fiarabana tratry nytaona ny namana Dago 2008
142. angotiko
(
05/02/2008 10:35)
lo: ha ha ha iezaka ve toi eh, hihihi tanjemo fotriny sao d mamadika an
ntsoooooo za kou tsy tafiditsa mitriny kou, d atao ahoana fa any amin'ny messenger zany tsika no miresaka kou na phone, anjarako mantsiny zao ny pointage mdrrrrrrrrrrrrrrrrr kiss lo_ d bisous be rora mifotetaka be sady misolitika,
bye
ravatorano d ahoana io toetr'andro io za mantsy sira d matahotra orana kou

143. watafon
(
05/02/2008 10:56)
lo_: ampiako elà amle ezaka e!
angotiko : taiza kou za no niteny anzany kay ? mdr ! tiako ho hita ery zany hoe : " zoky ravato mibaby an'i angotiko" mdrrrrr ! ny paparrazi zao no tena ilaina amin'io kle ! hahaha!
ravato: :wink:
angotiko : taiza kou za no niteny anzany kay ? mdr ! tiako ho hita ery zany hoe : " zoky ravato mibaby an'i angotiko" mdrrrrr ! ny paparrazi zao no tena ilaina amin'io kle ! hahaha!
ravato: :wink:
144. angotiko
(
05/02/2008 11:05)
watafon: tamitsika tany honey d avy tany amin'ny cyber ha ha ha ha mdrrrrrrrrr, io ndray angotiko an hoy watafon,
angotiko tsy azo alaina sary fa bedinn'y pointageny kou, angotiko miafina mandeha any kou lol mdrrrrrrrr
watafon::roll: 8O :( :) :-*
angotiko tsy azo alaina sary fa bedinn'y pointageny kou, angotiko miafina mandeha any kou lol mdrrrrrrrr
watafon::roll: 8O :( :) :-*
147. thiel
(
06/02/2008 05:46)
Tena tsy hay na ho tafa any indray ry Ravato â!Misy contre-temps tampoka ka vao miezaka ny mamaly ny olana mihintsy izao ka Zoma any mihintsy vao tena fantatra ny marina.Sao dia fiakarambe ilay any aloha fa tena marary genou ilay bandy fa nanao foot ka mbola tsy sitrana hatramin'izao.Miezaka ny ho any ê!
148. angotiko
(
06/02/2008 09:19)
lo: hihihihi itako misy pointage be za zao kou, nefa tsy manakana ny sarety tsy ho any sabotsi io eh hihihi,
lo wa miara miainga amin'y 8 fa tsy misy we miezaka eo an, za aza mbô hifoha maraina be an
ahoana le maleo e, nde ve sa aoana e, tonga d any d any kou
lo wa miara miainga amin'y 8 fa tsy misy we miezaka eo an, za aza mbô hifoha maraina be an
ahoana le maleo e, nde ve sa aoana e, tonga d any d any kou
149. mikau
(
06/02/2008 13:10)
"Da" tchat tchy ny taona eee....
Fa misy mazoto miady hevitra koulou ato :lol: a!
De zay e! Tsiky ihany de ampy amin'ity diômil wity ity!!:)
Fa misy mazoto miady hevitra koulou ato :lol: a!
De zay e! Tsiky ihany de ampy amin'ity diômil wity ity!!:)
150. ravatorano
(
07/02/2008 10:54)
za ho tonga aloha eny mahamasina amin'io
izay tsy mbola mahita dia hisy banderole hitsangana eo toy ny mahazatra misy soratra hoe namana serasera dago
anio J-2
aza adino e
izay tsy mbola mahita dia hisy banderole hitsangana eo toy ny mahazatra misy soratra hoe namana serasera dago
anio J-2
aza adino e
151. Man
(
07/02/2008 14:24)
FA MBA OTRINN NY FRAIS LE AZA A??? ZA KO TO FANN SENDRA TSY AMPY NY PAROTSANAY? LOL:lol:
152. angotiko
(
07/02/2008 16:46)
man: enao kosa ranga tsy mamaky a, efa misy fanazavana be ao ambony ao eh
ravatorano: ho avy alou ao kou zany za kou maika ahita ny atao hoe ravatorano hihihi mdrrrrrrrrrrr
lo_: fa nakaiza ndray no toa tsy ita eh, johary alou d tsy tafa fa lany hono ny reservation, mbola miezaka ve eh

154. naritsimba
(
08/02/2008 04:45)
Salut!
Tsara ny andro rahampitso fa efa lasa ilay cyclone, manantena hifankahita @ namana rehetra indray izany sady tsy maintsy hisy bà 2008 noho ny taona vao².
Tsara ny andro rahampitso fa efa lasa ilay cyclone, manantena hifankahita @ namana rehetra indray izany sady tsy maintsy hisy bà 2008 noho ny taona vao².
156. thiel
(
08/02/2008 12:56)
Ny fotoana @ 08h mety tsy ho tratra fa dia hanenjika any an-toerana raha tara ny fiaingako eto.@ 9h30 any vao hiainga.Tsy efa sakafo atoandro ve ry zareo no voa-vonjy any?Asivo takelaka koa any an-toerana ahitana azy.Toomorow izany ê.:arrow:
157. ikaretsaka
(
08/02/2008 14:01)
ravato> amboary ny kaintitsika lahy e...
anana'ialahy tsatoka firy aho izay da'toa?
anana'ialahy tsatoka firy aho izay da'toa?
158. glou
(
08/02/2008 14:52)
j-1 tsika zao fa dia manantena anareo izahay ehhh, mba iangaviana mba ho marim- potoana daholo fa manaintaina be zany le mifampiandry ela loatra eh ,rahampitso zany eh
glou_
glou_
159. Mimifali
(
09/02/2008 17:41)
dé androany lé jour J zany e! dé tany soamantsara mou n tenako zao an! voavoly soamantsara kou n zanakazo, mou n calories maromaro ian kosa no very t@ lé nianika tendrombohitra be e! nafnartra be n fiarahana fa asakasak zé ts tonga, fa mbola ho avy eo mou n reporter s paparazzi be dé be hitantara.
:lol::lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D;-);-);-);-)
:lol::lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D;-);-);-);-)