fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008
1. glou
(
05/01/2008 08:11)
Dia faly miarahaba antsika rehetra eto @ namana serasera ny tenako, enga anie ity taona vaovao ity hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy ary hitombo hatrany ny fifankatiavana sy ny firalahiana misy amintsika, araky ny fanao isan_taona dia hisy ny fiarabana tratry ny taona izay atao ny ASABOTSY 09 FEBROARY 2008, toerana eny ANDRANOVELONA MAHITSY , io fotoana io dia sady fiarabana tratry ny taona no fotoana voalohany @ ty taona ity hambolentsika zanakazo
toy ny mahazatra, ka ny toerana hiaingana dia eo MAHAMASINA ihany @ 8ora maraina, hiangaviana isika tara lava mba ho arapotoana @ io fa mba efa vaovao ny taona no manjary fohy ny fotoana hiarahana satria ny toerana dia somary lavitra, samy mitondra ny sakafo sahaza azy avy,ny zava_pisotro misy mivarotra any , ny maraina dia mamboly ireo zanakazo isika tsy mangady tsony fa tonga dia manatsatoka , avy eo miaraka misakafo, misy espace efa natokana ho antsika any ka aza matahotra ny holena , efa misy koa ny sonorisation handihizana ho an'ireo izay tia mandihy ary afaka koa mitsidika ny toerana any fa misy fiompiana sy dobo any, koa manasa antsika rehetra
ho avy maro, ny participation dia mbola ho lazaina eto fa juste frais angamba mba hahatonga antsika ho tonga maro, natao mialoha izao mba hanamboaran' ny tsirairay ny fotoanany mba tsy hahenoana ny hoe tsy afaka fa efa manana pro8-), mety hisy koa ny brochette partie @ io raha tsy lenan' ny orana ny fatana:{, afaka mitondra namana , sipa etc
raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ireto olona
ireto
glou:032.04.168.86
ravatorano: 032.04.591.18
voahirana:033.12.609.87
nix:033.12.557.67
tongava maro fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo
glou_

répondu par Mimifali le 09/02/2008 17:41
2. Ralay
(
05/01/2008 09:14)
Dia miarahaba ny namana Dago tratrin'ny taona ary mirary soa sy fahombiazana ho an'ny rehetra koa.
Mahavitabe @fambolen-kazo dia manaova sakafo milay avokoa :lol:
Mahavitabe @fambolen-kazo dia manaova sakafo milay avokoa :lol:
3. mbaliana
(
05/01/2008 13:47)
mahavità be sia mirary soa hatrany ho an'ny tsirairay aby na any dago na ny any ivelany :P
répondu par jogany le 29/01/2008 05:24
5. fasaly
(
05/01/2008 15:55)
bonané glou dia bonané daholo ny namana dago sy namana manerana ny tany e!:-*
6. la
(
06/01/2008 08:11)
Faly ndray miarahaba ny rehetra nahatratra ny taona vao2 2008 itondra soa, fahombiazana ary fifaliana ho anatsika rehetra ny taona vao2.
Irariana mba hafinaritra hatrany ny fiarahana eto amin'ny serasera.
Mazotoa daholo de any ndray mihaona ra sitrapon'Atra ka velon'aina:)
Irariana mba hafinaritra hatrany ny fiarahana eto amin'ny serasera.
Mazotoa daholo de any ndray mihaona ra sitrapon'Atra ka velon'aina:)
7. tywa68
(
06/01/2008 08:56)
Miarahaba anareo rehetra tratry ny taona e ! d mazotoa dhl (aza adino ny sary ho anay tsy afaka an :wink:)
8. Darlin
(
07/01/2008 07:27)
Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2008 alou e! DIa mirary soa , fahasalamana, fanambinana ary fahombiazana ary indrindra indrindra dia ny fahasalamana ary fifankatiavana ho antsikia rehetra ity taona ity.
Dia @ io 09 Fbroary io indray zany no mihaona fa dia ho avy zany raha tsy misy ny sampona e! hihih
Dia tongava maro ry zareo fa lanonanana kou tena hilay an
Dia @ io 09 Fbroary io indray zany no mihaona fa dia ho avy zany raha tsy misy ny sampona e! hihih
Dia tongava maro ry zareo fa lanonanana kou tena hilay an
9. ari.malala
(
07/01/2008 07:40)
tsy sasatra mamerina ny fiarahabana antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao o! de raha ts avy vo maraina ny orana ka salama tsara tsy marofy ary koa velon'aina d hotonga:P
12. bobone
(
08/01/2008 07:09)
Mbola tsara ny Namako rehetra !
Fifaliana ho ahy ny miarahaba anareo namako rehetra tsy ankanavaka tratry ny taona 2008 sy ny krismasy 2007!
ho taon-jina ary ho taom-pahombiazana ho antsika ity taona ity ka hitombo be ilay fitiavantsika rehetra! ho salama tsy harofy hahazo izay tadiavina! ny tsy manana asa hiasa! ny tsy manambady hahazo izay tena anjaranysy tiany , ny manana olana ho voavaha daholo!
Ny marary hahazo fahasitranana!homba antsika rehetra Atra e!

13. Mimifali
(
08/01/2008 09:33)
Dé mbola mamerina ny fiarahabàna tratr n taona vaovao ho antsika rehetra, ho tanteraka daolo n fanirian tsirairay dé ho ambinina @ zava drehetra sad ho salama tsara daolo,dé manome toky kou fa ho avy @ io fotoana io e! sad manentana n rehetra kou mba ho tonga fa ts n mm tête foana no hita isak zé mis fihaonana!!!:{:{:{:{ts sanatria akory oé efa leo fa mba fotoana iarahana io dé tongava daolo ô!:-D:-D:-D:-D:-D
14. ari.malala
(
08/01/2008 10:36)
Mimifali,:-D:-Defa tafiditra ao anatin'ny memes têtes annnnnnnnnhummmmmmmm:-D:-D:-D:-D
15. tywa68
(
08/01/2008 11:28)
zah mbô gaga ry ari.malala ! tianay foana fa alefaso ho jerena e tongava dhl kanjony na dia mêmes têtes aza :-D:-D:-D:-D
16. Valala
(
08/01/2008 12:04)
Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona d enga anie ho taona feno fahasoavana sy fahasalamana ho antsika namana rehetra ity taona vaovao ity.
Za koa mba te hiditra meme tety d ho avy za amin'io na d matahotra orana aza :wink::wink::wink:
tywa68 aleo fa handefasako sarim-balala njy :-*:-*
lo fa ho aiza ela ela? :?::?:
Za koa mba te hiditra meme tety d ho avy za amin'io na d matahotra orana aza :wink::wink::wink:
tywa68 aleo fa handefasako sarim-balala njy :-*:-*
lo fa ho aiza ela ela? :?::?:
18. Valala
(
09/01/2008 05:42)
lo ha ha ha ha ary za tsy handé fa toa mitady hisy hisambotra :wink::wink:
20. Valala
(
10/01/2008 07:22)
lo eny aza fa handé za fa tandremo aza refa samboriko sao d mitsoaka an!:wink: