Izaho secte satria…

81. fijo ( 21/12/2007 21:57)
aiza ary izy mitsam teo?
82. cutie ( 21/12/2007 22:21)
aleo tsy hita any alou :-D
83. LazaDaddy ( 22/12/2007 00:31)
mahagaga eto fa izaho no miteny hoe secte aho dia tsy mandry ny sain'nireo tsy secte.

Fody> dia aiza @ izay nosoratako eo izao no milaza an'izany "Renin'i Jesoa" resahinao izany? :) Ny anao angamba raha vao miresaka sampy tonga dia izay no eritreretinao? :)
84. rakapy ( 22/12/2007 00:39)
Ataovy an-kira Ra laza an!!! fa izay no mety hanazavana azy angambany?o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
85. cutie ( 22/12/2007 00:42)
ampesao le gitara :-D
86. Fody ( 22/12/2007 10:05)

LazaDaddy: Ka valio aloha àry ilay fanontaniana hoe:

Iza io Fiangonana lazainao fa sinagogan'i Satana io?

Iza io Fiangonana ambaranao fa mitahiry sampy io?

Aza miala bala fa valio ny fanontaniana!
87. ikaretsaka ( 22/12/2007 16:22)
le valim-panontaniana ooo!
88. LazaDaddy ( 22/12/2007 22:54)
Fody> Ny zavatra tsy azontsika lavina dia ny hoe "misy ny sinagogan'i Satana, misy ny fiangonana manompo sampy". Tsy azontsika lavina io raha mino ny Tenin'i Jesoa voarakitra ao @ Baibly isika.

Iza ary io hoy ianao? Izaho kosa indray manontany hoe iza ireo? Mila esprit de discernement ny famantarana izany fa tsy iza tenenin'ny olona na ny tompon'andraikitra ao @ fiangonana. Hoy i Jesoa hoe "izay manan-tsofina aoka handre".
89. ikaretsaka ( 22/12/2007 23:36)
ka teneno sy hazavao ary fa aza ahodina ny resaka e!
90. LazaDaddy ( 23/12/2007 01:59)
Hoy i Jesoa hoe "izay manan-tsofina aoka handre".
ikaretsaka:
ka teneno sy hazavao ary fa aza ahodina ny resaka e!
:)
91. ikaretsaka ( 23/12/2007 13:32)
ka zahay efa te handre ny valim-panontanian-dramose fa ramose no mihodikodina tsy miteny eo
92. pissoa ( 23/12/2007 13:42)
LazaDaddy:

Fody> Ny zavatra tsy azontsika lavina dia ny hoe "misy ny sinagogan'i Satana, misy ny fiangonana manompo sampy". Tsy azontsika lavina io raha mino ny Tenin'i Jesoa voarakitra ao @ Baibly isika.

Iza ary io hoy ianao? Izaho kosa indray manontany hoe iza ireo? Mila esprit de discernement ny famantarana izany fa tsy iza tenenin'ny olona na ny tompon'andraikitra ao @ fiangonana. Hoy i Jesoa hoe "izay manan-tsofina aoka handre".


iza avy ireo ry LazaDaddy ? :lol:
93. Rasiligaoma ( 23/12/2007 18:04)
Efa vonona ny hihaino sy hijery izahay "manan-tsofina"
94. LazaDaddy ( 23/12/2007 23:12)
Rasiligaoma, Ikaretsaka> diovy tsara ny sofina raha izany fa mbola tsy ao aminareo ilay "esprit de discernement" matoa ianareo mbola manontany :)
95. ikaretsaka ( 24/12/2007 03:06)
ko raha tsy avoakanao ve ny zavatra ho discerne-vanana aiza no hanaporofoanay sy hi juger-nay azy?
hazavao aloha fa tsy fombanay ny mi perceive fahatany!
alefaso raha te hanenjika ny "tanjona 2008" ianao e:wink:
Fody:
aza miala bala fa valio ny fanontaniana
96. LazaDaddy ( 24/12/2007 04:56)
Tsarovy aloha fa i Jesoa no nanambara an'io fisian'ny sinagogan'i Satana io. Dia rehefa avy nanamgara an'io Izy dia nofaranany ny teniny ka hoy izy: "izay manan-tsofina aoka handre".

Raha tsy azonao izay nambarany dia angataho aminy aloha ilay "esprit de discernement". :)
97. Fody ( 24/12/2007 13:15)


Ho an'i LazaDaddy
95. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-12-2007 05:56:23
Lohateny : Re : Izaho secte satria…
Tsarovy aloha fa i Jesoa no nanambara an'io fisian'ny sinagogan'i Satana io. Dia rehefa avy nanamgara an'io Izy dia nofaranany ny teniny ka hoy izy: "izay manan-tsofina aoka handre".

Raha tsy azonao izay nambarany dia angataho aminy aloha ilay "esprit de discernement".

Tsy ny rehetra no hahazo izay tian'i Kristy ambara. Ary adidin'izay nomena fahalalana manokana no mampahalala izay tsy mahalala. Ianao eto izao no mahalala (na miseho ho mahalala) ka mba lazao anay hoe: Iza io Fiangonana lazainao fa sinagogan'i satana io?

Valio tsotra fotsiny. Lazao ny anarany fa aza aholakolaka.
98. rakapy ( 25/12/2007 01:57)
Dia aleo ho valiko ilay fanotaniana fa ela: Ny anaran'ilay sinagoga dia atao hoe SATANIK SINAGHOG.
99. xxx ( 25/12/2007 14:28)
kay ,maty atsika mama
100. fijo ( 25/12/2007 20:58)
:-D:-D:-D:-D mahery enao rakapy an,hi hi i
nahona kosa moa izy no terena hanonona anarana fiangonana nefa ianareo ireo ihany no tsy tia ity fanononana anarana ity e????????rehefa tsy niteny nivantana izy hoe ny "fiangonana katolika"dia hoy aho hoe minoa fotsiny fa misy izany.

mivoaka kely.amin'ny tribunaly dia misy fiteny hoe"izay tsy voa tsy mahazo mitory"ka moa ve misy mahatsiaro voa teo???no misy mitady fanazavana be?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085