Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.
41. niryna
(
02/11/2007 21:40)
Hoy i ikaretsaka:
izao no tena mampome aminareo : ilay olona ohatra tsy mino baiboly dia mbola ao amin'ny baiboly no angalanareo zavatra hanaporofoana azy...
ahoana izao raha misy silamo miady hevitra aminareo (Kristianina) dia ny Koran no anaporofoany aminareo ny mahamarina ny heviny
eritrereto ihany
Ny konsiasiny ry niryna no namingana an'adama sy eva a.
Ray masina o manamasina anay amin'ny fahamarinana fa ny teninao no fahamarinana
[/quote]
Dia io izy io ,lasa ny konsiasiko indray hono no namingana an'i adama sy eva :oops::D:D
;-);-)
misaotranao nanazava :-*

kiranil :
Lohateny : Re : Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?
Ikaretsaka> 1- iza aloha izany 'jesoa' resahin'ingahy izany.
2- Averiko eto ambany eto ary ilay nakan'ny devoly fanahy an'i Jesosy Kristy tany an-efitra, dia mba andramo soloina @ hoe "conscience" araky nolazain'ingahy ikaretsaka ilay lazain'i Soratra Masina hoe:'devoly'.
Voalaza teo :
Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Ary nifady hanina efa-polo andro sy efa-polo alina Izy, koa nony afaka izany, dia noana.
Dia nanatona ny mpaka-fanahy ka nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto.
Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: "Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra" (Deo.8.3).
Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon'ny tempoly,
dia nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: " Izy handidy ny anjeliny ny aminao; ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao" (Sal .91.11.12).
Hoy Jesosy taminy: Voasoratra hoe koa: "Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao" (Deo.6.16).
Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny,
dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.
Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; " Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo.6 13).
Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy.
Fehiny: Anjarantsika tsirairay no milaza na Jesosy Kristy no milaza ny marina na Ikaretsaka..
misaotra
;-);-)
misaotranao nanazava :-*
42. niryna
(
02/11/2007 21:41)
cutie:
aiza zany misy ranomasina zany :)
Aiza ny tany tsy misy ranomasina ? Mety lavitra na akaiky fa ny ranomasina mety mahita foana ka :D
43. pissoa
(
02/11/2007 21:42)
niryna:
Ka izay no voasoratra ao kou,tsy an'ny maty fa an'ny velona .Na inona na inona zavatra ataontsika ao amin'ny maizina dia asehon'Atra ao amin'ny mazava.
Kaina anie namono ny rahalahiny e,hitan'Atra izy nanao an'izany,eny henon'Atra ny fitarainany ,hitany ny zavatra nataony ny rahalahiny ary niaiky izy fa nanao an'izany.Izay no nahatonga an'Atra niteny an'izany.Asa aloha fa dia aleo ny tantara no hitsara.
satria hoy ny tenin'Atra ao amin'ny Gen 4 nomenao io manao hoe 3[i] Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;
4 fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny , dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an' i Abela mbamin'ny fanatiny;
5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny.
6 Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Nahoana no tezitra hianao? Ary nahoana no manjombona ny tarehinao?
7 Raha tsara toetra hianao, moa tsy ho miramirana va? Fa raha tsy tsara toetra kosa hianao, dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota; ary hianao no kendren'ny faniriany, kanefa hianao no tokony hanapaka azy.
8 Ary Kaina niteny tamin'i Abela rahalahiny; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy, dia nitsangana Kaina nanatona an' i Abela rahalahiny, ka namono azy.
9 Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?
10 Ary hoy Izy: Inona no nataonao? Ny feon'ny ran'ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin'ny tany.
11 Ary ankehitriny dia voaozona hianao hiala amin'ny tany onenana, izay nivava hitelina ny ran'ny rahalahinao nalatsaky ny tànanao.
12 Raha miasa ny tany hianao, tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany hianao.
Ireo teny ireo dia endrika hitenenana ny olona ankasitrahin'Atra sy ny olona manome fanatitra azy amin'izay ambiny fa tsy vokatry ny fony.Nampahafantaran'Atra azy ny zavatra nataony kanefa dia mbola nandaha ihany izy.Toy izany ihany koa isika ,na fantatra izao aza ny soratra masina dia lavintsika ilay izy.Voahozona ny taranany ary niala teo amin'Atra izy,ary dia mbola hiainana ihany koa io ka misy ny manaiky ny tenin'Atra ary misy ny manda.
13 Dia hoy Kaina tamin'i Jehovah: Lehibe ny valin'ny heloko mihoatra noho izay zakako.
14 Indro, efa noroahinao hiala amin'ny tany onenana aho androany; dia hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany; koa na iza na iza hahita ahy dia hamono ahy.
15 Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an'i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an'i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy.
16 Ary Kaina dia niala teo anatrehan'i Jehovah ka nonina tao amin'ny tany Noda tandrifin'i Edena.
HEBREO 12
24 sy amin'i Jesosy, Mpanalalana amin'ny fanekena vaovao, ary amin'ny ra famafazana, izay miteny tsara lavitra noho ny an'i Abela.
Io dia mitovy endrika amin'ny Gen 4:10
ny hevitra tiany am-pitaina amintsika.
Niryna : tsy mampiova n'inona na inona mihitsy io soratrao io na dia lava be aza ! Ozizy Andriamanitra hoe mitaraina ilay ran'i Abela tamin'i Abela efa maty ... ary novalian'Andriamanitra ilay fitarainany. Tsy maninona na dia noho ny tsy mety nataon'i Kaina aza ny antony nitrangan'ny tantara :-D
Ary iza no hanangana ny maty ho velona ry Niryna raha tsy Andriamanitry ny maty koa Andriamanitra ?
Iza no hitsara ny velona sy ny maty raha tsy an'ny maty koa Andriamanitra ? :-D
Ary misy "andriamanitra" hafa ve izany, andriamanitry ny maty ?
44. niryna
(
02/11/2007 21:43)
pissoa:
ka izay no antony namaliako anao mikasika ilay fihatsarambelantsihy.Tsy afaka hitsara ny olona isika hoe mihatsara velatsihy izany,tsy misy mahafantatra ny ao am-pon'ny tsirairay.Azy sy Atra irery izany ary raha hiatsaravelatsihy izy hilaza izay voalazan'ny baiboly,izy ihany koa anie mbola ho tsaraina toy ny rehetra e.
izaho anie tsy nitsara e ! Nilaza taminao ny ataonao fotsiny aho : mihatsaravelatsihy. Efa nolazainao ny ao am-ponao e ! Ka nahoana no tsy ho fantatro indray !!! Raha tsy tadidinao dia hoy ianao tery ambony tery :
niryna:
Ny fantatro fotsiny dia fahatsiarovana sisa no tavela ary ny fitiavako azy ireo dia tsy miala ato am-poko.
niryna:
Ka izany mahatonga ny hoe ato am-poko izy ireo.
Inona kay ry Niryna no ataon'ny faty ao amponao ? :-D:-D:-D
Raha miteny isika hoe ato am-poko i kristy ahoana izany?
45. cutie
(
02/11/2007 21:44)
. Mpandefa : niryna [ Valio ] 02-11-2007 22:41:34
Lohateny : Re : Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.
Hoy i cutie:
aiza zany misy ranomasina zany
Aiza ny tany tsy misy ranomasina ? Mety lavitra na akaiky fa ny ranomasina mety mahita foana ka
hihihihihi
eny ndray aza koa:lol::lol::lol:
za zany te hahita ranomasina manko :lol::lol::lol::lol::lol:
47. niryna
(
02/11/2007 21:46)
niryna:
pissoa:
ka izay no antony namaliako anao mikasika ilay fihatsarambelantsihy.Tsy afaka hitsara ny olona isika hoe mihatsara velatsihy izany,tsy misy mahafantatra ny ao am-pon'ny tsirairay.Azy sy Atra irery izany ary raha hiatsaravelatsihy izy hilaza izay voalazan'ny baiboly,izy ihany koa anie mbola ho tsaraina toy ny rehetra e.
izaho anie tsy nitsara e ! Nilaza taminao ny ataonao fotsiny aho : mihatsaravelatsihy. Efa nolazainao ny ao am-ponao e ! Ka nahoana no tsy ho fantatro indray !!! Raha tsy tadidinao dia hoy ianao tery ambony tery :
niryna:
Ny fantatro fotsiny dia fahatsiarovana sisa no tavela ary ny fitiavako azy ireo dia tsy miala ato am-poko.
niryna:
Ka izany mahatonga ny hoe ato am-poko izy ireo.
Inona kay ry Niryna no ataon'ny faty ao amponao ? :-D:-D:-D
Raha miteny isika hoe ato am-poko i kristy ahoana izany?
Izany ve ,ny teninao no milaza sy mivandravandra fa mihatsaravelantsihy koa nahoana indray no tsy mitsara olona izany.Mila mandefitra isika amin'ny fiainana,tsy afaka ny hiteniteny olona raha tsy mahalala.Izay zavatra tsy tiako ataon'ny olona amiko dia miezaka aho ny tsy hanao izany amin'ny olona.Izay tenin'Atra kosa dia izay voasoratra dia voasoratra.Mandray ny olona tsara arahaba soa zanako,tsy mandray izy,ka izy ary tsy andray,afaka ny adidy.
48. ikaretsaka
(
02/11/2007 21:49)
pissoa:
Raha miteny isika hoe ato am-poko i kristy ahoana izany?
I Kristy angaha maty ??? :wink:
za mbo gaga
49. fijo
(
02/11/2007 21:54)
ika an,tsy voavalin'ialahy le hoe ,tena mino ve ny kato fa ny taolan'i St piera no ao ambany ao?
saingy aza valiana aloh araha tsy miseo i XXXX.
za koa liana te ahalala io valiny io,fa tiako hiseo koa i XXX
mitovy hevitra amin'i kwasi aho momba ilay andro ahatsiarovana ny maty. 3.
Mpandefa : Kwasi [ Valio ] 02-11-2007 15:45:39
Lohateny : Re : Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.
Ho ahy indray aloha dia ny maty dia efa naman'ny maty. Fa ny fahatsiarovana dia mipetraka mandrakariva. Ary io tsy mila 1 novambra na voninkazo na famangiana fasana sns.
Ny ahy ny fahatsiarovana tsara indrindra ho an'ireo RR-ko izao dia ny mikolokolo ireo lovasoa navelany, toy ny fanabeazana sy ny soa toavina izay niezahany mandrakariva nampitaina taminay fony fahavvelony.

50. pissoa
(
02/11/2007 21:55)
Izany ve ,ny teninao no milaza sy mivandravandra fa mihatsaravelantsihy koa nahoana indray no tsy mitsara olona izany.Mila mandefitra isika amin'ny fiainana,tsy afaka ny hiteniteny olona raha tsy mahalala.Izay zavatra tsy tiako ataon'ny olona amiko dia miezaka aho ny tsy hanao izany amin'ny olona.Izay tenin'Atra kosa dia izay voasoratra dia voasoratra.Mandray ny olona tsara arahaba soa zanako,tsy mandray izy,ka izy ary tsy andray,afaka ny adidy.
Efa hoe efa noteneninao teo anie ny ao amponao e - ka maninona no lazainao fa tsy fantatro indray, sa ianao nandainga tamin'ny nanoratra an'ireo ? :-D:-D:-D
Io miteny nefa tsy mahalala io dia fombanao eto amin'ny forum ... saingy tsy io no nataoko teo ... Efa nampahafantarinao ny tao amponao aho izay vao niteny :-P:-D:-D:-D
Sur ce ... good night + sweet dreams :-*
51. niryna
(
02/11/2007 21:56)
ikaretsaka:
pissoa:
Raha miteny isika hoe ato am-poko i kristy ahoana izany?
I Kristy angaha maty ??? :wink:
za mbo gaga
Mandehana ary any am-pasana e,tsy misy ny olana amin'izay.
Maninona ny olona no manana fahatezerana,tsy mamela olona,fialonana,fankahalana?
Aiza no mitoetra ireo ? Ao am-po.Tsy mifandevi-maty? ao am-po,manana fitiavana ao am-po. Na maty na velona ilay olona ,namela azy ve ilay iray? Avy aiza no nahatonga azy namela ilay olona ,tsy ny fo ihany?
Raha mbola mitempo koa izany ny foko dia mbola mahatsiaro azy ato am-poko ihany aho.Mazava amin'izay
55. niryna
(
03/11/2007 03:30)
ikaretsaka:
niryna o.. mandehana mikonfesy fa eo de miala bala eo:-D
hikonfesy amin'inona ary aiza no andeha?
Ny ahy tonga dia miantso direct an'i kristy sy ny raiko any an-danitra aho ka,tsy mila mikonfesy amin'ny olona.
56. niryna
(
03/11/2007 03:32)
fijo:
iza indray io mbola manofy kirsty tsy mbola maty io????
toy ny tenin'Atra io fijo a,velona sy mahery ny tenin'Atra ka na dorana aza dia tsy ho levona o^o
Na ny fasana aza dia noresen'i kristy.Manatona azy dia hanatona anao izy,misokatra ny varavarana ka mi-inviter anao izy raha mazoto hianao.
a
57. niryna
(
03/11/2007 04:18)
ikaretsaka:
niryna o.. mandehana mikonfesy fa eo de miala bala eo:-D
Asa aloha izay tokony hikonfesy isika sy hianao e,ny olona milaza mahalala ny tenin'Atra tsy mijery ny ao anaty baiboly fa manoro voa ny mpivavaka sy ny olona mangetaheta an'Atra sa izay miezaka milaza ny tenin'Atra ?
Na isika miaraka amin'i kristy na isika misaraka aminy.
Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany. Lk 11:28
:D
Fa tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy, na hazo ratsy mamoa voa tsara.
Fa samy fantatra amin'ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavy amin'ny tsilo, na voaloboka amin'ny voaroy.:D:D
Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin'ny rakitra tsaran'ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka ny ratsy; fa amin'ny haben'ny ao am-pony no itenenan'ny vavany.:cry:
Ary nahoana hianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko? LK 6:42-46
:roll:
59. rabilabila
(
03/11/2007 15:01)
Efa misy manana contact direct indray ato izany an!!
Mba asaivo biper-ny aho niryna a!! ts'isy kredaka intsony fa tapitra ny aty e!!:-D:-D:-D
Mba asaivo biper-ny aho niryna a!! ts'isy kredaka intsony fa tapitra ny aty e!!:-D:-D:-D
60. ikaretsaka
(
03/11/2007 16:56)
Nga raha miteny an'i niryna hoe Minkofeseva dia tsy mamaky baiboly? tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'ilay izy mahatonga an'i Niryna ho entim-po
ary ny zavatra lazaiko ihany no averinao amiko.
Ary ianao moa tia Mitanisa izay tianao ao @ md Lioka nefa manahy aho fa izay tiatianao ao ihany no alainao!:roll:
Lioka 18:9-14...
Nahay "namaky Soratra Masina" be mihintsy ilay fariseo ary "nitandrina" izay voalaza "ara bakiteny" fatratra e? kanefa...
naninona ary io passages io no nodinganinao? sa tsy mety @ ilay tiatianao?:roll::wink: