Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.

61. niryna ( 04/11/2007 04:21)
rabilabila:

Efa misy manana contact direct indray ato izany an!!
Mba asaivo biper-ny aho niryna a!! ts'isy kredaka intsony fa tapitra ny aty e!!:-D:-D:-D

Direct amin'Atra ve? Ie ,izaho tsy mila mitady zavatra hafa izany fa manatona ahy hoy izy dia hanatona anao ahy.Tsy misy mpanelanelana ny ahy fa tonga dia direct any amin'Atra ny antsoko sy ny fisaorako rehetra.Andramo anie ,mivoha 24/24 h izy ary telegraphe sans fil :D
Hoy izy hoe "hatramin'izao hono isika mbola tsy nangataka zavatra tamin'ny anarany(ka asa na anaran'izay izany no nangatahan'ny olona ),mangataha hoy izy dia omeko izay tadiavinao hianao ary zavatra maro koa no mbola hasehony ho an'izay mangataka sy miankina aminy "
62. niryna ( 04/11/2007 04:22)
ikaretsaka:

Nga raha miteny an'i niryna hoe Minkofeseva dia tsy mamaky baiboly? tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'ilay izy mahatonga an'i Niryna ho entim-po
ary ny zavatra lazaiko ihany no averinao amiko.
Ary ianao moa tia Mitanisa izay tianao ao @ md Lioka nefa manahy aho fa izay tiatianao ao ihany no alainao!:roll:
Lioka 18:9-14...
Nahay "namaky Soratra Masina" be mihintsy ilay fariseo ary "nitandrina" izay voalaza "ara bakiteny" fatratra e? kanefa...
naninona ary io passages io no nodinganinao? sa tsy mety @ ilay tiatianao?:roll::wink:
:D:D

63. Rasiligaoma ( 04/11/2007 05:12)
=)) manao fariseo izany i niryna raha azoko tsara ve?
tsy mitsara aho fa ny zavatra hitako eto no ataoko recoupement an
mahay mamaky teny, manana telephone direct, nitandrina sns...
hmmmm8)
miaiky aho e ^:^
64. niryna ( 04/11/2007 05:23)
Rasiligaoma:

=)) manao fariseo izany i niryna raha azoko tsara ve?
tsy mitsara aho fa ny zavatra hitako eto no ataoko recoupement an
mahay mamaky teny, manana telephone direct, nitandrina sns...
hmmmm8)
miaiky aho e ^:^

Asa aloha rasily fa tsy afaka hiteny aho hoe manao fariseo ilay olona.
Aza miaiky izany fa Atra no hisaorana isan'andro.Raiso ny taratasy rehefa misy manafintohina na mankarary fo iny na very fanantenana na misy olona manome fahatezerana anao.Soraty izay fahasoavana nomen'ny Tompo ho anao ,lany eo ny andro ary afaka ho azy ilay fahatezerana :roll::D:D oops,mila somary mamela ilay olona kely aloha an! :)
Efa niteny izy fa" manatona aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho no hanome anareo fitsaharana."
Amiko izany dia tena manatona aminy tokoa aho fa izy irery no hanafaka ny entana mavesatra ato amiko,sa ahoana? :D Na 1kg ka .... kg maromaro aza ny havesany dia zakany foana ary maiva (o kg )ilay izy rehefa nomenao azy izany olana izany. Efa nanandrana ve rasily ? Andramo ka zahao fa tsara Izy 8)
65. pissoa ( 04/11/2007 18:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
66. ikaretsaka ( 04/11/2007 19:02)
Ary mahay mangalatra ny sopapako ihany kay ity niryna ity nony elabe taty afara!
@ ilay ankandray taratasy:D:wink:
Tafitako ihany ny hafatra kay izany
raha ny fijeriko aloha nandray taratasy ooops ordi manko e, i rasily dia nosoratany tao hoe hitany fa misy fariseo mandehandeha any ho any...
67. xxx ( 05/11/2007 04:34)

:-@:-$
68. niryna ( 05/11/2007 05:59)
pissoa:

:-D:-D:-D:-D:-D

:-*:-*(l)(l)(l)
69. niryna ( 05/11/2007 06:00)
ikaretsaka:

Ary mahay mangalatra ny sopapako ihany kay ity niryna ity nony elabe taty afara!
@ ilay ankandray taratasy:D:wink:
Tafitako ihany ny hafatra kay izany
raha ny fijeriko aloha nandray taratasy ooops ordi manko e, i rasily dia nosoratany tao hoe hitany fa misy fariseo mandehandeha any ho any...

:D
70. niryna ( 05/11/2007 06:00)
xxx:

ikaretsaka:

Ary mahay mangalatra ny sopapako ihany kay ity niryna ity nony elabe taty afara!
@ ilay ankandray taratasy:D:wink:
Tafitako ihany ny hafatra kay izany
raha ny fijeriko aloha nandray taratasy ooops ordi manko e, i rasily dia nosoratany tao hoe hitany fa misy fariseo mandehandeha any ho any...

:-@:-$

:roll:
71. deric ( 05/11/2007 06:49)
Inona moa no olana raha mahatsiaro ny maty, fa ny mampalahelo dia ny fandaniana amin'izay tsy mahalala na inona na inona intsony; nefa ny velona ikiriana tsy ahafoizana na dia efa mahian'ny fijaliana. Ny loza koa dia lasa fonompoana hafa indray no atao amin'ireny fahatsiarovana ny maty ireny: mangata-pitahiana amin'izay efa tsy fantatra izay misy azy na any amin'ny afobe na mba any an-danitra.
ampy ho fahatsiarovako ny fampiharako ny anatra nomeny raha nanao izany tamiko izy, ny fianarako ny nataony raha modely tsara izy,...
72. ikaretsaka ( 05/11/2007 11:47)
izay mantsy
73. ikaretsaka ( 05/11/2007 11:48)
velavelaro ny hevitrao, omeo ny satria maninona sy ny satria nahoana fa tsy eo de smiles fotsiny e
74. xxx ( 05/11/2007 12:24)
>Ikaretsaka, tsy voavaly ilay hoe moa ny taolambalon'i Md Piera tokoa no ao amin'ny Basilic?

Miampy ny fanontaniana hoe
75. ikaretsaka ( 06/11/2007 00:14)
xxx> (nareo koe be loatra)
1)inona aloha no tianao lazaina @ ilay hoe taolambalo e? le teny gasy manko tsy mahafehy azy fa raha hoe relics no tianao lazaina dia efa nomeko anao ny valiny: ilay hoe nilevina ao tokoa izy dia io tokoa ny fasany (jereo ny nosoratako any ambony any) dia izay toerana nilevenana dia nametrahana relics aby!

2) a)Ny hoe manamasina aloha dia mahatonga azy ho mendrika hajaina an, raha tsy izany dia izay efa tany Mahamasina rehetra dia efa lasa Atra kely aby, na hoe ny vato masina no atao hoe andriamanitra sanatria !! fa kosa hajaina izy ireny.
Rehefa manamasina ireny dia manambara ampahibemaso fa mendrika hajaina izy ireny (Oh Masina ny Tanindrazana=mendrika hajaina ny Tanindrazana)

b)ny soa azo avy aminy? betsaka... ary efa fanao hatrizay io fomba io, ary ara baiboly ireo: Misy ny nikasika ny Taolambalon'i Elisea dia nahazo fahasoavana(2Mpankaka13.20-21) !
Ny momban'i Piera dia (Asa 5,14-16)
76. niryna ( 06/11/2007 07:19)
ikaretsaka:

izay mantsy

Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous. Jacuqes 4:7
77. niryna ( 06/11/2007 07:21)
Ikaretsaka !

Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous. Jacques 4:7

78. niryna ( 06/11/2007 07:23)
[quote=xxx]
>Ikaretsaka, tsy voavaly ilay hoe moa ny taolambalon'i Md Piera tokoa no ao amin'ny Basilic?

Miampy ny fanontaniana hoe
79. niryna ( 06/11/2007 07:26)
Rasiligaoma:

=)) manao fariseo izany i niryna raha azoko tsara ve?
tsy mitsara aho fa ny zavatra hitako eto no ataoko recoupement an
mahay mamaky teny, manana telephone direct, nitandrina sns...
hmmmm8)
miaiky aho e ^:^

Ikaretsaka ! Io fanontaniana io no valiako,inona no hidirako amin'izay anao any.Eny e,raha tenin'Atra ,dia ny ao amin'ny baiboly no notsongoina omena ny olona fa raha hoe maka ny anao =))=)) hitaribato vilam-bava?
Ny lazain'ny vavany hafa ny tondron'ny molona hafa =))
80. xxx ( 06/11/2007 08:48)
Ilay veneration ve tsy mampivily ny ambanilanitra any amin'ny lalana tsy izy? Tsy ny Tompo intsony no angatahana fa ny Masindahy na Masimbavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085