Farmaciste catholique

81. fijo ( 03/11/2007 01:17)
sarotra ka.bocho ve no lasa ao anaty tavoahangy ho mora esorina?
82. tywa68 ( 03/11/2007 09:01)
Piste : inona ary no tokony ataon'ilay sipa bevohoka tsy fidiny satria "noterena"(viol)? ary tsy vonona ny hitaiza satria vô 13 taona izy ?

Rabilabila sy fijo : tsy ny mpino rehetra no ohatran'ny bosoa anaty tavoahangy :wink:

83. piste ( 03/11/2007 10:01)
Voalohany aloha dia tsy izaho no handidy eo amin'ny toerany.
Ary ny valin'io dia miankina @ ilay olona hianjadiany, ny manodidina azy, ny kolon-tsaina sy finoana notazaina azy.
Raha toe-tsaina eropeana sy ireo miseho azy " civilisé" dia izy tenany ihany no centré d'intéret @ tenany. Ary ny zavatra rehetra à la disposition-ny. Hany ka tsy olana aminy ny mi-éliminer Aina anankiray mba ho fanavotana ny ainy. Raha mankany @ société plus traditionnelle mbola mandala ny Aina dia aleony kokoa manome chance ho fiveloman'ilay aina ao anatiny. De toute façon, tsy ilay zaza no fautif @ tranga toy izao fa ilay nanolana, ka tsy tokony any amin'ny tsy manan-tsiny no hanamparana ny fahatezerana.
Fa ny tiako hisarihana ny sainao dia raha kristianina marina ianao dia ovao ny centre d'intéret fa aza afantoka @ tena ihany.
84. piste ( 03/11/2007 10:05)
RAbilabila sy Fijo : raha nianatra filòs kely fotsiny ianareo mirahalahy ary nampiana sciences koa dia tsy niteniteny foana.
Averiko fa ny ovule fecondé dia efa azo lazaina fa olona en puissance et en acte. Satria efa feno ny fepetra rehetra maha-olona azy fa miandry ny fivoarany fotsiny sisa.

Matetika ny athées bornés no toy ny bouchon ao anatin'ny tavohangy.
85. rabilabila ( 03/11/2007 11:00)
Tywa >>:wink::lol:

Piste a!! Efa nazavaiko tetsy ambony ny developpement biologique ,fa ianao angamba tsy namaky tsara ô!!

"Olona en puissance " marina dia marina tokoa na philosophiquement na scientifiquement ,fa mbola betsaka ny etapes vao lasa olona iny , ary ny condition tsy azo hiodivirana dia ny matrice ==> betsaka ny aléas mbola mety tsy ahalasa an'iny ho olona .Donc mbola "en puissance " na "en devenir" fa mbola tsy olona .
86. tywa68 ( 03/11/2007 11:05)
Piste : fanehoana hevitra @ maha-kristiana hoy ianao no resahina eto ! tsy voatery hisaina ohatranao dhl ny kristiana, ary normal zany satria arakarak'ilay toerana sy kolontsaina sns...

Tsy fisehoana ho "civilisé" ny fampiasàna ny fahaizana nomen'Atra, ary tsy ianao no hitsara hoe centre d'intérêt ratsy na tsara ny safidin'olona. Indrindra rehefa hiaran-javatra toy io zaza no-violée-na io.

Ny kristiana marina aminao zany ny manery an'ilay zazavavy hiandry vohoka, satria tsy manatsiny ny ao ambohoka ? tsy eritreretina hoe inona no fiainana sy traumatisme azon'ilay zavavy 13 taona ???
Tsy fanenjehina ny hafa tsy mitovy hevitra ny atao hoe kristiana marina.

87. pissoa ( 03/11/2007 11:58)
Fa maninona no tsy hanaovana fety ny andro nipotran'ny anjely tamin'i Maria nilaza taminy fa bevohoka izy ?

Anaovana ka ! Misy ny atao hoe annonciation ao amin'ny eglizy katolika. Ny 25 Mars no fankalazana azy io. :-D

Tywa : Tsy manamarina ny famonoana olona ny viol. Rehefa tsy te hitaiza a 13 ans dia omeo chance ny zaza. Betsaka ny fikambanana mikarakara ny zaza kamboty na zaza nisy nanary. Hatraiza isika no Kristianina ? Hatraiza isika no mitia ? Traumatisé ... hatraiza ny fifikirantsika amin'Andriamanitra rehefa sendra olana toy izany ? Tsy manamarina antsika mihitsy amin'ny famonoana olona tsy manan-tsiny ary tsy afaka miaro ny tenany ny tahotra iainantsika. Raha samy hamono olona daholo koa mba hanala ny tahotra sy ny korotan-tsaina aminy ny tsirairy, ahoana ny fahitanao izao tontolo izao ? :-D:-D:-D
88. Fody ( 03/11/2007 12:18)
milaza i fody fa tsy fandrosoana ny famelana hanalazaza,azafady anaka,fa tamin'ny andron'ny tsy fandrosoana io no nolavina ,fa izao efa mandroso izao dia nekena io.

Fa inona no atao hoe: fandrosona? Sao mba fihemorana fa tsy fandrosona? Tsarovy fa fony mbola andron'ny baribariana no noekena ny famonona olona, tamin'ny andron'ny fanjakan'i baroa. Izay be sandry ihany no velona sy manjaka tamin'izany. Dia izay no averinareo izao: ilay zazakely mbola tsy afa-miteny sy tsy afa-manohitra no vonoina noho ny fitiavan-tena, noho ny fitiavana tsy te handray andraikitra, noho ny ambom-po diso toerana, tsy te ho afa-baraka amin'ny fiaraha-monina,...

Io averiko eto ilay documentaire mampiseho ny fanalan-jaza http://www.silentscream.org/video1.htm
Jereo fa tsy parasy, na rajako, na zavatra hafa no esorina ao an-kibon'ilay reny bevoka, fa OLONA.

89. tywa68 ( 03/11/2007 12:48)
Pissoa sy Fody : inona no nanombohan'i piste an'ilay sujet ? mpivarotra fanafody katolika, mandà tsy hivarotra fanafody fanalan-jaza. Ahoana ny hevitrareo hoy izy.

Tsy izaho akory no tsaraina eto satria maneho ny hevitro hoe misy olona tsy mino ary mila an'ireo fanafody ireo, d ho sakanana ve satria noho ny
finoanao, mandidy hoe mpamono olona ny sasany mampiasa na mivarotra ???

Tena tsy antsika marina ilay tranga ka tsy manana ny marina na ny mihevitra manavotra ny tenany, na mihevitra manavotra zaza.

Resaka conscience personnelle ilay izy, ary tsy afaka hitsara hoe rehefa tsy mitovy hevitra dia diso, fa an'Atra ny famelàna an'ireo heverinareo mamono ireo.
90. pissoa ( 03/11/2007 13:05)
Raha tinao ny hevitro mikasika ny nanontanian'i Piste dia izao : na ny mivarotra fotsiny aza tsy mety ... maika fa manery ny mpivarotra hivarotra :-D:-D:-D

Tsy izaho akory no tsaraina eto satria maneho ny hevitro hoe misy olona tsy mino ary mila an'ireo fanafody ireo, d ho sakanana ve satria noho ny
finoanao, mandidy hoe mpamono olona ny sasany mampiasa na mivarotra ???

Ka rehefa izany dia any amin'ny tsy mpino tahaka izy mividy ny fanalana zaza ilainy ... Tianareo hajaina ny consciencen'ny olona tsy mino mihevitra fa tsy mamono olona izany, fa ny conscience an'ireo mivarotra ahoana izany ?
Resaka conscience personnelle ilay izy, ary tsy afaka hitsara hoe rehefa tsy mitovy hevitra dia diso, fa an'Atra ny famelàna an'ireo heverinareo mamono ireo.

Raha miandrandra ny famelan'Andriamanitra dia mila manaiky aloha fa diso. Izay ny minimum takiana. Rehefa isika aza miziriziry fa tsy diso ... misy tokony hiandrandrana ny famelan'Andriamanitra ve ? :-D:-D:-D

Samy manana ny safidiny ny tsirairay. Tsy misy afaka hanery ny olona amin'ny safidiny mihitsy, ary tsy izay no ataonay eot. Aleo hamono olona any izay te hamono raha izay no mahafatifaty azy. Ny anjaran'ny Eglizy kosa, dia ny mampahafantatra fa tsy ankasitrahan'Andriamanitra io. Tsy hevitray irery anie ny fanoherana ny famonoana olona amin'ny alalan'ny fanalana zaza ry Tywa e ; heveriko fa mazava be ny didy nomen'Andriamanitra : Aza mamono olona.
91. Fody ( 03/11/2007 13:05)
tywa68: mba vakio tsara koa ny antony tsy ivarotan'ireo olona ireo an'ilay fanafody. Resaka conscience personnelle koa.

Aminao izany dia mety raha ny hafa no mamono olona fa raha ianao kosa no mamono olona dia tsy mety? Mety aminao ny manome pozina ny hafa hamonony izay tsy manan-tsiny akory? Raha ny conscience-nao no manda ny fanalan-jaza, moa afaka manampy ny hafa hanala zaza ve ianao?

Farany: halavao ilay hoe: IVG dia ho azonao ny dikany.
92. tywa68 ( 03/11/2007 13:31)
Pissoa sy Fody : nianatra izy vô tonga pharmacien raha tsy diso aho ! sa tsy zany ?

Dia nahoana no mieritreritra ny conscience-ny izy rhf resaka fanalàna zaza, nefa hatrany amboalohany no tokony noeritreretiny zany ? Mitsara zany izy hoe tsy mety ny manala koa inona no nanaovana pharmacien ? ilay fanalàna zaza tsy hoe manala pour le plaisir fa betsaka ny antony ary eo indrindra no hilazàko hoe samy manana ny conscience-ny.

Fody : sao heverinao fa mikakakaka ilay olona manala mankeo @ hopitaly na antsokosoko, indray² dia voatery satria izay ny safidiny. Maika moa tsy mino sy tsy misy manohana dia efa mazava ho azy fa izay no safidiny.

Tsy ny fanenjehana an'ireo manao izany akory no hanafoana azy. Efa nisy h@izay zany, ary mbola hitohy satria tsy mitovy ny olona.

93. piste ( 03/11/2007 13:32)
Tsy izaho akory no tsaraina eto satria maneho ny hevitro hoe misy olona tsy mino ary mila an'ireo fanafody ireo, d ho sakanana ve satria noho ny
finoanao, mandidy hoe mpamono olona ny sasany mampiasa na mivarotra ???

Tena tsy antsika marina ilay tranga ka tsy manana ny marina na ny mihevitra manavotra ny tenany, na mihevitra manavotra zaza.

Ny mahagaga ahy anie, maninona ny Fanjakana no manery an'ireo Pharmaciens catholiques hivarotra fanafody io kanefa zavatra mifanohitra @ conscience-ny. Nefa anie dia maro ireo Pharmacie tsy katòlika mivarotra izany. Eo no mahatonga ahy hoe: manalasala ihany ity resaka notion de liberté ity, kanefa misy violation de consciencen'ny hafa, tsy mitovy hevitra aminy.
Ary ny mahagaga,maninona ny boucher musulman tsy terena hivarotra henan-kisoa, satria ara-dalàna io ary tsy voatery musulman ihany no hividy hena eo.
Ary ny tsy famonoana olona ry Tywa dia tsy natao ho an'ny mpino katòlika fotsiny fa ny olombelona rehetra a. Ka izany no antony tsy hanekeny ny fivarotana an'io fanafody io.
Ary ny vérité d'Evangile tsy azo ovaina na dia manahirana aza : raha misy olona en danger dia tsy maintsy mamonjy io olona io aho eny na dia hiatra aman'aina aza izany. Tsy ny tenako no jereko fa an'ilay olona mila fanampiana.
Ary tsy humain koa ny fanalana zaza fa terene fotsiny. Porofony, firifiry ireo ankizy blessées psychologiquement manao an'io raharaha io nefa tsy noterena.
94. tywa68 ( 03/11/2007 13:40)
Piste : ka izay hoe fanafody ilay izy ho an'ny hafa ; raha tena tsy mety @ conscience-ny ny manao an'io asa io dia miala izy, miova manao asa hafa mifandraika @ ilay conscience-ny.

Sa mila soratana koa hoe pharmacien katolika dia mazava ho an'ny be sy ny maro (mivarotra voankazo izy tsy misy olana fa tsy hahazo volabe ohatran'ny manao an'io pharmacien io aloha e !):-D:-D
95. pissoa ( 03/11/2007 13:47)
Pissoa sy Fody : nianatra izy vô tonga pharmacien raha tsy diso aho ! sa tsy zany ?

Dia nahoana no mieritreritra ny conscience-ny izy rhf resaka fanalàna zaza, nefa hatrany amboalohany no tokony noeritreretiny zany ? Mitsara zany izy hoe tsy mety ny manala koa inona no nanaovana pharmacien ?

Raha tsy diso aho dia nianatra koa ianao vao nanoratra teto. Sa tsy izany ?
Aminao ve ny dikan'ny hoe pharmacien dia hoe manala zaza ? :-D:-D:-D
ilay fanalàna zaza tsy hoe manala pour le plaisir fa betsaka ny antony ary eo indrindra no hilazàko hoe samy manana ny conscience-ny.

Fody : sao heverinao fa mikakakaka ilay olona manala mankeo @ hopitaly na antsokosoko, indray² dia voatery satria izay ny safidiny. Maika moa tsy mino sy tsy misy manohana dia efa mazava ho azy fa izay no safidiny.

Na nikakakaka ry tywa na nitomany na niady saina ... tsy manamarina ny famonoana olona izany a ! Sa aminao rehefa mitomany eo ampamonoana olona dia lasa marina tampoka ? :-D:-D:-D
Ahoana moa izany hoe voatery satria izay no safidiny izany ? :oops::oops::oops:

Tsy ny fanenjehana an'ireo manao izany akory no hanafoana azy. Efa nisy h@izay zany, ary mbola hitohy satria tsy mitovy ny olona.

Tsy ny fiafenana ao ambadiky ny hoe mitsara na ny hoe manenjika mihitsy no manamarina an'izany. Ary tsy hoe efa nisy foana izany ary mbola hisy dia tokony hangina ny "Kristianina" ary hanaiky maimai-poana ny famonoana olona.

Ny fivarotana fanafody hanalana zaza dia fandraisana anjara amin'izay asa mamono olona izany.
96. tywa68 ( 03/11/2007 14:05)
Pissoa : ny tiako lazaina dia mody manana conscience izy rehefa hoe fanafody mamono, fa rehefa handray vola izy dia tsy olana, satria mivarotra fanafody rongony ohatra ... tsy tonga d mamono eo no eo !
Afaka nanao asa hafa izy raha tsy nety taminy zany satria tsy voatery ho mpino dhl ny mila an'ilay fanafody fanalàna. Tsy ny fanesoana sy fanenjehana ny sasany akory no hampiova inona, fa samia mikatsaka ny fanjakan'ny lanitra à sa façon zany. Misy olona voatery satria zay no hitany mety kokoa @ fiainany @iny fotoana hakàny décision iny.

97. pissoa ( 03/11/2007 14:32)
Pissoa : ny tiako lazaina dia mody manana conscience izy rehefa hoe fanafody mamono, fa rehefa handray vola izy dia tsy olana, satria mivarotra fanafody rongony ohatra ... tsy tonga d mamono eo no eo !

Izany a ! :-D:-D:-D:-D:-D
Sao heverinao fa tsy vola miditra ho azy koa io lazainao fa "fanafody" analana zaza io ! Fa mbola miady hevitra eto isika io. Mbola miady ho an'ny conscience-ny.
Aminao ve mitovy ny atao hoe drogue d'anesthesie sy ny hoe "abortif" ? :-D Na ny intention fotsiny aza dia efa samihafa be.
Afaka nanao asa hafa izy raha tsy nety taminy zany satria tsy voatery ho mpino dhl ny mila an'ilay fanafody fanalàna. Tsy ny fanesoana sy fanenjehana ny sasany akory no hampiova inona, fa samia mikatsaka ny fanjakan'ny lanitra à sa façon zany. Misy olona voatery satria zay no hitany mety kokoa @ fiainany @iny fotoana hakàny décision iny.

Aminao ve rehefa tsy hivarotra fanafody famonoana olona dia tsy tokony nanao pharmacien ?! :-D Tsy ny mpino ihany anie no tokony hajaina sy tandrovana ny ainy ka hoe ny tsy mpino mila dia amidio aminy e.

Samy mikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra ... OK ! A sa facon ... OK. Fa rehefa hoe mamono olona, na mi-promote ny famonoana olona, dia mbola ny fanjakan'Andriamanitra ihany ve no katsahina amin'izany ? OMG :-D:-D:-D

Tsy ny fiafenana ao ambadikiny ny hoe maneso na manenjika na mitsara sns hoa no manamarina ny famonoana olona.
98. rabilabila ( 03/11/2007 14:36)
Andraso re-centre-na kely aloha ilay adi-hevitra fa mivaona be:

- Tsy ny farmasiana katolika rehetra no tsy manaiky mivarotra ireo fanafody ireo fa vitsy dia vitsy.
- Tsy teren\'ny fanjakàna izy ,raha izay no safidiny ary raha pharmacie privé no iasàny ,raha azy ilay farmacie fa tsy mpiasa ao izy .
- Raha farmasiana miasa any amin\'ny hôpitaly publique indray izy dia voatery satria izay no déontolodie-n\'ny hopotaly publique : Porter secours à autrui sans distinction de race , ni de religion.Ka raha ohatra ka tsy mety amin\'ny fisainany na ny fivavahany ilay izy dia miala ao ary manangana ny azy .
-Ny filazàna hoe :tsy mampaninona ny athée no mihinana ny fanafody izay voalaza sy mankany amin\'ny hôpitaly manao IVG dia \"procès d\'intention \" be mihitsy satria manao ny AT ho tsy manana ethique sy morale .
- Ilay hoe \"Volontaire\" ao amin\'ilay hoe :IVG dia libre choix no dikany izany hoe ianao no mahalala ny fiantraikany ,ianao no mahalala ny fiainanao ,ianao no maka ny safidinao ,ary ianao no mi-assumer ilay safidy .Soa anefa fa misy ireo structure atolotra mba ahamasaka ny fanapahan-kevitra .

Pissoa ô!! Aza mamona olona hoy ny didinareo ,soit!!! mais c\'est là que le bas blesse .

Amin\'i Pissoa izany manamarina ny famonoana olona rehefa i Jehovah no naniraka an\'i Josoa ( digne heritier de Moise) hanafika ireo tanàna izay nomen\'i Jehovah Andriamanitra azy ,ka namonoany ireo olona nonina tao ? Amin\'izay novonoina daholo na lahy ,na vavy , eny fa na ireo zaza minono aza ? Manginy fotsiny ireo biby rehetra ?
Misy koa ao amin\'ny didy hoe : aza mangalatra ,nefa i Josoa nahazo alàlana tamin\'iJehovah hanao \"butin de guerre \" izay zavatra azo alaina amin\'ireo tanàna ireo ?
Justifier- nao ve ireo rehetra ireo satria izay no didin\' andriamanitra ?
Mino aho fa ho TSIA no valiny .:oops:

I Piste milaza hoe \" ny vérité de l\'evangile tsy azo ovaina na manahirana aza \"

Maro dia maro ireo \"mise à mort \" ao anatin\'ny evangile ankoatran\'ilay nolazain\'i jesosy momba ny apokalipsa :\" lozan\'ny vehivavy bevohoka sy mitaiza amin\'izany andro izany ( andro farany io )...\"

i Ikaretsaka aza milaza fa misy kibom-behivavy loarana ao anaty evangile .

Justifier-nareo daholo izany zavatra izany satria i jehovah andriamanitra no mobaiko .

Aza asiana 2 poids ,2 mesures ilay zavatra .

Mamono olona hoy ianareo ? olona en puissance hoy i Piste donk zegny mbola tsy olona akory .

Na izany na tsy izany aza anefa dia ny prévention no hitako ala-olana tsara indrindra , ary samy manana ny safidiny ny olombelona amin\'ilay prévention :
- ao ny tsy miray fotsiny izao
- ao ny manisa andro ( pas fiable selon les chercheurs )
- ao ny manao kapoty ( tsy mety hoy ny Papa )
- ao no mihinana pillules na isan\'andro na du lendemain .
- ao ny mampiasa spermicide
- ao ny manao sterilet

Samia maka ny anjarany aby arak\'izay conviction-ny fa tsy an-katerena akory.

Am-pitiavana ,\'Zay fotsiny !! dia milamina ny tany.
99. Fody ( 03/11/2007 15:25)
- Tsy ny farmasiana katolika rehetra no tsy manaiky mivarotra ireo fanafody ireo fa vitsy dia vitsy.

Mba omeo hoe ny chiffre ilazanao fa vitsy dia vitsy ireo?
Raha vitsy ireo tsy niseho ny olana.
- Tsy teren'ny fanjakàna izy ,raha izay no safidiny ary raha pharmacie privé no iasàny ,raha azy ilay farmacie fa tsy mpiasa ao izy .

Mba manaraha vaovao. Raha io lazainao io no zava-misy marina dia tsy nisy ny olana.
- Raha farmasiana miasa any amin'ny hôpitaly publique indray izy dia voatery satria izay no déontolodie-n'ny hopotaly publique : Porter secours à autrui sans distinction de race , ni de religion.Ka raha ohatra ka tsy mety amin'ny fisainany na ny fivavahany ilay izy dia miala ao ary manangana ny azy .

Aza adino fa ny dokotera (sy ny toa azy) dia nanome teny ny hoe: hamelona fa tsy hamono. Ary na any amin'ny firenena manaiky ny fanalan-jaza aza dia mbola misy resaka lava be vao afaka manao izany. Ny dikany dia satria: famonon'olona io.
- Ilay hoe "Volontaire" ao amin'ilay hoe :IVG dia libre choix no dikany izany hoe ianao no mahalala ny fiantraikany ,ianao no mahalala ny fiainanao ,ianao no maka ny safidinao ,ary ianao no mi-assumer ilay safidy .Soa anefa fa misy ireo structure atolotra mba ahamasaka ny fanapahan-kevitra .

Dia mba omeo ny famaritana ny atao hoe: liberté. Inona no ampiasana azy.
Moa ny liberté-n'ny olona ve midika ho fahafahana manao izay tiana hatao fotsiny?
Amin'i Pissoa izany manamarina ny famonoana olona rehefa i Jehovah no naniraka an'i Josoa ( digne heritier de Moise) hanafika ireo tanàna izay nomen'i Jehovah Andriamanitra azy ,ka namonoany ireo olona nonina tao ? Amin'izay novonoina daholo na lahy ,na vavy , eny fa na ireo zaza minono aza ? Manginy fotsiny ireo biby rehetra ?
Misy koa ao amin'ny didy hoe : aza mangalatra ,nefa i Josoa nahazo alàlana tamin'iJehovah hanao "butin de guerre " izay zavatra azo alaina amin'ireo tanàna ireo ?
Justifier- nao ve ireo rehetra ireo satria izay no didin' andriamanitra ?

Aza adino fa misy ny fandraisana diso ny endrik'Andriamanitra ao amin'ny testamenta taloha. Raha ny tena marna izay notorian'i Kristy dia ny hoe: Fitiavana izy. Ny fahaveloman'ny olona no sitrany fa tsy ny fahafatesany.

Farany: raha olona mba mandalina ny atao hoe: filosofia ianao dia tsy hitsipotsipona teny fotsiny fa handalina sy hanakatra izay tian'ny teny lazaina.

100. Fody ( 03/11/2007 15:26)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1392