Farmaciste catholique

61. piste ( 02/11/2007 21:12)
Aza dia mandray an-tendrony loatra ry bosista.
Ny antony hanaovana firaisana dia tsy voatery ho @ fiterahana foana. Fa ao koa ny fifankahalalana, fifanakalozana,fanehoam-pitiavana, sns.
Anjarantsika ny mifehy azy tsy hanao izany @ andro tsy tokony hanaovana azy raha toa ka tsy te hiteraka.
Afaka mifehy ny natiora isika fa tsy mamono azy.
62. cutie ( 02/11/2007 21:29)
Ny antony hanaovana firaisana dia tsy voatery ho @ fiterahana foana. Fa ao koa ny fifankahalalana, fifanakalozana,fanehoam-pitiavana, sns.
Anjarantsika ny mifehy azy tsy hanao izany @ andro tsy tokony hanaovana azy raha toa ka tsy te hiteraka.
Afaka mifehy ny natiora isika fa tsy mamono azy.

zao ahahay mbo misy zavatra azo raisina :lol:
63. ikaretsaka ( 02/11/2007 21:51)
piste:

Aza dia mandray an-tendrony loatra ry bosista.
Ny antony hanaovana firaisana dia tsy voatery ho @ fiterahana foana. Fa ao koa ny fifankahalalana, fifanakalozana,fanehoam-pitiavana, sns.
Anjarantsika ny mifehy azy tsy hanao izany @ andro tsy tokony hanaovana azy raha toa ka tsy te hiteraka.
Afaka mifehy ny natiora isika fa tsy mamono azy.



AMDG ^:^
64. fijo ( 02/11/2007 22:30)
ika,le resaka US,io lazain'ise io no tiako lazaina .hoe arakaraky ny etat io.

ary aleo hazava aloha fa rah any olona manda ity fanalana zaza ity dia vitsy noho ny manaiky.

piton,ie,amiko tsy misy andriamanitra.fa ny olona no mitondra ny vatany.sy miahy azy
65. fijo ( 02/11/2007 22:37)
izao e,misy milaza fa famonoan aolonany manala zaza.
inoan no atao hoe olona.

raha ny lalana ny atao hoe olona dia /
afaka miaina."viable"
manana anarana.
ary efa misy saina.(na dia marary saina aza,efa misy saina izany)
ny zaza esorian io ve efa misy ireo rehetra ireo???tsia,noho izany azo esorina raha mbola aradalana le fotoana.
le izy aza terena fotsiny hoe satriany finoanay milaza fa;dia izahay koa hisain afa.
i tywa izao mino tsara nefa afaka mamelatra ny sainy kokoa hijery ny zavamisy hiainany.

milaza i fody fa tsy fandrosoana ny famelana hanalazaza,azafady anaka,fa tamin'ny andron'ny tsy fandrosoana io no nolavina ,fa izao efa mandroso izao dia nekena io.

ary ireo be moraly ireo"milaza he tandremo ny tena"efa mba nahatandrina izany daholo ve ianareo???
66. cutie ( 02/11/2007 22:44)
efa resa-be nandalo teto io resaka abortion io.
Ny hevitro fotsiny de omeo safidy malalaka ny tsirairay @ ze decision ho raisiny.
67. fijo ( 02/11/2007 23:19)
eo indrindra ny olana.ireo tsy manaiky an'io dia manao ankeriny ny sasany tsy hisafidy izay tiany.izay no ratsy sy loza amin'ilay fahateren tsainan'ny vitsy anisa
68. cutie ( 02/11/2007 23:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
safidiny koa le ho tery saina koa
69. rabilabila ( 02/11/2007 23:38)


Fanontaniana mba manitikitika ahy :

Fa maninona no tsy hanaovana fety ny andro nipotran\'ny anjely tamin\'i Maria nilaza taminy fa bevohoka izy ?

Fa maninona ny anniversaire n\'i jesosy ihany no hanaovam-pety ?

Nisy piretra izay nanontaniana an\'io dia ny navaliny dia hoe :\"On appelle Noël la nuit de la naissance de Jésus Christ, où IL EST DEVENU HOMME\"

Izany hoe ny fahaterahana izany no mi-coincider amin\'ny maha-olona ?


Ary nareo tsy misy mamaly ny fanontaniako an!!:wink:
70. cutie ( 02/11/2007 23:44)
Fa maninona no tsy hanaovana fety ny andro nipotran'ny anjely tamin'i Maria nilaza taminy fa bevohoka izy ?

efa tafiditra ao anatin'le noely iny :-D
71. rabilabila ( 02/11/2007 23:54)
cutie ô!! Iza indray no ni-decreter an'izany ?

Andray !!! io ohatran'le hoe rhefa tonga ny annif-ko dia avoakan'i Mamanay daolo ny sariko tamin'ny mbola kely (na ilay pakalelo be iny aza).
Ny an'i jesosy rehefa tonga ny annif-ny dia manao arbadénoely dia manao tantara fa tsy ao anatin'ny noely iny akory ka!! :-D:-D
72. fijo ( 02/11/2007 23:55)
fa bevohoka iray andro ngaha ity maria ry cutie????
73. cutie ( 02/11/2007 23:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
anontanio an-dry zareo katolika fa za tsy mahay :-D
74. fijo ( 02/11/2007 23:58)
ka ry zareo tsy misy ita fa niala aby ko
75. cutie ( 03/11/2007 00:00)
i ika mbola io
76. ikaretsaka ( 03/11/2007 00:32)
raha mamaky ny magnificat rabila dia efa voalaza ao fa vao mnitsaika ny zaza di efa olona
77. fijo ( 03/11/2007 00:49)
ika an,ny olona ani edia ny saina no mampiavaka azy e.ny "tsaika"nefa tsy mbola ary an'io maha olona azy io
78. rabilabila ( 03/11/2007 01:04)
Izaho aloha mbola tsy namaky ilay magnificat fa efa nihaino ireo magnificat ,aleoko ny an'i Beethoven :wink:fa ny an'i Bach tsy ratsy koa kah!!

Ny tsy mampety an'izany ange ry Ika dia izao e:

Ilay magnificat ange dia tendancieux be e!! Boky na revue nosoratan'ny katolika ho an'ny katolika e!!Eritreritr'olombelona izany ilay izy .
Ankoatran'ny contradictions rehetra ao anatin'ny baiboly ( misy resaka indemnisation ara-bola na ara-panànana ho an'ilay vadin'olona "afa-jaza" izay ao)
Donky zegny tsy considérer-ny ho olona ilay embryon na foetus satria raha olona tokoa dia tokony tsy hisy ilay indemnisation ...sa?

Scientifiquement parlant indray mantsy dia izao:
ovule+spermatozoide manome blastocyste avy eo vao lasa embryon ( izay marihina fa tsy viable raha tsy misy matrice =ilay vehivavy ),avy eo vao lasa foetus (izay viable à partir d'un certain stade mais avec de l'acharnement thérapeutique et des souffrances probables),rehefa teraka vao lasa zazakely.

Izany hoe :ilay viable sy non viable no mi-determiner azy ary izay no bases de reflexion 'ny comité bioéthique ( siantifika ,filozofy ,piretra , pasitera ,legislatera ....no mi-composer azy).

Ankoatr'izay dia safidin'ny tsirairay ihany io ,ary aoka mba tsy ny pression sociale no hanery ny olona iray haka ilay fanapahan-kevitra fa ny conscience-ny.Dia ampiako an'ilay tsipona notsongainao tery ambony tery.:wink:
79. fijo ( 03/11/2007 01:08)
efa nalefako ery ambony ery io ry rabilabila,fa eh eh,sarotra e.
ny mpino anie hono toa ny bocho tafiditra anaty tavoahangy e.sarotra ny mamoaka azy rah atsy vakiana ilay tavoahangy
80. rabilabila ( 03/11/2007 01:12)
Sarotsa tokoa angamba ny miala amin'ny mahazatra ,resaka sécurité io ,ça peut se comprendre :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449