Farmaciste catholique

101. ikaretsaka ( 03/11/2007 17:02)
fody: mankalaza e
Rabilabila: tsy azoko: Ireo miresaka aminao anie "Kristianina" fa tsy "Josoa-nina" e!
102. tywa68 ( 03/11/2007 17:34)
Pissoa sy Fody : aza misendoatra fa tsy hampiova n'inona² hoa ny famerenana hoe famonoana na tsia ! satria tsy mitovy ny fijery azy ; indrindra ny antony mampanao an'izany !

Rehefa tsy mety @ ingahy pharmacien katolika ny mivarotra an'io d tsy manao pharmacien izy satria betsaka ny fanafody azo hamonoana amidiny akoatran'ireo tsy zakan'ny sainareo. Rehefa tsy hay fotsiny ny maka an'ilay fanafody d efa poizina mamono, d ahoana ? azo amidy ihany ve ? :lol:

Ohatran'ny guerre ihany io : mamono ny basy fa toa mbola hamidy ! d ahoana ? tsy tokony hisy intsony ny guerre satria efa tany mandroso ? Nihena ve ny maràtra sy maty ?

Aza diso cible hanome lesona an'i tywa fa efa fantatro hoe aiza ny tiako haleha.:lol::-*
103. rabilabila ( 03/11/2007 17:45)

Ika>>
Ka ilay :tsy hitondra fiadanana aho fa hitondra sabatra izany no tokony lazaiko ? Sa azo lazaina indray hoe tsy matio-ista ,ary ilay resaka ao amin'ny apokalypse hoe :lozan'izay vehivavy bevohoka sy mitaiza..........?

Ka rehefa tsipahina ny testamenta taloha dia amin'ny ankapobeny fa tsy izay mi-arrange ihany no raisina ,sa tsy izany moa ry Ika ?:wink:

Ary aza mora tezitra moa ry Zalahy sy ry Zavavy isany a!! Tsy mety amin'ny fo ny miakatra adrénaline be loatra , efa milentika ny masoandro fa raha tezitra eo ianareo dia lasa rahampitso hariva milent-masoandro indray vao milamina eo anatrehan'ny tompo . Izaho aloha tsy te- ho-responsable amin'izany e!!:oops:
104. pissoa ( 03/11/2007 18:17)
Fody misaotra !

[QUOTE]Pissoa sy Fody : aza misendoatra fa tsy hampiova n'inona² hoa ny famerenana hoe famonoana na tsia ! satria tsy mitovy ny fijery azy ; indrindra ny antony mampanao an'izany !
[/QUOTE]
Aminao angamba no tsy mampiova na inona na inona ny teninay eto. Aminao angamba no tsy mahasakana ny fanalana zaza ny fahafantarana fa famoana olona izany. Saingy tsy ianao irery no mpamaky. :wink:
Ny zavatra tsy hiova kosa dia izao : rehefa maty novonoina ny zaza dia maty. Tsy miankina amin'ny antony namonoana azy io, ary tsy miankina amin'ny "fijerin'ny tsirairay tsy mitovy" :-D:-D:-D
Rehefa tsy mety @ ingahy pharmacien katolika ny mivarotra an'io d tsy manao pharmacien izy satria betsaka ny fanafody azo hamonoana amidiny akoatran'ireo tsy zakan'ny sainareo. Rehefa tsy hay fotsiny ny maka an'ilay fanafody d efa poizina mamono, d ahoana ? azo amidy ihany ve ?

Ny fanafody amidy dia samy manana ny tanjony daholo. Misy contre-indication koa amin'ny fanafody isan-karazany hoe raha izao dia tsy azo hanina ; misy soratra hoe raha izao dia manantona mpitsabo haingana ; misy ny sasany hoe tsy azo hanina misesy na maharitra loatra sns. Rehefa tsy mahay mamaky teny, na tsy mahay mandray ilay fanafody, dia manontany ny pharmaciens fa raha tsy diso aho dia nianatra izy ireny vao tonga pharmaciens. :-D Ankoatra izay, ny fanafody amidy dia misy fanaraha-maso aloha hoe azo amidy ity na tsia. Fehiny : Hamonjena no tanjona amin'ireny fanafody ireny, ary efa betsaka ny andraikitra raisin'ny olona isan'ambaratongany hialana amin'ny loza rehetra mety mitranga.

Ny fanalana zaza kosa, vao manomboka tonga dia hoe hamono zaza no tanjony. Tsisy fanazavana lava be :-D

Minoa ahy ianao fa raha misy olona tonga any amin'ny pharmacie, miteny hoe omeo an'izao aho hamonoako an-dranona ... dia tsy hanome ilay pharmaciens. Ny pharmaciens hafa koa mety tsy hanome na tsy Katolika aza izy :wink::-D
105. ikaretsaka ( 03/11/2007 18:18)
rabilabila:


Ika>>
Ka ilay :tsy hitondra fiadanana aho fa hitondra sabatra izany no tokony lazaiko ? Sa azo lazaina indray hoe tsy matio-ista ,ary ilay resaka ao amin'ny apokalypse hoe :lozan'izay vehivavy bevohoka sy mitaiza..........?

Ka rehefa tsipahina ny testamenta taloha dia amin'ny ankapobeny fa tsy izay mi-arrange ihany no raisina ,sa tsy izany moa ry Ika ?:wink:

Ary aza mora tezitra moa ry Zalahy sy ry Zavavy isany a!! Tsy mety amin'ny fo ny miakatra adrénaline be loatra , efa milentika ny masoandro fa raha tezitra eo ianareo dia lasa rahampitso hariva milent-masoandro indray vao milamina eo anatrehan'ny tompo . Izaho aloha tsy te- ho-responsable amin'izany e!!:oops:


Izay indrindra! raha izay aho dia manaiky indray ka,
fa aza adino koa ilay hoe tsy tonga handrava aho fa tonga handravona sy hanatanteraka :wink: rehefa hanao izy rehetra

Fa hs kely!
Mahafinaritra ny miady hevitra aminao satria ianao tonga dia mivantana any @ ilay tianao hahatonhavana sy tsy be toriteny nefa manana arguments marim-pototra:D
106. rabilabila ( 03/11/2007 19:23)
Fody a!! Raha momba ilay fara-teny kely etsy amin\'ny farany aloha dia izao:
- fanapaha-kevitro manokana ny hino na tsy hino ary tsy noterena aho na novozonana.
- Ary intellectuellement parlant ,tsy possible ho ahy ny hitsipaka hevitra raha toa ka tsy navadiko imbetsaka ,nodinihiko ,nofakafakaiko ,nolanjalanjaiko,....iny hevitra iny ,eny fa na dia hisy impact amin\'ny fiaraha-monina eo anivon\'ny fianakaviana aza ,ary assummer-ko tanteraka izany .Soa ny iray tam-po amiko sy ny ray aman-dreniko fa notinaiza tao anatin\'ny fahalalàn-tsaina ka dia tsy misy manenjika ahy amin\'iny .Ny zavatra ataoko no hitsaràna ahy fa tsy ny zavatra eritreretiko .
Raha miteny aho momba ny baiboly , na ny evanjily dia afaka milaza aho fa betsaka ny tantara ao izay tsy misy fomba fi-interpreter-na azy hafa ,misy recit-n\'ny epopée ao ( Moise sy Josoa sns ohatra) ,misy paraboles betsaka koa ( na d\'accord ianao na tsy d\'accord amin\'ny fomba fazahoanao azy ),efa nilaza ary aho tany amin\'ny sujet hafa tany hoe :misy \"fahendrena \" fa amiko fotsiny (izay no mahasamihafa ahy aminareo ) dia tsy manana caractères divins , fa purement humain izay nolovaina tamin\'ireo sivilizasiona marobe talohan\'ny nanoratana ny baiboly ( sumeriana,babyloniana,ejypsiana,perse.....).

Raha momba ny adi-hevitra eto indray dia izao ,Ny position\'i Benoît alias Ratzinger dia position\'olombelona ,je peux comprendre (sans être d\'accord) sachant que c\'etait le gardien de la doctrine et de la foi (ex-tribunal d\'inquisition izay nandoro velona olona tsy tambo isaina nandritry ny taon-jato maro). Naka ny décision-ny izy amin\'ny maha-autorité azy eo anatrehan\'ny catholique . Bien sûr manentana ny katolika izy na dokotera izany na farmasiana , na Fody , na Piste , na Ikaretsaka hizara izany .Soit!!! Ce que vous semblez oublier c\'est que seul l\'Etat du Vatican (il me semble )est catho donc les citoyens du Vatican se doivent de suivre les lois du Vatican ; les autres etats ( izay mety ny majoritén\'ny mponina ao aminy toa i Pologne dia katolika) qui se disent laiques ont leurs propres lois et droits (civils , pénaux,administratifs....)donc tout citoyen est tenu par ces droits . Ny tiako lazaina dia tsy religion d\'Etat ny Catholicisme na ny kristianisme na dia kristianina aza ny ankabeazan\'ny mponiny.

Tiako ho-marihina koa ireo commité d\'ethique misy prêtre sy pasteur ,biologiste geneticien ,sy siantifika en géneral ,legislateur ...mba hanome \"cadre \" amin\'ilay fivarotana fanafody sy ny IVG .
Tsy d\'accord amin\'io ianareo ? zo-nareo tokoa izany fa ny faniriako fotsiny dia tsy hi-se radicaliser ianareo toa ireo association any Canada na US ka handeha hamono Dokotera na hanapoaka hopitaly ....

Tywa>>> Tiako be ilay exemple Basy sy tafondro :lol:

107. rabilabila ( 03/11/2007 19:29)
Ika>>
Tsy hitako ilay teninao raha tsy izao . Misaotra:oops:
108. piste ( 03/11/2007 20:01)
Rehefa tsy mety @ ingahy pharmacien katolika ny mivarotra an'io d tsy manao pharmacien izy satria betsaka ny fanafody azo hamonoana amidiny akoatran'ireo tsy zakan'ny sainareo. Rehefa tsy hay fotsiny ny maka an'ilay fanafody d efa poizina mamono, d ahoana ? azo amidy ihany ve ?


Mba nisaina tsara ve ianao vao namoaka an'io, sa fitia tsy te-ho resy tohika fotsiny ?
Aza taritina ambany be ohatr'io ny resaka fa manjary manambany ny tenanao ihany ianao.

Ohatran'ny guerre ihany io : mamono ny basy fa toa mbola hamidy ! d ahoana ? tsy tokony hisy intsony ny guerre satria efa tany mandroso ? Nihena ve ny maràtra sy maty ?


Angah ny Fiangonana no mivarotra fitaovam-piadiana. Mba situer @ tokony ho izy ho'aho ny resaka fa aza miteniteny foana.
109. rabilabila ( 03/11/2007 20:24)
Raha ilay resaka basy indray dia izao :

Mety tsy ny fiangonana no mivarotra ,ary tsy ny fiangonana mihitsy mantsy e!! Fa saingy matetika kristianina ( ohatra :i Dabeuliou).

Fa saingy izao : Alohan'ny handehanan'ireo miaramila eny amin'ny sahan'ny ady dia miara-mivavaka aloha ireo miaramila ( tsy mampaninona ahy iny à la limite ) saingy kosa , tonga ireto prêtres na Pasitera manamasina ireto fitaovam-piadiana .
Ka rehefa mamono "civils" moa dia lazaina hoe " dommages collatéraux " .

Fa nahoana no tsy milaza hoe namono olona aho ? fa lazaina hoe "dommages collatéraux" ?

Satria no -decreter -n'ny olombelona fa guerre du bien contre le mal .

Et qui a défini ce qui est bien et ce qui est mal ?

Ny olona puissant ihany , na koa ireo milàza ny tenany fa mitàna ny fahamarinana .

Fa iza no nilaza fa ny azy no fahamarinana ?
anankiroa no valiny :

1) Efa voalaza ao anatin'ny tenin'andriamanitra ( livre revelé)
2) La raison du plus fort est toujours la meilleure .

Ka asa re!!!
110. tywa68 ( 03/11/2007 20:31)
Piste : iza no miteniteny foana aloha isika e ? resy doika @inona ? f'angaha tsy manontany ny hevitro enao dia nomeko valiny hoe rehefa tsy tia ny asany ingahy pharmacien, dia miova ; d inona no olana @izany ? hay manambany tena ny miresaka @ nao :-P tsy maninona fa madio ny saiko, ary iriko ho ohatr'izay ny anao.:lol:

Pissoa sy Fody : avereno vakiana h@voalohany ny nosoratako fa tsy hamerina in-10 an'ireo aho :lol:

Rabilabila : marina mihitsy f'ireny mpanenjika ireny no mahavita pires aza : samia mieritreritra fa tsy hitsara be fahatany e :wink:
111. pissoa ( 03/11/2007 21:21)
Pissoa sy Fody : avereno vakiana h@voalohany ny nosoratako fa tsy hamerina in-10 an'ireo aho

Raha ireo koa no mbola ho averin-njy eo na in-100 aza fa tsy im-10 dia tsy interessant tsony satria efa voavaky sy voavaly :-D:-D:-D:-D:-D

Ary aza miafina ao ambadik'io hoe manenjika io hoa ! Tsy misy manamarina ny famonoana olona mihitsy na inona ataon'ny hafa na inona. :-D
112. rabilabila ( 03/11/2007 22:32)
ireto angamba misy valiny azo omena ary ny AFPC = association française de pharmaciens catholiques (ireo izay novorian'i Benoît) no nandefa azy tany amin'ny gazety:

.............................................................
Le code d’éthique rédigé par la Fédération Internationale des Pharmaciens mentionne dans son article 9 que le pharmacien en cas de conflit avec des croyances morales personnelles doit assurer la continuité des soins en adressant le demandeur à un autre pharmacien.......................................................il est aussi impératif de prendre en compte la singularité de chaque situation humaine. La conscience morale ne peut occulter ce que chaque personne et son histoire ont d'unique au monde sous peine d'irréalisme. Et c'est dans l'articulation de ces trois dimensions égales en importance que peut se faire un choix juste.


.......Le principe de respect du plus faible. Ce principe sur lequel s’est bâti notre civilisation a été largement exprimé dans la Bible puis repris dans la Déclaration des Droits de l’Homme. Il concerne l’enfant à naître et la femme en difficulté, qu’elle soit jeune ou déjà mère de famille, dans l’incapacité d’affronter le risque d’une grossesse.
La responsabilité du chrétien pharmacien, tant humaine que professionnelle, devrait se manifester :
en accueillant avec discrétion la personne demandeuse (ou le couple).
en tentant par un dialogue ouvert de comprendre sa situation sociale et d’évaluer ses acquis concernant son cycle de fertilité.
en lui donnant, de manière simple, les informations à connaître sur ce type de médicament, pour lui permettre, en toute liberté et conscience, de prendre une décision.
....................................................
113. ikaretsaka ( 04/11/2007 01:20)
Le principe de respect du plus faible. Ce principe sur lequel s’est bâti notre civilisation a été largement exprimé dans la Bible puis repris dans la Déclaration des Droits de l’Homme

ny "plus faible eto aloha dia ilay zaza an

La responsabilité du chrétien pharmacien, tant humaine que professionnelle, devrait se manifester :
en accueillant avec discrétion la personne demandeuse (ou le couple).
en tentant par un dialogue ouvert de comprendre sa situation sociale et d’évaluer ses acquis concernant son cycle de fertilité.
en lui donnant, de manière simple, les informations à connaître sur ce type de médicament, pour lui permettre, en toute liberté et conscience, de prendre une décision...................................................


dia izay ilay Morale sy conscience, dia ampitaina, azavaina... konfesy ange izany no atao'ny farmasianina fa izy tsy manome sakramenta fotsiny e:wink:
i
114. tywa68 ( 04/11/2007 08:01)
misaotra an'i Rabilabila @io texte nentiny io.

Le principe de respect du plus faible. Ce principe sur lequel s’est bâti notre civilisation a été largement exprimé dans la Bible puis repris dans la Déclaration des Droits de l’Homme. Il concerne l’enfant à naître et la femme en difficulté, qu’elle soit jeune ou déjà mère de famille, dans l’incapacité d’affronter le risque d’une grossesse.


Hitantsika eto fa tsy ny zaza ihany no jerena fa ny vhv koa.

115. piste ( 04/11/2007 09:28)
Raha tsy azon'ny Tywa68 ny fanontaniako dia : ahoana ny hevitrareo momba io ?
Dia boribory ny valin-teninao hoe:
Rehefa tsy mety @ ingahy pharmacien katolika ny mivarotra an'io d tsy manao pharmacien izy satria betsaka ny fanafody azo hamonoana amidiny akoatran'ireo tsy zakan'ny sainareo. Rehefa tsy hay fotsiny ny maka an'ilay fanafody d efa poizina mamono, d ahoana ? azo amidy ihany ve ?


Tsy fanehoan-kevitra na valin-teny misokatra @ adi-hevitra no ataonao fa Décision avy hatrany.

Raha vao tsy mety aminareo dia aza mivarotra. Izay no atao hoe : intollérance.Dia izay koa moa no navalin'ny Fanjakana jadona azy ireo.
Ary ny fanontaniako tsy mbola voavaly dia hoe: maninona rah ny katòlika no maneho hevitra dia iazakazahana toherina na marina io na tsia. Jereo izao ny Boucher na hotel musulman tsy manaiky mivarotra henan-kisoa, tsy misy manan-kiana, tsy misy mitsikera. Ary tsymisy miteny hoe : rehefa tsy mety aminareo ny mivarotra henan-kisoa dia aza akatony ny Restaurant-nareo.

Asa mba lòjika @ hevitsika ihany isika @ izao.

116. tywa68 ( 04/11/2007 09:35)
Piste : manome anao ny hevitro aho. Dia aza raisina raha tsy mety aminao.:lol:
Ny hevitro momban'ilay position n'ingahy pharmacien : miova asa hampandry ny conscience-ny.
117. pissoa ( 04/11/2007 09:41)
Tywa68 : fa ny mamono zaza = mijery ilay vehivavy fotsiny :-D:-D:-D

Mbola tsy avy namaky ilay article aho, fa ny article tokana nahitako io texte nomen'i Rabilabila io dia tsy nisy soratra mihitsy tao anatiny hoe : Benoit - na Benedict - na Pape - na Pope - na Portugal sns ! Ny hitako koa dia communique efa tamin'ny 1999 - 2005 ary 2006 no tao.

Mba alefaso ny rohy azafady raha misy.
118. piste ( 04/11/2007 09:44)
Ankoatr'izay ity koa angamba misy texte
n'i Papa milaza mazava ny vocatin première ny Pharmaciens catholiques, sy ny droit tokony hananany.


ROME, Lundi 29 octobre 2007 (ZENIT.org) – Benoît XVI défend le droit des pharmaciens à l’objection de conscience, à l’occasion de l’audience qu’il a accordée ce matin au Vatican aux congressistes du 25e congrès international des Pharmaciens catholiques.

Le thème de ce congrès est : « Les nouvelles frontières de l’acte pharmaceutique ».

« Dans le domaine moral, votre Fédération est invitée à affronter la question de l’objection de conscience, qui est un droit qui doit être reconnu à votre profession, vous permettant de ne pas collaborer, directement ou indirectement, à la fourniture de produits ayant pour but des choix clairement immoraux, comme par exemple l’avortement et l’euthanasie », affirme le pape dans le discours suivant aux congressistes.

Monsieur le Président,
Chers Amis,

Je suis heureux de vous accueillir, vous les membres de Congrès international des Pharmaciens catholiques, à l’occasion de votre vingt-cinquième Congrès, qui a pour thème: «Les nouvelles frontières de l’acte pharmaceutique». Le développement actuel de l’arsenal médicamenteux et des possibilités thérapeutiques qui en découlent nécessite que les pharmaciens réfléchissent sur les fonctions de plus en plus larges qu’ils sont appelés à avoir, en particulier en tant qu’intermédiaires entre le médecin et le patient; ils ont un rôle éducatif auprès des patients pour un usage juste de la prise médicamenteuse et surtout pour faire connaître les implications éthiques de l’utilisation de certains médicaments. Dans ce domaine, il n’est pas possible d’anesthésier les consciences, par exemple sur les effets de molécules ayant pour but d’éviter la nidation d’un embryon ou d’abréger la vie d’une personne.
Le pharmacien doit inviter chacun à un sursaut d’humanité, pour que tout être soit protégé depuis sa conception jusqu’à sa mort naturelle, et que les médicaments remplissent véritablement leur rôle thérapeutique.
D’autre part, nulle personne ne peut être utilisée, de manière inconsidérée, comme un objet, pour réaliser des expérimentations thérapeutiques; celles-là doivent se dérouler selon des protocoles respectant les normes éthiques fondamentales. Toute démarche de soin ou d’expérimentation doit avoir pour perspective un éventuel mieux-être de la personne, et non seulement la recherche d’avancées scientifiques. La poursuite d’un bien pour l’humanité ne peut se faire au détriment du bien des personnes traitées.
Dans le domaine moral, votre Fédération est invitée à affronter la question de l’objection de conscience, qui est un droit qui doit être reconnu à votre profession, vous permettant de ne pas collaborer, directement ou indirectement, à la fourniture de produits ayant pour but des choix clairement immoraux, comme par exemple l’avortement et l’euthanasie.


Il convient aussi que les différentes structures pharmaceutiques, des laboratoires aux centres hospitaliers et aux officines, ainsi que l’ensemble de nos contemporains, avaient le souci de la solidarité dans le domaine thérapeutique, pour permettre un accès aux soins et aux médicaments de première nécessité de toutes les couches de la population et dans tous les pays, notamment pour les personnes les plus pauvres.

En tant que pharmaciens catholiques, puissiez-vous, sous la conduite de l’Esprit saint, puiser dans la vie de foi et dans l’enseignement de l’église les éléments qui vous guideront dans votre démarche professionnelle auprès des malades, qui ont besoin d’un soutien humain et moral pour vivre dans l’espérance et pour trouver des ressorts intérieurs qui les aideront au long des jours. Il vous revient aussi d’aider les jeunes qui rentrent dans les différentes professions pharmaceutiques à réfléchir sur les implications éthiques toujours plus délicates de leurs activités et de leurs décisions. Pour une telle démarche, il importe que se mobilisent et se rassemble l’ensemble des professionnels catholiques de la santé et les personnes de bonne volonté, pour approfondir leur formation non seulement sur le plan technique, mais aussi en ce qui concerne les questions de bioéthique, ainsi que pour proposer de telles formations à l’ensemble de la profession. L’être humain, parce qu’il est image de Dieu, doit toujours être au centre des recherches et des choix en matière biomédicale. De même, le principe naturel du devoir d’apporter des soins au malade est fondamental. Les sciences biomédicales sont au service de l’homme; si tel n’était pas le cas, elles n’auraient qu’un caractère froid et inhumain
message
. Tout savoir scientifique dans le domaine de la santé et toute démarche thérapeutique sont au service de l’homme malade, considéré dans son être intégral, qui doit être un partenaire actif de ses soins et respecté dans son autonomie.

En vous confiant, ainsi que les malades que vous êtes amenés à soigner, à l’intercession de Notre-Dame et de saint Albert le Grand, je vous accorde, ainsi qu’à tous les membres de votre Fédération et à vos familles, la Bénédiction apostolique.

[© Copyright 2007 : Libreria Editrice Vaticana - Texte original : français]




119. pissoa ( 04/11/2007 09:45)
Piste:
Raha vao tsy mety aminareo dia aza mivarotra. Izay no atao hoe : intollérance.Dia izay koa moa no navalin'ny Fanjakana jadona azy ireo.
Ary ny fanontaniako tsy mbola voavaly dia hoe: maninona rah ny katòlika no maneho hevitra dia iazakazahana toherina na marina io na tsia. Jereo izao ny Boucher na hotel musulman tsy manaiky mivarotra henan-kisoa, tsy misy manan-kiana, tsy misy mitsikera. Ary tsymisy miteny hoe : rehefa tsy mety aminareo ny mivarotra henan-kisoa dia aza akatony ny Restaurant-nareo.

Satria ny Katolika tsara fanahy mitandro aina dia azo atao an'zany ngambany =))=))=))
120. piste ( 04/11/2007 09:50)
Tywa, tsy @ hoe mety na tsy mety amiko ny pbl fa ilay izy pauvre be no sady partiel. Asa mba ahoana ny hevitrao mikasika io fanontaniana mikasika ny boucherie na restaurant musulman io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1383