47)
xxx ka efa efa hoe samy mitondra sakafo sy ny zava-pisotrony fa frais 5000ar koa, d miankina aamzay handé izany no mahatsara an'azy koa.
Mazotoa doly
52. thiel ( 17/01/2008 09:10)
Tonga dia sandwich izany ny kaly satria mety tsy hisy fotoana satria ny tena lavitra ihany no mipetraka.Raha toa moa tsy tratra ny @ valo dia hitondra fiara mankany satria toa misy contre-temps kely ka mety @ 10h any vao tafainga eto Tana.Tsy maintsy miezaka ê! Aza manahy ianareo sambany vao handeha fa ataontsika milay ny revy.Tsy ny orana no sakana ry zareo â!Tongava maro fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo.A+
53. ravatorano ( 17/01/2008 10:25)
thiel < marina zany bandy akama an !
zay ndray lery vao tazana kle tadidiko tsara kah sady mlay foana ange ny fiarahana e

anarim
54. texe ( 17/01/2008 10:35)
efa ita io baina a! misaotra @ filazana e! eo sika mahita izy e! Asaina manokana Naritsimba
De mirary antsika ho tonga daholo e! indrindra fa ny namana dago e! milay be io a! miakapekarana indray sika baina @ io hahaha
razokky a! manaova tsara ela entrainement hihhihii
55. ravatorano ( 17/01/2008 10:47)
za nge lety ry texe tsy miakatra any fa mitazana avy ety ambany ety e aiza ary elah zany
defa ataovy bobaka ny hozape ra texe ah fa hiakatra avoavo indray amity sady eo amin'ny zanakazo arivo eo no hambolena any an !
56. ravatorano ( 17/01/2008 10:48)
tadidiko marina less ra texe fa misy voay kay any e
asa raha mbola ao less iny d tenenina i ra DD d ataotsika tsaky kle hahahah
57. texe ( 17/01/2008 11:26)
ravatorano fa aona lety ela no tsy iakatra tsy maintsy miakatra lety fa zanakazo arivo ve ho vita indray adro a?? hahaha ny ahy ange ny ozapé efa mafy be e? fa le zavatsa no malemy hahaha
Tena misy voay kely zay lety ao fa efa lebe angamba le izy ao zao a! tonga de io no tsaky e??? hahahaha tongava daholo e! razoky e! miakatra oa enao a! mitondra satroka e! na elo e! hahahahaa
58. rabilabila ( 17/01/2008 13:20)
Hiezaka ny ho avy raha any an-tanàna amin'io ( izay mantsy izao no programa) ka asa na ho tratra na tsia . Sady ,toa any amin'ny Vonizongo ilay izy ( any aminay izany ).Misaotra nampandre
59. xxx ( 17/01/2008 15:58)
Afaka olona 1 ihnay ny tenanay @ io, mety hahita g anjara any ve ? De aona ny tena revy @zany... vo sambany manko mba ho any é !!!

Kofy ...
60. naritsimba ( 18/01/2008 04:51)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vao² 2008
Dia manantena ny fahatongavantsika maro izany @ io fotoana io.
Manantena hahita olom-baovao hafa indray izany eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482