Izaho secte satria…

41. cutie ( 20/12/2007 22:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
efa mizaitra tsara
42. fijo ( 20/12/2007 22:48)
hay :-D
43. cutie ( 20/12/2007 22:51)
:-D
44. fijo ( 20/12/2007 22:54)
andraso atsofoko ao ny tanako tsapaina klo
45. cutie ( 20/12/2007 22:55)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
46. fijo ( 20/12/2007 22:57)
sao tatajaitra ko
47. cutie ( 20/12/2007 22:59)
minoa fotsiny ihany wa:-D
48. fijo ( 20/12/2007 22:59)
mino fa mitsapa koa ka
49. cutie ( 20/12/2007 23:00)
tsy mety zany :-D
50. fijo ( 20/12/2007 23:07)
ka mba atao mety ko
51. cutie ( 20/12/2007 23:09)
lasa tsy misy suspens:-D
52. LazaDaddy ( 20/12/2007 23:11)
fijo> ikaretsaka tsy secte satria ilay critere voalohany nomeko dia efa tsy fenony: "tsy mbola niala t@ ilay fiangonana katolika lehibe izy" :)
53. fijo ( 20/12/2007 23:16)
mety hiala ihany raha hain'ialahy ny manadala ny sainy
54. cutie ( 20/12/2007 23:17)
:-D:-D:-D:-D
55. fijo ( 20/12/2007 23:19)
ka fanadalana daholo io ko
56. cutie ( 20/12/2007 23:20)
iny mafy loha be koa:-D
57. LazaDaddy ( 20/12/2007 23:20)
fijo> izaho tsy hanadala ny sainy ka ary tsy fanaoko izany:)... raha ny Fanahy Masina kosa no mibitsika aminy dia zavatra hafa indray iny. Safidiny ny ijanonany ao ka hajaiko ary tompon'andraikitra feno @ izay safidiny izay izy :)
58. fijo ( 20/12/2007 23:29)
kay kay kay mahery izany ry ika an
59. ikaretsaka ( 20/12/2007 23:31)
LazaDaddy:

fijo> ikaretsaka tsy secte satria ilay critere voalohany nomeko dia efa tsy fenony: "tsy mbola niala t@ ilay fiangonana katolika lehibe izy" :)

za avy tany tany ivelany no niditra "tao @ ilay fiangonana katolika lehibe" ...
fa i Laza avy tao no niala nankany @ le 'sekta evanjelika kely' ...

Izay le naha samihafa azy letsy ry fijo an :wink:

Lery ngamba raha nataon'i jesoa heo "hianareo koa ve handeha? .. dia lasa..
Fa za nikafr ilay rambon-dambany, dia avy eo niteny hoe mba sitrakao ve, nikafr t@ alok'i petera sy ny mosoaran'i paoly

60. fijo ( 20/12/2007 23:33)
eo aloha nareo mitsam fa za handeha hiboda kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091