Ny Devoly
81. LazaDaddy
(
16/01/2008 02:04)
Raha Kristianina koa izany dia i Kristy no arahina fa tsy i Soanja. Noho izany misy i Satana amin'ny Kristianina, ankoatr'izay tsy kristianina satria manohitra ny fampianaran'i Kristy.
82. soanja
(
16/01/2008 02:22)
Mety tsy Kristianina amin'ny fiheveranao azy aho ka.
Fa hiteny aminao anefa aho fa Jesoa Krsity no andriko ary Izy no Andriamanitro. Izy no ianteherako ary ny fanilo manazava ny lalako dia avy aminy ka isaorako azy be de be tamin'ny fandalovany teto an-tany. Isaorako ny baiboly nanome ahy hevitra momba azy ary isaorako ny Ray aman-dreniko nampahafantatra sy nampianatra ahy ny fisiany. Manaja ny Kristianina aho ary manaja ny tsy Mpino Kristianina.
Hajaiko ny tsy fitoaviana eo amin'ny samy olombelona ary ijoroako ny mahaKristianina ahy.
Tsy mitaky n'iza n'iza hanaraka ny lalako aho afa tsy ny vadiko satria tiako hiaradia mandrakizay ny fanahinay! ankoatr'izay samy malalaka amin'izay tiany aleha ny olona na ny zanako aza tafaiditra ao anatin'io. Mino aho fa hihaona any amparadisa zah sy ianao ary hitsiky sy hanoro hafaliana aminao ny fanahiko! Soanja

83. soanja
(
16/01/2008 02:25)
Ary maninona tokoa raha raisinao hoe SEKTA KRISTIANINA aho de manamora sy manalefaka ny tahotrao ny momba ahy!:-*:-*:-*:-*
84. ikaretsaka
(
16/01/2008 03:18)
LazaDaddy:
Raha Kristianina koa izany dia i Kristy no arahina fa tsy i Soanja. Noho izany misy i Satana amin'ny Kristianina, ankoatr'izay tsy kristianina satria manohitra ny fampianaran'i Kristy.
ka i kristy ve no inoana sy arahina sy lazaina fa misy sa i satana
85. Mandefitra
(
16/01/2008 05:44)
Mazava be zany ry Ika a :
Kristy no inoana sy arahina.
Kristy nilaza fa misy satana => Ny Kristianina raha mino an'i Kristy de manaiky fa misy satana.
Ny hany tsy mampisy an'i satana, dia io lazain'i soanja io hoe tsy Jesosy hono no nanoratra ny Baiboly, ka dia ze azoazony ao anatiny ao ihany no noraisiny zany.
Nefa hatrany @ Genesisy ka h@ Apokalipsy miresaka ny fisian'i satana.

86. prime
(
16/01/2008 07:07)
soanja> Tsy hitady ny marimaritra iraisana no mahatonga ahy miezaka manitsy izay ambaranao... ny tena antony ilazàna fa misy Satàna dia satria Andriamanitra mihitsy no manambara izany... ary ny zanany rehetra dia mila miambina satria tsy fahavalo kely na maivana izany...
Ka raha misy milaza ho mpino kristiana no miteny fa tsy misy Satàna dia tsy fampianarana avy amin'i Kristy izany... izay no tiako ahatongavana satria ny olona mamaky ny takelaka toy itony dia maro dia maro...
Izany hoe izay fampianarana izay ampitain'ny mpino kristiana nefa tsy voamarin'ny soratra masina na tsy voamarin'ny tenin'Andriamanitra dia tsara averina dinihana sy handinihan-tena ny nahatonga izany... ary mazava ho azy fa tsara ny ahitsy fa anisan'ny fahendrena avy amin'Andriamanitra koa ny fanetren-tena manaiky ahitsy fa tsy fahadisoana tsy akory... ny fiziriziriana amin'ny tsy fahamarinana no manahirana...
Ka raha fomba fijery kristiana no tianao iaingàna amin'ity lohahevitra ity, ny valiny dia misy Satàna...
Fa raha fomba mijery manokana, na silamo, na bodista, na finoana hafa no tianao itondràna azy dia mitombina ny ambaranao... azo raisina ho herin-tsaina ny finoana ary Satàna dia tsy misy...
ikaretsaka> ny fanekena ny fisian'i Satàna tsy midika mihitsy fa manaiky sy mankato an'i Satàna... ahoana koa ary izany teny Malagasy anareo izany... ny filazàna fa misy Billy Graham tsy midika hoe manaiky ny fampianarana entiny...
Fa ny tena zava-doza amin'ny filazàna fa tsy misy Satàna dia mampandainga an'Andriamanitra ka eo no tena olana... satria Satàna dia nazera ary rehefa tonga ny andro dia fatorana ka hogadraina any amin'ny helo, raha tsy misy izy dia tsy misy koa ny helo, dia tsy nisy antony loatra koa ny nanoloran'i Kristy ny tenany fa ho voavonjy daholo ihany rehefa tsy misy ny helo sy Satàna (sady tsy vitsy rahateo, no miteny fa fitiavana fanaperana Andriamanitra)... izany hoe ilay foto-pinoana mihitsy no voaovan'i Satàna ary hahavery olona maro ny finoana toa izany satria tsy miorina ao amin'i Kristy...
Ny zava-doza faharoa dia ny tsy fiambenana vokatra izany izay mahatonga tsy fahalalàna intsony rehefa avy eo hoe hatreto ny fetran'ny asan'i Kristy eo amin'ny fiainana ka tokony handavana izay tranga rehetra tsy avy Aminy. Hany ka miasa malalaka Satàna manao izay tiany hatao ka na efa mandrava sy mamono ny zanak'ondry ao anaty valan'i Kristy aza izy dia tsy tsapa ny fisian'izany ary tsy mahaino ho maharary akory ireo rehetra mpino tsy miambina ny amin'izany...

88. soanja
(
16/01/2008 12:55)
Mandefitra:
Mazava be zany ry Ika a :
Kristy no inoana sy arahina.
Kristy nilaza fa misy satana => Ny Kristianina raha mino an'i Kristy de manaiky fa misy satana.
Ny hany tsy mampisy an'i satana, dia io lazain'i soanja io hoe tsy Jesosy hono no nanoratra ny Baiboly, ka dia ze azoazony ao anatiny ao ihany no noraisiny zany.
Nefa hatrany @ Genesisy ka h@ Apokalipsy miresaka ny fisian'i satana.
Amiko misy ny tenin'Andriamanitra daholo na ny baiboly na coran na ny hafa betsaka milaza ny fitiavan'ilay Andriamanitra inoako. Hitako taratra, mifandray amiko amin'ny alalan'ny teny, hetsika, tsapa ary ny rehetra manodidina afaka ifandraisako Andriamanitra. Tsy voatery amin'ny alalan'ny soratra ihany.
Ary ny ankamaroan'izany fifandraisana izany dia amin'ny alalan'ireny mahantra/marary/sahirana fadiranovana mifandray amiko ireny no tena ahitako ny fisiany mitaky ny fanompoako azy.
Izay mifanaraka amiko sy mifandray amin'ilay fanahy ato anatiko no raisiko fa tsy afaka mandray fanasana atidoha aho. Izay aloha tena sure fa tsy handaitra amiko mihitsy satria efa teo aho no niala. Matanjaka ny saiko ary vonona handray zavatra be dia be avy amin'Andriamanitra fa tsy mandray crap avy amin'ny hafa tsy Andriamanitra aloha.
Tiavo ny namanao hoy i Jesoa toy ny tenanao.
Tiako ny namako na lesb izy na gay ary tiako ry zareo na manankarena na mahantra. Tiako izy na mainty na fotsy, ary tiako ry zareo na maka fahavalo ahy na tsy hitovy finoana amiko. Tsy mifidy ny fitiavako. Tsy manilikilika, tsy miangatra ary tsy manambany ny hafa.
Mankahala faharatsiana aho ary manabe ny amin'ny fahamarinana. Mahatoky aho fa Andriamanitra no hery mampiodina ahy nahatonga ahy toy izany. Izy efa nampiseho ny hatsarany teo anatrehako. Niaiko ary tsapako. Nanome ny fahasovany tamin'ny fiainako. Afapo aho tamin'ny fitiavany. Anjarako ny mamerina izany ho amin'ny hafa mbola tsy nahazo.
Ka n'iza n'iza hanoratra ary n'iza n'iza hiteny dia mila miresaka aloha ny tenako sy Andriamanitra izay inoako ary mandraitra ato anatiko ny hevitra omeny vao afaka hilaza aho fa Izay ilay TENY raha amin'ny alalan'ny teny no isehoany eo anatrehako. Tsy misy satana eo anatrehako. Fampitahorana ny hafa izany fa tsy natao hampanantonana akory an'Andriamanitra amim-pitiavana. Politikan'ny fiangonana.
MIASA AO ANATY FAHAMARINANA LALANDAVA FA TSY AHATSAPA AKORY IANAO MISY SINTONA HAFA HANELINGELINA ANAO. IZAY TSAPA MIFANDRAIKA AMINAO IHANY NO INOY.
Manjaka Andriamanitra ary tsy voafetran'i Boky iray ny voalazany sy ny asany ary ny voninahiny.
Voninahitra ho an'ilay Avo indrindra. Amen!
89. cutie
(
16/01/2008 13:18)
Hoy i Mandefitra:
Hono ho a ry zareo (fijo, soanja, cutie ....): ny mpamosavy mivoaka alina, ny fanainga lavitra, ny ambalavelona, ny tromba ... saina fotsiny ve no mitondra ireny sa fanahy?
amiko reny aretina. Ny tromba ngamba tsy tafiditra ao anatin'reo aretina reo fa iny hafa mitsy .
Matetika refa hery tsy fantatra de lazaina fa devoly ho an'ny krisitiana.
Amiko ny tenanao ihany no afaka mamantatra na ratsy na tsara ny zavatra ataonao. Refa manao ratsy enao , enao ihany no nahatonga an'zany fa aza ahilika we devoly no nampiditra ny ratsy tao anatinao :)
Fehiny : ny saina ihany no mibaiko an'io :) zay vo manaraka ny fanahy sy ny fo sy ny tariny :-D
90. soanja
(
16/01/2008 13:21)
cutie:

Namaste Cutie!=D=D=D=D=D
91. prime
(
16/01/2008 14:49)
soanja> ekena ny ambaranao satria finoana velona ao anatinao... misaotra fa mazava tsara...
Ny iangaviana indrindra fotsiny dia hazony ho anao sy izay mitovy hevitra aminao ireo satria fomba fandinihana manokana maharesy lahatra anareo... azonareo ambara araka izay maharesy lahatra anareo fa aza manambara izany ho finoana na fampianarana kristiana satria tsy nampianatra izany Kristy ka manjary mandiso lalana ny maro... Aza raisina ho fanavahana izany fa fitiavana mba ho tena ny tenan'i Kristy tokoa no hotoriana raha mpino kristiana no mijoro vavolombelona toy izao tianao atao izao, sady mahate-hidera no mahafinaritra na dia tsy itoviako hevitra aza...
Kristy mantsy tsy nampianatra fahalalàna sy fahendrena araka ny fahitàn'ny olombelona azy fa nanambara ny tenany araka izay mahaIzy Azy... ary ny tena fahendrena lehibe nataony dia tsy nidina tamin'ny voninahitra Izy nirehareha ny amin'ny mahaAndriamanitra Azy fa tamin'ny fanetren-tena lehibe ary nanirahany ny mpanompony hijoro vavolombelona sy hitory ny vaovao mahafaly nentiny... mazava ho azy fa izay soratra rehetra nomena na tamin'ny tsindrimandry na nivantana dia nohamasininy hanana hery sy fahefàna hanambara ny mahaIzy Azy...
Ka tsy ny toetr'olombelona, nampita ny soratra masina araka izay hitany sy reny ary niainany no mahatonga ny olana maro ny amin'ny fahamarinan'ny baiboly fa ny fahotàna sy ny filàna ary ny avonavona avy amin'ny olombelona ihany...
Misaotra mialoha...

92. kiranil
(
16/01/2008 14:50)
Miarahaba,
Hoy soanja:
Marina io. na Jesosy aza dia nilaza hoe:
Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin\'ireny madinika ireny hianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan\'ny Raiko Izay any an-danitra
Fa na zovy na zovy no hanafintohina na dia iray aza amin\'ireny madinika mino Ahy ireny, dia tsara lavitra ho azy raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka alentika any amin\'ny ranomasina lalina izy.
Matio 18
>>> Fa tsy midika akory ireo voalaza ireo hoe \"tsy misy satana\" satria efa voalazan\'ny namana prime sy lazadaddy fa Jesosy Kristy mihintsy no manamarina ny fisian\'ny satana. Tsy misy idiran\'ny politikan\'ny fiangonana izany tompoko fa fahamarinana avy amin\'Andriamanitra.
Marina io. fa ny resaka eto dia momba ny fisian\'ny satana. fa aza afangaro.
Fa eo anatrehan\'i Jesosy Kristy dia misy Satana. Ka mampanontany tena hoe iza tena arahinao: ny sainao sy izay fiheveranao fa marina ve, sa Jesosy Kristy.
Misaotra.
Hoy soanja:
Ary ny ankamaroan\'izany fifandraisana izany dia amin\'ny alalan\'ireny mahantra/marary/sahirana fadiranovana mifandray amiko ireny no tena ahitako ny fisiany mitaky ny fanompoako azy.

Tsy misy satana eo anatrehako.

93. kiranil

94. cutie
(
16/01/2008 14:55)
Ny iangaviana indrindra fotsiny dia hazony ho anao sy izay mitovy hevitra aminao ireo satria fomba fandinihana manokana maharesy lahatra anareo... azonareo ambara araka izay maharesy lahatra anareo fa aza manambara izany ho finoana na fampianarana kristiana satria tsy nampianatra izany Kristy ka manjary mandiso lalana ny maro... Aza raisina ho fanavahana izany fa fitiavana mba ho tena ny tenan'i Kristy tokoa no hotoriana raha mpino kristiana no mijoro vavolombelona toy izao tianao atao izao, sady mahate-hidera no mahafinaritra na dia tsy itoviako hevitra aza...
Tsy misy manaparitaka eo ry prime we zany ny fanao kristiana fa samy mamoaka ny heviny avy @ experience -ny avy .
Ny anareo moa zany azonareo t@ JK koa , ny anay koa azonay taminy fa tsy mitovy fotsiny ny fifandraisantsika aminy.
95. prime
(
16/01/2008 15:21)
cutie> vakio tsara ny lazain'i soanja fa aza tsy mahazo resaka toa io...
Soanja dia mijoro amin'ny mahampino azy ary manan-danja lehibe amin'izany ny fampianaran'i Kristy izay hita taratra ombieny ombieny amin'ny ambarany... izany no mahatonga ahy sy ireo namana maro mampitandrina fa tsara ny mijoro vavolombelona ny amin'ny fiainana miaraka amin'i Kristy saingy mila miambina rehefa manambara izany, ka mamantatra hoe hatraiza no tena fampianarana avy amin'i Kristy sy efa fampianaran'izao tontolo izao raha tena mpino kristiana marina...
cutie> ka ilay "anay" ambaranao tsy dia tena mitovy fa mba mifanojo... ny an'i soanja mifandraika betsaka ny amin'ny fampianaran'i Kristy na dia mandray fampianarana hafa maro koa aza izy... fa ny anao tsy dia fampianarana mazava hoe avy amin'iza fa fahalalàna tsotra araka izay fahazoanao azy... mitady "équilibre" araka izay tsara fahitanao azy...
soanja:
Fa hiteny aminao anefa aho fa Jesoa Krsity no andriko ary Izy no Andriamanitro.
soanja:
Tadidio lalandava fa sady olombelona i Jesoa no Andriamanitra. Noho izany ananana ny fahafahana roa izay ananantsika olombelona. Ny hisafidy ny ratsy na ny tsara.
Teny ambony hazo fijaliana dia diniho daholo ny teniny. Tsy Izy ve moa no nangataka tamin'ny Rainy ny hanala ny kapoaka mangidy sotroiny tamin'io fooana io? Raha nampiasa ny maha Andriamanitra Azy izy teo raha nampijaliana dia tsy nitaraina sady tsy natahotra ary tsy nampaheno ny tenany marary.
NaterakaI Jesoa ary olombelona tahaka antsika. Ambony kokoa anefa ny Fanahy ananana ary afaka miady tsar asy matanjaka raha hiady amin'ny fakam-panahy. Misy ny FAKAM-PANAHY satria io no ila miady amin'ny fanahin'Andriamanitra. Saingy ao anatinao io ary mitaky anao hiaina ny zavatra takian'ny vatana. Dia ny fahasambarana na fafinaretana ary ny tsy hafatsapana marary.
Niana an'io i Jesoa.
Noho izany afaka milalao soma ratsy aminy ny eritreriny. Zany hanohanana sy fampijaliam-batana zany tsy tokony tsapan'Andriamanitra satria izy tsy manana izany. Fa izay manana izany dia vokatry ny sainy na ny brain mitaky fa noana sy torovana ny vavony sy ny saina.
Be real but stay spiritual iny any ways.
soanja:
Balance balance hatrany no hanafaka anao amin'ny fijaliana ary hisian'ny fitoaniana eo amin'ny fiainana! Ho avy ao aminao I Kristy ary hanome aina izay tianao hivoitra ao anaty fiainanao satria TIANY ianao.
Soanja dia mijoro amin'ny mahampino azy ary manan-danja lehibe amin'izany ny fampianaran'i Kristy izay hita taratra ombieny ombieny amin'ny ambarany... izany no mahatonga ahy sy ireo namana maro mampitandrina fa tsara ny mijoro vavolombelona ny amin'ny fiainana miaraka amin'i Kristy saingy mila miambina rehefa manambara izany, ka mamantatra hoe hatraiza no tena fampianarana avy amin'i Kristy sy efa fampianaran'izao tontolo izao raha tena mpino kristiana marina...
cutie> ka ilay "anay" ambaranao tsy dia tena mitovy fa mba mifanojo... ny an'i soanja mifandraika betsaka ny amin'ny fampianaran'i Kristy na dia mandray fampianarana hafa maro koa aza izy... fa ny anao tsy dia fampianarana mazava hoe avy amin'iza fa fahalalàna tsotra araka izay fahazoanao azy... mitady "équilibre" araka izay tsara fahitanao azy...
96. soanja
(
17/01/2008 00:37)
Prime> Misoatra anao mahita izany tokoa. Marina izany samihafa amin'ny fomba fisainana Kristiaina tsotra ny finoako saingy mino aho fa tsy manalavitra an'i Kristy velively ny misy ahy fa manome azy Voninahitra lehibe. :-*:-*:-*
97. kiranil
(
17/01/2008 16:03)
Miarahaba,
Ekena fa misy sasantsasany itovizany @ fampianarana nomen\'i Jesosy Kristy ny voalazan\'io ramatoa mitondra ny solon\'anarna hoe soanja io.
Fa saingy tsy midika izany fa \"tsy mifanalavitra an\'i Kristy\" ny fitompoany teny fatratra manao hoe :
satria mifanipaka tanteraka sy manda ny fahamarinana voalazan\'i Jesosy Kristy mihintsy izany.
Raha indray mandeha Jesosy Kristy no milaza ny momba an\'i satana sy ny devoly, dia mety ho marina ny filazany hoe \"tsy mifanalavitra an\'i Kristy\" ny zavatra lazainy; fa saingy maro dia maro ny teny nolazain\'i Jesosy Kristy sy ny apostoly momba an\'i satana izay fahavalon\'ireo tena mpanaraka an\'i Kristy marina.
Nefa hoy ianao ary ambadika..
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m476ac3000101b
Io ilay \'zavatra\' lazainao fa mitoetra amin\'ny olona io no ilay fanahy ratsy na devoly; ary ny fanafahanana ny olona voagejan\'ireo fanahy ratsy ireo dia anisan\'ny asa nataon\'i Jesosy Kristy tamin\'Izy tety an-tany.
Ianao ve aloha mino fa manampanahy ny olombelona? raha eny, dia ahoana no tsy hinoanao fa misy ny fanahy ratsy sy ny fanahy tsara? Averiko ihany, io fanahy ratsy io no satana sy devoly tompoko.
Izao no Tenin\'Andriamanitra ho an\'ireo izay efa navotany ary efa tena lasa zanak\'Andriamanitra tokoa:
Fa isika tsy mitolona amin\'ny nofo aman-dra, fa amin\'ny fanapahana sy amin\'ny fanjakana sy amin\'ny mpanjakan\'izao fahamaizinana izao, dia amin\'ny fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra
Tsy resaka hoe \"saina fotsiny no mitondra an\' io\" tompoko, fa tena misy ny fanahy ratsy. ka asakasakao amin\'izay sisa raha mbola hanaiky ho voafitaky Satana ihany ianao.
FEHINY> La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.

cutie> Fehiny : ny saina ihany no mibaiko an\'io zay vo manaraka ny fanahy sy ny fo sy ny tariny..
Nefa hoy ianao ary ambadika..
58. Mpandefa : cutie [ Valio ] 21-12-2007 14:55:56
za alou mino fa misy oul itoeran-javatra
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m476ac3000101b
Io ilay \'zavatra\' lazainao fa mitoetra amin\'ny olona io no ilay fanahy ratsy na devoly; ary ny fanafahanana ny olona voagejan\'ireo fanahy ratsy ireo dia anisan\'ny asa nataon\'i Jesosy Kristy tamin\'Izy tety an-tany.
Ianao ve aloha mino fa manampanahy ny olombelona? raha eny, dia ahoana no tsy hinoanao fa misy ny fanahy ratsy sy ny fanahy tsara? Averiko ihany, io fanahy ratsy io no satana sy devoly tompoko.
Izao no Tenin\'Andriamanitra ho an\'ireo izay efa navotany ary efa tena lasa zanak\'Andriamanitra tokoa:
Fa isika tsy mitolona amin\'ny nofo aman-dra, fa amin\'ny fanapahana sy amin\'ny fanjakana sy amin\'ny mpanjakan\'izao fahamaizinana izao, dia amin\'ny fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra
Tsy resaka hoe \"saina fotsiny no mitondra an\' io\" tompoko, fa tena misy ny fanahy ratsy. ka asakasakao amin\'izay sisa raha mbola hanaiky ho voafitaky Satana ihany ianao.
FEHINY> La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.
Misaotra.
98. cutie
(
17/01/2008 18:28)
kiranil
efa navahako tsara ny we tromba (itoera-njavatra) sy le aretina fa aza atambatra:)

99. rabilabila
(
17/01/2008 18:34)
"Mais, pour revenir aux Esprits, il est certain que ces mots Démons, Satan, Diable, ne sont point des noms propres qui désignent quelques individus, et qu'il n'y eût jamais que les ignorants qui y crurent, tant parmi les Grecs, qui les inventèrent, que parmi les Juifs, qui les adoptèrent : Depuis que ces derniers furent infectés de ces idées, ils approprièrent ces noms, qui signifient ennemi, accusateur et exterminateur, tantôt aux Puissances invisibles, c'est-à-dire aux Gentils, qu'ils disaient habiter le Royaume de Satan, n'y ayant qu'eux, dans leur opinion, qui habitassent celui des Dieu."
ieuuh!! mba te-handray anjara kely fotsiny e!
100. ikaretsaka
(
17/01/2008 18:40)
soanja:
Prime> Misoatra anao mahita izany tokoa. Marina izany samihafa amin'ny fomba fisainana Kristiaina tsotra ny finoako saingy mino aho fa tsy manalavitra an'i Kristy velively ny misy ahy fa manome azy Voninahitra lehibe. :-*:-*:-*
mitovy @ soanja