Izaho secte satria…

121. ikaretsaka ( 30/12/2007 18:06)
nefa tsy izay nolazain'ny hafatra rehefa jerena fa diso fijery ianareo mitsam
122. LazaDaddy ( 30/12/2007 22:26)
tratry ny taona ikaretsaka :)
123. prime ( 31/12/2007 08:28)
ikaretsaka:
amiko ratsy rehefa mivaona tsy manaja ilay olona intsony sy takon'ny fanatisme!
aminao?
... amiko tsy ny sekta no ratsy na tsara fa ilay fanahy miasa ao amin'ilay fikambanana... fa raha manana ny fanahin'i Kristy ilay izy na fikambanana, na fiangonana tsy hitako izay maharatsy azy fa vao maika aza tsara miombon'antoka ny amin'ny asa famonjena nataon'i Jesosy Kristy ka tsy hikatsaka afatsy ny hamonjena fanahy maro ho voavonjy...
124. niryna ( 31/12/2007 13:27)
prime:

marina tokoa izany ary tsy mety tapitra mihitsy ity fanoheran'ika ny tenin'Atra ity an :D tratry ny taona avy e

125. ikaretsaka ( 31/12/2007 16:49)
ka indraindrai dia io "fanahy" io mihitsy aza no mety tsy misy nefa lazaina fa misy...
betsaka no hoe fifohazam-panahy e, born again e.. nefa aia akory?
na secte ilay manao messe noire ireny aza..
"na fanahy masina io" na fanahy ratsy" na inona
126. LazaDaddy ( 04/01/2008 03:53)
marina mihitsy io tenin'ikaretsaka io, ary tena mampalahelo ny fampiasan'ny tsy mataho-tody an'io teny hoe "masina" io amin'ny toetra na zavatra tsy masina.
Ohatra vitsivitsy:
fanahy masina (sandoka), politika masina, labozia masina, sary masina, lainga masina, ....

127. prime ( 04/01/2008 08:32)
ikaretsaka> ahoana no ahafantaranao hoe tsy misy nefa milaza fa misy?

LD> mampalahelo tokoa...
128. rakapy ( 04/01/2008 09:05)
Fa iza no anaran'ilay Jesosi-ndra Prime e?
129. prime ( 04/01/2008 10:44)
ary ny an'i rakapy iza?... ny ahy ilay Jesosy Kristy, Andriamanitra velona tonga nofo, tonga hamonjy ny mpanota, maty sy nalevina nefa nitsangana tamin'ny maty ary manjaka mandrakizay eo ankavanan-dRay...
130. rakapy ( 04/01/2008 19:34)
Za indray ra prime de tsy manana Jesosy. fa tonga de A/tra direct ny ahy. Tsy mila MPANERA ny finoako.
131. ikaretsaka ( 04/01/2008 22:57)
LazaDaddy:

marina mihitsy io tenin'ikaretsaka io, ary tena mampalahelo ny fampiasan'ny tsy mataho-tody an'io teny hoe "masina" io amin'ny toetra na zavatra tsy masina.
Ohatra vitsivitsy:
fanahy masina (sandoka), politika masina, labozia masina, sary masina, lainga masina, ....

dia izay ilay mivoaka amin'ny illusions sy hilaina hijerena ny anton'ireny lazainao rehetra hoe masina masina ireny .. amin'ny fandalinam-pianarana fa tsy ny famakiana baiboly ao an-trano fivoahana..
azon'i laza?
132. prime ( 07/01/2008 10:42)
Rakapy> ka Jesosy anie tsy mpanera fa Izy mihitsy ilay Andriamanitra e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544