Ny Devoly

1. soanja ( 05/01/2008 00:57)
Raha tena mahavita ny zava-drehetra Andriamanitra, maninona raha fohanany any io Devoly devoly na Satana io fa io no tena manelingelina antsika? Izy manko tia antsika e!

Amiko sao tsy misy io Satana io fa ny saintsika no milalao soma ratsy amintsika ary azo antsoina hoe aretina na toetra na zavamilona ao anaty mitady hanimba antsika raha tsy misy balance.

Aza lazaina amiko hoe "Ny fiheviny tsy fihevintsika." Fa efa arako izay fa ny hoe raha ny fihevintsika dia tokony izay no zavamisy sa tsy logic zany?

Nomen'Andriamanitra saina isika handinika.
Ao no misy ny safidy! Raiso ny lalantsara novelariny ho anao fa izy hanome fitoniana ho anao sy ny fanahinao!

Anareo koa!

novalian'i xxx ny 18/01/2008 08:10
2. cutie ( 05/01/2008 01:03)
ny cote negatif antsika no devoly amiko :)
zany we isika ihany no mamorona azy :)
io lay hery tsy haitsihay :-D
3. ikaretsaka ( 05/01/2008 02:26)
namaste nareo 2!
ny anampiako azy dia hoe raha nilaza tokoa isika t@ fiekem-pinoana fa nanda azy.. dia aleo izy ho any @ izay misy azy any fa tsy mila hivakl @ izany intsony
4. niryna ( 05/01/2008 03:38)
koa aminareo sy ika (mianadahy tsy mino azy )dia tsy misy izy ka dia aza mivaky loha fa tsy misy izy izany aminareo.Vita tompoko
5. Bafota ( 05/01/2008 18:17)
Ny devoly tsy naringana satria :VAVOLOMBELONA voalohany manamporofo ny fisian'Andiamanitra.Ary ireo rehetra milaza ho vavolombelona=devoly./.
6. Veloo ( 05/01/2008 23:31)
Raha tena mahavita ny zava-drehetra Andriamanitra, maninona raha fohanany any io Devoly devoly na Satana io fa io no tena manelingelina antsika? Izy manko tia antsika e!


fa ahona ary no omena blema foana Andriamanitra? Raha voa misy zavatra ratsy dia oe naninn Antra no nanao ahy an;izao sy izao?????
Andriamanitra tsy namorana an'i Devoly VELIVELY. Ny ratsy dia tonga tao @ Lucifer t@ izy tany an-danitra.
ary tadidio fa nahazo 1/3 ny anjely izy niaraka t@. Raha tonga dia nifohanana teo dia tonga dia hanontany ny anjely rehetra fa inona no ratsy nataony. Naveln'Andriamanitra ho HITAN'NY rehetra ny zavatra sy ny sainy ratsy. Ary voa nanana fisainana ratsy i Lycifer dia efa vonona i Jesosy ny hamonjy antsika.

Amiko sao tsy misy io Satana io fa ny saintsika no milalao soma ratsy amintsika ary azo antsoina hoe aretina na toetra na zavamilona ao anaty mitady hanimba antsika raha tsy misy balance.


Aza dia matoky tena loatra fa izay no tena tadiavin'i Satana Tandremo reee...
7. cutie ( 06/01/2008 21:25)
veloo
gaga ndray za @ iny :)
8. rakapy ( 07/01/2008 01:23)
Tena fantan'i velo tsara ary precis tsara ilay chiffre 1/3! io manko ilay mahagaga anay.Tany US aza ny fifidianana dia tsy mbola tonga lafatra ny fanisana azy na dia eo aza ireo fitaovana moderna isankarazany ka nefa ny tantara izay efa fahagola tany ,lova-tsofina dia avy eo vao navadika ho soratra dia vo-preciser-nao tsara!!!
Miaky ny fazaizanareo aho marina e!!!
9. Veloo ( 07/01/2008 14:38)
cutie [ Valio ] 06-01-2008 22:25:38
Lohateny : Re : Ny Devoly
veloo
gaga ndray za @ iny


cutie :-* zao zao njy mahalala hihihihih
10. Veloo ( 07/01/2008 14:39)
rakapy a zany an.....
11. cutie ( 07/01/2008 17:59)
veloo
an-3 ka :-D
12. Veloo ( 07/01/2008 18:47)
cutie a njy zany mila manao cours aty amiko raha izany ka hihihih
mba efa misy santionany ery nolazaiko ery ka :-*
13. cutie ( 07/01/2008 18:55)
hita koa
tongava aty mitsy njy :-*
14. Veloo ( 07/01/2008 21:19)
cutie :-D:-D:-D:-*
15. rabilabila ( 07/01/2008 21:29)
'za koninko gaga dia gaga !!:-D:-D:-D
16. rakapy ( 08/01/2008 02:36)
Veloo> tokony hahazo toerana ambony any @ ministeran'A/tra mihintsy ianao fa aza aparitaka io fahazanao io sao dia lasanay devoly eo:@:@:@
17. Veloo ( 08/01/2008 02:48)
rakapy a,
za dia manoratra izay itako fa tokony ho fantatrin'ny rehetra, izy io tsy an-tery mihitsy.:wink:
18. cutie ( 08/01/2008 02:53)
tena tsy haiko mitsy alou in zany 1/3 zany :-d
19. Veloo ( 08/01/2008 03:07)
cutie a 1/3 ny anjely tany an-danitra lasan'ny lery daholo...asa izany na firy Billions na firy tsy fanta-tsika

mila dodo @ zay fa efa alina beuuuu hihihi
20. rakapy ( 08/01/2008 03:09)
Veloo> fa firy ny isan'ny anjely sy staff any andanitra any?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07