Izaho secte satria…
101. ikaretsaka
(
25/12/2007 23:58)
ka raha any @ tribonaly ve ry fijo dia anontaniana hoe iza no torianao sy eritereretinao fa meloka de hoe esprit de discernement ve ?
hmmm mety hiety izany rehefa a la barre za kle!
atao hoe "nandona an-drakoto ve ialahy?" de valiako hoe esprit de discernement Andriamatoa mpitsara.. berk!:wink:
rakapy: misy gôka any shina?
hmmm mety hiety izany rehefa a la barre za kle!
atao hoe "nandona an-drakoto ve ialahy?" de valiako hoe esprit de discernement Andriamatoa mpitsara.. berk!:wink:
rakapy: misy gôka any shina?
102. rakapy
(
26/12/2007 03:53)
Ka iza ary ilay anararana fiangonana andrasanao ry Ika fa aza ahodikodina eo ity resaka ity.I RaLaza efa tsy mety hitonona.Ny tenako efa nanome sopapa ka nefa ianao mbola mi insiste.Ka dia amabarao eto ho henonay.^^:{:-P
103. ikaretsaka
(
26/12/2007 15:12)
iznay santanik diabolik sinagoga izany aloha no nolazaina sy nampahafantarina anahy hatr! izao ko!
fa aleo Talaza hamelabelatra ho anay tsy dia ambony esprit de discernement itony
fa aleo Talaza hamelabelatra ho anay tsy dia ambony esprit de discernement itony
104. fijo
(
26/12/2007 23:26)
ika an,ny tiako lazaina dia hoe misy mahatsiaro voadoana matoa mitady fanazavana be.izahay izao tsy nahatsiaro voadoana dia tsy olan ataminay le resaka fa di ahoe misy izany dia ampy anay
105. prime
(
27/12/2007 11:54)
Manambara ny finoany sy ny mahaizy azy LD dia azy izany...
Samia sahy manambara ny finoany dia tsara izany...
Samia sahy manambara ny finoany dia tsara izany...
106. ikaretsaka
(
27/12/2007 14:50)
ka izy ange ary ambony ry prime manao hoe sekte izy satria (de nomeny ny antony)
dia maninona no tsy ataony ny hoe nareo dia sinagogan'i satana satria (de mba nomena ny antony?):roll:
any ilay tsy azoko
dia maninona no tsy ataony ny hoe nareo dia sinagogan'i satana satria (de mba nomena ny antony?):roll:
any ilay tsy azoko
107. LazaDaddy
(
27/12/2007 23:01)
misy mahatsiaro tena ho sinagogan'i Satana angaha eto no misy mitady antony?
fijo> toa sahala amin'ny misy fahamarinana ny nambaranao.
fijo> toa sahala amin'ny misy fahamarinana ny nambaranao.
108. LazaDaddy
(
27/12/2007 23:13)
Fijo> Tena mahazendana izy ity ry namana fa dia hitsikiana mandrakariva an! Kanefa anie tsy mbola niteny fiangonan'olona ho Sinagogan'i Satana aho fa dia misy mahatsiaro ho voadona tokoa angaha :)
Ivereno vakiana anie ito adihevitra ito raha tsy izaho aza no lazain'i Fody fa Sinagogan'i Satana e :)
Ivereno vakiana anie ito adihevitra ito raha tsy izaho aza no lazain'i Fody fa Sinagogan'i Satana e :)
Fody mantsy ahy:
Efa an-taonany maro koa ianao no efa tsy nikambana tamin'io Fiangonana io, satria raha ny fiainanao tao no jerena dia tsy araka ny tena izy. Fanompoan-tsampy no nataonao, ary sinagogan'i satana no ninoanao.
109. fijo
(
27/12/2007 23:28)
ohhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh mamely tena i rafody izany an,satria rah ambola tao anie izy rafody ka ny fomba tao n onataony e.ka io fomba narahany tao io ve no lazain afa fanopoantsampy?????
hoan'ika.hazavaiko kokoa le tiako lazaina fa mety tsy azon'ialahy.
raha hitory ialahy,dia jerena aloha io fitorian aataon'ialahy io hoe "recevable" ve sa tsia.raha toa ka nisy nanjoa an'ialahy dia okfa rah atsy izay dia tsy recevable ilay izy.
ka eto ve recevable le fitakiana ataonareo????raha mahatsiaro ianareo fa voa dia ok,fa raha tsy mahatsiaroianareo fa voakitika dia tsy recevable io

110. ikaretsaka
(
27/12/2007 23:32)
velabelarina ny antony ka..
ohatran'ny hoe tsy mpino Rafijo na nino ihany aza taloha satria nisy fivelaran-tsaina hafa nahazo azy dia nahitany "finoana hafa": atao hoe tsy mpino!
sekta i Laza satria nisy fotoana niodikodina nanadino an'A/tra tany @ izay nahavariana azy tany izy ohatra dia nisy sinoa australianina nitoritory teny taminy t@ ilay izy somary depressed be sy nanananana problem iny de nampireveny tsotsotra tao de:^)cde itantarainy an'i jesosy tao anaty baiboly dia lasa adepte be... dia indraindray tsy i Jesosy intsony no tena tanjony fa ny hisintona olona betsaka ho ao anaty "bus" ny (Tanjona 2008)!
Fanatika ny fahitako an'i Laza satria na ny anovozany ny inoany aza tsy fantany akory ny tantarany fa le feon-dakolosy 1 nolazain'ilay nitory teny t@ny t@ izy depressed no ninoany! tsy ekeny sy tsy fantany!
ohatra tsotra izao dia hay fa Boky navondron'ilay finoana 1 izay ankahalainy fatratra fa hoe "nisy azy taloha hono" no anovozany "tenin'A/tra":wink:
Katolika aho satria: mino aho fa fiangonana 1 ihany no naorin'i jesoa ary nankininy t@ Piera (izy foana no voatonona mialoha) sy ny dimbiny, sy nolazainy hoe na ny varavaran'ny helo aza tsy haharesy azy... mifanaraka @ soratra masina ny zavatra rehetra atao ao rehefa dinihina lalindalina.

111. fijo
(
27/12/2007 23:36)
de mahatsiaro voadona ary ve nareo raha miresaka ilay sinagogan'i satana i laza?
112. ikaretsaka
(
27/12/2007 23:50)
tssy mahatsiaro fa tsara raha velabelariny misimisy kokoa ny tiany lazaina
113. LazaDaddy
(
28/12/2007 01:05)
fijo> ka tsy izaho akory anie no nampiditra resaka sinagogan'i satana voalohany teto @ ity adihevitra ity e. Vakio tsara fa i Fody namely tena no nampidi-dresaka teto, dia rehefa avy namely tena i Fody dia izaho no angatahan-dry zareo fanazavana :)... mahazendana.
114. ikaretsaka
(
28/12/2007 03:35)
ataoko fa tsy ny famelezan-tena sy ny filazana fa voa ranona sy ranona no tkony hibahana ato fa ny hoe "maninona..satria nahoana"
sa mety ho diso aho fa fijeriko iny
sa mety ho diso aho fa fijeriko iny
116. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:24)
amiko ratsy rehefa mivaona tsy manaja ilay olona intsony sy takon'ny fanatisme!
aminao?
aminao?
117. fijo
(
28/12/2007 22:16)
vao nohamariniko teo tokoa,fa i fody no nilaza voalohany io sinagogan'ny satana io.:"
Dia aiza ao amin'ny filazan-tsaran'i Kristy no milaza fa manompo sampy ny olona manaja ny renin'i Jesoa?
Aiza ao amin'ny filazan-tsara no milaza fa izay mitsaoka sy miankohoka manoloana ny vatana aman-dràn'i Kristy dia manompo sampy, ary ny Fiangonana misy an'izany dia sinagogan'i Satana?ka sao dia izy no tokony hoanontaniana ry ika?

118. fijo
(
28/12/2007 22:18)
tsy voatery ho ratsy ny sekta.efa sekta anie aloha ny judaisme e,ary kristianisma no nanaraka azy.ka ratsy aby ve ireo?
119. ikaretsaka
(
29/12/2007 20:55)
LazaDaddy:
95. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-12-2007 05:56:23
Fody> Ny zavatra tsy azontsika lavina dia ny hoe "misy ny sinagogan'i Satana, misy ny fiangonana manompo sampy". Tsy azontsika lavina io raha mino ny Tenin'i Jesoa voarakitra ao @ Baibly isika.
toa lazadaddy no nilaza an'io tao ambony tao ko
kanefa izy ni insiste sy ni persiste
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 28-12-2007 02:05:43
Lohateny : Re : Izaho secte satria…
fijo> ka tsy izaho akory anie no nampiditra resaka sinagogan'i satana voalohany teto @ ity adihevitra ity e. Vakio tsara fa i Fody namely tena no nampidi-dresaka teto, dia rehefa avy namely tena i Fody dia izaho no angatahan-dry zareo fanazavana ... mahazendana.
FLIP FLOP!:-D
120. LazaDaddy
(
29/12/2007 23:47)
fijo::)
vao nohamariniko teo tokoa,fa i fody no nilaza voalohany io sinagogan'ny satana io.:"
....ka sao dia izy no tokony hoanontaniana ry ika?