Izaho secte satria…

21. cutie ( 20/12/2007 20:46)
ok:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. fijo ( 20/12/2007 22:03)
ny sekta anie tsy voatery horatsy e."ny firaisana hiombonana izao tsara"hi hi hi

ny ratsy fotsiny dia ilay maneritery ny mpikambana ao aminy ary manao izay hialan'ireo amin'ny manodidina.na koa ireo izay mitory ny famonoan atena sns.fa raha resaka hoe te hitory bebe kokoa tsyolana,torio ny teny fa izay adala azonao ao tsy maninona.
23. cutie ( 20/12/2007 22:07)
ny ratsy fotsiny dia ilay maneritery ny mpikambana ao aminy ary manao izay hialan'ireo amin'ny manodidina.na koa ireo izay mitory ny famonoan atena sns.fa raha resaka hoe te hitory bebe kokoa tsyolana,torio ny teny fa izay adala azonao ao tsy maninona

ka zay le negatif side ny secte de lazain'ny sasany fa secte :-D
24. fijo ( 20/12/2007 22:11)
izay mihintsy.misy tia manafangaro mantsy e
25. cutie ( 20/12/2007 22:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. fijo ( 20/12/2007 22:13)
soa fa eto isika
27. cutie ( 20/12/2007 22:15)
tsy manafangaro :P
28. fijo ( 20/12/2007 22:16)
sady mandamina
29. cutie ( 20/12/2007 22:17)
raha mety alamina:D
30. fijo ( 20/12/2007 22:18)
ezahina ka,ireo koa zatra miady lava ka manahirana
31. cutie ( 20/12/2007 22:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
efa mahazatra
32. kiranil ( 20/12/2007 22:21)
pissoa> marina.. tsejenry tokoa ny antsoina amin'ny hoe teny hoe: 'rozery'...

{fa ny hoe maimbo, dia aleo angamba ianao no avelako hitsara ny momba izay zavatra izay... :D:°) }

Ireo eveka maro isankarazany koa mantsy dia manamafy izany fa "récitation" izy io.

la récitation du Rosaire n'est pas simplement une autre dévotion pieuse, mais qu'elle est d'une absolue nécessité pour le Salut du monde contemporain. »

Extrait de la lettre pastorale signée par 20 Évêques canadiens.
[/b]

http://livres-mystiques.com/partieTEXTES/Rosaire/rosaire/8apparit.htm

Ny mampametram-panontaniana sy mahalasa saina lalina dia lalina dia ny fampianarany manao hoe : "c'est une absolue nécessité pour le Salut du monde"... :?:

"recitation" na tsianjery ve dia tena mitondra "salut du monde" tompoko?


« Seule la prière, seul le Rosaire, à l'heure actuelle, peuvent sauver le monde d'une catastrophe imminente. Je ne fais là que répéter l'avertissement de la Sainte Vierge à Fatima. La prière peut sauver le Monde. »
Père Peyton.

*******************

Dia tsy sasatra aho milaza ny tenin'i Jesosy Kristy manao hoe:

"Je suis le chemin, la vérité, et la vie. Nul ne vient au Père que par moi." Jesus Christ.


Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.


Misy ny milaza hoe : samy ho tonga any @ fanjakan'ny lanitra daholo isika rehetra izao, fa samy manana ny fombafomba ahatongavany any. Miala tsiny tompoko fa fitaka be vava izany.

Ary asakasak'izay mbola hanaiky ho voafitaka.

Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran'i Jesosy Kristy] asa 4:12


Ny zava-misy dia mbola maro ireo mbola voafitaka sy manda an'i Jesosy Kristy, ary ny tena marina aza dia Jesosy Kristy mihintsy no efa nilaza fa ho maro ireo olona mihevitra fa hiditra ny fanjakan'ny lanitra @ fomba hafa;


Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko , tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay?

Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka.


Fa saingy ho anao izay sendra tonga eto dia manontania tena hoe anisan'ireo maro ireo ve ianao sa tsia.

Sanatria tsy fankahalana no mahatonga ahy miteny izany; satria aleoko lavitra tsy manketo fotsiny dia milamina; fa kosa ny marina izay voalazan'i Jesosy kristy tsy maintsy lazaina; ary fantatro fa mbola misy olona any ho any, tsy mbola nanamafy ny fony fa mbola manana fotoana hibebahana sy mitandrina mba tsy ho voafitak'ireo fampianaran-dison'olombelona fa hankato kosa ny Tenin Andriamanitra.

Misaotra.

Misaotra.
33. fijo ( 20/12/2007 22:31)
cutie an ireo fa miady sahady ry zareo
34. cutie ( 20/12/2007 22:35)
ie:-D:-D:-D:-D
35. fijo ( 20/12/2007 22:37)
tsy hay intsony izay hoatao.ndraso fa hoantsoiko de bedesiko mihintsy fa tsssss
36. cutie ( 20/12/2007 22:39)
ie :-D
avealo alou hiady
jerena ze mandresy :-D
37. ikaretsaka ( 20/12/2007 22:40)
hery:

LazaDaddy> tsy ireo ihany ny famaritana ny sekta kah. Sekta daholo izany ny fiangonana hafa raha izany :-)

Ny sekta dia:
- Manodikodina (manipulation) lohan'olona mpikambana ao aminy tsy hijery afatsy ilay fikambanana... hankahala ny fianakaviany izay tsy membre-n'ilay sekte sns.
- Tsy mamela ny mpikambana ao aminy hifandray amin'ny manodidina (fa hoe mitazona ny secret sns)
- Misy fitakiana ara-bola hentitra (ohatran'ny hoe moramora amin'ny voalohany fa lasa mampahantra ny mpikambana mihitsy avy eo)
- Hamafisina kokoa ny fampitahorana ny ratsy noho ny fampanantenana ny tsara. (tandremo tandremo no be kokoa)
- mbola misy hafa :-)


Sao dia mbola sekte tokoa i LazaDaddy?


namaste
hery> adino ilay hoe tsy maintsy manenjika olona izao hotaomina ho lasa ao aminy koa mba hotatahina hangalana vola sns.. matetika ieny olone ireny innocent!

LazaDaddy> nefa ny Gitaran'izay monsenera sy ny synth an'izay mompera Zezoita maty vao haingana izay ary ny kabaosin'ilay Frera izay..nitoriany an'i jesoa n'aiza n'aiza rehefa "manjohy iny lalan'iny" no naha Katolika ahy
38. fijo ( 20/12/2007 22:42)
sao sekta koa ary ialahy ity?
39. cutie ( 20/12/2007 22:43)
hita fa secta koa io :-D:-D:-D:-D:-D
40. fijo ( 20/12/2007 22:46)
hummmm tandremo ny paosy ary sao tataka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592