Farmaciste catholique

21. Fody ( 01/11/2007 22:34)

Dia mba misokafa kely fa tsy ao frantsa akory no izao tontolo izao!

Ka manan-jo ho velona ve ilay zazakely sa tsia? Valio fotsiny io.
22. fijo ( 01/11/2007 22:42)
dia azafady fa ao belgika io tsy crime koa.any europa avaratra io tsy izy koa.any US io maro ny firenena tsy manameloka azy.ka iza marinano mila misokatra???????le ianareo mboal fehezin'ny fisainana faha gola ve sa izay miatrika ny misy ankehitriny?????
raha ny soa hoan'ny reniny no jerena dia ny reniny aloa no harovana.raha tsy mboal te hitaiza ny reniny dia izy aloha n homena zo.izy no efa eo.ny anareo anie le tsy ita foan ano mahavoa anareo e
23. Fody ( 01/11/2007 22:59)

Mbola taraiky be ve ny firerena mahita fa famonona olona ny fanalan-jaza? Sao heverinao fa ny europeana rehetra, ny amerikana rehetra ... dia samy manaiky an'io daholo? Sa ireo manda dia olona fahagola aby, fa ny manaiky no olo-mandroso?

Raha ny fanekena ny famonona ny zaza tsy manan-tsiny ry namana no irerehavanao amiko hoe fandrosona dia aleoko ihany olona fahagola fa tsy maninona.
24. LazaDaddy ( 01/11/2007 23:40)
Marina ilay nambaran'i Rabilabila.

- Raha pharmacie katolika na private dia tsy azon'iza na iza terena hoe izao fanafody izao sy izao varotana.

- Raha ilay pharmacien(e) no katolika (fa tsy pharmacie) dia tsy mahazo manda mivarotra fanafody misy ao @ ilay pharmacie rehefa misy prescription. Ny azo atao dia na miala @ ilay pharmacie na mivavaka fa tsy manao bontolo
25. rabilabila ( 01/11/2007 23:49)
fanontaniana mipetraka:
-inona no atao hoe "zaza"?
-inona no atao hoe embryon?
-inona no atao hoe foetus?

Raha misy cas ohatran'izao ve dia ekenareo ny IVG:
-Raha sendra voaholana ilay zazavavy ka bevohoka
-Raha sendra tratran'ny aretina ny zaza an-kibo ka ny fitondràna vohoka hatramin'ny farany mety ahafaty ny reniny .
.................................................

Ary raha cas ohatran'izao indray :
Marary ilay zaza ary ny fanafody mety anavotana azy dia ny fampiasàna embryon (traitement génétique),avela hijaly ve ilay zaza velona sa hitady fanàfana ?

Farany : Inona no atao hoe "commission bioéthique" ary iza avy no mi-constituer io commission io ?Inona no valeur morale-n'io commission io ?

Ary aza adino fa droit io ,droit ho an'ny vehivavy hi-disposer ny tenany ,maro ireo vehivavy matimaty foana nohon'ny tsy fananany io droit io ,maro dia maro tokoa izireo ao Madagasikara na any Afrika na any Pologne ,eny fa na any US sy Australie ary Canada aza.Na ho an'ilay olona maka ilay fanapahan-kevitra aza efa mafy dia mafy ,ka raha ny fijeriko azy tsy mila ampiana "culpabilisation".


Ary ahoana ny fahitanareo ireo "actes" toa ny famonoana mpitsabo na fanapoahana hopitaly ataon'ny sasantsasany amin'ireo tsy manaiky ny IVG ?

26. LazaDaddy ( 02/11/2007 00:00)
rabilabila:
fanontaniana mipetraka:
-inona no atao hoe "zaza"?
-inona no atao hoe embryon?
-inona no atao hoe foetus?
- aina avy @ Andriamanitra
- aina avy @ Andriamanitra
- aina avy @ Andriamanitra

Hoy i Jesosy hoe: "tiavo ny manodidina anao" (ny eo @ fiaraha-monina, ny ao am-piasana, ny ao an-tsekoly, ny ao an-kibo, ny fahavalo, sns...)
27. rabilabila ( 02/11/2007 00:18)
Ary tsy mamaly ianao ,izaho tsy nanontany hoe :inona ny aina na avy aiza ny aina ?

Valio daholo ireo fanontaniana LD a!!

Raha raisiko mantsy ireo valiny nataonao ireo dia tokony tsy hiray amin'ny vadinao ianao raha tsy hiteraka satria na ny ovocytes na ny spermatozoide dia efa aina aby .
28. LazaDaddy ( 02/11/2007 01:16)
rabilabila>

Genesisy:
(Onana) dia nandraraka tamin'ny tany (tsiranoka) mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny. Ary ratsy teo imason'i Jehovah izay nataony; ka dia novonoiny koa izy.


Genesis:
he (Onan) spilled his semen on the ground to keep from producing offspring for his brother. What he did was wicked in the LORD's sight; so he put him to death also.
29. rabilabila ( 02/11/2007 01:52)
Raha azoko tsara izany io toko sy andininy io dia :

Tsy nety niray tamin'ny vadin'ny rahalahiny i Onana dia nariany tamin'ny tany ny semence-ny ,dia novonoin'i Jehovah i Onana satria tsy tiany izany .Sa don de sperme sy insemmination artificielle no tokony nataon'i Onana ?

Koa tsy loza ve izany ry LD ? Mamono olona koa izany i Jehovah ? Lalina indray iny r'ise .Marina e!!:o
30. ikaretsaka ( 02/11/2007 01:55)
"Why then hast Thou brought me out of the womb? Would that I had died and no eye had seen me! I should have been as though I had not been, carried from womb to tomb."
Job 10:18-19
against abortions za
fa mba te hi challenge an'i LD fotsiny hoe io izany ahoana raha resaka tsimpona baibolista ny atao:-P
31. LazaDaddy ( 02/11/2007 02:04)
ikaretsaka> tsy hitako izay ifandraisany...kay moa challenge ilay izy? :)
32. LazaDaddy ( 02/11/2007 02:09)
rabilabila:
Raha azoko tsara izany io toko sy andininy io dia :

Tsy nety niray tamin'ny vadin'ny rahalahiny i Onana dia nariany tamin'ny tany ny semence-ny ,dia novonoin'i Jehovah i Onana satria tsy tiany izany
Tsy izany ka, tena niray izy fa nararany t@ tany ny tsiranoka satria izy tsy te hiteraka (birth control hoy ny fomba fitenin'ny sasany azy), izay ilay halan'i Jehovah Andriamanitra :)
33. ikaretsaka ( 02/11/2007 02:13)
ka mananihany aho @ le tsimpotsimpona e... ahoana ny hevitrao amin'io.. mba notsimponiko tao koa manko io!:-D
ny tiako hahatongavana dia hoe @ maha ethics sy moral azy no tsy mampety ny abortions fa tsy hoe "satria voararan'ny baiboly" sraha izay dia hihazohazo eto isika satria sady misy pour ao no misy contre!
ao koa manko feno ireny ankandoandoatra kibom-behivavy ireny!8)
34. rabilabila ( 02/11/2007 02:16)
Andray !!! Azo atao izany ny miray amin'ny vadin'ny rahalahy raha tsy ariana ilay semence ?:o ,Iny indray no tsy hitako !! Dia fa nahoana loatra no novonoina izy e ?Aina koa ange ny azy e!!
35. LazaDaddy ( 02/11/2007 02:17)
ikaretsaka> tsy hitako mihitsy izay ifandraisany marina e! Sao dia jamba ary aho? :) Sady tsy dia rarahiako loatra raha vao resaka "challenge" izany fa ho lany fotoana eto ise :)
36. LazaDaddy ( 02/11/2007 02:20)
rabilabila:
Andray !!! Azo atao izany ny miray amin'ny vadin'ny rahalahy raha tsy ariana ilay semence ?:o ,Iny indray no tsy hitako !! Dia fa nahoana loatra no novonoina izy e ?Aina koa ange ny azy e!!
Vakio tsara aloha ilay voasoratra ao @ io contexte io :)


37. ikaretsaka ( 02/11/2007 02:22)
ka i LD manko tiatia io hoe "satria ho'zy ny Baiboly" io dia raha ataoko hoe "raha ho'zy koa ny Baiboly hoe" .. dia ahoana ?:-D

lazadaddy:
Tsy izany ka, tena niray izy fa nararany t@ tany ny tsiranoka satria izy tsy te hiteraka (birth control hoy ny fomba fitenin'ny sasany azy), izay ilay halan'i Jehovah Andriamanitra

AAAAAAAAAn?8O
38. LazaDaddy ( 02/11/2007 02:27)
ikaretsaka:
AAAAAAAAAn?8O
inona ny manelingelina ny mason'ise maha-jamba an'ise amin'io? :)


39. piton ( 02/11/2007 06:50)
Manao ona daolo e, amaly kely anao za fa enao oatry mievitra fa tsy misy Andriamanitra, satri ny fandrosoana hitanao any Frantsa ve no itenenanao reo zvt rehetra reo de avy eo bola asinao oe aty belgika. Aza miteni2 fona fa mba fidio ze avoka fa na ara-dalana io any Frantsa na aiza na aiza de tsy ara-dalana io eo imason'ilay Mpahary anao. Ra enao ve nampiasaina an'izany de velona teo?
Fanala-jaza na ny mitovy aminy de CRIME PARFAIT ka ny katolika efa nada an'izany fanala-jaza zany fona eny na de ny fampiasana kapoty ary fa reo no mapidi-bola hoan'ny fanjakana na (hoan'iolotokana)de ataony. Ny olona ko anefa tokony tsy hiteraka rehefa tsy maavelona zaza de ampy zay. FA ra aterakao le zaza de tokony vitanao zany. Maba eritrereto ze teny avoka @ manaraka ry Lery e

fijo:

dia azafady fa ao belgika io tsy crime koa.any europa avaratra io tsy izy koa.any US io maro ny firenena tsy manameloka azy.ka iza marinano mila misokatra???????le ianareo mboal fehezin'ny fisainana faha gola ve sa izay miatrika ny misy ankehitriny?????
raha ny soa hoan'ny reniny no jerena dia ny reniny aloa no harovana.raha tsy mboal te hitaiza ny reniny dia izy aloha n homena zo.izy no efa eo.ny anareo anie le tsy ita foan ano mahavoa anareo e



40. Fody ( 02/11/2007 09:19)

rabilabila: aza afangaro mihitsy ny fanalan-jaza an-tsitra-po sy ny fanalan-jaza noho ny aretina na ny sahala amin'izany.

Ny iray voalohany dia noho ny fitiavan-tenan'olombelona no mahatonga azy.

Ny iray faharoa kosa dia noho ny tsy fidiny.

Fanontaniana tsy nisy namaly: Moa manan-jo ho velona ve ny zazakely ao an-kibo sa tsia?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5354