Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.

81. ikaretsaka ( 06/11/2007 15:39)
ny fahaizana manavaka ilay veneration sy adoration no tsy mampivily azy fa vao mainka mahatonga azy hifameno sy hifanampy ry xxx an...
izay no nampandroso sy nampety azy nandritra ny 2000 taona! ary ny zavatra mety dia tsy ovaina fa hatsarana sytohizina hihatsaratsara kokoa

niryna> fa inona koa no idirako @ resakareo sy i Rasily?

Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous. Jacques 4:7
Niryna> io indray ilay diable diable tsy ampy analyse! tsy izay tsy mifanaraka @ saina ho'a akory de diable izay:-D
What part of that dun'cha understand?
82. xxx ( 06/11/2007 16:04)
Henjana ihany ny manavaka ny veneration sy adoration satria raha hitako va mahasitrana ahy ve ilay masina tsy tonga dia eo aho aloha no hiraikitra sy hangataka aminy foana ka rehefa ela ny ela dia adino tanteraka Ilay Ray ao ambony?
83. ikaretsaka ( 06/11/2007 16:14)
dia izay no antony ianarana ny manavaka azy..
sarotra tokoa raha izany no nanazarana anao hatramin'ny mbola kely , nefa nomena saina ianao handinika ny maha samihafa ireo, ka ampiasao
84. fijo ( 06/11/2007 23:20)
XXX de maninona rahamiseho,fa ady hevitra anie ity e,sa mahamenatra ny miteny sy maneho hevitra.

ika,le resaka hoe masina"ny maha masina"dia itovizako hevitra amin'ialahy"
ny maha masina dia ny fanajana sy ny herin'ny vokany.
ohatra,raha misy tsindrona ato anao,ka mampisinda haingana ilay aretina di afiteny hoe "tena masina le fanafody"tsy hoe andriamanitra le fanafody fa mahery vaika ary hajaina.
85. niryna ( 07/11/2007 05:10)
xxx:

Ilay veneration ve tsy mampivily ny ambanilanitra any amin'ny lalana tsy izy? Tsy ny Tompo intsony no angatahana fa ny Masindahy na Masimbavy.


Asa tokoa aloha e.Ny hirariana sy ny faniriana dia voavonjy daholo isika rehetra.Mino an'i kristy amin'ny fo manontolo ary mametraka ny fiainana ao aminy.Tsy misy vola aloha fa fahafinaretana sy fifaliana noho azo amin'izany
86. niryna ( 07/11/2007 05:13)
ikaretsaka:

ny fahaizana manavaka ilay veneration sy adoration no tsy mampivily azy fa vao mainka mahatonga azy hifameno sy hifanampy ry xxx an...
izay no nampandroso sy nampety azy nandritra ny 2000 taona! ary ny zavatra mety dia tsy ovaina fa hatsarana sytohizina hihatsaratsara kokoa

niryna> fa inona koa no idirako @ resakareo sy i Rasily?

Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous. Jacques 4:7
Niryna> io indray ilay diable diable tsy ampy analyse! tsy izay tsy mifanaraka @ saina ho'a akory de diable izay:-D
What part of that dun'cha understand?



Ka ilay diable anie ry ika ka tena misy e.Tsy satana daholo akory no manao izao zavatra ratsy rehetra izao fa ny akamany rehetra.Na ny kristiana marivo saina aza anie hono dia voatarika e.Mila miambina isika.Indrindra moa fa milaza hoe tompoko,tompoko,tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra isika raha izay fotsiny fa manantateraka ny sitrapony dia misidy any rehefa hatrizay.
87. niryna ( 07/11/2007 05:17)
xxx:

Henjana ihany ny manavaka ny veneration sy adoration satria raha hitako va mahasitrana ahy ve ilay masina tsy tonga dia eo aho aloha no hiraikitra sy hangataka aminy foana ka rehefa ela ny ela dia adino tanteraka Ilay Ray ao ambony?

Misy fahamarinany izany ry xxx a !
Io voalaza ao amin'ny Deot 13:1-5 no santionany,afaka mamaky hatramin'ny farany izay mazoto.

1 Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo mba harahina; aza ampianao izany, ary aza anesoranao.

2 Raha tahiny misy mpaminany na mpanonofy eo aminareo izay milaza famantarana na fahagagana aminao

3 sady manao hoe: Andeha isika hanaraka andriamani-kafa (izay tsy fantatrao), ka aoka hanompo azy isika, na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao,

4 dia aza mihaino ny tenin'izany mpaminany na mpanonofy izany; fa mizaha toetra anareo Jehovah Andriamanitrareo, hahalalany na miorina amin'ny fitiavana an'i Jehovah Andriamanitrareo amin'ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra hianareo.

5 Manaraha an'i Jehovah Andriamanitrareo, ka aoka Izy no hatahoranareo, ary ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo, ary aoka Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.
88. ikaretsaka ( 07/11/2007 16:51)
ny diable anie hoa dia ny finoanao sy ny tahotrao hoe misy izy no mampisy ny diable e..

niryna
zahako:
dia izay no antony ianarana ny manavaka azy..
sarotra tokoa raha izany no nanazarana anao hatramin'ny mbola kely , nefa nomena saina ianao handinika ny maha samihafa ireo, ka ampiasao


dia manamafy azy io deteronomy notsimponinao io
jehovah ihany atahorana sy arahina, ny sisa aza atahorana akory!
ary efa nazavaina an'i niryna in 1000 teto ny fahasamihafan'ny worship and veneration fa tsy haiko na i niryna no tsy mahay angalisy na mbola tsy nihetsika fanahy ka lasa tsy nahazo teny tsy fantatra (na fantatra fa modiana tsy fantatra) na ahoana!
89. fijo ( 07/11/2007 22:04)
:-D:-D:-D:-D
io niryna dia ao antsaina daholo an;rehefa ny sainao no milaz ahoe misy dia misy aminao izay le izy
90. ikaretsaka ( 08/11/2007 03:35)
ka izay no tsy azoko amin'i niryna, milaza izy fa Mino an'A/tra fa manda an'i satana, nefa na ny finoany aza miroaroa, sady inoana Andriamanitra no inoana i Satana.
ahoana ihany?
91. niryna ( 08/11/2007 05:36)
ikaretsaka:

ny diable anie hoa dia ny finoanao sy ny tahotrao hoe misy izy no mampisy ny diable e..

niryna
zahako:
dia izay no antony ianarana ny manavaka azy..
sarotra tokoa raha izany no nanazarana anao hatramin'ny mbola kely , nefa nomena saina ianao handinika ny maha samihafa ireo, ka ampiasao


dia manamafy azy io deteronomy notsimponinao io
jehovah ihany atahorana sy arahina, ny sisa aza atahorana akory!
ary efa nazavaina an'i niryna in 1000 teto ny fahasamihafan'ny worship and veneration fa tsy haiko na i niryna no tsy mahay angalisy na mbola tsy nihetsika fanahy ka lasa tsy nahazo teny tsy fantatra (na fantatra fa modiana tsy fantatra) na ahoana!



:D
92. ikaretsaka ( 08/11/2007 16:01)
mehezana indray i Ika fa miteny mivantana ny zava misy marina
93. fijo ( 08/11/2007 21:37)
saina io niryna an.
94. niryna ( 09/11/2007 12:48)
ikaretsaka:

mehezana indray i Ika fa miteny mivantana ny zava misy marina



:D
95. niryna ( 09/11/2007 12:52)
ikaretsaka:

mehezana indray i Ika fa miteny mivantana ny zava misy marina
:-/=))
booboo:


... ny an'Ikaretsaka arguments contre arguments etc....

Ny oul hoà tsy voatery ho hendry sy hahay tahaka anareo aby ....
96. niryna ( 09/11/2007 12:53)
fijo:

saina io niryna an.



8)
97. xxx ( 09/11/2007 16:26)
Raha saina ilay izy dia sarotra ihany satria lasa mamorona ny tsy misy izany ny saina. Ilay asan-devoly anefa heno sy tsapa tanteraka ary misy mampiasa azy amin'ny alalan'ny fiantsoana ny maty mba hanatanteraka izay tiana hatao. Mibaiko ny maty izany toy ny ataon'ny Gasy mangata-pitahiana amin'ny razana io. Hirahina ilay razana mba hitahy ny tena. Ny tena misy ankehitriny dia angatahina indray Andrianmanitra sy ny razana dia mitondra Baiboly eny amin'ny Doany. Misy olona mihetsika tromba sy ny sisa avy eo rehefa hoe miteny ny razana.

Io karazany io no mba tiako anontaniana ny Katolika satria mitovy firafitra amin'ny fomba Malagasy ny fomba fivavahana Katolika ankehitriny amin'ireo Masindahy sy Masimbavy marobe tsy voatanisa ireo.
Avy amin'ny Malagasy ve no nalain-dry zareo tahaka sa efa fanaon'ny olombelona rehetra taloha io fombafomba io?
98. ikaretsaka ( 09/11/2007 16:34)
ka tsy efa impiry mamorona ny tsy misy moa ny saina ry xxx?
99. ikaretsaka ( 09/11/2007 16:36)
esory lavitra hoa io fomba fijery io hoe rehefa zavatra "hafahafa" samihafa amin'ny fijery sy tsy takantry ny saina ny manazava azy dia "devoly izay"
raha tsy izany dia devoly aby ny teknolojia vaovao rehetra
100. fijo ( 10/11/2007 00:08)
vizaka letsy raha hiteny izany fa efa ao an tsaina ny azy io tsy hafaka intsony an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713